Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 18:1     Alignment score: 0.511
At that time the disciples came to Jesus and said , " Who is greatest in the kingdom of heaven ? "
Tamin'izany fotoana izany ihany dia tonga teo amin'i Jesosy ireo mpianany ary niteny hoe : " Iza no lehibe indrindra any amin ' ny fanjakan
' ny lanitra ? "


MAT 18:2     Alignment score: 0.345
Jesus called to himself a little child , set him among them ,
Jesosy niantso ankizy kely ho eo aminy , nametraka azy teo amin'izy ireo ,
MAT 18:3     Alignment score: 0.305 → 0.306
and said , " Truly I say to you , unless you turn and become
like little children , you will in no way enter the kingdom of heaven .
ary niteny hoe : " Lazaiko marina aminareo , fa raha tsy miova toy ireo ankizy kely ianareo , dia tsy hisy hevitra ny hidiranareo any amin ' ny fanjakan ' ny lanitra .
MAT 18:4     Alignment score: 0.329
Therefore , whoever humbles himself like this little child is the greatest in the kingdom of heaven .
Noho izany , na iza na iza manetry tena toy ity ankizy kely ity dia lehibe indrindra izy any amin ' ny fanjakan
' ny lanitra .
MAT 18:5     Alignment score: 0.365
Whoever welcomes a little child like this in my name receives me .
Na iza na iza mandray ny ankizy kely toy izao amin ' ny anarako dia mandray Ahy .
MAT 18:6     Alignment score: 0.309 → 0.312
But whoever causes one of these little ones who believes in me to stumble , it would be better for him that a large millstone should be hung about his neck , and that he should be sunk into the depths of the sea .
Fa na iza na iza mahatonga ny iray amin'ireto ankizy kely ireto izay mino Ahy hanota , dia ho tsara kokoa ho azy ny hiantonan ' ny fikosoham - bary lehibe eo amin ' ny vozony , ka halentika any amin ' ny ranomasina lalina
izy .
MAT 18:7     Alignment score: 0.277 → 0.289
" Woe to the world because of stumbling blocks ! For it is necessary that those
stumbling blocks come , but woe to the person through whom those stumbling blocks come !
Loza ho an'izao tontolo izao nohon ' ny fotoanan ' ny fanafintohinana ! Fa ilaina ny ahatongavan'izany fotoana izany , nefa loza ho an ' ny olona izay niavian'izany fotoana izany !
MAT 18:8     Alignment score: 0.322 → 0.33
If your hand or your foot
causes you to stumble , cut it off and throw it away from you . It is better for you to enter into life maimed or lame than to be thrown into the eternal fire having two hands or two feet .
Raha miteraka fanafintohina ho anao ny tananao na ny tongotrao , dia tapaho izany ary esory eo aminao . Tsara kokoa ho anao ny miditra kilemaina na mandringa any amin ' ny fiainana mandrakizay noho ny ho very any amin ' ny afo tsy mety maty amin ' ny fanana tanana roa na tongotra roa .
MAT 18:9     Alignment score: 0.163 → 0.186
If your eye causes you to stumble , pluck it out and throw it away from you . It is better for you to enter into life with one eye than to be thrown into the fiery
hell having both eyes .
Raha miteraka fanafintohinana ho anao ny masonao iray , hongoty izany ary esory eo aminao . Tsara kokoa ho anao ny miditra any amin ' ny fiainana mandrakizay miaraka amin ' ny maso ila noho ny hoe very any amin ' ny afo tsy mety maty miaraka amin ' ny maso roa .
MAT 18:10     Alignment score: 0.23 → 0.232
See that you do not despise any of these
little ones . For I say to you that in heaven their angels always look on the face of my Father who is in heaven .
Tandremo tsy hanao tsinotsinona ireo ankizy madinika ireo ianareo . Fa milaza aminareo Aho fa any an - danitra ireo anjeliny dia mijery foana ny endriky ny Raiko izay any an - danitra .
MAT 18:12     Alignment score: 0.318 → 0.303
What do you think ? If anyone has a hundred sheep , and one of them goes astray , does he not leave the ninety - nine on the hillside and go off seeking the one that went astray ?
