Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 9:1     Alignment score: 0.32
But Saul , still speaking threats even of murder against the disciples of the Lord , went to the high priest
Fa i Saoly , dia mbola niteny fandrahonana foana eny fa na hatramin ' ny famonoana manohitra ireo mpianatry ny Tompo aza , nandeha tany amin ' ny mpisoronabe


ACT 9:2     Alignment score: 0.381
and asked him for letters for the synagogues
in Damascus , so that if he found any who belonged to the Way , whether men or women , he might bring them bound to Jerusalem .
ary nanontany azy ireo taratasy ho an'ireo synagoga tao Damaskosy , ka raha mahita na iza na iza eo amin ' ny Lalany izy , na lehilahy na vehivavy , dia entiny hifatotra any Jerosalema izy ireo .
ACT 9:3     Alignment score: 0.436 → 0.436
As he was traveling , it happened that as he came near to Damascus , suddenly there shone all around him a light out of heaven ;
Raha mbola nandeha izy , dia izao no nitranga rehefa tonga teo akaikin'i
Damaskosy izy , tampoka teo dia nisy hazavana namirapiratra nanodidina azy avy any an - danitra ;
ACT 9:4     Alignment score: 0.495 → 0.495
and he fell upon the ground and heard a voice saying to him , " Saul , Saul , why are you persecuting me ? "
ary nianjera tamin ' ny tany izy ka nandre feo niteny taminy hoe : " Saoly , Saoly , nahoana ianao no manenjika ahy ? "
ACT 9:5     Alignment score: 0.586
Saul replied , " Who are you , Lord ? " The Lord said , " I am Jesus , whom you are persecuting ;
Saoly namaly hoe : " Iza ianao , Tompo ? " Hoy ny Tompo : " Izaho no Jesosy izay enjehinao ,
ACT 9:6     Alignment score: 0.317
but rise
, enter into the city , and it will be told you what you must do . "
fa mitsangàna , midira ao amin ' ny tanàna , ary ho lazaina aminao izay tsy maintsy ho ataonao . "
ACT 9:7     Alignment score: 0.415
The men who traveled with Saul stood speechless , hearing the voice , but seeing no one .
Ny lehilahy izay niara - dia tamin'i Saoly dia nijoro tsy nahateny , nandre ny feo , fa tsy nahita an ' iza na iza .
ACT 9:8     Alignment score: 0.458 → 0.459
Saul arose
from the ground , and when he opened his eyes , he could see nothing ; so they led him by the hand and brought him into Damascus .
Nitsangana avy tamin ' ny tany i Saoly , ary rehefa nanokatra ny masony izy , dia tsy afaka nahita na inona na inona izy ; ka notantanan'izy ireo tamin ' ny tanany izy ary nentina tany Damaskosy .
ACT 9:9     Alignment score: 0.393 → 0.401
For three days he was without sight , and he neither ate nor drank
.
Tsy nahiratra izy nandritry ny telo andro , ary tsy nihinana izy no sady tsy nisotro .
ACT 9:10     Alignment score: 0.62
Now there was a disciple
at Damascus named Ananias . The Lord said to him in a vision , " Ananias ! " He said , " See , I am here , Lord . "
Ary nisy mpianatra tao Damaskosy antsoina hoe Ananiasy . Niteny taminy tamin ' ny fahitana ny Tompo : " Ananiasy ! " Hoy izy : " Indro , inty aho , Tompo . "
ACT 9:11     Alignment score: 0.415
The Lord said to him , " Arise , and go to the street which is called Straight , and at the house of Judas ask for a man from Tarsus named Saul , for he is praying .
Niteny taminy ny Tompo : " Mitsangàna , ary mandehana any amin ' ny lalana izay antsoina hoe Mahitsy , ary rehefa ao an - tranon'i Jodasy dia mangataha amin'ilay lehilahy avy any Tarsosy antsoina hoe Saoly , fa mivavaka izy .
