Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 7:1     Alignment score: 0.242 → 0.25
" Do not judge , and you will not be judged .
Aza mitsara , dia tsy hotsaraina
ianareo .


MAT 7:2     Alignment score: 0.191 → 0.251
For with the judgment you judge , you will be judged , and with the measure that you measure , it will be measured out to you .
Fa amin ' ny fitsarana nataonareo , no hitsarana anareo , ary amin ' ny fandrefesana andrefesanareo , no handrefesana anareo .
MAT 7:3     Alignment score: 0.229 → 0.222
Why do you look at the tiny piece of straw that is in your brother 's eye , but you do not take notice of the log that is in your own eye ?
Nahaoana ianao no mijery ny singa - mololo kely izay ao anatin
' ny mason ' ny rahalahinao , nefa tsy tsikaritrao ny andry ao anaty masonao ?
MAT 7:4     Alignment score: 0.231 → 0.231
How can you say to your brother , ' Let me take out the piece of straw that is in your eye , ' while the log is in your own eye ?
Ahoana no hitenenanao ny rahalahinao
hoe : ' Avelaho aho hanala ny singa - mololo izay ao anaty masonao , ' raha mbola ao anatin ' ny masonao ilay andry ?
MAT 7:5     Alignment score: 0.214
You hypocrite ! First take the log out of your own eye , and then you will see clearly to take out the piece of straw that is in your brother 's eye .
Ry mpihatsaravelatsihy ! Esory aloha ny andry izay ao anaty masonao , ary avy eo ianao hahita tsara rehefa manala ny singa - mololo izay eo amin ' ny mason
' ny rahalahinao .
MAT 7:6     Alignment score: 0.258 → 0.268
Do not give what is holy to the dogs , and do not throw your pearls in front of the pigs . Otherwise they may trample them underfoot , and then turn and tear you to pieces .
Aza omena ny alika izay masina , ary aza hatsipy eo anoloan ' ny kisoa ny vatosoanareo . Raha tsy izany dia mety ho voahitsany ny tongotr'izy ireo , ary avy eo hifotitra sy hamiravira anareo amin ' ny fahapotehana .
MAT 7:7     Alignment score: 0.249 → 0.25
" Ask , and it will be given to you . Seek , and you will find . Knock , and it will be opened to you .
Mangataha , dia omena anareo izany . Mitadiava , dia hahita ianareo . Dondony , fa hisokatra ho anareo izany .
MAT 7:8     Alignment score: 0.226
For everyone who asks , receives ; everyone who seeks , finds ; and to the person who knocks , it will be opened .
Fa izay rehetra mangataka , dia mahazo ; ireo rehetra izay mitady , dia mahita ; ary ho an ' ny olona mandondòna , dia ho vahana
.
MAT 7:9     Alignment score: 0.321 → 0.321
Or which one of you , if his son asks for a loaf of bread , will give him a stone ?
Sa iza aminareo , raha angatahan ' ny zanany mofo , no hanolotra vato ho azy ?
MAT 7:10     Alignment score: 0.364
Or if he asks for a fish , will give him a snake ?
Na koa raha nangatahiny trondro , ka hanolotra bibilava azy ?
MAT 7:11     Alignment score: 0.266 → 0.268
Therefore , if you who are evil know
how to give good gifts to your children , how much more will your Father in heaven give good things to those who ask him ?
Noho izany , raha ianareo izay ratsy aza mahay manome ireo fanomezana izay tsara ho an ' ny zanakareo , moa tsy lehibe mihoatra va ny zavatra tsara omen ' ny Rainareo izay any an - danitra ho an'ireo izay mangataka aminy ?
MAT 7:12     Alignment score: 0.371
Therefore , whatever things you want people to do to you , you should also do to them , for this is the law and the prophets .
Noho izany , na inona na inona zavatra tianareo ho ataon
' ny olona amin ' ny tenanareo , dia tokony hanao toy izany amin'izy ireo ihany koa ianareo , fa izany no lalàna sy ireo mpaminany .
MAT 7:13     Alignment score: 0.281 → 0.28
" Enter through the narrow gate . For wide is the gate and broad is the way that leads to destruction , and there are many people who go through it .
Midira amin ' ny vavahady tery . Fa lehibe ny vavahady ary malalaka ny lalana mitondra any amin ' ny fahaverezana , ary maro ireo olona izay mandeha amin'izany .
MAT 7:14     Alignment score: 0.418
But the gate is narrow and the way is difficult that leads to life , and there are few who find it .
Fa tery ny vavahady ary sarotra ny lalana izay mitarika mankany amin ' ny fiainana , ary vitsy ireo izay mahita izany .
MAT 7:15     Alignment score: 0.255 → 0.285
" Beware of false prophets , who come to you in sheep 's clothing but are truly ravenous wolves .
