Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 19:1     Alignment score: 0.481 → 0.538
It came
about that when Jesus had finished these words , he departed from Galilee and came to the region of Judea that is beyond the Jordan River .
Ary rehefa nahavita ireo teny ireo Jesosy , niala tany Galilia Izy , ary nankany amin ' ny faritr'i Jodia izay tany andafin ' ny reniranon ' ny Jordana .


MAT 19:2     Alignment score: 0.41
Great crowds followed him , and he healed them there .
Vaohaka
maro no nanaraka Azy , ka nanasitrana azy ireo tany Izy .
MAT 19:3     Alignment score: 0.253 → 0.259
Pharisees came to him , testing him , saying to him , " Is it lawful for a man to divorce his wife for any cause ? "
Nanatona Azy ireo fariseo , nitsapa Azy , niteny taminy hoe : " Ara - dalàna ho an ' ny lehilahy va ny misaraka amin ' ny vadiny noho izay mety ho antony rehetra ? "
MAT 19:4     Alignment score: 0.42
Jesus answered and said , " Have you not read that he who made them from the beginning made them male and female ?
Jesosy namaly ary niteny hoe : " Tsy novakianareo va fa Izy izay nanao azy ireo tamin ' ny voalohany dia nanao azy ireo ho lahy sy vavy ?
MAT 19:5     Alignment score: 0.435 → 0.44
He who made them also said , ' For this reason a man will leave his father and mother and join to his wife , and the two will become
one flesh . '
Izy Izay nanao azy ireo dia niteny ihany koa hoe : ' Fa noho izany antony izany dia handao ny rainy sy reniny ny lehilahy ka hikambana amin ' ny vadiny , ary ho lasa nofo iray izy roa ? '
MAT 19:6     Alignment score: 0.336 → 0.358
So they are no longer two , but one flesh . Therefore what God has joined together , let no one tear apart . "
Ka tsy ho roa intsony izy ireo , fa ho nofo iray . Ka izay natambatr
' Andriamanitra , aoka tsy hisy hanasaraka . "
MAT 19:7     Alignment score: 0.43
They said to him , " Why then did Moses command us to give a certificate of divorce and then to send
her away ? "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Nahoana izany Mosesy no mandidy anay hanome taratasy fanamarinam - pisarahana ary avy eo hampody azy ? "
MAT 19:8     Alignment score: 0.304 → 0.304
He said to them , " For your hardness of heart , Moses allowed you to divorce your wives , but from the beginning it was not that way .
Hoy Izy tamin'ireo hoe : " Fa ny hamafisam - ponareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin ' ny vadinareo , fa tamin ' ny voalohany dia tsy izany no fomba .
MAT 19:10     Alignment score: 0.415
The disciples said to Jesus , " If that is the case
of a man with his wife , it is not good to marry . "
Ireo mpianatra niteny tamin'i Jesosy hoe : " Raha izany no toetran ' ny lehilahy amin ' ny vadiny , dia tsy tsara ny manambady . "
MAT 19:11     Alignment score: 0.28 → 0.289
But Jesus said to them , " Not everyone can accept this saying , but only those
to whom it is given .
Fa Jesosy niteny tamin'ireo hoe : " Tsy ny olona rehetra no afaka manaiky izany fampianarana izany , fa ireo izay navela hanaiky izany ihany .
MAT 19:12     Alignment score: 0.312 → 0.321
For there are eunuchs who were born
that way from their mother 's womb , and there are eunuchs who were made eunuchs by men , and there are eunuchs who made themselves eunuchs for the sake of the kingdom of heaven . He who is able to accept this teaching , let him accept it . "
Fa misy ireo ionoka izay efa toy izany hatrany an - kibon - drenin'izy ireo , ary misy ireo ionoka izay nataon'olombelona , ary misy ireo ionoka izay manao ny tenan'izy ireo ho ionoka nohon ' ny fanjakan ' ny lanitra . Izy izay afaka mandray izany fampianarana izany , aoka izy handray izany . "
MAT 19:13     Alignment score: 0.33 → 0.334
Then some little children were brought to him so that he would lay his hands on them and pray , but the disciples rebuked them .
Avy eo nisy ankizy madinika sasantsasany noentina
teo aminy mba hametrahany tanana amin'izy ireo ka hivavaka , fa niteny mafy azy ireo ireo mpianatra .
MAT 19:14     Alignment score: 0.372
But Jesus said , " Permit the little children , and do not forbid them to come to me , for the kingdom of heaven belongs to such ones . "
Fa hoy Jesosy hoe : " Avelao ny ankizy madinika , ary aza raràna
izy ireo hanatona Ahy , satria ny fanjakan ' ny lanitra dia an ' ny toy azy ireo . "
MAT 19:15     Alignment score: 0.293
He placed his hands on the children , and then he went away from there .
Napetrany teo amin'ireo ankizy ny tanany , ary avy eo niala teo Izy .
