Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 13:1     Alignment score: 0.496
On that day Jesus went out of the house and sat beside the sea .
Tamin'izany andro izany Jesosy nandeha nivoaka ny trano ary nipetraka teo amoron ' ny ranomasina .


MAT 13:2     Alignment score: 0.334 → 0.332
A very large crowd gathered around him , so he got into a boat and sat in it while the whole crowd stood on the beach .
Nisy vahoaka maro niangona nanodidina Azy , ka dia niditra tao an - tsambokely Izy ary nipetraka tao amin'izany , raha nitsangana teo amoron - dranomasina kosa ny vahoaka rehetra .
MAT 13:3     Alignment score: 0.422 → 0.421
Then Jesus said many things to them in parables . He said , " Behold , a farmer went out to sow seed .
Avy eo Jesosy nilaza zavatra maro tamin'izy ireo tamin ' ny alalan ' ny fanoharana . Hoy Izy hoe : " Indro , nisy mpamboly iray nandeha nivoaka hamafy voa .
MAT 13:4     Alignment score: 0.371 → 0.373
As he sowed , some seeds fell
beside the road , and the birds came and devoured them .
Raha izy namafy iny , dia nisy voa sasany latsaka teny amoron - dalana , ary tamy ireo vorona ka nandrapaka ireo .
MAT 13:5     Alignment score: 0.202 → 0.204
Other seeds fell
on rocky ground , where they did not have much soil . Immediately they sprang up because the soil had no depth .
Ireo voa hafa indray dia latsaka teny amin ' ny tany be vato , izay tsy nahazoan'ireo nofon - tany tsara . Avy hatrany dia naniry ireo , satria tsy lalina ny tany .
MAT 13:6     Alignment score: 0.436
But when the sun had risen , they were scorched because they had no root , and they withered away .
Fa rehefa niposaka ny masoandro , dia maina ireo satria tsy nisy fakany , ary dia nalazo .
MAT 13:7     Alignment score: 0.199 → 0.223
Other seeds fell
among the thorn plants . The thorn plants grew up and choked them .
Nilatsaka teo amin ' ny tsilo ireo voa hafa . Naniry ireo tsilo ary nangenja azy ireo .
MAT 13:8     Alignment score: 0.343
Other seeds fell on good soil and produced a crop , some one hundred times as much , some sixty , and some thirty .
Ireo voa hafa nilatsaka tamin ' ny tany
tsara ary namoa voany , ny sasany avo zato heny , ny sasany enim - polo , ary ny sasany telo - polo .
MAT 13:9     Alignment score: 0.345 → 0.346
He who has ears , let him hear . "
Izay manan - tsofina , aoka izy hiaino . "
MAT 13:10     Alignment score: 0.441 → 0.44
The disciples came
and said to Jesus , " Why do you talk to the crowd in parables ? "
Tamy ireo mpianatra ary niteny an'i Jesosy hoe : " Nahoana Ianao no miresaka amin'ireo vahoaka amin ' ny alalan ' ny fanoharana ? "
MAT 13:11     Alignment score: 0.396 → 0.393
Jesus answered and said to them , " You have been given the privilege of understanding mysteries of the kingdom of heaven , but to them it is not given .
Namaly Jesosy ary niteny azy ireo hoe : " Ianareo no nomena tombony hahafantatra ireo zava - miafin
' ny fanjakan ' ny lanitra , fa ho azy ireo dia tsy nomena izany .
MAT 13:12     Alignment score: 0.249 → 0.248
For whoever has will be given more , and he will have an abundance . But whoever does not have , even what he has will be taken away from him .
Satria na iza na iza manana , dia ho be kokoa aza no homena . Fa na iza na iza kosa tsy manana , na izay hananany aza ho esorina aminy .
MAT 13:13     Alignment score: 0.225 → 0.24
This is why I talk to them in parables : Though they are seeing , they do not see ; and though they are hearing , they do not hear , or understand .
Izany no antony hiresahako amin'izy ireo amin ' ny alalan ' ny fanoharana : Na dia mijery
aza izy ireo , dia tsy mahita ; ary na dia mihaino aza izy ireo , dia tsy mandre , na mahazo .
MAT 13:14     Alignment score: 0.185 → 0.225
To them the prophecy of Isaiah is fulfilled , that which says , ' Listening , you will hear , but you will never understand ; seeing , you will see , but you will never know
.
