Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 26:1     Alignment score: 0.409 → 0.41
It came
about that when Jesus had finished all these words , he said to his disciples ,
Rehefa vitan'i Jesosy izany teny rehetra izany , dia niteny tamin'ireo mpianany Izy hoe :


MAT 26:2     Alignment score: 0.345
" You know that after two days the Passover is coming , and the Son of Man will be given over to be crucified . "
" Fantatrareo fa afaka roa andro dia ho tonga ny Paska , ary hatolotra homboana
amin ' ny hazofijaliana ny Zanak'Olona . "
MAT 26:3     Alignment score: 0.472 → 0.472
Then the chief priests and the elders of the people were gathered together in the palace of the high priest , who was named Caiaphas .
Avy eo ny lehiben ' ny mpisorona sy ny loholona niara - nivory tao amin ' ny lapan ' ny mpisorona - be , izay nantsoina hoe Kaiafa .
MAT 26:4     Alignment score: 0.424 → 0.425
They plotted together to arrest Jesus stealthily and kill him .
Niara - nanao tetika izy ireo mba hisamborana mangina an'i Jesosy ary hamono Azy .
MAT 26:5     Alignment score: 0.216 → 0.196
For they were saying , " Not during the festival , so that a riot does not arise
among the people . "
Fa hoy izy ireo hoe : " Tsy amin ' ny fety , mba tsy hisian ' ny korontana eo amin ' ny olona . "
MAT 26:6     Alignment score: 0.574
Now while Jesus was in Bethany in the house of Simon the leper ,
Ary Jesosy rehefa tao Betania tao an - tranon'i Simona boka ,
MAT 26:7     Alignment score: 0.356 → 0.356
as he was reclining at table , a woman came to him having an alabaster jar of very expensive ointment , and she poured it upon his head .
raha nipetraka nihinana teo amin ' ny latabatra , dia nisy vehivavy iray nanana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nanatona Azy , dia nandraraka izany tamin ' ny lohany .
MAT 26:8     Alignment score: 0.408 → 0.408
But when his disciples saw it , they became angry and said , " What is the reason for this waste ?
Fa rehefa hitan'ireo mpianany izany , dia tezitra izy ireo ka nanao hoe : " Inona no anton'izao fandaniana izao ?
MAT 26:9     Alignment score: 0.295 → 0.333
This could have been sold for a large amount and given to the poor . "
Afaka namidy lafo ary nomena ireo mahantra io . "
MAT 26:10     Alignment score: 0.32 → 0.331
But Jesus , knowing this , said to them , " Why are you causing trouble for this woman ? For she has done a beautiful thing for me .
Fa Jesosy , nahafantatra izany , niteny azy ireo hoe : " Nahoana ianareo no manahiran - tsaina
an - dravehivavy ? Fa zavatra tsara no nataony tamiko .
MAT 26:11     Alignment score: 0.359 → 0.36
You always have the poor with you , but you will not always have me .
Eo aminareo mandrakariva ny mahantra , fa Izaho dia tsy ho eo aminareo mandrakariva .
MAT 26:12     Alignment score: 0.398
For when she poured this ointment on my body , she did it for my burial .
Fa rehefa nandraraka izany menaka manitra izany tamin ' ny vatako izy , dia nataony
ho an ' ny fandevenana Ahy izany .
MAT 26:13     Alignment score: 0.362 → 0.393
Truly I say to you , wherever this good news is preached in the whole world , what this woman has done will also be spoken of in memory of her . "
Lazaiko marina aminareo , na aiza na aiza hitoriana ny filazantsara eto amin'izao tontolo rehetra izao , izay nataon'ity vehivavy ity dia ho lazaina
ihany koa ho fahatsiarovana azy . "
MAT 26:14     Alignment score: 0.557
Then one of the twelve , who was named Judas Iscariot , went to the chief priests
Avy eo iray tamin'ireo roa ambinifolo , izay nantsoina hoe Jodasy Iskariota , nankany amin ' ny lehiben ' ny mpisorona
MAT 26:15     Alignment score: 0.347
and said , " What are you willing to give
me to turn him over to you ? " They weighed out thirty pieces of silver for him .
ary nanao hoe : " Omenareo ohatrinona aho hanolorako Azy aminareo ? " Nandanja volafotsy madinika telopolo izy ireo ho azy .
