Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 18:1     Alignment score: 0.574
After these
things Paul left Athens and went to Corinth .
Ary tao aorian'ireo zavatra ireo Paoly dia niala tao Atena ary nankany Korinto .


ACT 18:2     Alignment score: 0.576
There he met a Jew named Aquila , a native of Pontus , who had recently come
from Italy with his wife Priscilla , because Claudius had commanded all the Jews to leave Rome . Paul went to them ,
Nihaona tamina Jiosy nantsoina hoe Akoila tao izy , tera - tany Ponto , izay vao tonga avy tany Italia niaraka tamin'i Prisila vadiny , satria i Klaodio nandidy ny Jiosy rehetra hiala tao Roma . Paoly nankeo amin'izy ireo ,
ACT 18:3     Alignment score: 0.21 → 0.22
and because he worked at the same trade , he stayed with them and labored , for they were tentmakers by trade .
ary satria varotra mitovy ihany no hiasany , dia niara - nipetraka tamin'izy ireo izy ary niasa , fa ny manao lay no asan'izy ireo .
ACT 18:4     Alignment score: 0.512
So Paul reasoned in the synagogue every Sabbath , trying to persuade both Jews and Greeks .
Ka niady hevitra tao amin ' ny synagoga isaky ny Sabata i Paoly . Nandresy lahatra ireo Jiosy sy Grika izy .
ACT 18:5     Alignment score: 0.538 → 0.556
Now when Silas and Timothy came down from Macedonia , Paul devoted himself to the word , testifying to the Jews that Jesus was the Christ .
Fa rehefa nidina avy tany
Makedonia i Silasy sy Timoty , dia noteren ' ny Fanahy hanambara amin'ireo Jiosy fa Jesosy no Kristy i Paoly .
ACT 18:6     Alignment score: 0.315 → 0.325
But when the Jews opposed and insulted him , Paul shook out his garment at them and said to them , " May your blood be upon your own heads ; I am clean . From now on I will go to the Gentiles . "
Rehefa nanohitra sy nanesoeso azy ireo Jiosy , dia nanofaofa ny lambany tany amin'izy ireo i Paoly ka nanao hoe : " Ho eo amin ' ny lohanareo anie ny rànareo ; tsy manan
- tsiny aho . Fa manomboka izao dia ho any amin ' ny Jentilisa aho . "
ACT 18:7     Alignment score: 0.25 → 0.355
Then he left from there and went to the house of a man named Titius Justus , a man who worshiped God . His house was next to the synagogue .
Dia niala teo izy avy eo ary nandeha nankany an - tranon'i Titosy Josto , lehilahy izay manompo an'Andriamanitra . Ny tranony
dia akaikin ' ny synagoga .
ACT 18:8     Alignment score: 0.568
Crispus , the leader of the synagogue , believed in the Lord , together with all his household ; and many of the Corinthians who heard about it believed and were baptized .
Krispo , mpitarika ny synagoga , nino ny Tompo , niaraka tamin'ireo rehetra izay nipetraka tao amin ' ny tranony
; ary maro tamin'ireo Korintiana izay nandre momba izany no nino sy natao batisa .
ACT 18:9     Alignment score: 0.571
The Lord said to Paul in the night in a vision , " Do not be afraid , but speak and do not be silent .
Ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin ' ny fahitana ny alina hoe : " Aza matahotra , ary aza mangina fa mitenena .
ACT 18:10     Alignment score: 0.263
For I am with you , and no one will try to harm you , for I have many people in this city . "
Fa Izaho momba anao , ary tsy hisy olona hahazo hanao ratsy anao , fa manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho . "
ACT 18:11     Alignment score: 0.362
Paul lived there for a year and six months , teaching the word of God among them .
Nitoetra tao herintaona sy enim - bolana i Paoly ary nampianatra ny tenin'Andriamanitra teo amin'izy ireo .
ACT 18:12     Alignment score: 0.498
But when Gallio became
governor of Achaia , the Jews rose up with one mind against Paul and brought him before the judgment seat ;
Fa rehefa lasa governoran ' ny Akaia i Galio , dia niara - nitsangana ireo Jiosy hanohitra an'i Paoly ka nitondra azy teo anatrehan ' ny toeram - pitsarana ;
ACT 18:13     Alignment score: 0.294
they said , " This man persuades people to worship God contrary to the law . "
niteny izy ireo hoe : " Io lehilahy io dia mandresy lahatra ny vahoaka mba hanompo an'Andriamanitra izay mifanohitra amin ' ny lalàna . "
ACT 18:14     Alignment score: 0.316
Yet when Paul was about to speak , Gallio said to the Jews , " You Jews , if indeed it were a matter of wrong or a wicked crime , it would be reasonable to put up with you .
Ary raha handeha hiteny Paoly , dia niteny tamin ' ny Jiosy i Galio hoe : " Ianareo Jiosy , raha toa ka resaka zava - dratsy na heloka izany , dia mbola azo eritreretina ny fifampiraharahana aminareo . "
ACT 18:15     Alignment score: 0.275 → 0.305
But since these
are questions about words and names and your own law , settle it yourselves . I do not wish to be a judge of these matters . "
Fa hatrizay nisian'ireo fanontaniana momba ireo teny sy anarana ary lalànareo manokana ireo , alaminonareo izany . Izaho tsy maniry ny ho mpitsara izany raharaha izany . "
ACT 18:16     Alignment score: 0.294
Gallio made them leave the judgment seat .
