Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:24
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


ACT 4:1     Alignment score: 0.529
As Peter and John were speaking to the people , the priests and the captain of the temple and the Sadducees came upon them .
Raha niresaka tamin'ireo vahoaka i Petera sy Jaona , dia tonga ireo mpisorona sy ny lehiben ' ny mpiambina ny tempoly ary ireo Sadoseo .


ACT 4:2     Alignment score: 0.399 → 0.452
They were deeply troubled because Peter and John were teaching the people and proclaiming in Jesus the resurrection from the dead .
Tezitra mafy izy ireo noho i Petera sy Jaona nampianatra ny vahoaka sy nitory ny fitsanganana amin ' ny maty tamin ' ny alalan'i
Jesosy .
ACT 4:3     Alignment score: 0.225 → 0.267
They laid hands on them and put them in custody until the next morning , since it was now evening .
Nosamborina izy ireo ary natao tany am - ponja mandrapahatongan ' ny maraina , satria efa hariva ny andro tamin'izany .
ACT 4:4     Alignment score: 0.555
But many of the people who had heard the message believed ; and the number of the men who believed was about five thousand .
Kanefa maro tamin'ireo olona izay nandre ny hafatra no nino ; ary ny isan'ireo lehilahy izay nino dia dimy arivo teo ho eo .
ACT 4:5     Alignment score: 0.39 → 0.393
It came
about on the next day that their rulers , elders , and scribes gathered together in Jerusalem .
Ary nony ampitson'iny dia niangona tao Jerosalema ny mpanapak'izy ireo , zokiolona ary ireo mpanora - dalàna .
ACT 4:6     Alignment score: 0.634 → 0.681
Annas the high priest was there , and Caiaphas , and John , and Alexander , and all who were relatives of the high priest .
Teo i Anasy
mpisoronabe , Kaiafa , Jaona , sy Aleksandro sy izay rehetra havan'ireo mpisoronabe .
ACT 4:7     Alignment score: 0.438
When they had set Peter and John in their midst , they asked them , " By what power , or in what name , have you done this ? "
Nony naroso teo afovoany
i Petera sy Jaona , dia nanontany azy ireo hoe : " Amin ' ny hery inona , na amin ' ny anarana inona , no nanaovanareo izany ? "
ACT 4:8     Alignment score: 0.529
Then Peter , filled with the Holy Spirit , said to them , " You rulers of the people , and elders ,
Avy eo i Petera , feno ny Fanahy Masina , dia niteny azy ireo hoe : " Ianao ry mpanapaka ny vahoaka , sy ny loholona ,
ACT 4:9     Alignment score: 0.173
if we are on trial today concerning a good deed done to a sick man , and by what means this man was healed ,
raha nanontaniana momban ' ny asa soa nataonay tamin'io lehilahy narary io izahay tamin'io andro io_tamin ' ny fomba ahoana no nahasitrana io lehilahy io ?
ACT 4:10     Alignment score: 0.353 → 0.358
let it be known to you all and to all the people of Israel that this man stands before you healthy in the name of Jesus Christ of Nazareth , whom you crucified , but whom God raised from the dead
.
Dia aoka ho fantatrareo rehetra ary ny vahoakan'Israely rehetra , fa tamin ' ny anaran ' ny Jesosy Kristy avy any Nazareta , izay nohombohanareo , ilay natsangan'Andriamanitra tamin ' ny maty_tamin ' ny alalany no ijoroan'ity lehilahy ity salama eto imasonareo . "
ACT 4:11     Alignment score: 0.417
Jesus Christ is the stone which you builders rejected but which has been made the cornerstone .
Jesosy Kristy dia vato izay nataonareo mpanori - trano tsinontsinona kanefa efa natao ho lohan
' ny vato fehizoro .
ACT 4:12     Alignment score: 0.289 → 0.292
There is no salvation in any other person , for there is no other name under heaven given among men by which we must be saved . "
Ary tsy misy famonjena avy amin ' ny hafa , fa tsy misy anarana
hafa ambanin ' ny lanitra nomen ' ny olona izay tsy maintsy hahavonjy antsika " .
ACT 4:13     Alignment score: 0.446 → 0.451
Now when they saw the boldness of Peter and John and realized that they were ordinary , uneducated men , they were surprised , becoming aware that Peter and John had been with Jesus .
