Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 6:1     Alignment score: 0.266 → 0.285
" Watch out that you do not do your acts of righteousness before people to be seen by them , or else you will have no reward from your Father who is in heaven .
Mitandrema mba tsy hanao ny asan ' ny fahamarinanareo eo anatrehan
' ny olona ianareo mba ho itan'izy ireo , fa raha tsy izany dia tsy hahazo ny valisoa avy amin ' ny Rainareo izay any an - danitra .


MAT 6:2     Alignment score: 0.268 → 0.284
So when you give
alms , do not sound a trumpet before yourself as the hypocrites do in the synagogues and in the streets , so that they may be glorified by people . Truly I say to you , they have received their reward in full .
Noho izany rehefa maneho fihantrana ianareo , dia aza mitsoka trompetra misarika ny hafa tahaka ny ataon ' ny mpiatsara velatsia any amin ' ny synagoga sy eny amin ' ny lalana , ka mba mety hahazo ny fideran ' ny olona izy ireo . Lazaiko marina aminareo , fa izy ireo dia efa nandray ny valisoany .
MAT 6:3     Alignment score: 0.306
But when you give
alms , do not let your left hand know what your right hand is doing
Fa rehefa maneho fihantrana ianareo , aza atao fantatrin ' ny tananareo havia izay ataon ' ny tananareo havanana ,
MAT 6:4     Alignment score: 0.229 → 0.241
so that your alms may be given in secret . Then your Father who sees in secret will reward you .
ka mba homena mangingina ny fanomezanareo . Avy eo ny Rainareo izay mahita amin ' ny mangingina no hamaly soa anareo .
MAT 6:5     Alignment score: 0.386 → 0.389
" When you pray , do not be like the hypocrites , for they love to stand and pray in the synagogues
and on the street corners so that they may be seen by people . Truly I say to you , they have received their reward .
Rehefa mivavaka ianareo , aza manao tahaka ny mpihatsaravelatsihy , fa izy ireo tia mijoro sy mivavaka eo amin ' ny synagoga sy eo amoron - dalana , ka mba mety ho itan ' ny olona . Lazaiko marina aminareo , fa izy ireo dia efa nandray ny valisoany .
MAT 6:6     Alignment score: 0.323 → 0.322
But you , when you pray , enter your inner chamber . Shut the door and pray to your Father , who is in secret . Then your Father who sees in secret will reward you .
Fa ianareo , rehefa mivavaka , midira ao amin ' ny efi - tranonareo . Hidio ny varavarana , dia mivavaha amin ' ny Rainareo izay ao amin ' ny mangingina . Avy eo ny Rainareo izay mahita ao amin ' ny mangingina no hamaly soa anareo .
MAT 6:7     Alignment score: 0.261 → 0.262
When you pray , do not make useless repetitions as the pagans do , for they think that they will be heard because of their many words .
Rehefa mivavaka ianareo , aza manao teny
maro tsy misy ilàna azy tahaka ny ataon ' ny Jentilisa , ny amin ' ny fiheverany fa ho re izy ireo nohon ' ny teny maro izay ataony .
MAT 6:8     Alignment score: 0.269 → 0.269
Therefore , do not be like them , for your Father knows what things you need before you ask him .
Noho izany , aza manao tahaka azy ireo , fa ny Rainareo dia efa mahafantatra ireo zavatra izay ilainareo mialohan ' ny angatahanareo Aminy .
MAT 6:9     Alignment score: 0.35 → 0.384
Therefore pray like this : ' Our Father in heaven , may your name be honored as holy .
Noho izany mivavaha tahaka izao hoe : ' Rainay
izay any an - danitra , ho hamasinina anie ny anaranao .
MAT 6:10     Alignment score: 0.264 → 0.27
May your kingdom come
. May your will be done on earth as it is in heaven .
Ho tonga anie ny fanjakanao . Hatao anie ny sitraponao ety an - tany tahaka ny any an - danitra .
MAT 6:11     Alignment score: 0.195
Give us today our daily bread .
