Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 25:1     Alignment score: 0.444
" Then the kingdom of heaven will be like ten virgins who took their lamps and went to meet the bridegroom .
Ny fanjakan
' ny lanitra dia ho tahaka ny virjina folo izay naka ny jirony ka nandeha nihaona tamin ' ny mpampakatra .


MAT 25:2     Alignment score: 0.404
Five of them were foolish and five were wise .
Adala ny dimy tamin'izy ireo fa ny dimy kosa hendry .
MAT 25:3     Alignment score: 0.311
For when the foolish virgins took their lamps , they did not take any oil with them .
Ary rehefa nitondra ireo jirony ireo virjina
adala , dia tsy nitondra solika niaraka taminy .
MAT 25:4     Alignment score: 0.25
But the wise virgins took containers of oil along with their lamps .
Fa ireo virijina
hendry kosa dia nitondra fitahirizan - tsolika niaraka tamin ' ny jirony .
MAT 25:5     Alignment score: 0.37
Now while the bridegroom was delayed , they all got sleepy and slept .
Ary raha tara ny mpampakatra , dia rendremana izy rehetra ka natory .
MAT 25:6     Alignment score: 0.302 → 0.311
But at midnight there was a cry , ' Look , the bridegroom ! Go out and meet him . '
Fa tamin ' ny sasak'alina dia nisy niantso mafy hoe : " Indro , ny mpampakatra ! mivoaha mba hiaona
aminy . "
MAT 25:7     Alignment score: 0.28
Then all those
virgins rose up and trimmed their lamps .
Avy eo niharina ireo virijina rehetra ka nikarakara ny jirony .
MAT 25:8     Alignment score: 0.207 → 0.221
The foolish said to the wise , ' Give us some of your oil because our lamps are going out . '
Hoy ireo adala tamin'ireo hendry hoe : " Mba omeo ampahany amin ' ny solikareo izahay fa efa ho faty ny jironay .
MAT 25:9     Alignment score: 0.381 → 0.397
" But the wise answered and said , ' Since there will not be enough for us and you , go instead to those who sell and buy some for yourselves . '
Fa namaly ireo hendry ka niteny hoe : " Sao dia tsy ho ampy ho anay sy ho anareo , fa mandehana kosa any amin'ireo mpivarotra ka mividiana ho an ' ny tenanareo . "
MAT 25:10     Alignment score: 0.249 → 0.277
While they went away to buy , the bridegroom came , and those who were ready went with him to the marriage feast , and the door was shut .
Raha nandeha nividy izy ireo , dia tonga ny mpampakatra , ary izay efa vonona dia niara - nandeha taminy ho ao amin ' ny fanasam - panambadiana , ka nihidy ny vavahady .
MAT 25:11     Alignment score: 0.252 → 0.252
" Afterward the other virgins also came and said , ' Master , master , open for us . '
Rehefa afaka izany dia tonga ihany koa ireo virjiny
sasany ka niteny hoe : ' Tompoko , Tompoko , mba vahao izahay ' .
MAT 25:12     Alignment score: 0.429 → 0.435
" But he answered and said , ' Truly I say to you , I do not know you . '
Fa namaly izy ka niteny hoe : ' Lazaiko marina aminareo , tsy mahafantatra anareo aho . '
MAT 25:13     Alignment score: 0.49 → 0.489
Watch therefore , for you do not know the day or the hour .
Koa noho izany mihambena , fa tsy fantatrareo ny andro na ny ora .
MAT 25:14     Alignment score: 0.223
" For it is like when a man was about to go into another country . He called his own servants and entrusted his possessions to them .
Fa izany dia tahaka ny lehilahy iray izay handeha ho any amin ' ny firenen
- kafa . Niantso ny mpanompony izy ka nampitantana azy ireo ny hareny .
MAT 25:15     Alignment score: 0.376 → 0.381
To one of them he gave five talents , to another he gave two , and to yet another he gave one talent . Each one received an amount according to his own ability , and that man went on his journey .
Ny iray tamin'izy ireo nomeny
talenta dimy , ny iray hafa nomeny roa , ary ny iray hafa kosa nomeny talenta iray . Ny tsirairay dia samy nandray talenta araka izay fahaizany avy , ary nandeha tamin ' ny diany izany lehilahy izany .
MAT 25:16     Alignment score: 0.44 → 0.455
The one who received the five talents went at once and worked with them and gained another five talents .
Ny iray izay naharay talenta dimy dia nihainga teo noho eo ka nampiasa azy ireo ary nahazo talenta dimy hafa .
MAT 25:17     Alignment score: 0.441
In the same way , the one who had received two talents gained another two .
Toy izany koa ilay iray izay naharay talenta roa nahazo roa hafa .
MAT 25:18     Alignment score: 0.266 → 0.27
But the servant who had received one talent went away , dug a hole in the ground , and hid his master 's money .
Fa ilay mpanompo iray izay naharay talenta iray kosa , nandeha ka niady lavaka tamin ' ny tany , ary nandevina ny volan ' ny tompony .