MAT 26:16     Alignment score: 0.257 → 0.256
From that moment he sought an opportunity to turn him over to them .
Tamin'izany fotoana izany dia nitady fahafahana izy mba hanolorana
Azy amin'izy ireo .
MAT 26:17     Alignment score: 0.39 → 0.413
Now on the first day of unleavened bread the disciples came to Jesus and said , " Where do you want us to prepare for you to eat the Passover meal ? "
Tamin ' ny andro voalohan
' ny mofo tsy misy lalivay dia nanatona an'i Jesosy ireo mpianatra ka niteny hoe : " Aiza no tianao hanomananay ho anao hihinana ny sakafon ' ny paska ? "
MAT 26:18     Alignment score: 0.333
He said , " Go into the city to a certain man and say to him , ' The Teacher says , " My time is at hand . I will keep the Passover at your house with my disciples . " ' "
Namaly Izy hoe : " Midira ao an - tanàna misy lehilahy iray ary lazao izy hoe : ' Hoy ny Mpampianatra hoe : " Efa akaiky ny fotoanako . Ato an - tranonao
Aho no hanao ny paska miaraka amin'ireo mpianatro . " ' "
MAT 26:19     Alignment score: 0.403 → 0.449
The disciples did as Jesus directed them , and they prepared the Passover meal .
Nataon'ireo mpianatra araka izay nandidin'i
Jesosy izany , ary nanomana ny sakafon ' ny paska izy ireo .
MAT 26:20     Alignment score: 0.495 → 0.487
When evening came , he sat down to eat with the twelve disciples .
Rehefa tonga ny hariva , dia nipetraka nihinana niaraka tamin ' ny mpianatra roa ambin ' ny folo Izy .
MAT 26:21     Alignment score: 0.359
As they were eating , he said , " Truly I say to you that one of you will betray me . "
Rehefa nihinana izy ireo , dia hoy Izy hoe : " Lazaiko marina aminareo fa hisy iray aminareo hamadika Ahy . "
MAT 26:22     Alignment score: 0.381
They were very sorrowful , and each one began to ask him , " Surely not I , Lord ? "
Nalahelo izy ireo ary nanomboka nanontany Azy ny tsirairay hoe : " Tsy ho izaho mihitsy , ry Tompo ? "
MAT 26:23     Alignment score: 0.321
He answered , " The one who dips his hand with me in the dish is the one who will betray me .
Namaly Izy hoe : " Izay niara - nanatsoboka ny tanany tamiko tao anaty lovia no ilay iray hamadika Ahy .
MAT 26:24     Alignment score: 0.251
The Son of Man will go , just as it is written about him . But woe to that man by whom the Son of Man is betrayed ! It would be better for that man if he had not been born . "
Handeha ny Zanak'Olona , araka izay efa voasoratra momba Azy . Nefa lozan ' ny olona izay hamadika ny Zanak'Olona ! Tsara kokoa ho an'izany olona izany no tsy teraka akory . "
MAT 26:25     Alignment score: 0.459 → 0.462
Judas , who would betray him said , " Is it I , Rabbi ? " He said to him , " You have said it yourself . "
Jodasy , izay hamadika Azy niteny hoe : " Izaho ve izany , Raby o ? " Hoy Izy taminy hoe : " Voalazanao . "
MAT 26:26     Alignment score: 0.444 → 0.456
As they were eating , Jesus took bread , blessed it , and broke it . He gave it to the disciples and said , " Take , eat . This is my body . "
Raha mbola nihinana izy ireo , dia naka ny mofo Jesosy , nisaotra , ary nanapaka izany . Nomeny
ireo mpianatra izany ary niteny hoe : " Raiso , hano . Ity no vatako . "
MAT 26:27     Alignment score: 0.304 → 0.351
He took a cup and gave thanks , and gave it to them and said , " Drink
it , all of you .
Nandray ny kapoaka Izy ary nisaotra , ary nanome izany azy ireo ka niteny hoe : " Ianareo rehetra , sotroy ity .