Amin'izy ireo ny faminanian'Isaia no tanteraka , izay milaza hoe : ' Rehefa mihaino dia handre ianareo , saingy tsy hahazo mihitsy ; rehefa mijery dia hahita ianareo , saingy tsy hahatakatra .
MAT 13:15     Alignment score: 0.243 → 0.266
For the heart of this people has become
dull , and with their ears they hardly hear , and they have shut their eyes . Otherwise they might see with their eyes , and hear with their ears , and understand with their heart and turn again , and I would heal them . '
Fa lasa donto ny fon'ity vahoaka ity , ary mafy sofina izy ireo , ary nakipin'izy ireo ny masony , mba tsy hahita amin ' ny mason'izy ireo , na handre amin ' ny sofin'izy ireo , na hahazo amin ' ny fon'izy ireo , ka hibebaka indray izy ireo , ary hanasitrana azy ireo Aho . '
MAT 13:16     Alignment score: 0.367
But blessed are your eyes , for they see ; and your ears , for they hear .
Fa sambatra ny masonareo , satria mahita ; ary ny sofinareo , satria mandre .
MAT 13:17     Alignment score: 0.323
Truly I say to you that many prophets and righteous men desired to see the things that you see and did not see them . They desired to hear the things that you hear and did not hear them .
Lazaiko marina aminareo fa mpaminany sy olo - marina maro no naniry ny hahita ireo zavatra izay hitanareo , kanefa tsy nahita an'ireo . Naniry ny handre ireo zavatra izay renareo izy ireo , kanefa tsy nandre an'ireo .
MAT 13:18     Alignment score: 0.398
Listen then to the parable of the farmer who sowed his seed .
Koa mihainoa ary ny fanoharana ny amin ' ny mpamboly iray izay namafy ny voany .
MAT 13:19     Alignment score: 0.285 → 0.285
When anyone hears the word of the kingdom but does not understand it , the evil one comes and snatches away what has been sown in his heart . This is the seed that was sown beside the road .
Rehefa misy mandre ny tenin
' ny fanjakana kanefa tsy mahazo izany , dia tonga ilay ratsy ary manongotra izay nafafy tao am - pony . Io ilay voa nafafy teny amoron - dalana .
MAT 13:20     Alignment score: 0.274
What was sown on rocky
ground is the person who hears the word and immediately receives it with joy ,
Ilay nafafy teny amin ' ny tany be vato dia ny olona izay mandre ny teny ary avy hatrany dia mandray azy am - pifaliana ,
MAT 13:21     Alignment score: 0.231
yet he has no root in himself and he endures for a while . When tribulation or persecution
arises because of the word , he quickly falls away .
saingy tsy mbola miorim - paka ao anatiny izy ary dia maharitra vetivety ihany . Rehefa tonga ny fahoriana na ny fanenjehana nohon ' ny amin ' ny teny , dia malaky tafintohina izy .
MAT 13:22     Alignment score: 0.344
What was sown among the thorn plants , this is the person who hears the word , but the cares of the world and the deceitfulness of riches choke the word , and he becomes unfruitful .
Ilay nafafy teny
amin ' ny tsilo , io dia ny olona izay mandre ny teny , saingy ny fiahiahian'izao tontolo izao sy ny fitaky ny harena no mangeja ny teny , ary dia lasa tsy mamoa izy .
MAT 13:23     Alignment score: 0.206 → 0.219
The seed that was sown on the good soil , this is the person who hears the word and understands
it . He bears fruit and produces a crop , yielding in one case a hundred , in another sixty , and in another thirty times as much as was planted . "
Ilay nafafy teo amin ' ny tany tsara , io no olona izay mandre ny teny ary mahazo izany . Mamoa voankazo izy ary mahatonga ny voa iray , hanome avo zato heny mihoatra izay nambolena , ny sasany enim - polo , ny sasany avo telo - polo heny . "
MAT 13:24     Alignment score: 0.392 → 0.402
Jesus presented another parable to them . He said , " The kingdom of heaven is like a man who sowed good seed in his field .
Naneho fanoharana iray hafa tamin'izy ireo Jesosy . Hoy Izy hoe : " Ny fanjakan
' ny lanitra dia toy ny lehilahy iray izay namafy voa tsara tao amin ' ny sahany .