MAT 25:19     Alignment score: 0.256 → 0.257
Now after a long time the master of those
servants came back and settled accounts with them .
Ary taorian ' ny fotoana ela dia niverina ny tompon'ireo mpanompo ireo ary nandamin - draharaha tamin'izy ireo .
MAT 25:20     Alignment score: 0.527
The servant who had received the five talents came
and brought another five talents . He said , ' Master , you entrusted me with five talents . See , I have gained five talents more . '
Niditra ilay mpanompo izay naharay talenta dimy no sady nitondra talenta dimy hafa . Hoy izy hoe : " Tompoko , nomenao talenta dimy aho . Indro , nanatombo talenta dimy hafa aho . "
MAT 25:21     Alignment score: 0.316 → 0.317
" His master said to him , ' Well done , good and faithful servant ! You have been faithful over a few things . I will put you in charge over many things . Enter into the joy of your master . '
Hoy ny tompony taminy hoe : " Tsara izany , ry mpanompo tsara sady mahatoky ! Nahatoky tamin ' ny zavatra vitsivitsy ianao . Izaho hampihandraikitra anao amin ' ny zavatra maro . Midira amin ' ny fifalian ' ny tomponao
. "
MAT 25:22     Alignment score: 0.509 → 0.51
" The servant who had received two talents came and said , ' Master , you gave me two talents . See , I have gained two more talents . '
Ilay mpanompo izay naharay talenta roa dia nanatona sy niteny hoe : " Tompoko , nomenao
talenta roa aho , indro , nanatombo talenta roa hafa aho " .
MAT 25:23     Alignment score: 0.306 → 0.307
" His master said to him , ' Well done , good and faithful servant ! You have been faithful over a few things . I will put you in charge over many things . Enter into the joy of your master . '
Niteny azy ny tompony hoe : ' Tsara izany , ry mpanompo tsara sady mahatoky ! Nahatoky tamin ' ny zavatra vitsivitsy ianao . Izaho hampihandraikitra anao amin ' ny zavatra maro . Midira amin ' ny fifalian ' ny tomponao
. '
MAT 25:24     Alignment score: 0.252 → 0.281
" Then the servant who had received one talent came and said , ' Master , I know that you are a hard man . You reap where you did not sow , and you harvest where you did not scatter .
Avy eo ilay mpanompo izay naharay talenta iray nanatona no sady niteny hoe : " Tompoko , fantatro fa lehilahy hentitra hianao . Mijinja eny amin'izay tsy namafazanao ianao , no sady manangom - bokatra
eny amin'izay tsy namboleanao .
MAT 25:25     Alignment score: 0.228
I was afraid , so I went away and hid your talent in the ground . See , you have here what belongs to you . '
Natahotra aho , ka nandeha ary nanafina ny talentanao tao anatin
' ny tany . Jereo , indro izay anao . "
MAT 25:26     Alignment score: 0.277 → 0.277
" But his master answered and said to him , ' You wicked and lazy servant , you knew
that I reap where I have not sowed and harvest where I have not scattered .
Ary namaly azy ny tompony ka nanao taminy hoe : ' Ianao ry mpanompo ratsy sady malaina , fantatrao fa izaho dia mijinja eny amin'izay tsy namafazako sy manangom - bokatra eny amin'izay tsy namboleko .
MAT 25:27     Alignment score: 0.234 → 0.231
Therefore you should have given my money to the bankers , and at my coming I would have received back my own with interest .
Noho izany dia tokony nomenao
ny mpanjana - bola ny volako , ka rehefa niverina aho dia nandray ny ahy miaraka amin ' ny tombony .
MAT 25:28     Alignment score: 0.395
Therefore take away the talent from him and give it to the servant who has ten talents .
Noho izany alaivo any aminy ny talenta ary omeo ho an'ilay mpanompo izay manana talenta folo izany .
MAT 25:29     Alignment score: 0.145 → 0.145
For to everyone who possesses more will be given , and he will have an abundance . But from anyone who does not possess anything , even what he does have will be taken away .
Fa izay rehetra manana
dia homena be kokoa - mihoatra lavitra aza . Fa ho an'ireo izay tsy manana na inona na inona kosa , na izay hananany aza dia ho esorina aminy .
MAT 25:30     Alignment score: 0.265 → 0.286
Throw the worthless servant out into the outer darkness , where there will be weeping and grinding of teeth . '
Ario any amin ' ny maizina any ivelany ny mpanompo tsy mendrika , any no misy ny fitomaniana sy ny fikitroha - nify .
MAT 25:31     Alignment score: 0.398 → 0.411
" When the Son of Man comes in his glory and all the angels with him , then he will sit on his glorious throne .
Ka rehefa tonga amin ' ny voninahiny ny Zanak'Olona sy ny anjely rehetra miaraka Aminy , dia hipetraka eo amin ' ny seza fihandrihanan ' ny voninahiny Izy .
MAT 25:32     Alignment score: 0.326 → 0.327
Before him will be gathered all the nations , and he will separate the people one from another , as a shepherd separates the sheep from the goats .