MAT 26:28     Alignment score: 0.345
For this is my blood of the covenant that is poured out for many for the forgiveness of sins .
Fa ity ny ràn ' ny fanekem - pihavanana arotsaka ho an ' ny maro ho famelan
- keloka .
MAT 26:29     Alignment score: 0.33
But I say to you , I will not drink again of this fruit of the vine , until that day when I drink
it new with you in my Father 's kingdom . "
Fa lazaiko aminareo , fa tsy mba hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho , mandra - pihavin ' ny fisotroana vaovao hiarahako aminareo any amin ' ny fanjakan ' ny Raiko . "
MAT 26:30     Alignment score: 0.393
When they had sung
a hymn , they went out to the Mount of Olives .
Rehefa nihira hira fiderana izy ireo , dia nandeha tany amin ' ny tendrombohitr'i Oliva .
MAT 26:31     Alignment score: 0.421
Then Jesus said to them , " All of you will fall away tonight because of me , for it is written , ' I will strike the shepherd and the sheep of the flock will be scattered . '
Avy eo hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Ianareo rehetra dia handao Ahy nohon ' ny amiko anio alina , fa voasoratra hoe : ' Hamely ny mpiandry ondry Aho dia hiparitaka ny ondry . '
MAT 26:32     Alignment score: 0.333
But after I am raised up , I will go ahead of you into Galilee . "
Fa aorian ' ny fitsanganako amin ' ny maty , dia hialoha lalana anareo any Galilia . "
MAT 26:33     Alignment score: 0.299
But Peter said to him , " Even if all fall away because of you , I will never fall away . "
Fa Petera nanao taminy hoe : " Na dia handao nohon ' ny aminao aza ny rehetra , izaho tsy mba handao mihintsy . "
MAT 26:34     Alignment score: 0.483
Jesus said to him , " Truly I say to you , this very night , before the rooster crows , you will deny me three times . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Lazaiko marina aminao , fa anio alina raha mbola tsy maneno akoho , dia handà Ahy intelo ianao . "
MAT 26:35     Alignment score: 0.382
Peter said to him , " Even if I must die with you , I will not deny you . " All the other disciples said the same thing .
Petera niteny taminy hoe : " Na dia tsy maintsy ho faty miaraka aminao aza aho , dia tsy handà anao . " Toy izany avokoa no nolazain'ireo mpianatra hafa .
MAT 26:36     Alignment score: 0.456
Then Jesus went with them to a place called Gethsemane and said to his disciples , " Sit here while I go over there and pray . "
Ary Jesosy nandeha niaraka tamin'izy ireo nankany amin ' ny toerana antsoina hoe Getsemane ary nilaza tamin ' ny mpianany hoe : " Mipetraha eto raha mbola handeha ery hivavaka Aho . "
MAT 26:37     Alignment score: 0.432
He took Peter and the two sons of Zebedee with him and began to become
sorrowful and troubled .
Nitondra an'i Petera mbamin ' ny zanak'i Zebedio roa lahy Izy ary nanomboka nalahelo sy ory .
MAT 26:38     Alignment score: 0.278 → 0.282
Then he said to them , " My soul is deeply sorrowful , even to death . Remain here and watch with me . "
Avy eo hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Fadiranovana ny fanahiko , toy ny efa ho faty . Mitoera eto ary mihambena miaraka amiko . "
MAT 26:39     Alignment score: 0.314
He went a little farther , fell on his face , and prayed . He said , " My Father , if it is possible , let this cup pass
from me . Yet , not as I will , but as you will . "
Nisintaka kely Izy , niankohoka ary nivavaka . Hoy Izy hoe : " Ry Raiko , raha azo atao , dia aoka esorina amiko ity kapoaka ity . Nefa , aoka tsy araky ny sitrapoko , fa ny sitraponao . "
MAT 26:40     Alignment score: 0.327 → 0.345
He came to the disciples and found them sleeping , and he said to Peter , " What , could you not watch with me for one hour ?
Nanatona ireo mpianatra Izy ary nahita azy ireo resin - tory , ka hoy Izy tamin'i Petera hoe : " Inona , tsy mahavita miambina
miaraka amiko na dia ora iray aza va ianareo ?
