Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 27:1     Alignment score: 0.48 → 0.482
Now when morning came , all the chief priests and elders of the people plotted against Jesus to put him to death .
Ary rehefa tonga ny maraina , dia nitetika hanohitra an'i Jesosy mba hamono Azy ireo lehiben ' ny mpisorona sy ny loholona rehetra .


MAT 27:2     Alignment score: 0.43
They bound him , led him away , and delivered him to Pilate the governor .
Izy ireo namatotra Azy , nitarika Azy tany
ivelany , ary nanolotra Azy tamin'i Pilato governora .
MAT 27:3     Alignment score: 0.565 → 0.58
Then when Judas , who had betrayed him , saw that Jesus had been condemned , he repented and returned the thirty pieces of silver to the chief priests and elders ,
Ary Jodasy , ilay namadika Azy , rehefa nahita fa voaheloka Jesosy , dia nibebaka izy ary namerina ireo volafotsy telopolo tamin'ireo lehiben ' ny mpisorona sy ireo loholona ,
MAT 27:4     Alignment score: 0.417
and said , " I have sinned by betraying innocent blood . " But they said , " What is that to us ? See to that yourself . "
ary niteny hoe : " Nanota aho tamin ' ny namadihako tsy manan - tsiny . " Fa izy ireo niteny hoe : " Ahoanay inona ? Anao izany . "
MAT 27:5     Alignment score: 0.406
Then he threw down the pieces of silver in the temple , and departed , and went out and hanged himself .
Dia natsipiny tao an - tempoly ireo volafotsy , ary nanainga , sy nivoaka ary nanantona ny tenany Izy .
MAT 27:6     Alignment score: 0.374 → 0.372
The chief priests took the pieces of silver and said , " It is not lawful to put this into the treasury because it is the price of blood . "
Ireo lehiben ' ny mpisorona naka ireo volafotsy ary niteny hoe : " Tsy ara - dalàna ny mametraka ity ao amin ' ny fitehirizam - bola
, satria ity dia vidin - drà . "
MAT 27:7     Alignment score: 0.302 → 0.303
They discussed the matter together , and they bought with the money the potter 's field in which to bury strangers .
Niara - niresaka ny olana izy ireo ary nividy ny sahan ' ny mpanao vilany tanimanga izay handevenana
ireo vahiny tamin'ireo vola .
MAT 27:8     Alignment score: 0.409 → 0.442
For this reason that field has been called , " The Field of Blood " to this day .
Ary izany no antony niantsoana
izany saha izany hoe : " Sahan ' ny " mandrak'androany .
MAT 27:9     Alignment score: 0.379
Then that which had been spoken by Jeremiah the prophet was fulfilled , saying , " They took the thirty pieces of silver , the price set on him by the sons of Israel ,
Ary dia tanteraka izay voalaza tamin ' ny mpaminany Jeremia , manao hoe : " Naka ny volafotsy telopolo izy ireo , vidy nanombanan'ireo vahoakan'Israely Azy ,
MAT 27:10     Alignment score: 0.37 → 0.373
and they gave it for the potter 's field , as the Lord had directed me . "
ary izy ireo nanome izany ho an ' ny sahan ' ny mpanao vilany tanimanga , araka ny natoron
' ny Tompo ahy . "
MAT 27:11     Alignment score: 0.518 → 0.559
Now Jesus stood before the governor , and the governor asked him , " Are you the King of the Jews ? " Jesus answered him , " You say so . "
Ary Jesosy nijoro teo anolohan ' ny governora , ary ny governora nanontany Azy hoe , " Ianao va no mpanjakan'ireo Jiosy ? " Jesosy namaly azy hoe : " Voalazanao . "
MAT 27:12     Alignment score: 0.533 → 0.549
But when he was accused by the chief priests and elders , he answered nothing .
Fa rehefa nampangain'ireo lehiben ' ny mpisorona sy ireo loholona Izy , dia tsy namaly na inona na inona .
MAT 27:13     Alignment score: 0.254 → 0.284
Then Pilate said to him , " Do you not hear how many things they accuse you of ? "
Dia niteny taminy Pilato hoe : " Tsy renao va ny fiampangana rehetra atao aminao ? "
MAT 27:14     Alignment score: 0.328 → 0.332
But he did not answer even one word , so that the governor was greatly amazed .