Mitandrema amin'ireo mpaminany sandoka , izay manatona anareo amin ' ny fitafian'ondry nefa amboadia tena mpihaza .
MAT 7:16     Alignment score: 0.212 → 0.252
By their fruits you will know them . Do people gather grapes from a thornbush or figs from thistles ?
Amin ' ny alalan ' ny voany no hahafantaranareo azy ireo . Mioty voaloboka eny amin ' ny tsilo va ny olona , na koa aviavy eny amin ' ny songosongo ?
MAT 7:17     Alignment score: 0.288
In the same way , every good tree produces good fruit , but the bad tree produces bad fruit .
Mitovy amin'izany , ny hazo tsara rehetra dia mamokatra voa tsara , fa ny hazo ratsy dia mamokatra voa ratsy .
MAT 7:18     Alignment score: 0.307
A good tree can not produce bad fruit , nor can a bad tree produce good fruit .
Ny hazo tsara dia tsy afaka ny hamokatra voa ratsy , na koa ny hazo ratsy dia tsy afaka mamokatra voa tsara .
MAT 7:19     Alignment score: 0.324
Every tree that does not produce good fruit is chopped down and thrown into the fire .
Ny hazo rehetra izay tsy mamokatra voa tsara dia kapaina ary hatsipy any anaty afo .
MAT 7:20     Alignment score: 0.172
So then , you will recognize them by their fruits .
Ka noho izany , ho fantatrareo izy ireo amin ' ny alalan ' ny voany .
MAT 7:21     Alignment score: 0.424 → 0.425
Not everyone who says to me , ' Lord , Lord , ' will enter into the kingdom of heaven , but only those
who do the will of my Father who is in heaven .
Tsy ireo rehetra izay miteny amiko hoe : ' Tompo , Tompo , ' dia hiditra ny fanjakan ' ny lanitra , fa ireo izay manao ny sitrapon ' ny Raiko izay any an - danitra ihany .
MAT 7:22     Alignment score: 0.358 → 0.378
Many people will say to me in that day , ' Lord , Lord , did we not prophesy in your name , in your name drive
out demons , and in your name do many miracles ? '
Maro ireo olona hiteny amiko amin'izany andro izany hoe : ' Tompo , Tompo , tsy efa naminany tamin ' ny anaranao ve izahay , tsy efa namoaka ireo demonia tamin ' ny anaranao , ary nanao ireo asa lehibe tamin ' ny anaranao ? '
MAT 7:23     Alignment score: 0.247 → 0.245
Then will I openly declare to them , ' I never knew
you ! Get away from me , you who practice lawlessness ! '
Avy eo Aho hanambara amin'izy ireo ampahibemaso hoe : ' Tsy nahafantatra anareo mihitsy Aho ! Mialà lavitra Ahy , ry mpanao ratsy ! '
MAT 7:24     Alignment score: 0.379
" Therefore , everyone who hears my words and obeys them will be like a wise man who built his house upon a rock .
Noho izany , ireo rehetra izay mandre ny teniko ary mankatoa izany dia ho tahaka ny olona hendry izay nanorina ny tranony
eny ambony vatolampy .
MAT 7:25     Alignment score: 0.287 → 0.311
The rain came
down , the floods came , and the winds blew and beat upon that house , but it did not fall down , for it was founded on the rock .
Nirotsaka ny orana , tonga ny tondran - drano , ary nifofofofo sy namely ilay trano ny rivotra , fa tsy nianjera izany , satria nahorina teo ambony vatolampy .
MAT 7:26     Alignment score: 0.301 → 0.323
But everyone who hears my words and does not obey them will be like a foolish man who built his house upon the sand .
Fa ny rehetra izay mandre ireo teniko ka tsy mankatò azy ireny dia tahaka ny olona adala izay manorina
ny tranony eny ambony fasika .
MAT 7:27     Alignment score: 0.334
The rain came down , the floods came
, and the winds blew and struck that house , and it fell , and its destruction was complete . "
Nirotsaka ny orana , tonga ny tondra - drano , ary nifofofofo sy namely ilay trano ny rivotra , ka dia nianjera izany , ary feno ny faharavany . "
MAT 7:28     Alignment score: 0.395 → 0.396
It came
about that when Jesus finished speaking these words , the crowds were astonished by his teaching ,
Ary rehefa avy nanambara ireo teny ireo Jesosy , talanjona tamin ' ny fampianarany ireo vahoaka ,
MAT 7:29     Alignment score: 0.338
for he taught them as one who had authority , and not as their scribes .
satria nampianatra azy ireo tahaka ny olona izay manana
fahefana Izy , fa tsy tahaka ireo mpanora - dalànan'izy ireo .
MAT 7     Average alignment score: 0.301 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28