Omeo anay anio ny hanina sahaza ho anay .
MAT 6:12     Alignment score: 0.14
Forgive us our debts , as we also have forgiven our debtors .
Mamelà ny helokay
, tahaka ny hamelanay izay meloka taminay .
MAT 6:13     Alignment score: 0.381
Do not bring us into temptation , but deliver us from the evil one . '
Ary aza mitondra anay amin ' ny fakam - panahy , fa manafaha anay amin ' ny ratsy . ' "
MAT 6:14     Alignment score: 0.19
For if you forgive people their trespasses , your heavenly Father will also forgive you .
Fa raha mamela ny hadisoan ' ny olona ianareo , dia hamela anareo ihany koa ny Rainareo izay any an - danitra .
MAT 6:15     Alignment score: 0.167
But if you do not forgive their trespasses , neither will your Father forgive your trespasses .
Fa raha tsy mamela ny hadisoan'izy ireo ianareo , dia tsy hamela ny hadisoanareo mihintsy ny Rainareo .
MAT 6:16     Alignment score: 0.254 → 0.263
" When you fast , do not have a sad face as the hypocrites do , for they disfigure their faces so that they may appear to people to be fasting . Truly I say to you , they have received their reward in full
.
Ankoatra izay , rehefa mifady hanina ianareo , aza mampiseho endrika mampalahelo tahaka ny ataon ' ny mpiatsaravelatsihy , fa manaratsy tarehy izy ireo ka mba mety ho itan ' ny olona fa tena mifady hanina . Lazaiko marina aminareo , fa efa nandray ny valisoany izy ireo .
MAT 6:17     Alignment score: 0.384
But you , when you fast , anoint your head and wash your face
Fa ianao , rehefa mifady hanina , osory
menaka ny lohanao ary sasao ny tarehinao ,
MAT 6:18     Alignment score: 0.261
so that you may not appear to people to be fasting , but only to your Father who is in secret ; and your Father who sees in secret will reward you .
ka mba tsy ho itan ' ny hafa hoe mifady hanina , fa amin ' ny Rainao
izay ao amin ' ny mangingina ihany ; ary ny Rainao izay mahita ao amin ' ny mangingina , no hamaly soa anao .
MAT 6:19     Alignment score: 0.361 → 0.395
" Do not store up for yourselves treasures
on the earth , where moth and rust destroy , and where thieves break in and steal .
Aza mitahiry ny harenareo ety an - tany , izay simbain ' ny kalalao sy harafesina , ary hidiran'ireo mpangalatra an - keriny ka hangalatra .
MAT 6:20     Alignment score: 0.367 → 0.394
Instead , store up for yourselves treasures
in heaven , where neither moth nor rust destroys , and where thieves do not break in and steal .
Fa kosa , tehirizo ny harenareo any an - danitra , izay tsy ho simban ' ny kalalao sy harafesina , ary tsy hidiran'ireo mpangalatra an - keriny ka hangalatra .
MAT 6:21     Alignment score: 0.277
For where your treasure is , there will your heart be also .
Fa izay misy ny harenao
, no itoeran ' ny fonao ihany koa .
MAT 6:22     Alignment score: 0.421 → 0.423
The eye is the lamp of the body . Therefore , if your eye is good , your whole body is filled with light .
Ny maso no jiron ' ny vatana . Noho izany , raha tsara ny masonao , dia ho feno fahazavana
ny vatana rehetra .
MAT 6:23     Alignment score: 0.252 → 0.302
But if your eye is bad , your whole body is full of darkness . Therefore , if the light that is in you is actually darkness , how great is that darkness !
Fa raha ratsy ny masonao , dia ho feno haizina
ny vatanao rehetra . Noho izany , raha maizina ny fahazavanaizay ao anatinao amin'izao , manao ahoana ny halehibehin'izany haizana izany !
MAT 6:24     Alignment score: 0.319 → 0.321
No one can serve two masters , for either he will hate the one and love the other , or else he will be devoted to one and despise the other . You can not serve God and wealth .
