Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 17:1     Alignment score: 0.577 → 0.58
Six days later Jesus took with him Peter , James , and John his brother , and brought them up a high mountain
by themselves .
Enin'andro taty aoriana Jesosy dia naka an'i Petera , Jakoba , sy Jaona rahalahiny niaraka taminy , ary nitondra azy ireo niakatra ny tendrombohitra avo tamin ' ny tenan'izy ireo .


MAT 17:2     Alignment score: 0.371 → 0.381
He was transfigured before them . His face shone
like the sun , and his garments became as brilliant as the light .
Niova endrika teo anoloan'izy ireo Izy . Namiratra toy ny masoandro ny tavany , ary ireo fitafiany lasa namiratra toy ny hazavana .
MAT 17:3     Alignment score: 0.591
Behold , there appeared to them Moses and Elijah talking with him .
Indro , niseho tamin'izy ireo Mosesy sy Elia niresaka taminy .
MAT 17:4     Alignment score: 0.557
Peter answered and said to Jesus , " Lord , it is good for us to be here . If you desire , I will make here three shelters one for you , and one for Moses , and one for Elijah . "
Namaly Petera ary nanao tamin'i Jesosy hoe : " Tompo , tsara amintsika ny eto . Raha sitrakao
, dia hanao fialofana telo ho antsika eto aho - iray ho anao , iray ho an'i Mosesy , ary iray ho an'i Elia . "
MAT 17:5     Alignment score: 0.338 → 0.337
While he was still speaking , behold , a bright cloud overshadowed them , and behold , there was a voice out of the cloud , saying , " This is my beloved Son , in whom I am well pleased . Listen to him . "
Raha mbola niteny Izy , indro , nisy rahona mazava nanarona azy ireo , ary indro , nisy feo nivoaka avy tao amin ' ny rahona , nanao hoe : " Ity ny Zanako malalako , izay sitrako tokoa . Henoy Izy . "
MAT 17:6     Alignment score: 0.408
When the disciples heard it , they fell
facedown and were very afraid .
Rehefa ren'ireo mpianatra izany , dia lavo izy ireo ary natahotra mafy .
MAT 17:7     Alignment score: 0.499
Then Jesus came
and touched them and said , " Get up and do not be afraid . "
Avy eo tamy Jesosy ary nikasika azy ireo ka niteny hoe : " Mitsangàna ary aza matahotra . "
MAT 17:8     Alignment score: 0.44 → 0.441
Then they looked up but saw no one except Jesus only .
Avy eo dia nijery ambony izy ireo fa tsy nahita na iza na iza afa - tsy Jesosy irery ihany .
MAT 17:9     Alignment score: 0.421 → 0.453
As they were coming down the mountain
, Jesus commanded them , saying , " Report this vision to no one until the Son of Man has risen from the dead . "
Raha nidina ny tendrombohitra izy ireo , dia nandidy azy ireo Jesosy , nanao hoe : " Aza mitatitra izao fahitana izao na amin'iza na iza mandra - pitsangan ' ny Zanak'Olona amin ' ny maty . "
MAT 17:10     Alignment score: 0.567 → 0.567
His disciples asked him , saying , " Why then do the scribes say that Elijah must come
first ? "
Nanontany Azy ireo mpianany , nanao hoe : " Nahoana ary ireo mpanora - dalàna no milaza fa Elia dia tsy maintsy ho avy aloha ? "
MAT 17:11     Alignment score: 0.586
Jesus answered and said , " Elijah will indeed come
and restore all things .
Jesosy namaly ary niteny hoe : " Elia dia ho avy tokoa ary hamerina amin ' ny laoniny ny zavatra rehetra .
MAT 17:12     Alignment score: 0.291
But I tell you , Elijah has already come
, but they did not recognize him . Instead , they did whatever they wanted to him . In the same way , the Son of Man will also suffer at their hands . "
Nefa lazaiko aminareo , fa efa tonga Elia , fa izy ireo tsy nahafantatra azy . Mifanohitra amin'izany , nanao ny zavatra rehetra izay tiany natao taminy izy ireo . Ary toy izany ihany koa , ny Zanak'Olona ihany koa dia hijaly eo an - tanan'izy ireo .
MAT 17:13     Alignment score: 0.35 → 0.355
Then the disciples understood that he was speaking to them about John the Baptist .
Avy eo dia azon'ireo mpianatra fa niteny tamin'izy ireo ny momba an'i Jaona mpanao Batisa Izy .
MAT 17:14     Alignment score: 0.451 → 0.451
When they had come
to the crowd , a man came to him , knelt before him , and said ,
Rehefa tonga teo amin ' ny vahoaka izy ireo , dia nisy lehilahy iray nanatona Azy , nandohalika teo anoloany , ary niteny hoe ,
MAT 17:15     Alignment score: 0.371
" Lord , have mercy on my son , for he is epileptic and suffers severely . For he often falls into the fire or the water .