MAT 13:25     Alignment score: 0.361
But while people slept , his enemy came and also sowed weeds among the wheat and then went away .
Fa raha natory iny ny olona , dia tonga ny fahavalony
ary namafy voan - tsimparifary ihany koa tao amin'ireo vary ary nandeha .
MAT 13:26     Alignment score: 0.286 → 0.292
When the blades sprouted and then produced their crop , then the weeds appeared also .
Rehefa nitsiry ireo vary ary avy eo namokatra ireo voany , dia nipoitra ihany koa ireo voan - tsimparifary .
MAT 13:27     Alignment score: 0.312 → 0.316
The servants of the landowner came and said to him , ' Sir , did you not sow good seed in your field ? How does it now have weeds ? '
Tonga ireo mpanompon
' ny tompon - tany ary niteny taminy hoe : ' Tompoko , tsy namafy voa tsara tao amin ' ny sahanao va ianao ? Nahoana izy ankehitriny no misy voan - tsimparifary ? '
MAT 13:28     Alignment score: 0.231
" He said to them , ' An enemy has done this . ' " The servants said to him , ' So do you want us to go and pull them out ? '
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : ' Nisy fahavalo nanao izany . ' Hoy ireo mpanompo taminy hoe : ' Koa tianao va ny handehananay manongotra azy ireo ? '
MAT 13:29     Alignment score: 0.324
" The landowner said , ' No . Because while you are pulling out the weeds , you might uproot the wheat with them .
Ilay tompon - tany
niteny hoe : ' Tsia . Satria raha manongotra ireo tsimparifary ianareo , dia mety hanongotra ny fakan'ireo vary miaraka amin'ireo koa .
MAT 13:30     Alignment score: 0.262 → 0.261
Let both grow together until the harvest . At the time of the harvest I will say to the reapers , " First pull out the weeds and tie them in bundles to burn them , but gather the wheat into my barn . " ' "
Avelao hiara - haniry izy roa hatramin ' ny fijinjana . Amin ' ny fotoam - pijinjana dia hiteny amin ' ny mpijinja aho hoe : " Esory aloha ireo ahi - dratsy ary fehezo ho fatorana maromaro mba handorana azy ireo , fa angony ao amin ' ny fitoeram - bokatro kosa ireo vary . " ' "
MAT 13:31     Alignment score: 0.389
Then Jesus presented another parable to them . He said , " The kingdom of heaven is like a mustard seed which a man took and sowed in his field .
Avy eo Jesosy naneho fanoharana iray hafa tamin'izy ireo . Hoy Izy hoe : " Ny fanjakan
' ny lanitra dia toy ny voatsinampy izay nalain ' ny lehilahy iray ary nafafiny teo amin ' ny sahany .
MAT 13:32     Alignment score: 0.334 → 0.347
This seed is indeed the smallest of all seeds . But when it has grown , it is greater than the garden plants . It becomes a tree , so that the birds of the sky come
and nest in its branches . "
Io voa io tokoa no voa kely indrindra amin ' ny voa hafa rehetra . Fa rehefa naniry izany , dia lehibe noho ireo zava - maniry ao amin ' ny saha . Lasa hazo izany , mba hiavian'ireo voron ' ny habakabaka ary hanao ny tranon'izy ireo eo amin'ireo rantsany . "
MAT 13:33     Alignment score: 0.423
Jesus then told them another parable . " The kingdom of heaven is like yeast that a woman took and mixed with three measures of flour until all the dough had risen . "
Avy eo Jesosy nilaza fanoharana iray hafa . " Ny fanjakan
' ny lanitra dia toy ny lalivay izay nalain ' ny vehivavy iray ary nafangarony tamina lafarinina intelo famarana mandra - piakatry ny foto - koba manontolo . "
MAT 13:34     Alignment score: 0.284 → 0.283
All these
things Jesus said to the crowds in parables ; and he said nothing to them without a parable .
Fanoharana no nanambaran'i Jesosy ireo zava - drehetra ireo tamin ' ny vahoaka ; ary tsy nilaza na inona na inona tamin'izy ireo afa - tsy tamin ' ny fanoharana Izy .