Tsy misy afaka hanompo tompo roa , fa hankahala ny iray izy ary hitia ny iray , raha tsy izany hanolo - tena ho an ' ny iray ka hankahala ny iray hafa . Ianao dia tsy afaka hanompo an'Andriamanitra sy ny harena .
MAT 6:25     Alignment score: 0.266 → 0.291
Therefore I say to you , do not worry about your life , what you will eat or what you will drink
; or about your body , what you will wear . For is not life more than food , and the body more than clothes ?
Noho izany lazaiko aminareo , aza miahiahy momba ny ainareo , izay hohaninareo na izay hosotroinareo - na momba ny vatanareo , izay hotafianareo . Fa tsy lehibe noho ny sakafo va ny fiainana , ary ny vatana lehibe noho ny fitafiana ?
MAT 6:26     Alignment score: 0.264 → 0.265
Look at the birds in the sky . They do not sow or reap or gather into barns , but your heavenly Father feeds them . Are you not more valuable than they are ?
Jereo ireo vorona eny amin ' ny habakabaka . Izy ireny dia tsy mamafy na mijinja na manangona ao an - tsompitra , fa ny Rainareo izay any an - danitra no mamahana azy ireny . Tsy sarobidy kokoa mihoatra ireny ve ianareo ?
MAT 6:27     Alignment score: 0.234 → 0.251
Which one of you by being anxious can add one cubit to his lifespan ?
Iza aminareo no afaka manampy hakio
iray amin ' ny andro hiainany amin ' ny fanahiana ?
MAT 6:28     Alignment score: 0.351 → 0.37
Why are you anxious about clothing ? Think about the lilies in the fields , how they grow
. They do not labor , and they do not spin cloth .
Nahoana ianareo no miahiahy momba ny fitafianareo ? Saino ny momban ' ny lilia eny amin ' ny saha , ahoana ny fanirin'izy ireny . Tsy mba miasa izy ireny , ary tsy mamoly fitafiana .
MAT 6:29     Alignment score: 0.376
Yet I say to you , even Solomon in all his glory was not clothed like one of these
.
Lazaiko aminareo , fa na i Solomona aza amin ' ny voninahiny rehetra dia tsy nitafy tahaka ny iray amin'ireny .
MAT 6:30     Alignment score: 0.343
If God so clothes the grass in the fields , which exists today and tomorrow is thrown into the oven , how much more will he clothe you , you of little faith ?
Raha ampitafian'Andriamanitra tahaka izany ny ahitra any an - tsaha , izay rehetra misy anio sy rahampitso dia hatsipy ao am - patana , toy ny ahoana no ampitafiany anareo bebe kokoa , ianareo ry kely finoana ?
MAT 6:31     Alignment score: 0.283 → 0.337
Therefore do not be anxious and say , ' What will we eat ? ' or ' What will we drink
? ' or ' What clothes will we wear ? '
Noho izany aza miahiahy ka milaza hoe : ' Inona no hohaninay ? ' na hoe : ' Inona no hosotroinay ? ' na hoe : ' Inona ny fitafiana ho anaovanay ? '
MAT 6:32     Alignment score: 0.387
For the Gentiles search for these
things , and your heavenly Father knows that you need them .
Fa ireo Jentilisa mitady ireo zavatra ireo , ary ny Rainareo izay any an - danitra dia mahafantatra fa mila ireo ianareo .
MAT 6:33     Alignment score: 0.328
But seek first his kingdom and his righteousness , and all these
things will be given to you .
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany dia homena anareo ireo zavatra ireo .
MAT 6:34     Alignment score: 0.307 → 0.309
Therefore , do not be anxious for tomorrow , for tomorrow will be anxious for itself . Each day has enough evil of its own .
Noho izany , aza miahiahy ny ampitso , fa ny ampitso hanahy ny azy . Ampy ho an ' ny andro tsirairay ny ratsy ao aminy .
MAT 6     Average alignment score: 0.311 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28