ACT 9:12     Alignment score: 0.388
He has seen in a vision a man named Ananias coming in and laying his hands on him , so that he might see again . "
Efa nahita tamin ' ny fahitana ny fihavian ' ny olona antsoina hoe Ananiasy izy ary hametraka ny tanany eo aminy , ka mety hahita indray izy . "
ACT 9:13     Alignment score: 0.485
But Ananias answered , " Lord , I have heard from many about this man , how much harm he has done to your holy people in Jerusalem .
Fa namaly Ananiasy hoe : " Tompo , efa nandre tamin ' ny maro momba io olona io aho , mahakasika ny ratsy nataony tamin ' ny olonao
masina tao Jerosalema .
ACT 9:14     Alignment score: 0.298
He has authority from the chief priests to put in bonds everyone here who calls upon your name . "
Nanana fahefana tamin'ireo lohan ' ny mpisorona izy mba hisambotra izay rehetra miantso ny anaranao
eto . "
ACT 9:15     Alignment score: 0.357
But the Lord said to him , " Go , for he is a chosen instrument of mine , to carry my name before the Gentiles and kings and the children of Israel ;
Fa ny Tompo niteny taminy hoe : " Mandehana , fa izy dia fitaovana nofidiko
, mba hitondra ny anarako eo anoloan ' ny Jentilisa sy ireo mpanjaka ary ny zanak'Israely ;
ACT 9:16     Alignment score: 0.278 → 0.285
for I will show him how much he must suffer for the cause
of my name . "
fa ho asehoko azy hoe ahoana ny fijaliany noho ny amin ' ny anarako . "
ACT 9:17     Alignment score: 0.417 → 0.428
So Ananias departed , and entered into the house . Laying his hands on him , he said , " Brother Saul , the Lord Jesus , who appeared to you on the road when you were coming , has sent me so that you might receive your sight and be filled with the Holy Spirit . "
Ka lasa i Ananiasy , ary niditra tao amin ' ny trano . Nametraka ny tanany teo aminy , dia niteny izy hoe : " Rahalahy Saoly , ny Tompo Jesosy , izay niseho taminao teny
an - dalana rehefa nakaty ianao , no nandefa ahy taty mba mety hahiratanao ary ho feno ny Fanahy Masina . "
ACT 9:18     Alignment score: 0.297 → 0.299
Immediately something like scales fell
from Saul 's eyes , and he received his sight ; he arose and was baptized ;
Teo no ho eo dia zavatra toy ny kiran - trondro no niendaka avy hatrany teo amin ' ny mason'i Saoly , ary nahiratra izy ; nitsangana izy ary natao batisa ;
ACT 9:19     Alignment score: 0.365 → 0.363
and he ate and was strengthened . He stayed with the disciples in Damascus for several days .
ary nihinana izy ka nahazo hery . Nipetraka niaraka tamin'ireo mpianatra tao Damaskosy nandritry
ny andro maro izy .
ACT 9:20     Alignment score: 0.339
Right away he proclaimed Jesus in the synagogues
, saying that he is the Son of God .
Avy hatrany dia nanambara an'i Jesosy tao amin ' ny Synagoga izy , nilaza fa Izy no Zanak'Andriamanitra .
ACT 9:21     Alignment score: 0.314 → 0.339
All who heard him were amazed and said , " Is not this the man who destroyed those in Jerusalem who called on this name ? He has come
here to take them bound to the chief priests . "
Izay rehetra nandre azy dia gaga ary niteny hoe : " Tsy io olona io ve no namono ireo tany Jerosalema izay niantso tamin'io anarana io ? Tonga teto izy mba haka azy ireo ho fatorana ho any amin ' ny mpisorombe . "
ACT 9:22     Alignment score: 0.498
But Saul became
more and more powerful , and he was causing distress among the Jews who lived in Damascus by proving that Jesus is the Christ .
Fa lasa nihanahery i Saoly , ary nampahory ny Jiosy izay nonina tao Damaskosy ka nanaporofo fa Jesosy no Kristy .