MAT 26:41     Alignment score: 0.331 → 0.374
Watch and pray that you do not enter into temptation . The spirit indeed is willing , but the flesh is weak . "
Miambena
ary mivavaha mba tsy ho azon ' ny fakam - panahy ianareo . Mety ihany ny fanahy , fa ny nofo no malemy . "
MAT 26:42     Alignment score: 0.32 → 0.322
He went away a second time and prayed . He said , " My Father , if this can not pass
away unless I drink it , your will be done . "
Mbola nandeha fanindroany Izy ary nivavaka . Hoy Izy hoe : " Ry Raiko , raha toa tsy azo esorina amiko ity raha tsy misotro Aho , dia ho atao anie ny sitraponao . "
MAT 26:43     Alignment score: 0.396 → 0.4
He came again and found them sleeping , for their eyes were heavy .
Niverina indray Izy ary mbola nahita azy ireo natory , fa navesatra ny mason'izy ireo .
MAT 26:44     Alignment score: 0.38
So leaving them again , he went away and prayed a third time , saying the same words .
Ka nandao azy ireo indray Izy , lasa ary nivavaka fanintelony , nilaza ireo teny ireo ihany .
MAT 26:45     Alignment score: 0.329 → 0.329
Then Jesus came to the disciples and said to them , " Are you still sleeping and taking your rest ? Look , the hour is at hand , and the Son of Man is being betrayed into the hands of sinners .
Avy eo Jesosy nanatona ireo mpianatra ka nanao tamin'izy ireo hoe : " Mbola matory sy miala sasatra va ianareo ? Jereo , efa akaiky ny ora , ary ny Zanak'Olona dia hatolotra eo an - tanan'ireo mpanota .
MAT 26:46     Alignment score: 0.335 → 0.335
Arise , let us go . Look , the one who is betraying me is near . "
Mitsangàna , andeha isika . Jereo , efa akaiky ilay hamadika Ahy . "
MAT 26:47     Alignment score: 0.449 → 0.442
While he was still speaking , Judas , one of the twelve , came . A large crowd came with him from the chief priests and elders of the people . They came with swords and clubs .
Raha mbola niteny Izy , dia tonga Jodasy , iray amin'ireo roa ambin ' ny folo . Nisy vahoaka maro tonga niaraka taminy avy amin ' ny lehiben ' ny mpisorona sy ireo loholona . Tonga niaraka tamin ' ny sabatra sy langilangy izy ireo .
MAT 26:48     Alignment score: 0.347 → 0.347
Now the man who was going to betray Jesus had given them a signal , saying , " The one I kiss is the man . Seize him . "
Ary nanome famantarana azy ireo ilay lehilahy hamadika an'i Jesosy , manao hoe : " Izay horohako , no Izy . Sambory Izy . "
MAT 26:49     Alignment score: 0.487 → 0.491
Immediately he came up to Jesus and said , " Greetings
, Rabbi ! " and he kissed him .
Teo no eo ihany dia nanatona an'i Jesosy izy ary niteny hoe : " Finaritra , Raby ! " Ary nanoroka Azy izy .
MAT 26:50     Alignment score: 0.366 → 0.397
Jesus said to him , " Friend , do what you have come
to do . " Then they came , laid hands on Jesus , and seized him .
Hoy Jesosy taminy hoe : " Ry sakaiza , ataovy izay nalehanao eto . " Avy eo tonga izy ireo , naninjitra tanana tamin'i Jesosy , ary nisambotra Azy .
MAT 26:51     Alignment score: 0.317
Behold , one of those who was with Jesus stretched out his hand , drew his sword , and struck the servant of the high priest , and cut off his ear .
Indro , iray tamin'ireo niaraka tamin'i Jesosy naninjitra ny tanany , nanatsoaka ny sabany , nikapa ny mpanompon
' ny mpisoronabe , ary nahafaka ny sofiny .
MAT 26:52     Alignment score: 0.368 → 0.387
Then Jesus said to him , " Put your sword back in its place , for all those
who take up the sword will perish by the sword .
