Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 28:1     Alignment score: 0.506 → 0.506
Now after the Sabbath , as it began to dawn toward the first day of the week , Mary Magdalene and the other Mary came to see the tomb .
Ary tamin ' ny alin ' ny Sabata , raha vao nanomboka mangiran - dratsy ny andro voalohany amin ' ny herinandro , dia lasa nandeha nijery ny fasana Maria Magdalena sy ilay Maria iray hafa .


MAT 28:2     Alignment score: 0.453
Behold , there was a great earthquake , for an angel of the Lord descended from heaven , came and rolled away the stone , and sat on it .
Indro , nisy horohoron - tany
be , fa ny anjelin ' ny Tompo no nidina avy any an - danitra , tonga ary nanakodia ny vato , ka nipetraka teo ambonin'izany .
MAT 28:3     Alignment score: 0.399 → 0.4
His appearance was like lightning , and his clothing as white as snow .
Ny endriny dia toy ny tselatra , ary ny akanjony dia fotsy tahaka ny oram - panala .
MAT 28:4     Alignment score: 0.338
The guards shook with fear and became
like dead men .
Raiki - tahotra ireo mpiambina ka nanjary tahaka ny lehilahy maty .
MAT 28:5     Alignment score: 0.375 → 0.391
The angel addressed the women
and said to them , " Do not be afraid , for I know that you seek Jesus , who has been crucified .
Niresaka tamin'ireo vehivavy ilay anjely ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Aza matahotra , fantatro fa mitady an'i Jesosy ianareo , ilay nofantsihina tamin ' ny hazofijaliana .
MAT 28:6     Alignment score: 0.278 → 0.302
He is not here , but is risen , just as he said . Come see the place where the Lord was lying .
Tsy ato Izy , fa efa nitsangana , araka ny efa nolazainy
. Avia jereo ny toerana izay nandrian ' ny Tompo .
MAT 28:7     Alignment score: 0.357
Go quickly and tell his disciples , ' He has risen from the dead . See , he is going ahead of you to Galilee . There you will see him . ' See , I have told you . "
Mandehana faingana ary teneno ireo mpianany hoe : ' Nitsangana tamin ' ny maty Izy . Indro , efa nandeha nialoha anareo any Galilea
Izy . Any no hahitanareo Azy . ' Indro , efa voalazako taminareo . "
MAT 28:8     Alignment score: 0.464 → 0.465
The women
quickly left the tomb with fear and great joy , and ran to tell his disciples .
Nandao haingana ny fasana tamin - tahotra sy tamin ' ny hafaliana lehibe ireo vehivavy , ary nihazakazaka mba hiteny ireo mpianany .
MAT 28:9     Alignment score: 0.431
Behold , Jesus met them and said , " Greetings ! " The women
came , took hold of his feet and worshiped him .
Indro , nihaona tamin'izy ireo Jesosy ary niteny hoe : " Arahaba ! " Nanatona ireo vehivavy , nihazona ny tongony ary nidera Azy .
MAT 28:10     Alignment score: 0.394 → 0.394
Then Jesus said to them , " Do not be afraid . Go tell my brothers to leave for Galilee . There they will see me . "
Ary avy eo Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Aza matahotra . Mandehana miteny amin'ireo rahalahiko mba hiala ka hihazo an'i Galilia . Any no hahitan'izy ireo Ahy . "
MAT 28:11     Alignment score: 0.305
Now while the women
were going , behold , some of the guards went into the city and told the chief priests all the things that had happened .
Ary raha mbola iny nandeha iny ireo vehivavy , indro , ny sasany tamin'ireo mpiambina nankany amin ' ny tanàn - dehibe ary niteny tamin ' ny lohan ' ny mpisorona ny zavatra rehetra izay niseho .
MAT 28:12     Alignment score: 0.405 → 0.407
When the priests had met with the elders and discussed the matter with them , they gave a large amount of money to the soldiers
Rehefa nihaona tamin'ireo loholona ny mpisorona ary niresaka momban ' ny olana tamin'izy ireo , dia nanome vola be an'ireo miaramila izy ireo
MAT 28:13     Alignment score: 0.375 → 0.376
and told them , " Say to others , ' The disciples of Jesus came by night and stole his body while we were sleeping . '
ary niteny azy ireo hoe : " Lazao amin'ireo hafa hoe : ' Tonga tamin ' ny andro alina ireo mpianatr'i
Jesosy ary nangalatra ny vatany raha mbola natory izahay . '
MAT 28:14     Alignment score: 0.316 → 0.321
If this report reaches the governor , we will persuade him and take any worries away from you . "
Raha tonga any amin ' ny governora izany tatitra izany , dia handresy lahatra azy isika ary hanala ny ahiahy aminareo . "
MAT 28:15     Alignment score: 0.304
So the soldiers took the money and did as they had been instructed . This report spread widely among the Jews and continues even today .
Ary dia nalain
' ny miaramila ny vola ary nanao araka izay efa nolazaina azy izy ireo . Ary izany tatitra izany dia nieli - patrana teo amin'ireo Jiosy ary mitohy mandrak'ankehitriny aza .
MAT 28:16     Alignment score: 0.479
But the eleven disciples went to Galilee , to the mountain
to which Jesus had directed them .
Fa nankany Galilea ireo mpianatra iraika ambin ' ny folo , tany amin ' ny tendrombohitra izay efa natoron'i Jesosy azy ireo .
MAT 28:17     Alignment score: 0.432
When they saw him , they worshiped him , but some doubted .
Rehefa nahita Azy izy ireo , dia nidera azy , fa ny sasany kosa niahiahy .
MAT 28:18     Alignment score: 0.47 → 0.472
Jesus came to them and spoke to them and said , " All authority has been given to me in heaven and on earth .
Nanatona azy ireo Jesosy ka niresaka tamin'izy ireo ary niteny hoe : " Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an - danitra sy ety an - tany .
MAT 28:19     Alignment score: 0.298 → 0.336
Go therefore and make disciples of all the nations . Baptize them into the name of the Father , of the Son , and of the Holy Spirit .
Koa mandehana ary ataovy tonga mpianatro
ny firenen - drehetra . Ataovy batisa izy ireo amin ' ny anaran ' ny Ray , ny Zanaka , ary ny Fanahy Masina .
MAT 28:20     Alignment score: 0.325
Teach them to obey all the things that I have commanded you . See , I am with you always , even to the end of the age . "
Ampianaro izy ireo hankatoa
ny zavatra rehetra izay nandidiako anareo . Indro , miaraka aminareo foana Aho , eny fa na hatramin ' ny fiafaran'izao tontolo izao aza . "
MAT 28     Average alignment score: 0.39 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28