Fa tsy namaly na dia teny iray aza Izy , gaga tanteraka noho izany ny governora .
MAT 27:15     Alignment score: 0.303
Now at the festival it was the custom of the governor to set free one prisoner
chosen by the crowd .
Ary isakin ' ny firavoravoana dia fomban ' ny governora ny mamotsotra gadra iray voafidin ' ny vahoaka .
MAT 27:16     Alignment score: 0.28 → 0.281
At that time they had a notorious prisoner
named Jesus Barabbas .
Tamin'io fotoana io , nanana gadra malaza ratsy antsoina hoe Barabasy izy ireo .
MAT 27:17     Alignment score: 0.507 → 0.507
So when they were gathered together , Pilate said to them , " Who do you want me to set free for you ? Barabbas , or Jesus who is called Christ ? "
Noho izany rehefa niara - niangona izy ireo , dia hoy Pilato tamin'izy ireo hoe : " Iza no tianareo halefako ho anareo ? Barabasy , sa Jesosy izay antsoina hoe Kristy ? "
MAT 27:18     Alignment score: 0.353 → 0.367
He knew
that they had handed Jesus over to him because of envy .
Fantany fa nohon ' ny fialonana no nanoloran'izy ireo an'i Jesosy taminy .
MAT 27:19     Alignment score: 0.338 → 0.34
While he was sitting on the judgment seat , his wife sent word to him and said , " Have nothing to do with that innocent man . For I have suffered much today because of a dream I had about him . "
Raha nipetraka teo amin ' ny seza fitsarana izy , dia nandefa teny taminy ny vadiny ary nanao hoe : " Tsy manana na inona na inona atao amin'ity lehilahy tsy manan - tsiny ity aho . Fa ory loatra aho androany nohon ' ny nofy azoko momba Azy . "
MAT 27:20     Alignment score: 0.471 → 0.491
Now the chief priests and the elders persuaded the crowd that they should ask for Barabbas and destroy Jesus .
Ary ireo lehiben ' ny mpisorona sy ireo loholona nandresy lahatra ny vahoaka mba hangataka an'i Barabasy , ary hampamono an'i Jesosy .
MAT 27:21     Alignment score: 0.378 → 0.437
The governor asked them , " Which of the two do you want me to set free for you ? " They said , " Barabbas . "
Nanontany azy ireo ny Governora hoe : " Iza amin'izy roa no tianareo halefako ho anareo ? " Hoy izy ireo hoe : " Barabasy . "
MAT 27:22     Alignment score: 0.581
Pilate said to them , " What should I do with Jesus who is called Christ ? " They all answered , " Crucify him . "
Pilato niteny tamin'izy ireo hoe : " Inona no tokony ataoko amin'i Jesosy izay antsoina hoe Kristy ? " Izy rehetra namaly hoe : " Fantsiho amin ' ny hazofijaliana Izy . "
MAT 27:23     Alignment score: 0.321 → 0.325
Then he said , " Why , what evil has he done ? " But they cried out even louder , " Crucify him . "
Dia hoy Izy hoe : " Nahoana , inona no heloka nataony ? " Fa vao mainka izy ireo nihiaka mafy hoe : " Fantsiho amin ' ny hazofijaliana Izy . "
MAT 27:24     Alignment score: 0.356 → 0.373
So when Pilate saw that he was gaining nothing , but instead a riot was starting , he took water , washed his hands in front of the crowd , and said , " I am innocent of the blood of this man . You see to it . "
Fa rehefa hitan'i Pilato fa tsy afaka hanao na inona na inona izy , kanefa efa nanomboka ny tabataba , dia naka rano izy , nanasa ny tanany teo anoloan ' ny vahoaka , ary nanao hoe : " Tsy manan - tsiny amin ' ny ràn'ity lehilahy tsy manan
- tsiny ity aho . Fa asanareo izany . "
MAT 27:25     Alignment score: 0.281 → 0.281
All the people said , " May his blood be on us and our children . "
Ireo olona rehetra niteny hoe : " Ho aminay sy ny zanakay anie ny ràny . "
MAT 27:26     Alignment score: 0.231
Then he set Barabbas free for them , but he scourged Jesus and handed him over to be crucified .
Dia nalefany
ho an'izy ireo Barabasy , fa nively karavasy an'i Jesosy izy ary nanolotra Azy ho fantsihina .
