Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 22:1     Alignment score: 0.501 → 0.502
Jesus spoke to them again in parables , saying ,
Niteny tamin ' ny fanoharana tamin'izy ireo indray Jesosy , nanao hoe :


MAT 22:2     Alignment score: 0.319 → 0.333
" The kingdom of heaven is like a certain king who prepared a marriage feast for his son .
" Ny fanjakan
' ny Lanitra dia mitovy amin ' ny mpanjaka izay nanomana fanasana amin ' ny fampakaram - bady ho an ' ny zanany lahy .
MAT 22:3     Alignment score: 0.305
He sent out his servants to call those
who had been invited to come to the marriage feast , but they would not come .
Naniraka ireo mpanompony hiantso ireo izay nahazo fanasana hanatrika ny lanonam - pampakaram - bady izy , fa tsy nety ho avy izy ireo .
MAT 22:4     Alignment score: 0.33 → 0.338
Again the king sent other servants , saying , ' Tell them who are invited , " See , I have prepared my dinner . My oxen and fattened cattle have been killed , and all things are ready . Come to the marriage feast . " '
Nandefa ireo mpanompony
hafa indray ny mpanjaka , manao hoe : ' Ilazao ireo izay nasaina hoe : " Jereo , efa nokarakaraiko ny sakafoko . Efa novonoina ny omby sy ny zanak'omby mifahiko , ary efa vonona ny zava - drehetra . Tongava ao amin ' ny lanonam - pampakaram - bady . ' "
MAT 22:5     Alignment score: 0.188 → 0.189
But they paid no attention and went away , one to his farm , another to his business .
Saingy tsy niraharaha izy ireo ary lasa nandeha , ny iray namonjy ny toeram - piompiny , ny hafa tamin ' ny raharaham
- barony .
MAT 22:6     Alignment score: 0.328 → 0.334
The others seized the king 's servants , treated them shamefully , and killed them .
Ireo sasany nisambotra ireo mpanompon
' ny mpanjaka , nanala baraka azy ireo , ary namono azy ireo .
MAT 22:7     Alignment score: 0.446 → 0.45
The king was angry , and he sent his soldiers and they destroyed those
murderers and burned their city .
Tezitra ny mpanjaka ka naniraka ireo miaramilany , ary namono mpamono olona ireo izy ireo , ary nandoro ny tanànany .
MAT 22:8     Alignment score: 0.47
Then he said to his servants , ' The wedding is ready , but those
who were invited were not worthy .
Avy eo niteny tamin'ireo mpanompony izy hoe : ' Efa vonona ny fampakaram - bady , fa ireo izay nasaina no tsy mendrika .
MAT 22:9     Alignment score: 0.152 → 0.15
Therefore go to the highway crossings and invite as many people to the marriage feast as you can find
. '
Noho izany mandehana eny amin ' ny sampanan - dalambe ary manasà olona maro araka izay hitanareo ho ao amin ' ny lanonam - mpampakaram - bady . '
MAT 22:10     Alignment score: 0.219 → 0.219
The servants went out to the highways and gathered together all the people they found , both bad and good . So the wedding hall was filled with guests .
Nandeha nivoaka tany amin ' ny lalan
- dehibe ireo mpanompo ary nanambatra ny olona rehetra izay hitan'izy ireo , na ny tsara na ny ratsy . Noho izany dia feno vahiny ilay efi - trano lehibe nisy ny fampakaram - bady .
MAT 22:11     Alignment score: 0.361 → 0.362
But when the king came in to look at the guests , he saw a man there who was not wearing wedding clothes .
Fa rehefa niditra ny mpanjaka mba hijery ireo vahiny , dia nahita lehilahy tsy nitafy akanjo fitondra amin ' ny fampakaram - bady izy .
MAT 22:12     Alignment score: 0.35 → 0.35
The king said to him , ' Friend , how did you come
in here without wedding clothes ? ' But the man was speechless .
Niteny taminy ny mpanjaka hoe : ' Ry sakaiza , ahoana no idiranao ato tsy miaraka amin ' ny fitafy fitondra amin ' ny fampakaram - bady ? ' Fa tsy nahateny ilay lehilahy .
MAT 22:13     Alignment score: 0.313 → 0.341
Then the king said to the servants , ' Bind this man hand and foot
, and throw him out into the outer darkness , where there will be weeping and the grinding of teeth . '
Avy eo niteny tamin'ireo mpanompony ny mpanjaka hoe : ' Fehezo ny tanana sy ny tongotr'ity lehilahy ity , ary atsipazo any amin ' ny maizina any ivelany izy , any no misy fitomaniana sy fikotroha - nify . '
MAT 22:14     Alignment score: 0.449
For many people are called , but few are chosen . "
Fa olona maro nantsoina , nefa vitsy no ho voafidy .