Galio nanala azy ireo hiala teo amin ' ny sezam - pitsarana .
ACT 18:17     Alignment score: 0.455
So they all seized Sosthenes , the ruler of the synagogue , and beat him in front of the judgment seat . But Gallio did not care what they did .
Ka nisambotra an'i Sostena izy rehetra , ny mpanapaka ny synagoga , ary nikapoka azy teo anoloan ' ny toeram - pitsarana . Fa Galio tsy niraharaha izay nataon'izy ireo .
ACT 18:18     Alignment score: 0.291 → 0.318
Paul , after staying there for many more days , left the brothers and sailed for Syria with Priscilla and Aquila . Before he left the seaport , Cenchreae , he had his hair cut off because of a vow he had taken .
Paoly , rehefa avy nipetraka tao nandritry
ny andro maromaro kokoa , dia namela ireo rahalahy ka niondrana an - tsambo ho any Syria niaraka tamin'i Prisila sy Akolia . Talohan ' ny niaingany teo amin ' ny seranan - tsambo dia nohetezany tao Kenkrea ny volony noho ilay voady izay nataony .
ACT 18:19     Alignment score: 0.628
When they came to Ephesus , Paul left Priscilla and Aquila there , but he himself went into the synagogue and reasoned with the Jews .
Rehefa tonga tany Efesosy izy ireo , dia navelan'i
Paoly teo i Prisila sy Akoila , fa izy tenany niditra tao amin ' ny synagoga ka niady hevitra tamin'ireo Jiosy .
ACT 18:20     Alignment score: 0.359 → 0.359
When they asked Paul to stay a longer time , he declined .
Rehefa nangataka an'i Paoly mba hijanona elaela izy ireo , dia nandà izy .
ACT 18:21     Alignment score: 0.273 → 0.275
But taking his leave of them , he said , " I will return again to you if it is God 's will . " He then set sail from Ephesus .
Fa nandao azy ireo izy , niteny hoe : " Mbola hiverina aty aho raha sitrapon'Andriamanitra izany . " Dia niondrana an - tsambo niala tao Efesosy izy avy eo .
ACT 18:22     Alignment score: 0.533 → 0.576
When Paul had landed at Caesarea , he went up and greeted the Jerusalem church and then went down to Antioch .
Rehefa niantsona tao Kaisaria i Paoly , dia niakatra izy ka niarahaba ny fiangonan
' ny Jerosalema ary nidina nankany Antioky avy eo .
ACT 18:23     Alignment score: 0.374
After having spent some time there , Paul departed and went through the regions of Galatia and Phrygia , strengthening all the disciples .
Rehefa avy nitoetra ora maromaro tao izy , dia niainga i Paoly ka nitety ireo faritr'i
Galatia sy Frygia ary nankahery ny mpianatra rehetra .
ACT 18:24     Alignment score: 0.362
Now a certain Jew named Apollos , an Alexandrian by birth , came to Ephesus . He was eloquent in speech and mighty in the scriptures
.
Ary nisy Jiosy anankiray nantsoina hoe Apolosy , teraka tany Aleksandria , tonga tao Efesosy . Izy dia nahay nandaha - teny sady nahalala tsara ny Soratra Masina .
ACT 18:25     Alignment score: 0.404 → 0.41
Apollos had been instructed in the teachings of the Lord . Being fervent in spirit , he spoke and taught accurately the things concerning Jesus , but he knew
only the baptism of John .
Apolosy dia nampianarina tamin ' ny fampianaran ' ny Tompo . Mahafatra - po amin ' ny fanahy , izy niteny sy nampianatra marina ireo zavatra mahakasika an'i Jesosy , kanefa ny batisan'i Jaona ihany no fantany .
ACT 18:26     Alignment score: 0.496
Apollos began to speak boldly in the synagogue . But when Priscilla and Aquila heard him , they took him aside and explained to him the way of God more accurately .
Apolosy nanomboka niteny am - pasahiana tao amin ' ny synagoga . Fa rehefa naheno azy i Prisila sy Akoila , dia naka azy ho eny amin ' ny sisiny
ary nanazava taminy marina kokoa ny lalan'Andriamanitra .
ACT 18:27     Alignment score: 0.49 → 0.491
When he desired to pass over into Achaia , the brothers encouraged him and wrote to the disciples in Achaia to welcome him . When he arrived , he greatly helped those
who believed by grace .
Rehefa naniry mba hamakivaky an'i Akaia izy , dia nampahery azy ireo rahalahy ary nanoratra ho an'ireo mpianatra tao Akaia mba handray azy . Rehefa tonga izy , dia nanampy betsaka ireo izay nino tamin ' ny fahasoavana .
ACT 18:28     Alignment score: 0.465
Apollos powerfully refuted the Jews in public debate , showing by the scriptures
that Jesus is the Christ .
Apolosy nanohitra mafy ireo Jiosy tamin ' ny ady hevitra ampahibemaso , nampiseho tamin ' ny alalan ' ny Soratra Masina fa Jesosy no Kristy .
ACT 18     Average alignment score: 0.426 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28