Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 24:1     Alignment score: 0.389 → 0.393
Jesus went out from the temple and was going on his way . His disciples came to him to point out to him the buildings
of the temple .
Nivoaka ny tempoly Jesosy ary lasa nandeha . Nanatona Azy ireo mpianany mba hanoroana Azy ny rafitry ny tempoly .


MAT 24:2     Alignment score: 0.375
But he answered and said to them , " Do you not see all these
things ? Truly I say to you , not one stone will be left on another that will not be torn down . "
Nefa namaly Izy ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Tsy hitanareo va ireo zavatra rehetra ireo ? Lazaiko marina aminareo , tsy hisy vato ho tavela amin ' ny iray hafa izay tsy ho ravàna . "
MAT 24:3     Alignment score: 0.346 → 0.365
As he sat on the Mount of Olives , the disciples came to him privately and said , " Tell us , when will these
things happen ? What will be the sign of your coming and of the end of the age ? "
Raha nipetraka teo an - tendrombohitr'Oliva Izy , dia nanatona Azy mangingina ireo mpianany ary niteny hoe : " Lazao anay , rahoviana ireo zavatra rehetra ireo no hitranga ? Inona no famantarana ny fahatongavanao sy ny fara - andro ? "
MAT 24:4     Alignment score: 0.413
Jesus answered and said to them , " Be careful that no one leads you astray .
Namaly Jesosy ary niteny azy ireo hoe : " Mitandrema mba tsy hisy hamitaka anareo " .
MAT 24:5     Alignment score: 0.372
For many will come
in my name . They will say , ' I am the Christ , ' and will lead many astray .
Fa ho maro ny ho avy amin ' ny anarako . Ary hiteny izy ireo hoe : ' Izaho no Kristy , ' ary maro no ho voafitaka .
MAT 24:6     Alignment score: 0.266 → 0.265
You will hear of wars and rumors of wars . See that you are not troubled , for these
things must happen ; but the end is not yet .
Handre ady sy tatitr'ady ianareo . Mitandrema mba tsy hitebiteby ianareo , fa tsy maintsy hitranga izany zavatra rehetra izany ; nefa tsy mbola tonga ny farany .
MAT 24:7     Alignment score: 0.436
For nation will rise against nation , and kingdom against kingdom . There will be famines and earthquakes
in various places .
Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena , ary fanjakana hanohitra fanjakana . Hisy mosary sy horohoron - tany amin ' ny toerana samihafa .
MAT 24:8     Alignment score: 0.208 → 0.272
But all these
things are only the beginning of birth pains .
Nefa izany zavatra rehetra izany dia fiandoahan ' ny fanaintainan ' ny fiterahana fotsiny ihany .
MAT 24:9     Alignment score: 0.33 → 0.327
Then they will deliver you up to tribulation and kill you . You will be hated by all the nations for my name 's sake .
Ka ho atolotr'izy ireo ho amin ' ny fahoriana ianareo ary ho vonoiny . Ho halan ' ny firenena rehetra ianareo nohon ' ny anarako .
MAT 24:10     Alignment score: 0.23
Then many will stumble , and betray one another and hate one another .
Ary maro ny ho tafintohina , ary hifamadika sy hifankahala ny tsirairay .
MAT 24:11     Alignment score: 0.244 → 0.296
Many false prophets will rise up and lead many astray .
Mpaminany sandoka maro no hitsangana ka hamitaka olona
maro .
MAT 24:12     Alignment score: 0.221 → 0.269
Because lawlessness will increase , the love of many will grow
cold .
Satria ny faharatsiana dia hitombo , ary hihamangatsika ny fitiavan ' ny maro .
MAT 24:13     Alignment score: 0.355
But the one who endures to the end will be saved .
Fa ilay iray izay miharitra
hatramin ' ny farany dia ho voavonjy .
MAT 24:14     Alignment score: 0.323 → 0.35
This good news of the kingdom will be preached in the whole world as a testimony to all the nations . Then the end will come
.
Ity filazantsaran ' ny fanjakana ity dia ho toriana erak'izao tontolo izao ho vavolombelona amin ' ny firenena rehetra . Avy eo dia ho tonga ny farany .
MAT 24:15     Alignment score: 0.389 → 0.412
" Therefore , when you see the abomination
of desolation , which was spoken of by Daniel the prophet , standing in the holy place " ( let the reader understand ) ,
Noho izany , raha mahita ny fahavetavetan ' ny fandravana ianareo , izay nolazain'i Daniela mpaminany , dia hitsangana eo amin ' ny toerana Masina ianareo " ( aoka ny mpamaky hahatakatra ) ,
MAT 24:16     Alignment score: 0.563
" let those
who are in Judea flee to the mountains ,
" Aoka ireo izay any Jodia handositra ho any an - tendrombohitra ,
MAT 24:17     Alignment score: 0.35 → 0.296
let him who is on the housetop not go down to take anything out of his house ,
aoka izay ao an - tampon ' ny trano tsy hidina haka zavatra avy ao an - tranony
,
MAT 24:18     Alignment score: 0.439
and let him who is in the field not return to take his cloak .
ary aoka izay any an - tsaha tsy hiverina haka ny lambany .