Ary rehefa nahita ny fahasahian'i
Petera sy Jaona izy ireo , ary nahatsapa fa olon - tsotra , olona tsy nandia fianarana , dia talanjona izy ireo , nahafantatra fa niaraka tamin'i Jesosy i Petera sy Jaona .
ACT 4:14     Alignment score: 0.332
Because they saw the man who was healed standing with them , they had nothing to say against this .
Satria izy ireo nahita ilay lehilahy izay sitrana nijoro niaraka tamin'izy ireo , ka tsy nahita ambara hanoherana izany izy ireo .
ACT 4:15     Alignment score: 0.356 → 0.352
But after they had commanded the apostles to leave the council meeting , they talked among themselves .
Fa rehefa avy nandidy ireo apostoly handao ny fivorian
' ny filan - kevitra izy reo , dia nifampiresaka izy ireo .
ACT 4:16     Alignment score: 0.254 → 0.229
They said , " What should we do with these men ? For a remarkable sign has been done through them , and this is evident to everyone who lives in Jerusalem , and we can not deny it .
Hoy izy ireo hoe : " Inona no tokony ho atao amin'ireto lehilahy ireto ? Noho ny fahagagana vita tamin ' ny alalan'izy ireo dia fantatr'ireo olona rehetra mipetraka eto Jerosalema , ary tsy azontsika lavina .
ACT 4:17     Alignment score: 0.18 → 0.208
But in order that it spreads no further among the people , let us warn them not to speak anymore to anyone in this name . "
Fa mba tsy hiparitahan'izany amin ' ny vahoaka kosa , dia handao isika hampitandrina azy ireo mba tsy hitenenan'izy ireo izany anarana
izany intsony .
ACT 4:18     Alignment score: 0.278 → 0.282
Then they called them in and commanded them not to speak or teach at all in the name of Jesus .
Nantsoiny hiditra i Petera sy Jaona ary noteneniny izy ireo tsy hiteny sy tsy hampianatra amin ' ny anaran'i
jesosy intsony .
ACT 4:19     Alignment score: 0.377 → 0.377
But Peter and John answered and said to them , " Whether it is proper in the sight of God to obey you rather than him , you judge .
Kanefa namaly azy ireo kosa i Petera sy Jaona niteny hoe : " Raha marina eo imason'Andriamanitra ny manaiky anareo mihoatra Azy , dia ianareo no mitsara .
ACT 4:20     Alignment score: 0.279
We are not able to stop speaking about the things we have seen and heard . "
Tsy afaka ny hijanona tsy hiteny momba ireo zavatra hitanay
sy renay izahay . "
ACT 4:21     Alignment score: 0.273 → 0.295
After further warning Peter and John , they let them go . They were unable to find
any excuse to punish them , because all of the people were glorifying God for what had been done .
Taorian ' ny fampitandremana an'i Petera sy Jaona , dia navelany nandeha izy ireo . Fa tsy nahita fomba hanasaziana azy ireo izy ireo , satria nidera an'Andriamanitra ireo vahoaka noho ny zava - bitany .
ACT 4:22     Alignment score: 0.282
The man who had experienced this sign of healing was more than forty years old .
Ilay lehilahy izay niaina ny fahagagana sy fanasitranana dia nihoatra ny efa - polo taona .
ACT 4:23     Alignment score: 0.455
After they were set free , Peter and John came to their own people and reported all that the chief priests and the elders had said to them .
Taorian ' ny nanafahana azy ireo , dia tonga teo amin ' ny vahoakany
i Petera sy Jaona ary notateriny azy ireo izay rehetra notenenin'ireo lohan ' ny mpisorona sy ireo loholona tamin'izy ireo .
ACT 4:24     Alignment score: 0.425
When they heard it , they raised their voices with one purpose to God and said , " Lord , you made the heavens and the earth and the sea , and all that is in them .
Rehefa henon'izy ireo izany , dia niara - nanandratra ny feon'izy ireo ho an'Andriamanitra izy ireo ka niteny hoe : " Tompo , ianao no nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina , ary izay rehetra ao aminy .