Inona no eritreritrareo ? Raha misy manana manana ondry zato , ka mankany amin ' ny lalan
- diso ny iray amin'izy ireo , dia tsy handao ny sivy amby sivifolo eo amin ' ny avoana va izy ary andeha hikaroka ilay iray izay nankany amin ' ny lalan - diso ?
MAT 18:13     Alignment score: 0.393 → 0.36
If he finds it , truly I say to you , he rejoices over it more than over the ninety - nine that did not go astray .
Raha hitany
izany , dia lazaiko marina aminareo , fa mifaly amin'izany mihoatra noho ireo sivy amby sivifolo izay tsy nankany amin ' ny lalan - diso izy .
MAT 18:14     Alignment score: 0.185 → 0.186
In the same way , it is not the will of your Father in heaven that one of these
little ones should perish .
Toy izany ihany koa , tsy sitraky ny Rainareo any an - danitra ny hahavery ny iray amin'ireo madinika ireo .
MAT 18:15     Alignment score: 0.288 → 0.304
" If your brother sins against you , go and rebuke him , between you and him alone . If he listens to you , you will have gained your brother .
Raha manota aminao ny rahalahinao
, mandehana ary lazao azy ny hadisoany , aminao sy izy irery ihany . Raha mihaino anao izy , dia hifankahazo amin ' ny rahalahinao indray ianao .
MAT 18:16     Alignment score: 0.349 → 0.362
But if he does not listen to you , take one or two others along with you so that by the mouth of two or three witnesses
every word might be confirmed .
Kanefa raha tsy mihaino anao izy , dia mangalà iray na roa hafa miaraka aminao , amin'izay mba amin ' ny vavan'ireo vavolombelona roa na telo no ahafahana manamarina ny teny rehetra .
MAT 18:17     Alignment score: 0.347 → 0.347
And if he refuses to listen to them , tell the matter to the church . If he also refuses to listen to the church , let him be to you as a pagan and a tax collector
.
Ary raha mandà ny hihaino azy ireo izy , dia lazao amin ' ny fiangonana ny zava - mitranga . Raha tsy manaiky hiaino ny fiangonana ihany koa izy , dia avelao izy ho toy ny Jentilisa sy ny mpamory hetra .
MAT 18:18     Alignment score: 0.217 → 0.214
I tell you truly , whatever things you bind on earth will be bound
in heaven , and whatever you loose on earth will be loosed in heaven .
Lazaiko marina aminareo , na inona na inona fehezinareo ety an - tany dia ho fehezina any an - danitra ; ary na inona na inona avelanareo eto an - tany dia ho voavela any an - danitra .
MAT 18:19     Alignment score: 0.252 → 0.258
Again I tell you truly , if two of you agree on earth about anything they ask , it will be done for them by my Father who is in heaven .
Dia mbola lazaiko aminareo indray hoe : " Raha misy roa aminareo manaiky eto an - tany ny amin'izay
rehetra angatahan'izy ireo , dia ho atao ho azy ireo izany amin ' ny alalan ' ny Raiko izay any an - danitra .
MAT 18:20     Alignment score: 0.389 → 0.405
For where two or three are gathered together in my name , there I am in their midst . "
Fa na aiza misy roa na telo miara - mivory amin ' ny Anarako , dia eo afovoan'izy ireo eo Aho . "
MAT 18:21     Alignment score: 0.394 → 0.403
Then Peter came and said to Jesus , " Lord , how often will my brother sin against me and I forgive him ? Until seven times ? "
Avy eo nanatona Petera ary niteny tamin'i Jesosy hoe : " Tompo , impiry hanota amiko ny rahalahiko ka hamela azy aho ? Hatramin ' ny im - pito va ? "
MAT 18:22     Alignment score: 0.334 → 0.336
Jesus said to him , " I do not tell you seven times , but until seventy times seven .
Jesosy niteny azy hoe : " Tsy miteny aminao Aho hoe im - pito , fa hatramin ' ny fitopolo im - pito .
MAT 18:23     Alignment score: 0.303
Therefore the kingdom of heaven is similar to a certain king who wanted to settle accounts with his servants .
Noho izany ny fanjakan
' ny lanitra dia mitovy amin ' ny mpanjaka iray izay te hifandamina ara - bola miaraka amin'ireo mpanompony .