MAT 24:19     Alignment score: 0.375 → 0.365
But woe to those who are pregnant and to those
who are nursing infants in those days !
Fa loza ho an'ireo bevohoka sy mampinono amin'izany andro izany !
MAT 24:20     Alignment score: 0.392 → 0.428
Pray that your flight will not occur in the winter or on a Sabbath .
Mivavaha mba tsy ho amin ' ny ririnina na amin ' ny Sabata no hitranga ny fandosiranareo .
MAT 24:21     Alignment score: 0.268 → 0.267
For there will be great tribulation , such as has not been from the beginning of the world until now , no , nor ever will be again .
Fa hisy fahoriana lehibe , izay tsy mbola nisy toy izany hatrany am - piandohan'izao tontolo izao mandrak'ankehitriny , tsia , ary tsy hisy intsony .
MAT 24:22     Alignment score: 0.335
Unless those
days had been shortened , no flesh would be saved . But for the sake of the elect those days will be shortened .
Raha tsy afohezina ireo andro ireo , dia tsy hisy nofo ho vonjena . Fa nohon ' ny olom - boafidy , dia hafohezina ireo andro ireo .
MAT 24:23     Alignment score: 0.405 → 0.412
Then if anyone says to you , ' Look , here is the Christ ! ' or ' There is the Christ ! ' do not believe it .
Fa raha misy olona miteny anareo hoe : ' Indro , ity ilay Kristy ' na , ' iry ilay Kristy ' dia aza mino izany .
MAT 24:24     Alignment score: 0.389 → 0.391
For false Christs and false prophets will arise
and show great signs and wonders , so as to lead astray , if possible , even the elect .
Fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminany sandoka dia ho avy ary hampiseho fahamatrana lehibe sy zava - mahagaga , mba hamitaka , raha azo atao , eny fa na ireo olom - boafidy aza .
MAT 24:25     Alignment score: 0.286
See , I have told you ahead of time .
Indro , efa nolazaiko anareo mialohan ' ny fotoana .
MAT 24:26     Alignment score: 0.332 → 0.334
Therefore , if they say to you , ' Look , he is in the wilderness , ' do not go out to the wilderness . Or , ' See , he is in the inner rooms , ' do not believe it .
Noho izany , raha miteny anareo izy ireo hoe : ' indro , any an - efitra izy , ' dia aza makany an - efitra . Na hoe ' indro , any anaty efitrano izy ' dia aza mino izany .
MAT 24:27     Alignment score: 0.238 → 0.249
For as the lightning shines out from the east and flashes all the way to the west , so will be the coming of the Son of Man .
Fa toy ny varatra izay mitselatra avy any antsinana ka mazava hatrany andrefana , dia tahaka izany ny fihavian ' ny Zanak'Olona .
MAT 24:28     Alignment score: 0.402 → 0.464
Wherever a dead animal is , there the vultures will gather .
Na aiza na aiza misy biby maty , dia any no hiangonan ' ny voltora .
MAT 24:29     Alignment score: 0.334 → 0.356
" But immediately after the tribulation of those days the sun will be darkened , the moon will not give its light , the stars will fall from the sky , and the powers of the heavens will be shaken .
Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo dia ho maizina ny masoandro , tsy hanome ny hazavany
ny volana , hilatsaka avy any an - danitra ny kintana , ary hihozongozona ny herin ' ny lanitra .
MAT 24:30     Alignment score: 0.312 → 0.314
Then the sign of the Son of Man will appear in the sky , and all the tribes of the earth will mourn . They will see the Son of Man coming on the clouds of the sky with power and great glory .
Avy eo dia hiseho eny amin ' ny lanitra ny famantaran
' ny Zanak'Olona , ary ny foko rehetra ambonin ' ny tany hisaona . Hahita ny Zanak'Olona tonga amin ' ny rahon ' ny lanitra miaraka amin ' ny hery sy voninahitra lehibe Izy ireo .
MAT 24:31     Alignment score: 0.271 → 0.269
He will send his angels with a great sound of a trumpet , and they will gather together his elect from the four winds , from one end of the sky to the other .
Handefa ireo anjeliny
Izy miaraka amin ' ny feo trompetra mafy , ary hanangona ny olom - boafidiny avy any amin ' ny vazan - tany efatra izy ireo , manomboka amin ' ny faravodilanitra ka hatrany amin ' ny hafa .
MAT 24:32     Alignment score: 0.364
" Learn a lesson from the fig tree . As soon as the branch becomes tender and puts out its leaves , you know that summer is near .
Mianara ny lesona avy amin ' ny aviavy . Raha vantany vao matoy ny sampana
ary mamoaka ny raviny , dia fantatrareo fa manakaiky ny fahavaratra .
MAT 24:33     Alignment score: 0.32
So also , when you see all these
things , you should know that he is near , at the very gates .
Toy izany ihany koa , raha mahita izany zavatra rehetra izany ianareo , dia tokony ho fantatrareo fa efa akaiky Izy , eo amin'ireo vavahady mihitsy .