ACT 9:23     Alignment score: 0.382 → 0.388
After many days , the Jews planned together to kill him .
Taorian ' ny andro maromaro , niara - nanao drafitra mba hamono azy ireo Jiosy .
ACT 9:24     Alignment score: 0.375
But their plan became
known to Saul . They watched the gates day and night in order to kill him .
Fa lasa fantatr'i Saoly ny tetik'izy ireo . Ary niandry ny vavahady andro aman'alina mba hamono azy izy ireo .
ACT 9:25     Alignment score: 0.4
But his disciples took him by night and let him down through the wall , lowering him in a basket .
Fa naka azy tamin ' ny alina ireo mpianany ary namela azy hidina tamin ' ny rindrina , nampidina azy tao anaty harona .
ACT 9:26     Alignment score: 0.451 → 0.478
When he had come
to Jerusalem , Saul attempted to join the disciples , but they were all afraid of him , not believing that he was a disciple .
Rehefa tonga teo Jerosalema izy , dia nanandrana ny hanatona ireo mpianatra i Saoly , nefa natahotra azy daholo ireo , tsy nino fa mpianatra izy .
ACT 9:27     Alignment score: 0.552 → 0.586
But Barnabas took him and brought him to the apostles , and he told them how Saul had seen the Lord on the road and that the Lord had spoken to him , and how at Damascus Saul had spoken boldly in the name of Jesus .
Fa naka azy i Barnabasy ary nitondra azy teo amin'ireo Apostoly , ary nilaza tamin'ireo izy hoe ahoana no nahitan'i Saoly ny Tompo teny
an - dalana sy ny nitenenan ' ny Tompo taminy , ary ahoana no nitorian'i Saoly am - pasahiana tamin ' ny anaran'i Jesosy tao Damaskosy .
ACT 9:28     Alignment score: 0.427 → 0.427
He was with them , going in and out around Jerusalem . He spoke boldly in the name of the Lord Jesus
Nihaona tamin'izy ireo izy rehefa niditra ary nivoaka an'i Jerosalema . Niteny am - pasahiana tamin ' ny anaran'i
Jesosy Tompo izy
ACT 9:29     Alignment score: 0.336
and debated with the Grecian Jews ; but they kept trying to kill him .
ary niady hevitra niaraka tamin'ireo Jiosy Grika ; nefa mbola niezaka ny hamono azy ihany izy ireo .
ACT 9:30     Alignment score: 0.531 → 0.541
When the brothers learned of this , they brought him down to Caesarea and sent him away to Tarsus .
Rehefa fantatr'ireo rahalahy izany , dia nentin'izy ireo nidina tany
Kaisaria izy ary nalefany ho any Tarsosy izy .
ACT 9:31     Alignment score: 0.534 → 0.549
So then , the church throughout all Judea , Galilee , and Samaria had peace and was built up ; and , walking in the fear of the Lord and in the comfort of the Holy Spirit , the church grew in numbers .
Ary avy eo , ny fiangonana nanerana an'i Jodia rehetra , Galilia , ary Samaria nanana fiadanana ary voaorina ; ary , nandeha tamin - tahotra ny Tompo sy tamin ' ny fampiononan ' ny Fanahy Masina , ka nitombo isa ny fiangonana .
ACT 9:32     Alignment score: 0.423 → 0.423
Now it came about that , as Peter went throughout the whole region , he came down also to God 's holy people who lived in the town of Lydda .
Dia tonga izany ankehitriny , raha nandeha nanerana ny faritra manontolo Petera , dia nandeha nidina tany amin'ireo mpino izay nipetraka tao amin ' ny tananan'i Lyda ihany koa izy .
ACT 9:33     Alignment score: 0.395 → 0.396
There he found a certain man named Aeneas , who had been in his bed for eight years , for he was paralyzed .
Nahita olona antsoina hoe Aenasy tao izy , izay efa teo am - pandriany nandritry
ny valo taona , satria nalemy izy .