Avy eo hoy Jesosy taminy hoe : " Avereno amin ' ny toerany ny sabatrao , fa ireo izay mandray sabatra dia ho vonoina amin ' ny sabatra .
MAT 26:53     Alignment score: 0.257 → 0.266
Do you think that I could not call upon my Father , and he would send me more than twelve legions of angels ?
Mieritreritra va ianareo fa tsy afaka miantso ny Raiko Aho , ary Izy dia afaka mandefa ho Ahy tafik'anjely mihoatra noho ny roa ambin ' ny folo ?
MAT 26:54     Alignment score: 0.377
But how then would the scriptures
be fulfilled , that this must happen ? "
Fa atao ahoana izany no hahatanteraka ny Soratra Masina , izay milaza fa tsy maintsy hitranga izany ? "
MAT 26:55     Alignment score: 0.408 → 0.41
At that time Jesus said to the crowd , " Have you come
out with swords and clubs to seize me like a robber ? Every day I sat teaching in the temple , and you did not arrest me .
Tamin'izany andro izany Jesosy niteny tamin ' ny vahoaka hoe : " Tonga miaraka amin ' ny sabatra sy langilangy hisambotra Ahy tahaka ny jiolahy va ianareo ? Isan'andro dia nipetraka nampianatra teo amin ' ny tempoly Aho , fa tsy nosamborinareo .
MAT 26:56     Alignment score: 0.42
But all this has happened so that the writings of the prophets might be fulfilled . " Then all the disciples abandoned him and fled .
Fa izany rehetra izany dia nitranga mba hahatanteraka izay voasoratr'ireo mpaminany . " Avy eo nandao Azy ireo mpianatra rehetra ka nandositra .
MAT 26:57     Alignment score: 0.455 → 0.477
Those
who had seized Jesus led him away to Caiaphas the high priest , where the scribes and the elders had gathered together .
Noentin'ireo nisambotra Azy tany amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesosy , izay nivorian'ireo mpanora - dalàna sy loholona .
MAT 26:58     Alignment score: 0.347
But Peter followed him from a distance to the courtyard of the high priest . He went inside and sat down with the officers to see the outcome .
Fa Petera nanaraka Azy avy eny alavitra
nankany amin ' ny kianjan ' ny mpisoronabe . Niditra tao anatiny izy ary nipetraka niaraka tamin'ireo mpiandry raharaha mba hahita izay hiafarany .
MAT 26:59     Alignment score: 0.274 → 0.278
Now the chief priests and the whole council were looking for false testimony against Jesus so that they might put him to death .
Ary ireo lehiben ' ny mpisorona sy ireo Synedriona rehetra dia nitady fiampangana tsy marina manohitra an'i Jesosy , mba mety ahafahan'izy ireo mamono Azy .
MAT 26:60     Alignment score: 0.215 → 0.214
They did not find
any , even though many false witnesses came forward . But later two came forward
Tsy nahita na inona na inona izy ireo , na dia nisy mpijoro vavolombelona maro tsy marina tonga aza teo . Ary kelikely avy eo dia nisy roa tonga nanatona teo
MAT 26:61     Alignment score: 0.365
and said , " This man said , ' I am able to destroy the temple of God and rebuild it in three days . ' "
ary niteny hoe : " Io lehilahy io dia niteny hoe : ' Afaka mandrava ny Tempolin'Andriamanitra Aho ary manangana izany indray afaka telo andro . ' "
MAT 26:62     Alignment score: 0.267 → 0.271
The high priest stood up and said to him , " Do you have no answer ? What is it that they are testifying against you ? "
Nitsangana ilay mpisoronabe ka nanao taminy hoe : " Tsy manan
- kavaly va Ianao ? Inona izany hiampangan'izy ireo Anao izany ? "
MAT 26:63     Alignment score: 0.407 → 0.416
But Jesus was silent . The high priest said to him , " I command you by the living God , tell us whether you are the Christ , the Son of God . "
Fa nangina Jesosy . Hoy ny mpisoronabe taminy hoe : " Mandidy Anao amin ' ny alalan'Andriamanitra velona aho , lazao aminay raha Ianao no Kristy , Zanak'Andriamanitra . "
MAT 26:64     Alignment score: 0.284 → 0.333
Jesus replied to him , " You have said it yourself . But I tell you , from now on you will see the Son of Man sitting at the right hand of Power , and coming on the clouds of heaven . "
Jesosy namaly azy hoe : " Voalazanao . Fa lazaiko aminareo , manomboka izao dia ho hitanareo ny Zanak'Olona hipetraka eo an - tanana
ankavanan ' ny Hery , ary ho tonga eo amin ' ny rahon ' ny lanitra . "
MAT 26:65     Alignment score: 0.439
Then the high priest tore his clothes and said , " He has spoken blasphemy ! Why do we still need witnesses
? Look , now you have heard the blasphemy .