MAT 22:15     Alignment score: 0.302
Then the Pharisees went and planned how they might entrap Jesus in his own talk .
Avy eo nandeha ireo Fariseo ary nanomana ny fomba mety hamandrihana an'i Jesosy amin'izay
noteneniny .
MAT 22:16     Alignment score: 0.278 → 0.28
Then they sent to him their disciples , together with the Herodians . They said to Jesus , " Teacher , we know that you are truthful , and that you teach God 's way in truth . You care for no one 's opinion , and you do not show partiality between people .
Avy eo nirahan'izy ireo ankany Aminy ireo mpianatr'izy ireo , niaraka tamin'ireo Herodiana . Niteny tamin'i Jesosy izy ireo hoe : " Ry mpampianatra , fantatray
fa marina Ianao , ary mampianatra ny lalan'Andriamanitra amin ' ny marina . Tsy miraharaha ny hevitry ny hafa Ianao , ary tsy mizaha mitanila .
MAT 22:17     Alignment score: 0.248 → 0.245
So tell us , what do you think ? Is it lawful to pay taxes to Caesar or not ? "
Noho izany lazao aminay , inona ny hevitrao ? Ara - dalàna ve ny fandoavan - ketra any amin'i Kaisara sa tsia ? "
MAT 22:18     Alignment score: 0.43
But Jesus understood their wickedness and said , " Why are you testing me , you hypocrites ?
Nefa azon'i Jesosy ny faharatsian'ireo ka niteny hoe : " Nahoana no mitsapa Ahy ianareo , ry mpihatsaravelatsihy ?
MAT 22:19     Alignment score: 0.495
Show me the coin for the tax . " Then they brought a denarius to him .
Asehoy Ahy ny farantsa amin ' ny hetra . " Avy eo nitondra denaria teo aminy izy ireo .
MAT 22:20     Alignment score: 0.314 → 0.32
Jesus said to them , " Whose image and name are these
? "
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " An'iza ity sary sy anarana ity ? "
MAT 22:21     Alignment score: 0.398 → 0.485
They said to him , " Caesar 's . " Then Jesus said to them , " Then give
to Caesar the things that are Caesar 's , and to God the things that are God 's . "
Niteny taminy izy ireo hoe : " An'i Kaisara . " Avy eo Jesosy niteny azy ireo hoe : " Omeo an'i Kaisara ireo izay an'i Kaisara , ary an'Andriamanitra ireo izay an'Andriamanitra . "
MAT 22:22     Alignment score: 0.414
When they heard it , they marveled . Then they left him and went away .
Rehefa nandre izany izy ireo , dia gaga . Ary niala teo Aminy izy ireo ka nandeha .
MAT 22:23     Alignment score: 0.473 → 0.477
On that day some Sadducees , who say there is no resurrection , came to him . They asked him ,
Tamin'izay andro izay ihany ny Sadoseo sasany , ireo izay nilaza fa tsy misy fitsanganana amin ' ny maty , nanatona Azy . Nanontany Azy izy ireo ,
MAT 22:24     Alignment score: 0.369 → 0.379
saying , " Teacher , Moses said , ' If a man dies , having no children , his brother must marry his wife and raise children for his brother . '
nanao hoe : " Ry mpampianatra , Mosesy niteny hoe : ' Raha maty ny olona , tsy manan
- janaka , dia tokony hanambady ny vadiny ny rahalahiny ary hanan - janaka ho an ' ny rahalahiny .
MAT 22:25     Alignment score: 0.402 → 0.406
There were seven brothers . The first married and then died
. Having left no children , he left his wife to his brother .
Nisy mpirahalahy fito . Nanambady ny voalohany ary maty avy eo . Lasa tsy namela anaka , navelany ho an ' ny rahalahiny ny vadiny .
MAT 22:26     Alignment score: 0.361
Then the second brother did the same thing , then the third , all the way to the seventh brother .
Avy eo nanao zavatra mitovy amin'izay
ny faharoa , avy eo ny fahatelo , toy izany foana hatrany amin'ilay rahalahy fahafito .
MAT 22:27     Alignment score: 0.522
After them all , the woman died
.
Taorian'izy rehetra ireo , dia maty ilay vehivavy .
MAT 22:28     Alignment score: 0.453 → 0.453
Now in the resurrection , whose wife will she be of the seven brothers ? For they all had married her . "
Ary amin ' ny fitsanganan
' ny maty , ho vadin'iza amin'ireo mpirahalahy fito izy ? Fa efa nanambady azy izy rehetra ireo . "
MAT 22:29     Alignment score: 0.547
But Jesus answered and said to them , " You are mistaken because you do not know the scriptures
or the power of God .
Fa namaly Jesosy ary niteny azy ireo hoe : " Diso ianareo , satria tsy mahafantatra ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra .
MAT 22:30     Alignment score: 0.322 → 0.324
For in the resurrection they neither marry nor are given in marriage . Instead , they are like angels in heaven .
Fa amin ' ny fitsanganan
' ny maty dia sady tsy hanambady izy ireo no tsy omena ampakarina . Fa kosa , mitovy amin'ireo anjely any an - danitra .
MAT 22:31     Alignment score: 0.382 → 0.381
But concerning the resurrection of the dead , have you not read what was spoken to you by God , saying ,
Fa mahakasika ny fitsanganan
' ny maty , mbola tsy novakianareo va izay nolazain'Andriamanitra taminareo , manao hoe :
MAT 22:32     Alignment score: 0.505
' I am the God of Abraham , the God of Isaac , and the God of Jacob ' ? God is not the God of the dead , but of the living . "
' Izaho no Andriamanitr'i
Abrahama , Andriamanitr'Isaka , ary Andriamanitr'i Jakoba ' ? Andriamanitra dia tsy Andriamanitry ny maty , fa an ' ny velona . "
MAT 22:33     Alignment score: 0.487
When the crowds heard this , they were astonished at his teaching .
Rehefa nandre izany ireo vahoaka , dia talanjona tamin ' ny fampianarany
.
MAT 22:34     Alignment score: 0.442 → 0.486
But when the Pharisees heard that Jesus had silenced the Sadducees , they gathered themselves together .
Fa rehefa rean'ireo Fariseo ny nampanginan'i Jesosy ny Sadoseo , dia niara - nivondrona izy ireo .
MAT 22:35     Alignment score: 0.186 → 0.184
One of them , an expert in the law , asked him a question
, testing him
Ny iray tamin'izy ireo , mpahay lalàna , nametra - panontaniana taminy , naka fanahy Azy hoe :
MAT 22:36     Alignment score: 0.52
" Teacher , which is the greatest commandment
in the law ? "
" Ry mpampianatra , iza no lehibe indrindra amin ' ny didy ao amin ' ny lalàna ? "
MAT 22:37     Alignment score: 0.498
Jesus said to him , " ' Love the Lord your God with all your heart , with all your soul , and with all your mind . '
Niteny taminy Jesosy hoe : " Tiavo amin ' ny fonareo rehetra , amin ' ny fanahinareo rehetra , ary amin ' ny sainareo rehetra ny Tompo Andriamanitrareo . '
MAT 22:38     Alignment score: 0.578
This is the great and first commandment
.
Izany no didy lehibe sy voalohany .
MAT 22:39     Alignment score: 0.393
And a second commandment
is like it ' Love your neighbor as yourself . '
Ary ny didy faharoa dia tahaka izany ihany : ' Tiavo ny mpiara - belona aminareo tahaka ny tenanareo . '
MAT 22:40     Alignment score: 0.421 → 0.423
On these
two commandments depend the whole law and the prophets . "
Amin'ireo didy roa ireo no iankinan ' ny lalàna manontolo sy ireo mpaminany . "
MAT 22:41     Alignment score: 0.379 → 0.377
Now while the Pharisees were still gathered together , Jesus asked them a question
.
Ary raha mbola niara - nivondrona ireo Fariseo , dia nametra - panontaniana azy ireo Jesosy .
MAT 22:42     Alignment score: 0.424 → 0.441
He said , " What do you think about the Christ ? Whose son is he ? " They said to him , " The son of David . "
Hoy Izy hoe : " Inona no eritreritrareo momban'i Kristy ? Zanaka
lahin'iza Izy ? " Niteny taminy ireo hoe : " zanak'i Davida . "
MAT 22:43     Alignment score: 0.46 → 0.458
Jesus said to them , " How then does David in the Spirit call him Lord , saying ,
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Nahoana ary Davida mitoetra ao amin ' ny Fanahy no miantso Azy hoe Tompo , manao hoe :
MAT 22:44     Alignment score: 0.378 → 0.415
' The Lord said to my Lord , " Sit at my right hand , until I make your enemies your footstool " ' ?
' Ny Tompo niteny tamin ' ny Tompoko hoe : " Mipetraha eo amin ' ny tanan'ankavanako , mandra - panaoko ny fahavalonao
ho fitoeran - tongtrao ? '
MAT 22:45     Alignment score: 0.635 → 0.635
If David then calls the Christ ' Lord , ' how is he David 's son ? "
Raha Davida aza miantso an'i Kristy hoe : ' Tompo , ' dia ahoana no maha
- zanak'i Davida Azy ? "
MAT 22:46     Alignment score: 0.271 → 0.273
No one was able to answer him a word , and no man dared ask him any more questions from that day on .
Tsy nisy nahavaly Azy tamin ' ny teny , ary tsy nisy olona sahy nametra - panontaniana hafa intsony nanomboka tamin'izany andro izany .
MAT 22     Average alignment score: 0.38 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28