MAT 27:27     Alignment score: 0.347
Then the soldiers of the governor took Jesus into the government headquarters and they gathered the whole company of soldiers .
Avy eo ireo miaramilan ' ny governora naka an'i Jesosy hankao an - dapa ary nanangona ireo vondrona miaramila rehetra .
MAT 27:28     Alignment score: 0.237
They stripped him and put a scarlet robe on him .
Nanala ny fitafiany
izy ireo ary nampanao akanjo jaky Azy .
MAT 27:29     Alignment score: 0.431
They made a crown of thorns and put it on his head , and placed a staff in his right hand . They knelt down before him and mocked him , saying , " Hail , King of the Jews ! "
Nanamboatra satro - boninahitra tsilo izy ireo ary nametraka izany teo an - dohany , ary nametraka tehina teo amin ' ny tanany ankavanana . Nandohalika teo anatrehany
izy ireo ary naneso Azy , nanao hoe : " Arahaba , ry mpanjakan ' ny Jiosy ! "
MAT 27:30     Alignment score: 0.237 → 0.24
They spat
on him , and they took the staff and struck him on the head again and again .
Nororain'izy ireo Izy , ary nalain'izy ireo ny tehina dia nikapoka Azy im - be dia be teo amin ' ny lohany .
MAT 27:31     Alignment score: 0.233 → 0.236
When they had mocked him , they took the robe off him and put his own garments on him , and led him away to crucify him .
Rehefa avy naneso Azy izy ireo , dia nanala ny akanjo lavany
ary nampitafy Azy ny fitafiany , ary nitondra Azy nivoaka mba hamantsika Azy amin ' ny hazofijaliana .
MAT 27:32     Alignment score: 0.328 → 0.329
As they came out , they found a man from Cyrene named Simon , whom they forced to go with them so that he might carry his cross .
Rehefa nivoaka izy ireo , dia nahita lehilahy iray avy any Syrena
antsoina hoe Simona , izay noteren'izy ireo hiaraka amin'izy ireo mba hampilanjaina ny hazofijaliany .
MAT 27:33     Alignment score: 0.42
They came to a place called Golgotha , which means " The Place of a Skull . "
Nankany amin ' ny toerana antsoina hoe Golgota
izy ireo , izay midika hoe " Toeran ' ny Karandoha . "
MAT 27:34     Alignment score: 0.391
They gave him wine to drink mixed with gall . But when he tasted it , he would not drink
.
Nomen'izy ireo divay mifangaro amin ' ny afero Izy mba ho sotroina . Fa rehefa nandramany izany , dia tsy nisotro Izy .
MAT 27:35     Alignment score: 0.206 → 0.227
When they had crucified him , they divided up his garments by casting lots ,
Rehefa nofantsihin'izy ireo tamin ' ny hazofijaliana Izy , dia nataon'izy ireo loka ny fizarana ireo fitafiany ,
MAT 27:36     Alignment score: 0.295
and they sat and kept guard over him .
ka nipetraka izy ireo ary nijanona niambina Azy .
MAT 27:37     Alignment score: 0.354 → 0.358
Above his head they put the charge against him , which read , " This is Jesus , the king of the Jews . "
Teo ambonin ' ny lohany no nametrahan'izy ireo soratra milaza ny nanamelohana Azy , izay mivaky hoe : " Ity no Jesosy , mpanjakan'ireo Jiosy . "
MAT 27:38     Alignment score: 0.461
Two robbers were crucified with him , one on the right of him and one on the left .
Nisy jiolahy roa nofantsihina
niaraka taminy , ny iray teo ankavanany ary iray teo ankavia .
MAT 27:39     Alignment score: 0.283
Those
who passed by insulted him , shaking their heads
Ireo izay nandalo dia nanevateva Azy , nanivingivina ny lohan'izy ireo
MAT 27:40     Alignment score: 0.365 → 0.378
and saying , " You who were going to destroy the temple and rebuild
it in three days , save yourself ! If you are the Son of God , come down from the cross ! "
ary nanao hoe : " Ianao izay handrava ny tempoly ary hanamboatra izany indray ao anatin ' ny telo andro , vonjeo ny tenanao ! Raha Ianao no Zanak'Andriamanitra , midinà avy eny amin ' ny hazofijaliana ! "
MAT 27:41     Alignment score: 0.414 → 0.415
In the same way the chief priests were mocking him , along with the scribes and elders , and said ,
Toy izany koa ireo lehiben ' ny mpisorona naneso Azy , niaraka tamin'ireo mpanora - dalàna sy ireo loholona , ary niteny hoe :
MAT 27:42     Alignment score: 0.319
" He saved others , but he can not save himself . He is the King of Israel . Let him come
down off the cross , and then we will believe in him .