MAT 24:34     Alignment score: 0.349 → 0.382
Truly I say to you , this generation will not pass
away until all of these things will have happened .
Lazaiko marina aminareo , fa tsy ho lany ity taranaka ity mandra - pisehon'izany rehetra izany .
MAT 24:35     Alignment score: 0.194 → 0.211
Heaven and the earth will pass
away , but my words will never pass away .
Tsy hisy intsony ny lanitra sy ny tany , fa ny teniko dia tsy mba ho levona mandrakizay .
MAT 24:36     Alignment score: 0.364
But concerning that day and hour no one knows , not even the angels of heaven , nor the Son , but only the Father .
Kanefa ny mahakasika izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala , na ny Anjelin
' ny lanitra aza , na ny Zanaka lahy , fa ny Ray ihany .
MAT 24:37     Alignment score: 0.452 → 0.459
As the days of Noah were , so will be the coming of the Son of Man .
Toy ny tamin ' ny andron'i Noa , dia tahaka izany ihany koa ny fihavian ' ny Zanak'Olona .
MAT 24:38     Alignment score: 0.38 → 0.387
For as in those days before the flood they were eating and drinking , marrying and giving in marriage until the day that Noah entered the ark ,
Fa toy ny tamin'ireo andro mialohan ' ny safo - drano dia nihinana sy nisotro izy ireo , nanambady sy nampakarina mandra - pahatongan'ilay andro nidiran'i Noa tao anatin'ilay sambo fiara ,
MAT 24:39     Alignment score: 0.336 → 0.352
and they knew
nothing until the flood came and took them all away so will be the coming of the Son of Man .
ary tsy nahafantatra na inona na inona izy ireo mandra - pahatongan ' ny safo - drano ka nandringana azy rehetra - dia tahak'izany ny fihavian ' ny Zanak'Olona .
MAT 24:40     Alignment score: 0.289 → 0.305
Then two men will be in a field one will be taken , and one will be left .
Avy eo hisy lehilahy roa eny an - tsaha - ny iray ho raisina , ary ny iray ho avela .
MAT 24:41     Alignment score: 0.207 → 0.201
Two women
will be grinding with a mill one will be taken , and one will be left .
Vehivahy roa no hitoto vary - ny iray ho raisina , ary ny iray ho avela .
MAT 24:42     Alignment score: 0.249 → 0.308
Therefore be on your guard , for you do not know on what day your Lord will come
.
Noho izany dia miambena , fa tsy fantatrareo izay andro hiavian ' ny Tomponareo
MAT 24:43     Alignment score: 0.257
But know this , that if the master of the house had known in what time of night the thief was coming , he would have been on guard and would not have allowed his house to be broken into .
Fa fantaro izao , raha fantatry
ny tompon - trano hoe amin ' ny firy alina no hiavian ' ny mpangalatra , dia ho niambina izy ary tsy namela ny tranony ho vaky .
MAT 24:44     Alignment score: 0.334
Therefore you must also be ready , for the Son of Man will come
at an hour that you do not expect .
Noho izany dia tsy maintsy mivonona ihany koa ianareo , fa ho avy ny Zanak'Olona amin ' ny ora tsy ampoizinareo .
MAT 24:45     Alignment score: 0.331
" So who is the faithful and wise servant whom his master has set over his household in order to give
them their food at the right time ?
Koa iza moa ilay mpanompo mahatoky sy hendry izay notenendren ' ny tompony hanapaka ny ankohonany mba hanomezana azy ireo ny sakafon'izy ireo amin ' ny fotoana mety ?
MAT 24:46     Alignment score: 0.276 → 0.349
Blessed is that servant whom his master will find
doing that when he comes .
Sambatra izany mpanompo izany izay hitan ' ny Tompony fa manao izany rehefa tonga izy .
MAT 24:47     Alignment score: 0.261
Truly I say to you that the master will set him over all his possessions
.
Lazaiko marina aminareo fa ny tompony no hanapaka azy ho ambonin ' ny zavatra rehetra izay ananany .
MAT 24:48     Alignment score: 0.277 → 0.302
But if an evil servant says in his heart , ' My master has been delayed , '
Fa raha misy mpanompo ratsy miteny ao am - pony hoe : ' Ela fiavy ny tompoko ' ,
MAT 24:49     Alignment score: 0.3 → 0.328
and begins to beat his fellow servants , and eats and drinks with drunkards
,
ka manomboka mamono ireo manompo namany , sy mihinana ary misotro miaraka amin'ireo mpimamo ;
MAT 24:50     Alignment score: 0.317 → 0.368
then the master of that servant will come
on a day that the servant does not expect and at an hour that he does not know .
dia ho avy ny tompon'ilay mpanompo amin ' ny fotoana izay tsy ampoiziny ary amin ' ny ora izay tsy fantany .
MAT 24:51     Alignment score: 0.201 → 0.218
His master will cut him in pieces and assign him a place with the hypocrites , where there will be weeping and grinding of teeth .
Dia ho kapakapain ' ny tompony izy ary ho ataony toy ny an'ireo mpihatsaravelatsy ny anjarany
, izay hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha - nify .
MAT 24     Average alignment score: 0.339 for 51 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28