Ary ny firenena rehetra dia hangonina eo anatrehany
, ary hanavaka ny olona iray amin'iray hafa Izy , tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin ' ny osy .
MAT 25:33     Alignment score: 0.432 → 0.433
He will place the sheep on his right hand , but the goats on his left .
Hametraka ny ondry ho eo ankavanany
izy , fa ny osy eo ankaviany .
MAT 25:34     Alignment score: 0.311 → 0.346
Then the King will say to those on his right hand , ' Come , you who have been blessed by my Father , inherit the kingdom prepared for you from the foundation of the world .
Ary ny mpanjaka hiteny amin'ireo izay eo an - tanana
ankavanany hoe : ' Avia , ianareo izay notahian ' ny Raiko , mandovà ny fanjakana izay efa voahomana ho anareo hatrizay nanorenana an'izao tontolo izao .
MAT 25:35     Alignment score: 0.376 → 0.399
For I was hungry and you gave me food ; I was thirsty and you gave me a drink ; I was a stranger and you took me in ;
Fa noana Aho dia nomenareo sakafo ; nangetaheta Aho dia nomenareo ho sotroina ; nivahiny Aho dia nampandrosoinareo ;
MAT 25:36     Alignment score: 0.31 → 0.335
I was naked and you clothed me ; I was sick and you cared for me ; I was in prison and you came
to me . '
nitanjaka Aho dia nampitafinareo ; narary Aho nokarakarainareo ; ary tany am - ponja Aho dia nakany Amiko ianareo . '
MAT 25:37     Alignment score: 0.367 → 0.384
" Then the righteous will answer and say , ' Lord , when did we see you hungry and feed
you ? Or thirsty and give you a drink ?
Ary ireo marina dia hamaly sy hiteny hoe : ' Tompo , oviana izahay no nahita Anao noana ka namahana Anao ? Na nangetaheta ka nampisotroinay ?
MAT 25:38     Alignment score: 0.229
When did we see you a stranger and take you in ? Or naked and clothe you ?
Oviana Ianao no hitanay
nivahiny ka nampandrosoinay ? Na nitanjaka ka nampitafianay ?
MAT 25:39     Alignment score: 0.286 → 0.289
When did we see you sick or in prison and come
to you ? '
Oviana izahay no nahita Anao narary na tany am - ponja ka nakany aminao ?
MAT 25:40     Alignment score: 0.293 → 0.296
" Then the King will answer and say to them , ' Truly I say to you , what you did for one of the least of these
brothers of mine , you did it for me . '
Ary ny Mpanjaka namaly ka niteny azy ireo hoe : ' Lazaiko marina aminareo , izay nataonareo tamin'ireny rahalahiko kely indrindra ireny , dia nataonareo tamiko . '
MAT 25:41     Alignment score: 0.385
Then he will say to those on his left hand , ' Depart from me , you cursed , into the eternal fire that has been prepared for the devil and his angels ,
Ary izy hilaza amin'ireo izay eo ankaviany hoe : ' Mialà amiko , Ianareo izay voahozona
, ho any amin ' ny afo mirehitra mandrakizay izay efa voahomana hoan ' ny devoly sy ireo anjeliny ,
MAT 25:42     Alignment score: 0.522
because I was hungry , but you did not give
me food ; I was thirsty , but you did not give me a drink ;
satria noana Aho , fa tsy nomenareo sakafo ; nangetaheta Aho , fa tsy nomenareo hosotroina ;
MAT 25:43     Alignment score: 0.372 → 0.393
I was a stranger , but you did not take me in ; naked , but you did not clothe me ; sick and in prison , but you did not care for me . '
nivahiny Aho , fa tsy nampandrosoinareo ; nitanjaka Aho , nefa tsy nampitafinareo ; narary sy tao am - ponja Aho , fa tsy nokarakarainareo . '
MAT 25:44     Alignment score: 0.429 → 0.432
" Then they will also answer and say , ' Lord , when did we see you hungry , or thirsty , or a stranger , or naked , or sick , or in prison , and did not serve you ? '
Ary dia hamaly koa izy ireo ka hiteny hoe : ' Tompo ! Oviana izahay no nahita Anao noana , na nangetaheta , na nivahiny , na nitanjaka , na narary , na tany am - ponja , ka tsy nanompo Anao ?
MAT 25:45     Alignment score: 0.287
" Then he will answer them and say , ' Truly I say to you , what you did not do for one of the least
of these , you did not do for me . '
Ary Izy hamaly azy ireo ka hiteny hoe : ' Lazaiko marina aminareo , fa izay tsy nataonareo tamin'iray tamin'ireo madinika ireo , dia tsy nataonareo tamiko . '
MAT 25:46     Alignment score: 0.381
These
will go away into eternal punishment , but the righteous into eternal life . "
Ireo dia halefa ho ao amin ' ny fanasaziana mandrakizay fa ireo marina kosa ao amin ' ny fiainana mandrakizay . "
MAT 25     Average alignment score: 0.343 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28