" Tompo , manàna famindram - po amin ' ny zanako lahy , fa voan
' ny androbe izy ary mijaly mafy . Fa mianjera matetika any anaty afo na rano izy .
MAT 17:16     Alignment score: 0.406
I brought him to your disciples , but they could not cure him . "
Nitondra azy teo amin'ireo mpianatrao
aho , fa tsy afaka nanasitrana azy izy ireo . "
MAT 17:17     Alignment score: 0.299 → 0.314
Jesus answered and said , " Unbelieving and perverse generation , how long will I have to stay with you ? How long must I bear with you ? Bring him here to me . "
Namaly Jesosy ary niteny hoe : " Ry taranaka tsy mpino sy simba toetra , mandra - pahoviana no tokony hitoerako miaraka aminareo ? Mandra - pahoviana no tsy maintsy izakako miaraka aminareo ? Ento eto amiko izy . "
MAT 17:18     Alignment score: 0.519 → 0.519
Jesus rebuked the demon , and it came out of him , and the boy was healed from that hour .
Niteny mafy ny demonia Jesosy , ka nivoaka taminy izany ary dia sitrana tamin'izany ora izany ilay zazalahy .
MAT 17:19     Alignment score: 0.359
Then the disciples came to Jesus privately and said , " Why could we not cast it out ? "
Dia nanatona an'i Jesosy mangingina ireo mpianatra ary nanao hoe : " Maninona no tsy nahavita namoaka an'iny izahay ? "
MAT 17:20     Alignment score: 0.357 → 0.357
Jesus said to them , " Because of your small faith . For I truly say to you , if you have faith even as small as a grain of mustard seed , you can say to this mountain
, ' Move from here to there , ' and it will move , and nothing will be impossible for you . "
Jesosy niteny azy ireo hoe : " Noho ny finoana kelinareo . Fa lazaiko marina aminareo , raha manana finoana na dia kely toy ny voatsinampy aza ianareo , dia afaka miteny amin'ity tendrombohitra ity ianareo hoe : ' Mifindrà avy eto ho etsy , ' dia hifindra izany ary tsy hisy na inona na inona tsy ho hainareo atao .
MAT 17:22     Alignment score: 0.45
While they stayed in Galilee , Jesus said to his disciples , " The Son of Man will be given over into the hands of people ,
Raha nitoetra tany
Galilia izy ireo , dia hoy Jesosy tamin'ireo mpianany hoe : " Ny Zanak'Olona dia hatolotra eo an - tanan ' ny olona ,
MAT 17:23     Alignment score: 0.433
and they will kill him , and the third day he will be raised up . " The disciples were deeply grieved .
ary izy ireo hamono Azy , ary ny andro fahatelo dia hatsangana Izy . " Lasa nalahelo tanteraka ireo mpianatra .
MAT 17:24     Alignment score: 0.378 → 0.422
When they had come
to Capernaum , the men who collected the two - drachma tax came to Peter and said , " Does not your teacher pay the two - drachma tax ? "
Rehefa tonga tany Kaperinaomy izy ireo , dia nankeo aminí Petera ireo lehilahy izay nanangona ny hetra atsasaky ny sekely ary niteny hoe : " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ve ny mpampianatrareo ? "
MAT 17:25     Alignment score: 0.37 → 0.372
He said , " Yes . " When Peter came into the house , Jesus spoke to him first and said , " What do you think , Simon ? From whom do the kings of the earth collect tolls or taxes ? From their sons or from others ? "
Hoy izy hoe : " Eny . " Fa rehefa niditra tao an - trano Petera , dia Jesosy aloha no niresaka taminy ka nanao hoe : " Inona no eritreritrao , ry Simona ? Ireo mpanjaka eto an - tany , avy amin'iza
no andraisan'izy ireo hetra na hetran'olona ? Avy amin'ireo vahoakany va sa avy amin'ireo vahiny ? "
MAT 17:26     Alignment score: 0.321 → 0.338
" From others , " Peter answered . " Then the sons are free , " Jesus said .
Rehefa niteny Petera hoe : " Avy amin'ireo vahiny , " Dia hoy Jesosy taminy hoe : " Dia afaka amin ' ny fandoavana izany ireo vahoaka .
MAT 17:27     Alignment score: 0.412 → 0.421
" But so that we do not cause
the tax collectors to stumble , go to the sea , throw in a hook , and draw in the fish that comes up first . When you have opened its mouth , you will find a shekel . Take it and give it to the tax collectors for me and you . "
Fa mba tsy hampanotantsika ny mpamory hetra , dia mandehana any amin ' ny ranomasina , manipàza fitana ao , ary alaivo ny trondro izay miakatra voalohany . Rehefa voasokatrao ny vavany , dia hahita sekely ianao . Alaivo izany ary omeo ireo mpamory hetra ho Ahy sy ho anao . "
MAT 17     Average alignment score: 0.421 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28