Avy eo ny mpisoronabe nandrovitra ny ankanjony ary nilaza hoe : " Niteny ratsy Izy ! Nahoana isika no mbola mila mpijoro vavolombelona ? Indro , renareo ny fitenenan - dratsy izao .
MAT 26:66     Alignment score: 0.419
What do you think ? " They answered and said , " He is deserving of death . "
Inona no hevitrareo ? " Namaly izy ireo ary nanao hoe : " Mendrika ny ho faty Izy . "
MAT 26:67     Alignment score: 0.253 → 0.249
Then they spit in his face and beat him with their fists , while some slapped him
Avy eo izy ireo nandrora ny tavany sy nikapoka Azy , ary namely tehamaina Azy ,
MAT 26:68     Alignment score: 0.518
and said , " Prophesy to us , you Christ . Who is it that struck you ? "
ary nanao hoe : " Maminania
aminay , ry Kristy . Iza no namely Anao ? "
MAT 26:69     Alignment score: 0.479 → 0.483
Now Peter was sitting outside in the courtyard , and a servant girl came to him and said , " You were also with Jesus of Galilee . "
Ary Petera nipetraka ivelan
' ny kianja , ary nisy mpanompo vavy tonga nanatona azy niteny hoe : " Ianao ihany koa dia niaraka tamin'i Jesosin ' ny Galilia . "
MAT 26:70     Alignment score: 0.251
But he denied it in front of them all , saying , " I do not know what you are talking about . "
Fa nandà izany teo anoloan'izy ireo izy , manao hoe : " Tsy fantatro izay resahanareo . "
MAT 26:71     Alignment score: 0.466
When he went out to the gateway , another servant girl saw him and said to those there , " This man was also with Jesus of Nazareth . "
Rehefa nivoaka ny vavahady izy , dia nisy mpanompo vavy hafa nahita azy ary niteny tamin'ireo izay teo hoe : " Ity lehilahy ity ihany koa dia niaraka tamin'i Jesosy avy any Nazareta . "
MAT 26:72     Alignment score: 0.483 → 0.479
He again denied it with an oath , " I do not know the man ! "
Mbola nandà indray izy niaraka tamin ' ny fianianana hoe : " Tsy fantatro izany lehilahy izany ! "
MAT 26:73     Alignment score: 0.231 → 0.256
After a little while those
who were standing by came and said to Peter , " Surely you are also one of them , for the way you speak gives you away . "
Nony afaka kelikely dia nanatona ireo izay nitsangana teo ary niteny tamin'i Petera hoe : " Ianao ihany koa dia tena iray amin'izy ireny , fa ny fomba firesakao dia miampanga anao . "
MAT 26:74     Alignment score: 0.355 → 0.391
Then he began to curse and swear , " I do not know
the man , " and immediately a rooster crowed .
Avy eo izy nanomboka nanozona sy niniana ka nanao hoe : " Tsy fanatatro izany lehilahy izany . " Ary teo no eo dia naneno ny akoho .
MAT 26:75     Alignment score: 0.454
Peter remembered the words that Jesus had said , " Before the rooster crows you will deny me three times . " Then he went outside and wept bitterly .
Tsaroan'i
Petera ny teny nambaran'i Jesosy hoe : " Mbola tsy maneno akoho dia handà Ahy intelo ianao . " Avy eo izy nivoaka ary nitomany fatratra .
MAT 26     Average alignment score: 0.376 for 75 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28