Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 3:1     Alignment score: 0.481 → 0.48
In those days John the Baptist came preaching in the wilderness of Judea saying ,
Tamin'izany andro izany dia nandeha nitory tany an'efitr'i
Jodia i Jaona mpanao Batisa manao hoe :


MAT 3:2     Alignment score: 0.503
" Repent , for the kingdom of heaven is near . "
" Mibebaha , fa efa akaiky ny fanjakan
' ny lanitra . "
MAT 3:3     Alignment score: 0.364 → 0.356
For this is he who was spoken of by Isaiah the prophet , saying , " The voice of one calling out in the wilderness , ' Make ready the way of the Lord , make his paths straight . ' "
Fa izy no ilay nolazain'Isaia mpaminany , manao hoe : " Misy feo iray miantso mafy any an'efitra hoe : ' Amboary ny lalan ' ny Tompo , ahitsio ny lalany
. ' "
MAT 3:4     Alignment score: 0.383
Now John wore clothing of camel 's hair and a leather belt around his waist . His food was locusts and wild honey .
Ary Jaona nitafy volon - drameva sy nanao fehikibo hoditra tamin ' ny valahany
. Valala sy tantely remby no nataony fihinana .
MAT 3:5     Alignment score: 0.584
Then Jerusalem , all Judea , and all the region around the Jordan River went out to him .
Ary Jerosalema , Jodia manontolo , sy ny faritra rehetra manodidina ny reniranon'i Jordana dia nanatona azy .
MAT 3:6     Alignment score: 0.445
They were baptized by him in the Jordan River , confessing their sins .
Nataony
batisa teny amin ' ny reniranon'i Jordana izy ireo , rehefa niaiky ny fahotany .
MAT 3:7     Alignment score: 0.335
But when he saw many of the Pharisees and Sadducees coming to him for baptism , he said to them , " You offspring of vipers , who warned you to flee from the wrath that is coming ?
Fa nony nahita ireo Fariseo sy Sadoseo maro nanatona azy mba ho atao batisa izy , dia hoy izy tamin'izy ireo hoe : " Ry taranaka
menarana feno poizina , iza no nampitandrina anareo hitsoaka ny fahatezerana izay ho avy ?
MAT 3:8     Alignment score: 0.295
Bear fruit worthy of repentance .
Mamoaza voa miendrika
ny fibebahana .
MAT 3:9     Alignment score: 0.28
Do not think of saying among yourselves , ' We have Abraham for our father . ' For I say to you that God is able to raise up children for Abraham even out of these stones .
Ary aza misaina ny hilaza anankam - po hoe : ' Manana an'i Abrahama ho rainay
izahay . ' Fa lazaiko aminareo fa Andriamanitra dia mahavita manangana zanaka ho an'i Abrahama na dia avy amin'ireto vato ireto aza .
MAT 3:10     Alignment score: 0.303 → 0.305
Already the ax has been placed against the root of the trees . So every tree that does not produce good fruit is chopped down and thrown into the fire .
Ary efa napetraka eo am - pototrin ' ny hazo ny famaky . Koa ireo hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia ho kapaina ary hatsipy any anaty afo .
MAT 3:11     Alignment score: 0.402 → 0.424
I baptize you with water for repentance . But he who comes after me is mightier than I , and I am not worthy even to carry his sandals . He will baptize you with the Holy Spirit and with fire .
Manao batisa anareo amin ' ny rano ho amin ' ny fibebahana aho . Fa mahery noho izaho izy izay tonga aoriako , ary izaho dia tsy mendrika akory na dia ny hitondra ny kapany
aza . Hanao Batisa anareo amin ' ny Fanahy Masina sy ny afo Izy .
MAT 3:12     Alignment score: 0.253 → 0.26
His winnowing fork is in his hand to thoroughly clear off his threshing floor and to gather his wheat into the storehouse
. But he will burn up the chaff with fire that can never be put out . "
Efa eny an - tanany ny fikororohany mba hanadiovana ny famoloany ary hanangonana ny variny any an - tsompitra . Fa izy dia handoro ireo akofa amin ' ny afo izay tsy mety maty . "
MAT 3:13     Alignment score: 0.695 → 0.696
Then Jesus came from Galilee to the Jordan River to be baptized by John .
Avy eo Jesosy avy tany
Galilia ka tonga teo amin ' ny reniranon'i Jordana mba ho ataon'i Jaona batisa .
MAT 3:14     Alignment score: 0.321
But John kept trying to stop him , saying , " I need to be baptized by you , and do you come to me ? "
Nefa i Jaona dia niezaka nanakana azy , manao hoe : " Izaho no mila ataonao
batisa , nefa ianao indray va no manatona ahy ? "
MAT 3:15     Alignment score: 0.428
Jesus responded and said to him , " Permit it now , for it is right for us to fulfill all righteousness . " Then John permitted him .
Jesosy namaly ary niteny taminy hoe : " Ekeo izany ankehitriny , fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra . " Avy eo Jaona nanaiky azy .
MAT 3:16     Alignment score: 0.352 → 0.351
After he was baptized , Jesus came up immediately from the water , and behold , the heavens were opened to him . He saw the Spirit of God coming down like a dove and resting upon him .
Nony vita batisa Izy , dia nivoaka ny rano avy hatrany Jesosy , ary indro , nisokatra taminy ny lanitra . Hitany ny Fanahin'Andriamanitra nidina toy ny voromailala ary nankeo amboniny .
MAT 3:17     Alignment score: 0.286
Behold , a voice came out of the heavens saying , " This is my beloved Son . I am very pleased with him . "
Ary indro , nisy feo avy any an - danitra nanao hoe : " Ity no Zanako malalako . Izay sitrako indrindra . "
MAT 3     Average alignment score: 0.377 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28