Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 8:1     Alignment score: 0.452 → 0.453
When Jesus had come
down from the hill , large crowds followed him .
Rehefa nidina avy eny an - tendrombohitra Jesosy , dia vahoaka maro no nanaraka Azy .


MAT 8:2     Alignment score: 0.382
Behold , a leper came to him and bowed before him , saying , " Lord , if you are willing , you can make me clean . "
Indro , nisy boka iray nanatona Azy ary nitsaoka teo anoloany
, nanao hoe : " Tompo , raha sitrakao , dia afaka manadio ahy Ianao . "
MAT 8:3     Alignment score: 0.292 → 0.32
Jesus reached out his hand and touched him , saying , " I am willing . Be clean . " Immediately he was cleansed of his leprosy .
Nanatsotra ny tanany Jesosy ary nikasika azy , nanao hoe : " Sitrako
. Mahadiova . " Teo no ho eo dia nadio tamin ' ny fahabokany izy .
MAT 8:4     Alignment score: 0.385 → 0.383
Jesus said to him , " See that you say nothing to any man . Go on your way , show yourself to the priest , and offer the gift that Moses commanded , for a testimony to them . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Aoka mba tsy hilaza na inona na inona na amin'iza
na amin'iza ianao . Mandehana amin ' ny lalanao , ka asehoy amin ' ny mpisorona ny tenanao ary atolory ilay fanatitra izay nodidian'i Mosesy , mba ho fijoroana vavolombelona amin'izy ireo . "
MAT 8:5     Alignment score: 0.332 → 0.367
When he was coming into Capernaum , a centurion came to him , begging him
Rehefa niditra tao Kapernaomy Jesosy , dia nanatona Azy ny kapiteny iray ary nanontany Azy ,
MAT 8:6     Alignment score: 0.288 → 0.287
and saying , " Lord , my servant lies at home paralyzed and in terrible agony . "
nanao hoe : " Tompo , mandry ao an - trano ny mpanompoko fa malemy ary ao anatin
' ny fanaintainana mafy . "
MAT 8:7     Alignment score: 0.623 → 0.62
Then Jesus said to him , " I will come
and heal him . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Ho avy Aho ary hanasitrana azy . "
MAT 8:8     Alignment score: 0.465 → 0.465
The centurion answered and said , " Lord , I am not worthy that you should enter under my roof . Only say the word and my servant will be healed .
Namaly ilay kapiteny ary nanao hoe : " Tompo , tsy mendrika aho ny tokony hidiranao ao ambany tafon - tranoko , teneno fotsiny ny teny dia ho sitrana ny mpanompoko .
MAT 8:9     Alignment score: 0.312
For I also am a man under authority , and I have soldiers under me . I say to this one , ' Go , ' and he goes , and to another one , ' Come , ' and he comes , and to my servant , ' Do this , ' and he does it . "
Fa izaho ihany koa dia lehilahy izay napetraka
ao ambany fahefana , ary manana miaramila izay feheziko aho . Miteny amin ' ny anankiray aho hoe : ' Mandehana ' , dia mandeha izy , ary amin ' ny hafa iray hoe : ' Avia , ' dia manatona izy , ary amin ' ny mpanompoko hoe : " Ataovy izao , ' dia ataony izany . "
MAT 8:10     Alignment score: 0.402 → 0.402
When Jesus heard this , he was amazed and said to those who were following him , " Truly I say to you , I have not found anyone with such faith in Israel .
Rehefa ren'i Jesosy izany , dia gaga Izy ary niteny tamin'ireo izay nanaraka Azy hoe : " Lazaiko marina aminareo , fa tsy mbola nahita olona nanam - pinoana toy izany Aho teto Israely .
MAT 8:11     Alignment score: 0.494
I tell you , many will come
from the east and the west , and they will recline at the table with Abraham , Isaac , and Jacob , in the kingdom of heaven .
Lazaiko aminareo , fa maro ny avy any atsinanana sy avy any andrefana no ho avy , ary izy ireo dia hipetraka eo an - databatra miaraka amin'i Abrahama , Isaka ary Jakoba , any amin ' ny fanjakan ' ny lanitra .