MAT 18:24     Alignment score: 0.329
As he began the settling , one servant was brought to him who owed him ten thousand talents .
Raha vao nanomboka ny fandaminana izy , dia nisy mpanompo iray nentina teo aminy izay nananany talenta iray alina .
MAT 18:25     Alignment score: 0.264 → 0.241
But since he did not have the means to repay , his master commanded him to be sold , together with his wife and children and everything that he had , and payment to be made .
Nefa satria tsy nanana fomba handoavana izany izy , dia nandidy ny hamarotana azy ny tompony , miaraka amin ' ny vadiny sy ireo zanany ary izay hananany rehetra , ka ho vita ny fandoavan - trosa .
MAT 18:26     Alignment score: 0.248 → 0.248
So the servant fell
down , bowed down before him , and said , ' Master , have patience with me , and I will pay you everything . '
Noho izany dia niondrika ilay mpanompo , ary niankohoka teo anoloany , ary niteny hoe : ' Tompo , manàna faharetana amiko , dia haloako aminao ny zavatra rehetra . '
MAT 18:27     Alignment score: 0.218 → 0.274
So the master of that servant , since he was moved with compassion , released him and forgave him the debt .
Noho izany ny tompon'izany mpanompo izany , dia onena , ka nanafaka azy ary namela ny trosa taminy .
MAT 18:28     Alignment score: 0.265
But that servant went out and found one of his fellow servants , who owed him one hundred denarii . He took hold
of him , began to choke him , and said , ' Pay me what you owe . '
Fa nivoaka io mpanompo io ka nahita ny iray tamin'ireo mpiara - manompo aminy , izay nananany dinaria zato . Nosamboriny izy , noraisiny tamin ' ny tendany , ary niteny hoe : ' Aloavy amiko izay notrosainao . '
MAT 18:29     Alignment score: 0.161 → 0.173
" But his fellow servant fell
down and pleaded with him , saying , ' Have patience with me , and I will repay you . '
Nefa niondrika io mpiara - manompo aminy io ary nitalaho taminy , nanao hoe : ' Manàna faharetana amiko , dia haloako aminao indray . '
MAT 18:30     Alignment score: 0.361 → 0.366
But the first servant refused . Instead , he went and threw him into prison until he should pay him what he owed .
Kanefa nandà ilay mpanompo voalohany . Mifanohitra amin'izany , nandeha izy ary nataony tany
am - pigadrana ilay mpiara - manompo aminy mandra - pahaloany aminy izay notrosainy .
MAT 18:31     Alignment score: 0.264
When his fellow servants saw what had happened , they were deeply grieved . They came
and told their master everything that had happened .
Rehefa nahita izay niseho ireo mpiara - manompo aminy , dia nalahelo tokoa izy ireo . Nandeha ary nilaza tamin ' ny tompony izay rehetra niseho izy ireo .
MAT 18:32     Alignment score: 0.336
" Then that servant 's master called him and said to him , ' You wicked servant , I forgave you all that debt because you pleaded with me .
Avy eo niantso azy ny tompon'io
mpanompo io , ary niteny azy hoe : ' Ianao ry mpanompo ratsy fanahy , namela ny trosa rehetra taminao aho satria ianao nitalaho tamiko .
MAT 18:33     Alignment score: 0.264
Should you not have had mercy on your fellow servant , even as I had mercy on you ? '
Tsy tokony hanana famindram - po amin ' ny mpiara - manompo aminao va ianao , toy ny nananako famindram - po taminao ? '
MAT 18:34     Alignment score: 0.4 → 0.401
His master was angry and handed him over to the torturers until he would pay all that was owed .
Tezitra ny tompony ary nitondra azy tany
amin'ireo mpampijaly mandra - pahaloany izay rehetra notrosainy .
MAT 18:35     Alignment score: 0.271 → 0.282
So also my heavenly Father will do to you if you do not forgive your brother from your heart . "
Toy izany ihany koa no ho ataon
' ny Raiko any an - danitra aminareo , raha tsy mamela ny rahalahiny amin ' ny fony ny tsirairay avy aminareo . "
MAT 18     Average alignment score: 0.302 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28