MAT 13:35     Alignment score: 0.332 → 0.334
This was in order that what had been said through the prophet might be fulfilled , when he said , " I will open my mouth in parables . I will say things that were hidden from the foundation of the world . "
Izany dia mba hahatanteraka izay nolazaina
tamin ' ny alalan ' ny mpaminany , rehefa niteny Izy hoe : " Izaho hiloa - bava amin ' ny alalan ' ny fanoharana . Hilaza zavatra izay nafenina hatrizay nanorenana izao tontolo izao Aho . "
MAT 13:36     Alignment score: 0.41
Then Jesus left the crowds and went into the house . His disciples came to him and said , " Explain to us the parable of the weeds of the field . "
Avy eo Jesosy nandao ireo vahoaka ary nankao
an - trano . Nankeo aminy ireo mpianany ary niteny hoe : " Azavao aminay ny fanoharana momba ilay tsimparifarin ' ny saha . "
MAT 13:37     Alignment score: 0.533
Jesus answered and said , " He who sows the good seed is the Son of Man .
Namaly Jesosy ary niteny hoe : " Ilay mamafy voa tsara dia ny Zanak'Olona .
MAT 13:38     Alignment score: 0.466
The field is the world ; and the good seed , these
are the sons of the kingdom . The weeds are the sons of the evil one ,
Ny saha dia izao tontolo izao ; ary ny voa tsara , ireo no zanaky ny fanjakana . Ny tsimparifary dia ireo zanak'ilay ratsy ,
MAT 13:39     Alignment score: 0.526 → 0.495
and the enemy who sowed them is the devil . The harvest is the end of the age , and the reapers are angels .
ary ny fahavalo izay namafy azy ireo dia ny devoly . Ny fijinjana dia ny fiafaran'izao tontolo izao , ary ny mpijinja dia ireo anjely .
MAT 13:40     Alignment score: 0.316 → 0.342
Therefore , as the weeds are gathered up and consumed by fire , so will it be at the end of the age .
Noho izany , tahaka ny anangonana sy andorana ireo tsimparifary amin ' ny afo , no atao koa amin ' ny fiafaran'izao tontolo izao .
MAT 13:41     Alignment score: 0.228 → 0.245
The Son of Man will send out his angels , and they will gather out of his kingdom all stumbling blocks and those
who commit lawlessness .
Haniraka ireo anjeliny ny Zanak'Olona , ary ho angonin'izy ireo hiala amin ' ny fanjakany ireo zavatra rehetra izay mahatonga fahotana , sy ireo izay manao ratsy .
MAT 13:42     Alignment score: 0.404 → 0.406
They will throw them into the furnace of fire , where there will be weeping and grinding of teeth .
Ho atsipin'izy ireo ao amin ' ny lafaoro lehibe mirehitra afo izy ireo , izay hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha - nify .
MAT 13:43     Alignment score: 0.359 → 0.373
Then will the righteous people shine like the sun in the kingdom of their Father . He who has ears , let him hear .
Avy eo hamiratra toy ny masoandro ao amin ' ny fanjakan
' ny Rain'izy ireo ny olo - marina . Izay manan - tsofina , aoka izy hihaino .
MAT 13:44     Alignment score: 0.269 → 0.295
" The kingdom of heaven is like a treasure hidden in a field . A man found it and hid it . In his joy he goes , sells everything he possesses , and buys that field .
Ny fanjakan
' ny lanitra dia toy ny harena izay miafina ao amin ' ny saha iray . Nisy lehilahy nahita izany ary nafeniny . Nandeha tamin ' ny hafaliany izy , nivarotra izay rehetra nananany , ary nividy io saha io .
MAT 13:45     Alignment score: 0.239 → 0.239
Again , the kingdom of heaven is like a man who is a merchant
looking for valuable pearls .
Ary koa , ny fanjakan ' ny lanitra dia toy ny lehiahy izay mpivarotra mitady voahangy lafo vidy .
MAT 13:46     Alignment score: 0.323
When he found one very valuable pearl , he went and sold everything that he possessed and bought it .
Rehefa nahita voahangy iray izay tena lafo vidy izy , dia nandeha ka nivarotra izay rehetra nananany ka nividy izany .
MAT 13:47     Alignment score: 0.315 → 0.313
" Again , the kingdom of heaven is like a net that was cast into the sea , and that gathered all kinds of fish .