ACT 9:34     Alignment score: 0.491 → 0.491
Peter said to him , " Aeneas , Jesus Christ heals you . Get up and make your bed , " and right away he got up .
Petera niteny taminy hoe : " Aenasy , manasitrana anao Jesosy Kristy . Mitsangàna ary amboary ny fandrianao , " ary niaraka tamin'izay dia nitsangana izy .
ACT 9:35     Alignment score: 0.515
So everyone who lived in Lydda and in Sharon saw the man and they turned to the Lord .
Fa izay rehetra nipetraka tao Lyda sy tao Sarona dia nahita ny lehilahy ka nitodika tamin ' ny Tompo izy ireo .
ACT 9:36     Alignment score: 0.403 → 0.406
Now there was in Joppa a certain disciple
named Tabitha ( which is translated " Dorcas " ) . This woman was full of good works and merciful deeds that she did for the poor .
Ary nisy mpianatra iray antsoina hoe Tabita tao Jopa , izay adika hoe " Dorkasy . " Nanao asa soa betsaka io vehivavy io ary nanao fanampiana feno asa fiantrana izay nataony ho an ' ny mahantra .
ACT 9:37     Alignment score: 0.406 → 0.411
It came
about in those days that she fell sick and died ; when they had washed her , they laid her in an upper room .
Tamin'ireo andro ireo dia narary izy ary maty ; rehefa nanasa azy izy ireo , dia napetrak'izy ireo tao amin ' ny efitrano ambony izy .
ACT 9:38     Alignment score: 0.503 → 0.505
Since Lydda was near Joppa , and the disciples had heard that Peter was there , they sent two men to him , pleading with him , " Come to us without delay . "
Satria efa nanakaiky an'i Lyda i Jopa , ary nandre ireo mpianatra fa tao Petera , dia nandefa olona roa tany
aminy izy ireo , niangavy azy : " Tongava re any aminay tsy misy hatak'andro . "
ACT 9:39     Alignment score: 0.383
Peter arose
and went with them . When he had arrived , they brought him to the upper room , and all the widows stood by him weeping , showing him the tunics and garments that Dorcas had made while she had been with them .
Nitsangana Petera ary nandeha niaraka tamin'izy ireo . Rehefa tonga izy , dia nitondra azy tao amin ' ny efitra ambony izy ireo , ary ny mpitondratena rehetra nitsangana teo anilany nitomany , nampiseho azy akanjo sy ny lamba izay nataon'ireo Dorkasy fony izy niaraka tamin'izy ireo .
ACT 9:40     Alignment score: 0.46
Peter put them all out of the room , knelt down , and prayed ; then , turning to the body , he said , " Tabitha , arise . " Then she opened her eyes , and seeing Peter she sat up .
Nalefan'i
Petera tany ivelan ' ny efitra izy rehetra , nandohalika , ary nivavaka ; avy eo , nitodika tamin'ilay razana , niteny izy hoe : " Tabita , mitsangàna . " Dia nanokatra ny masony izy avy eo , ary nahita an'i Petera izy dia niarina .
ACT 9:41     Alignment score: 0.344
Peter then gave her his hand and raised her up ; and when he called God 's holy people and the widows , he presented her alive
to them .
Avy eo nanolo - tanana azy Petera ary nampitsangana azy ; ary rehefa niantso ireo mpino sy ireo mpitondratena izy , dia nasehony tamin'izy ireo ny fahavelomany .
ACT 9:42     Alignment score: 0.537
This matter became
known throughout all Joppa , and many people believed on the Lord .
Lasa fantatra nanerana an'i Jopa rehetra izany zavatra izany , ary olona maro no nino ny Tompo .
ACT 9:43     Alignment score: 0.427
It happened that Peter stayed for many days in Joppa with a man named Simon , a tanner .
Tamin'izany Petera dia nipetraka andro maromaro niaraka tamin'ilay lehilahy iray antsoina hoe Simona tao Jopa , izay mpandoko hoditra .
ACT 9     Average alignment score: 0.433 for 43 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28