" Nanavotra ireo hafa Izy , fa tsy afaka manavotra ny tenany . Izy no mpanjakan'Israely . Avelao Izy hidina eny amin ' ny hazofijaliana , ary dia hino Azy isika .
MAT 27:43     Alignment score: 0.269
He trusts in God , let God rescue him now , if God consents to release him . For he even said , ' I am the Son of God . ' "
Natoky
an'Andriamanitra Izy , avelao Andriamanitra hamonjy Azy izao , raha mankasitraka ny hanafaka Azy Andriamanitra . Fa na Izy aza dia niteny hoe : ' Izaho no Zanak'Andriamanitra . ' "
MAT 27:44     Alignment score: 0.257
In the same way the robbers who were crucified with him also insulted him .
Toy izany koa ireo jiolahy izay nofantsihina
niaraka taminy niteny fanevatevana taminy ihany koa .
MAT 27:45     Alignment score: 0.425
Now from the sixth hour darkness came
over the whole land until the ninth hour .
Ary nanomboka tamin ' ny ora fahaenina dia nandrakotra ny tany rehetra ny aizina ka hatramin ' ny ora fahasivy .
MAT 27:46     Alignment score: 0.584 → 0.592
About the ninth hour , Jesus cried with a loud voice and said , " Eli , Eli , lama sabachthani ? " which means , " My God , my God , why have you abandoned me ? "
Teo amin ' ny ora fahasivy , dia nihiaka tamin ' ny feo mafy Jesosy ary nanao hoe : " Ely , Ely , lamà sabaktani ? " Izay midika hoe : " Andriamanitro , Andriamanitro , nahoana no nandao Ahy Ianao ? "
MAT 27:47     Alignment score: 0.485 → 0.485
When some of those who were standing there heard it , they said , " He is calling for Elijah . "
Rehefa ren ' ny sasany tamin'ireo izay nitsangana teo izany , dia hoy izy ireo : " Miantso an'i Elia Izy . "
MAT 27:48     Alignment score: 0.305
Immediately one of them ran and took a sponge , filled it with sour wine
, put it on a reed staff , and gave it to him to drink .
Teo no eo dia nihazakazaka ny iray tamin'izy ireo ary naka spaonjy , namonto izany tamin ' ny vinaingitra , nametraka izany tamin ' ny tohitohina bararata , ary nanome izany Azy mba ho sotroina .
MAT 27:49     Alignment score: 0.266
The rest of them said , " Leave him alone . Let us see whether Elijah comes to save him . "
Ny sasany tamin'izy ireo niteny hoe : " Avelao Izy . Hitantsika eo raha ho tonga hamonjy Azy Elia . "
MAT 27:50     Alignment score: 0.493
Then Jesus cried out again with a loud voice and gave up his spirit .
Dia nihiaka tamin ' ny feo mafy indray Jesosy ary nanolotra ny fanahiny
.
MAT 27:51     Alignment score: 0.247
Behold , the curtain of the temple was split in two from the top to the bottom , and the earth shook , and the rocks split apart .
Indro , ny lamban ' ny tempoly nitriatra roa hatrany ambony ka hatrany ambany , ary nihorohoro ny tany , ary vaky nisasaka ireo vatolampy .
MAT 27:52     Alignment score: 0.262
The tombs were opened , and the bodies of the holy people who had fallen asleep were raised .
Nisokatra ireo fasana , ary ny fatin'ireo olon'Andriamanitra maro izay nodimandry dia natsangana .
MAT 27:53     Alignment score: 0.493
They came
out of the tombs after his resurrection , entered the holy city , and appeared to many .
Izy ireo dia nivoaka avy tao amin ' ny fasana taorian ' ny fitsanganany tamin ' ny maty , niditra ny tanàna masina , ary niseho tamin ' ny maro .