Ary koa , ny fanjakan
' ny lanitra dia toy ny harato izay natsipy tany an - dranomasina , ary nanangona ireo karazan - java - manan'aina rehetra .
MAT 13:48     Alignment score: 0.259 → 0.278
When it was filled , the fishermen drew it up on the beach . Then they sat down and gathered the good ones into containers , but the bad ones they threw away .
Rehefa feno izany , dia nosintonin'ireo mpanarato ho eo amoron - dranomasina . Avy eo izy ireo nipetraka ka nanangona ireo zavatra tsara ho ao amin ' ny fitoerany , fa ireo zavatra tsy ilaina
kosa narian'izy ireo .
MAT 13:49     Alignment score: 0.384 → 0.345
It will be this way at the end of the age . The angels will come
and separate the wicked from among the righteous .
Ho toy izany amin ' ny fiafaran'izao tontolo izao . Ho avy ireo anjely ary hanasaraka ireo ratsy fanahy amin'ireo marina .
MAT 13:50     Alignment score: 0.351 → 0.353
They will throw them into the furnace of fire , where there will be weeping and grinding of teeth .
Ho atsipin'izy ireo ao amin ' ny fandoroana
lehibe mirehitra afo izy ireo , izay hisy ny fitomaniana sy fikitroha - nify .
MAT 13:51     Alignment score: 0.401 → 0.399
" Have you understood all these things ? " The disciples said to him , " Yes . "
Azonareo ve izany zavatra rehetra izany ? " Hoy ireo mpianany taminy hoe : " Eny . "
MAT 13:52     Alignment score: 0.364 → 0.364
Then Jesus said to them , " Therefore every scribe who has become
a disciple to the kingdom of heaven is like a man who is the owner of a house , who draws out old and new things from his treasure . "
Avy eo Jesosy niteny tamin'izy ireo hoe : " Noho izany ny mpanora - dalana rehetra izay lasa mpianatra eo amin ' ny fanjakan ' ny lanitra dia tahaka ny lehilahy tompon - trano iray , izay mamoaka ireo zavatra tranainy sy ireo zavatra vaovao avy ao amin ' ny hareny . "
MAT 13:53     Alignment score: 0.445 → 0.449
Then it came
about that when Jesus had finished these parables , he departed from that place .
Avy eo rehefa nahavita ireo fanoharana ireo Jesosy , dia niala tamin'izany toerana izany Izy .
MAT 13:54     Alignment score: 0.33 → 0.337
Then Jesus entered his own region and taught the people in their synagogue
. The result was that they were astonished and said , " Where does this man get his wisdom and these miraculous powers from ?
Avy eo Jesosy niditra tao amin ' ny taniny manokana ary nampianatra ireo vahoaka tao amin ' ny synagogan'izy ireo . Vokatr'izany dia talanjona izy ireo ary niteny hoe : " Avy aiza no ahazoan'ity lehilahy ity ny fahendreny sy ireo fahagagana ireo ?
MAT 13:55     Alignment score: 0.538 → 0.539
Is not this man the carpenter
's son ? Is not his mother called Mary ? Are not his brothers James , Joseph , Simon , and Judas ?
Tsy io lehilahy io va no zanak'ilay mpandrafitra ? Tsy Maria va no hiantsoana ny reniny ? Tsy Jakoba , Josefa , Simona , ary Jodasy va no rahalahiny ?
MAT 13:56     Alignment score: 0.336
Are not all his sisters with us ? Where did he get all these
things ? "
Tsy miaraka amintsika va ireo anabaviny rehetra ? Avy aiza no nahazoany ireo zavatra rehetra ireo ? "
MAT 13:57     Alignment score: 0.336 → 0.342
They were offended by him . But Jesus said to them , " A prophet is not without honor except in his own country and in his own family . "
Tohina nohon ' ny aminy izy ireo . Fa hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Tsy misy mpaminany tsy misy hajany raha tsy ao amin ' ny fireneny sy ao amin ' ny fianakaviany
ihany . "
MAT 13:58     Alignment score: 0.267
He did not do many miracles there because of their unbelief .
Tsy dia nanao fahagagana be tao Izy nohon ' ny tsy finoan'izy ireo .
MAT 13     Average alignment score: 0.334 for 58 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28