MAT 8:12     Alignment score: 0.328 → 0.331
But the sons of the kingdom will be cast out into the outer darkness , where there will be weeping and grinding of teeth . "
Fa ireo zanaky
ny fanjakana dia hatsipy any ivelan ' ny aizina lavitra any , izay hisy fitomaniana sy fikitroha - nify . "
MAT 8:13     Alignment score: 0.359 → 0.361
Jesus said to the centurion , " Go ! As you have believed , so may it be done for you . " And the servant was healed at that very hour .
Hoy Jesosy tamin'ilay kapiteny hoe : " Mandehana ! Araka ny ninoanao
, dia aoka izany ho atao ho anao . " Ary dia sitrana tamin'izany ora izany mihitsy ilay mpanompo .
MAT 8:14     Alignment score: 0.625 → 0.624
When Jesus had come
into Peter 's house , he saw Peter 's mother-in-law lying sick with a fever .
Rehefa niditra tao an - tranon'i Petera Jesosy , dia nahita ny rafozam - bavin'i Petera nandry nararin ' ny tazo Izy .
MAT 8:15     Alignment score: 0.414
Jesus touched her hand , and the fever left her . Then she got up and started serving him .
Nokasihan'i Jesosy ny tanany , ary niala taminy ny tazo . Dia nitsangana izy ary nanomboka nandroso sakafo Azy .
MAT 8:16     Alignment score: 0.425 → 0.442
When evening had come
, the people brought to Jesus many who were possessed by demons . He drove out the spirits with a word and healed all who were sick .
Rehefa tonga ny hariva , dia maro ireo nofehezin ' ny demony noentin ' ny olona teo amin'i Jesosy . Nandroaka ireo fanahy tamin ' ny teny Izy ary nanasitrana ireo rehetra izay narary .
MAT 8:17     Alignment score: 0.207 → 0.276
This was to fulfill what was spoken through Isaiah the prophet , saying , " He took our illnesses and bore our diseases . "
Toy izany no nahatanteraka izay nambara tamin'Isaia mpaminany , nanao hoe : " Izy tenany
naka ny faharariantsika sy nitondra ireo aretintsika . "
MAT 8:18     Alignment score: 0.502 → 0.518
Now when Jesus saw the crowd around him , he gave instructions to leave for the other side of the Sea of Galilee .
Ary rehefa hitan'i Jesosy ireo vahoaka nanodidina Azy , dia nanome toromarika mba hialana ho eny ampitan ' ny ranomasina Galilia Izy .
MAT 8:19     Alignment score: 0.487
Then a scribe came to him and said , " Teacher , I will follow you wherever you go . "
Avy eo ny mpanora - dalàna iray nanatona Azy ary nanao hoe : " Ry mpampianatra , hanaraka Anao aho na aiza na aiza alehanao . "
MAT 8:20     Alignment score: 0.35 → 0.349
Jesus said to him , " Foxes have holes , and the birds of the sky have nests , but the Son of Man has nowhere to lay his head . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Ny amboahaolo manan
- davaka , ary ireo voron ' ny lanitra manana akany , fa ny Zanak'Olona tsy manana na aiza na aiza ampandriana ny lohany . "
MAT 8:21     Alignment score: 0.355
Another of the disciples said to him , " Lord , allow me first to go and bury my father . "
Iray hafa tamin'ireo mpianatra niteny taminy hoe : " Tompo , avelao aho aloha andeha ary andevina
ny raiko . "
MAT 8:22     Alignment score: 0.431 → 0.43
But Jesus said to him , " Follow me , and leave the dead to bury their own dead
. "
Fa hoy Jesosy taminy hoe : " Manaraha Ahy , ary avelao ny maty andevina ny maty ao aminy manokana . "
MAT 8:23     Alignment score: 0.591 → 0.591
When Jesus had entered a boat , his disciples followed him into it .
Rehefa niditra tao amin ' ny sambokely iray Jesosy , dia nanaraka Azy tao anatin'io ireo mpianany .
MAT 8:24     Alignment score: 0.398 → 0.407
Behold , there arose
a great storm on the sea , so that the boat was covered with the waves . But Jesus was asleep .