MAT 27:54     Alignment score: 0.464 → 0.464
Now when the centurion and those
who were watching Jesus saw the earthquake and the things that had happened , they became very afraid and said , " Truly this was the Son of God . "
Ary ireo kapiteny sy ireo izay nijery an'i Jesosy rehefa nahita ny horohoron - tany sy ireo zavatra izay nitranga , dia lasa natahotra mafy ary nanao hoe : " Zanak'Andriamanitra marina ity . "
MAT 27:55     Alignment score: 0.336
Many women
who had followed Jesus from Galilee to attend to his needs were there watching from a distance .
Nisy Vehivavy maro izay nanaraka an'i Jesosy hatrany Galilia mba hikarakara Azy teo nijery avy eny alavitra .
MAT 27:56     Alignment score: 0.694
Among them were Mary Magdalene , Mary the mother of James and Joseph , and the mother of the sons of Zebedee .
Tamin'izy ireo Maria Magdalena , Maria renin'i
Jakoba sy Josefa , ary ny renin'ireo zanakalahin'i Zebedio .
MAT 27:57     Alignment score: 0.508
When it was evening , there came a rich man from Arimathea , named Joseph , who was also a disciple
of Jesus .
Rehefa hariva ny andro , dia nisy lehilahy iray manan - karena avy any Armatia tonga , antsoina hoe Josefa , izay mpianatr'i Jesosy ihany koa .
MAT 27:58     Alignment score: 0.535
He approached Pilate and asked for the body of Jesus . Then Pilate ordered it to be given to him .
Nanatona an'i Pilato izy ary nangataka ny fatin'i
Jesosy . Dia nobaikon'i Pilato omena azy izany .
MAT 27:59     Alignment score: 0.499
Joseph took the body , wrapped it in a clean linen cloth ,
Naka ny faty Josefa , namono izany tamin ' ny lamba rongony madio ,
MAT 27:60     Alignment score: 0.321
and laid it in his own new tomb that he had cut into the rock . Then he rolled a large stone against the door of the tomb and went away .
ary nampandry izany tamin ' ny fasany
vaovao izay nolavahany tamin ' ny vatolampy . Dia nanakodia vato lehibe hanohina ny varavaran ' ny fasana izy ary nivoaka .
MAT 27:61     Alignment score: 0.612 → 0.623
Mary Magdalene and the other Mary were there , sitting opposite the tomb .
Maria Magdalena sy ireo Maria hafa dia teo , nipetraka teo ampitan ' ny fasana .
MAT 27:62     Alignment score: 0.49
The next day , which was the day after the Preparation
, the chief priests and the Pharisees were gathered together with Pilate .
Ny andro manaraka , izay andro aorian ' ny Fanomanana , dia niara - niangona tamin'i Pilato ireo lehiben ' ny mpisorona sy ireo Fariseo .
MAT 27:63     Alignment score: 0.426 → 0.441
They said , " Sir , we remember that when that deceiver was alive
, he said , ' After three days will I rise again . '
Hoy izy ireo hoe : " Tompoko , tadidinay fa tamin ' ny mbola velona iny mpamitaka iny , dia hoy Izy hoe : ' Aorian ' ny telo andro , dia hitsangana indray Aho . '
MAT 27:64     Alignment score: 0.404 → 0.406
Therefore command that the tomb be made secure until the third day , otherwise his disciples may come
and steal him and say to the people , ' He has risen from the dead , ' and the last deception will be worse than the first . "
Ka noho izany , mandidia mba ho ambenana ny fasana hatramin ' ny andro fahatelo , raha tsy izany ireo mpianany mety ho avy ary hangalatra Azy dia hiteny amin ' ny olona hoe : ' Nitsangana tamin ' ny maty Izy ' , ary ny fitaka farany dia ho ratsy noho ilay tamin ' ny voalohany . "
MAT 27:65     Alignment score: 0.351 → 0.354
Pilate said to them , " Take a guard . Go and make it as secure as you know
how . "
Hoy Pilato tamin'izy ireo hoe : " Makà mpiambina . Mandehana ary ambeno tsara araka izay vitanareo izany . "
MAT 27:66     Alignment score: 0.253
So they went and made the tomb secure , sealing the stone and placing the guard .
Dia nandeha izy ireo ary niambina ny fasana , nanisy tombo - kase ny vato ary nametraka ny mpiambina .
MAT 27     Average alignment score: 0.399 for 66 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28