ACT 4:25     Alignment score: 0.428 → 0.43
You spoke by the Holy Spirit through the mouth of your servant , our father David , ' Why did the Gentile nations rage , and the peoples imagine useless things ? '
Niteny tamin ' ny alalan ' ny Fanahy Masina tamin ' ny vavan
' ny mpanomponao , ny raintsika Davida Ianao hoe : ' Nahoana no tezitra ireo firenena Jentilisa , sy ireo olona mieritreritra zavatra tsy misy ilana azy ? '
ACT 4:26     Alignment score: 0.352 → 0.352
You said , ' The kings of the earth set themselves together , and the rulers gathered together against the Lord , and against his Christ . '
Ianareo miteny hoe : Ireo Mpanjakan
' ny tany dia nitambatra , ary ireo mpanapaka dia nivondrona hanohitra ny Tompo , sy hanohitra ny Kristiny . '
ACT 4:27     Alignment score: 0.432 → 0.433
Indeed , both Herod and Pontius Pilate , together with the Gentiles and the people of Israel , gathered together in this city against your holy servant Jesus , whom you anointed .
Fa efa i Heroda sy Pontsy Pilaty
, izay niaraka tamin'ireo jentilisa sy ireo vahoakan'i Israely , no niara - niangona tao an - tanàna hanohitra an'i Jesosy mpanomponareo , izay nosoranareo .
ACT 4:28     Alignment score: 0.163 → 0.165
They gathered together to do all that your hand and your plan had decided in advance would happen .
Niara - nivory izy ireo mba hanao izay rehetra nataon
' ny tananareo sy ireo drafitrareo izay efa notapahin'izy ireo ho atao mialoha .
ACT 4:29     Alignment score: 0.305 → 0.338
Now , Lord , look upon their warnings and grant to your servants to speak your word with all boldness .
Ankehitriny , Tompo , jereo ireo fampitandreman'izy ireo ary omeo ireo mpanomponao mba hitenenany ny teninao
an - kasahiana tanteraka .
ACT 4:30     Alignment score: 0.524 → 0.523
Stretch out your hand to heal and to give signs and wonders through the name of your holy servant Jesus . "
Ahinjiro ny tananao
mba hanasitrana , ary hanome ireo famantarana sy fahagagana amin ' ny alalan ' ny anaran'i Jesosy mpanomponao masina . "
ACT 4:31     Alignment score: 0.368 → 0.383
After they had prayed , the place where they were gathered together was shaken , and they were all filled with the Holy Spirit and they spoke the word of God with boldness .
Rehefa avy nivavaka izy ireo , dia nihozongozona ny toerana izay niarahan'izy ireo nivory , ary feno ny Fanahy Masina izy rehetra ary nilaza ny tenin'Andriamanitra an - kasahiana .
ACT 4:32     Alignment score: 0.236 → 0.239
The great number of those who believed were of one heart and soul . No one said that anything he possessed was his own , but they had everything in common .
Ny ankabeazan'ireo izay nino dia fo sy fanahy iray . Tsy nisy niteny fa ny zavatra izay azony dia azy manokana , fa zavatra niarahan'izy ireo nanana .
ACT 4:33     Alignment score: 0.493 → 0.488
With great power the apostles were proclaiming their testimony about the resurrection of the Lord Jesus , and great grace was upon them all .
Niaraka tamin ' ny hery lehibe no nanambaran ' ny apostoly ny fijoroan'izy
ireo vavolombelona momba ny fitsanganan'i Jesosy Tompo tamin ' ny maty , ary fahasoavana lehibe no teo amin ' ny izy rehetra .
ACT 4:34     Alignment score: 0.203 → 0.206
There was no person among them who lacked anything , for all who owned title to lands or houses sold them and brought the money from the things that were sold
Tsy nisy olona nanan - java maha
- ory teo amin'izy ireo , fa izay rehetra nanana tany na trano dia namidy ary nitondra ny volan ' ny zavatra rehetra izay lafo .
ACT 4:35     Alignment score: 0.359 → 0.358
and laid it at the apostles ' feet , and it was distributed to each one according to their need .
ary napetraka teo an - tongotr'ireo apostoly , ary nozaraina tamin ' ny olona tsirairay arak'izay ilain'izy ireo .
ACT 4:36     Alignment score: 0.42 → 0.511
Joseph , whom the apostles called Barnabas ( which is translated Son of Encouragement ) , a Levite , a man from Cyprus ,
Josefa , Levita iray , lehilahy avy any Sipra izay nantsoin'ireo apostoly hoe Barnabasy ( izay midika hoe Zanaka lahin
' ny Fampaherezana ) ,
ACT 4:37     Alignment score: 0.443 → 0.443
sold a field that belonged to him and brought the money and laid it at the apostles ' feet .
nivarotra tany
sy nitondra ny vola ary nametraka azy teo an - tongotr'ireo apostoly .
ACT 4     Average alignment score: 0.374 for 37 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ACT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28