MAT 19:16     Alignment score: 0.475
Behold , a man came to Jesus and said , " Teacher , what good thing must I do that I may have eternal life ? "
Indro , nisy lehilahy nanatona an'i Jesosy ary niteny hoe : " Mpampianatra , Inona no zavatra tsara tsy maintsy ataoko mba hahazoako ny fiainana mandrakizay ? "
MAT 19:17     Alignment score: 0.366 → 0.373
Jesus said to him , " Why do you ask me about what is good ? Only one is good , but if you want to enter into life , keep the commandments
. "
Jesosy niteny taminy hoe : " Nahoana ianao no manontany momba izay tsara aty amiko ? Iray ihany no tsara , fa raha te - hididtra any amin ' ny fiainana ianao , dia tandremo ireo didy . "
MAT 19:18     Alignment score: 0.368 → 0.381
The man said to him , " Which commandments
? " Jesus said , " Do not murder , do not commit adultery , do not steal , do not bear false witness ,
Hoy ilay lehilahy taminy hoe : " Didy inona ? " Dia hoy Jesosy hoe : " Aza mamono olona , aza mijangajanga , aza mangalatra , aza mety vavolombelona diso ,
MAT 19:19     Alignment score: 0.409
honor your father and your mother , and love your neighbor as yourself . "
hajao
ny rainao sy ny reninao , ary tiavo ny mpiara - belona aminao tahaka ny tenanao . "
MAT 19:20     Alignment score: 0.297
The young man said to him , " All these
things I have obeyed . What do I still need ? "
Ilay zatovo niteny taminy hoe : " Efa nankatoaviko avoko izany rehetra izany . Inona no mbola ilaiko ? "
MAT 19:21     Alignment score: 0.406 → 0.44
Jesus said to him , " If you wish to be perfect , go , sell your possessions
, and give to the poor , and you will have treasure in heaven ; and come , follow me . "
Jesosy niteny taminy hoe : " Raha maniry ny ho tonga lafatra ianao , dia mandehana , amidio izay anananao , ary omeo ny mahantra , ka hanana harena any an - danitra ianao ; ary avia , manaraha Ahy . "
MAT 19:22     Alignment score: 0.373
But when the young man heard what Jesus said , he went away sorrowful , for he had many possessions
.
Fa rehefa nandre izay nolazain'i Jesosy ilay zatovo , dia niala tamin'alahelo izy , satria nanana fananana betsaka .
MAT 19:23     Alignment score: 0.464
Jesus said to his disciples , " Truly I say to you , it is hard for a rich man to enter the kingdom of heaven .
Hoy Jesosy tamin'ireo mpianatra hoe : " Lazaiko marina aminareo , sarotra ho an ' ny mpanakarena ny hiditra ny fanjakan
' ny lanitra .
MAT 19:24     Alignment score: 0.305 → 0.309
Again I say to you , it is easier for a camel to go through the eye of a needle than for a rich man to enter into the kingdom of God . "
Ary mbola lazaiko aminareo indray , mora kokoa ho an ' ny rameva ny miditra amin ' ny vodim - panjaitra noho ny idiran ' ny mpanakarena ao amin ' ny fanjakan'Andriamanitra . "
MAT 19:25     Alignment score: 0.425 → 0.436
When the disciples heard it , they were very astonished and said , " Who then can be saved ? "
Rehefa nandre izany ireo mpianatra , dia tena talanjona tokoa ka niteny hoe : " Iza ary izany no afaka ho vonjena ? "
MAT 19:26     Alignment score: 0.369 → 0.369
Jesus looked at them and said , " With people this is impossible , but with God all things are possible . "
Nijery azy ireo Jesosy ary niteny hoe : " Amin ' ny olona dia tsy hay atao izany , fa amin'Andriamanitra ny zava - drehetra dia azo atao . "
MAT 19:27     Alignment score: 0.395 → 0.425
Then Peter answered and said to him , " See , we have left everything and followed you . What then will we have ? "
Avy eo Petera namaly ary niteny hoe : " Indro , navelanay ny zava - drehetra ary nanaraka Anao izahay . Inona ary no ho azonay ? "
MAT 19:28     Alignment score: 0.407 → 0.399
Jesus said to them , " Truly I say to you , in the new age when the Son of Man sits on his glorious throne , you who have followed me will also sit upon twelve thrones , judging the twelve tribes of Israel .
Jesosy niteny azy ireo hoe : " Lazaiko marina aminareo , amin ' ny vanim - potoana vaovao rehefa mipetraka eo amin ' ny seza fiandrianan
' ny voninahiny ny Zanak'Olona , dia hipetraka eo amin ' ny seza fiandrianana roa ambin ' ny folo ihany koa ianareo izay nanaraka Ahy , hitsara ireo foko roa ambin ' ny folon'Israely .
MAT 19:29     Alignment score: 0.351 → 0.356
Every one who has left houses , brothers , sisters , father , mother , children , or land for my name 's sake will receive one hundred times as much and will inherit eternal life .
Ny olona rehetra izay nandao trano , rahalahy , anabavy , ray , reny , zanaka
, na tany nohon ' ny anarako , dia handray avo zato heny ary handova fiainana mandrakizay .
MAT 19:30     Alignment score: 0.544
But many who are first will be last , and the last will be first .
Fa maro ireo izay voalohany ho lasa farany , ary ny farany ho voalohany .
MAT 19     Average alignment score: 0.385 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28