Indro , nisy tafio - drivotra lehibe nitranga teo amin ' ny ranomasina , ka dia rakotry ny onja ny sambo . Fa resin - tory Jesosy .
MAT 8:25     Alignment score: 0.391 → 0.391
The disciples came to him and woke him up , saying , " Save us , Lord ; we are perishing ! "
Nankeo Aminy ireo mpianatra ary namoha Azy , nanao hoe : " Vonjeo isika , Tompo ; ho faty isika ! "
MAT 8:26     Alignment score: 0.505
Jesus said to them , " Why are you afraid , you of little faith ? " Then he got up and rebuked the winds and the sea . Then there was a great calm .
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Nahoana ianareo no matahotra , ry kely finoana ? " Dia nitsangana Izy avy eo ary niteny mafy ny rivotra sy ny ranomasina . Dia nisy fitoniana be avy teo .
MAT 8:27     Alignment score: 0.318 → 0.319
The men marveled and said , " What sort of man is this , that even the winds and the sea obey him ? "
Gaga ireo lehilahy ary niteny hoe : " Fa karazana
lehilahy inona ity , fa na dia ny rivotra sy ranomasina aza mankatoa Azy ? "
MAT 8:28     Alignment score: 0.353 → 0.409
When Jesus had come
to the other side and to the country of the Gadarenes , two men who were possessed by demons met him . They were coming out of the tombs and were very violent , so that no traveler could pass that way .
Rehefa tonga teny ampita sy teo amin ' ny tanànan ' ny Gadarenesa Jesosy , dia nisy lehilahy roa izay nofehezin ' ny demonia nifanena Taminy . Izy ireo dia nivoaka avy any amin'ireo fasana ary tena nahery setra , noho izany dia tsy nisy mpandeha afaka nandalo izany lalana izany .
MAT 8:29     Alignment score: 0.264
Behold , they cried out and said , " What do we have to do with you , Son of God ? Have you come
here to torment us before the set time ? "
Indro , nihiaka mafy izy ireo ary nanao hoe : " Moa mpifaninona akory izahay sy Ianao , ry Zanak'Andriamanitra ? Tonga eto va Ianao hampihorohoro anay mialohan ' ny fotoana voatondro ? "
MAT 8:30     Alignment score: 0.34
Now a herd of many pigs was there feeding , not too far away from them .
Ary nisy andian - kisoa maro nisakafo teo , tsy dia lavitra azy ireo .
MAT 8:31     Alignment score: 0.321 → 0.34
The demons kept pleading with Jesus and saying , " If you cast us out , send us away into that herd of pigs . "
Mbola niangavy an'i Jesosy ihany ireo demonia ary nanao hoe : " Raha mandroaka anay Ianao , dia alefao ao anatin'ireo andian - kisoa ireo izahay . "
MAT 8:32     Alignment score: 0.379
Jesus said to them , " Go ! " The demons came out and went into the pigs ; and behold , the whole herd rushed down the steep hill into the sea and they died
in the water .
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Mandehana ! " Dia nivoaka ireo demonia ka nankao amin'ireo kisoa ; ary indro , ireo andiany rehetra nirifatra nidina ny tendrombohitra mideza nankany an - dranomasina ary maty tao anaty rano izy ireo .
MAT 8:33     Alignment score: 0.415 → 0.416
Those
who had been tending the pigs ran away and they went into the city and reported everything , especially what had happened to the men who had been possessed by demons .
Ireo izay nikarakara ireo kisoa dia nihazakazaka ary nankany amin ' ny tanàna izy ireo ary nitatitra ny zavatra rehetra , ary indrindra izay nitranga tamin'ireo lehilahy izay nofehezin'ireo demonia .
MAT 8:34     Alignment score: 0.445
Behold , all the city came out to meet Jesus . When they saw him , they begged him to leave their region .
Indro , nivoaka ireo tao an - tanàna rehetra mba hihaona amin'i Jesosy . Rehefa hitan'izy ireo Izy , dia nangataka Azy mba handao ny faritanin’izy ireo .
MAT 8     Average alignment score: 0.404 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28