Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 20:1     Alignment score: 0.38
" For the kingdom of heaven is like a landowner who went out early in the morning to hire laborers for his vineyard .
Fa ny fanjakan
' ny lanitra dia tahaka ny tompon - tany izay nandeha vao maraina be hanakarama mpiasa ho an ' ny tanim - boalobony .


MAT 20:2     Alignment score: 0.318
After he had agreed with the laborers for one denarius a day , he sent them into his vineyard .
Rehefa avy nifanaraka tamin'ireo mpiasa izy fa ho denaria iray isan'andro ny karaman'izy ireo , dia nalefany tany amin ' ny tanim - boalobony izy ireo .
MAT 20:3     Alignment score: 0.584 → 0.587
He went out again about the third hour and saw other laborers standing idle in the marketplace
.
Nivoaka indray izy tamin ' ny ora fahatelo ary nahita mpiasa hafa nijorojoro tao an - tsena .
MAT 20:4     Alignment score: 0.315 → 0.314
To them he said , ' You also , go into the vineyard , and I will give you what is right . ' So they went to work .
Hoy izy tamin'izy ireo hoe : ' Ianareo koa , mandehana any amin ' ny tanim - boaloboka , ary izay an - keviny marina dia homeko anareo . ' Ka nandeha niasa izy ireo .
MAT 20:5     Alignment score: 0.516 → 0.524
Again he went out about the sixth hour and again the ninth hour , and did the same .
Mbola nivoaka indray izy teo ho eo amin ' ny ora fahenina ary koa tamin ' ny ora fahasivy , ary nanao toy izany ihany .
MAT 20:6     Alignment score: 0.366 → 0.358
Once more about the eleventh hour he went out and found others standing idle . He said to them , ' Why do you stand here idle all the day long ? '
Tamin ' ny ora fahiraika ambin ' ny folo dia nivoaka indray mandeha koa izy ary nahita mpiasa hafa nijorojoro . Hoy izy tamin'izy ireo hoe : ' Nahoana ianareo no mijoro eto mandritry
ny tontolo andro ? '
MAT 20:7     Alignment score: 0.308 → 0.338
" They said to him , ' Because no one has hired us . ' " He said to them , ' You also go into the vineyard . '
Hoy izy ireo taminy hoe : ' Tsy misy olona manakarama izahay . ' Hoy izy tamin'izy ireo hoe : ' Ianareo ihany koa mandehana any amin ' ny tanim - boaloboka . '
MAT 20:8     Alignment score: 0.392 → 0.425
When evening came , the owner of the vineyard said to his manager , ' Call the laborers and pay them their wages , beginning from the last to the first . '
Rehefa tonga ny hariva , dia niteny tamin ' ny mpitandrin - draharahany ny tompom'ilay tanim - boaloboka hoe : ' Antsoy ireo mpiasa ary haloavy ny karaman'izy ireo , manomboka avy any amin ' ny farany mankany amin ' ny voalohany . '
MAT 20:9     Alignment score: 0.42 → 0.425
" When the laborers who had been hired at the eleventh hour came
, each of them received a denarius .
Rehefa tonga ireo mpiasa izay nalaina tamin ' ny ora fahiraika ambiny folo , dia nahazo denaria iray tsirairay avy izy ireo .
MAT 20:10     Alignment score: 0.361 → 0.385
When the first laborers came , they thought that they would receive more , but they also received one denarius each .
Rehefa tonga ireo mpiasa voalohany , dia nihevitra fa ahazo mihoatra izy ireo , kanefa izy reo ihany koa dia nahazo dinaria
iray tsirairay avy .
MAT 20:11     Alignment score: 0.413
When they received their wages , they complained about the landowner .
Rehefa nahavoaray ny karamany
izy ireo , dia nitaraina momba ilay tompon - tany izy ireo .
MAT 20:12     Alignment score: 0.24 → 0.248
They said , ' These
last laborers have spent only one hour in work , but you have made them equal to us , we who have borne the burden of the day and the scorching heat . '
Hoy izy ireo hoe : ' Ireo mpiasa farany ireo dia niasa adin'iray fotsiny , nefa dia nampitovianao taminay izy ireo , izahay izay nisaka ny vesatry ny tontolo andro sy niharitra hain'andro . '
MAT 20:13     Alignment score: 0.305 → 0.308
" But the owner answered and said to one of them , ' Friend , I do you no wrong . Did you not agree with me for one denarius ?
Fa namaly ilay tompon
- tany ka niteny tamin ' ny iray tamin'izy ireo hoe : ' Ry sakaiza , tsy manao izay tsy mety aminao aho . Tsy denaria iray va no nifanarahanao tamiko ?
MAT 20:14     Alignment score: 0.258
Take what belongs to you and go your way . I choose
to give to these last hired laborers just the same as to you .
Raiso izay anao ary zory ny lalanao . Izaho dia nifidy ny hanome ho an'ireo mpiasa nokaramaina farany tahaka ny anao ihany .
MAT 20:15     Alignment score: 0.21 → 0.207
Is it not lawful for me to do as I want with what belongs to me ? Or are you envious because I am good ? '
Tsy manan
- jo hanao araka izay tiako amin'izay ahy ve aho ? Sa mialona ve ianareo satria malala - tanana aho ? '
MAT 20:16     Alignment score: 0.649
So the last will be first , and the first last . "
Ka ny farany dia ho voalohany , ary ny voalohany ho farany . "
MAT 20:17     Alignment score: 0.399 → 0.39
As Jesus was going up to Jerusalem , he took the twelve disciples aside , and on the way he said to them ,
Raha hiainga ho any Jerosalema Jesosy , dia naka ireo roa ambin ' ny folo teo anilany
Izy , ary teny an - dalana Izy niteny tamin'izy ireo hoe :
MAT 20:18     Alignment score: 0.443
" See , we are going up to Jerusalem , and the Son of Man will be given over to the chief priests and scribes . They will condemn him to death
" Indro , hiakatra ho any Jerosalema isika , ary ny Zanak'Olona dia hatolotra eo amin ' ny lohan ' ny mpisorona sy ireo mpanora - dalàna . Izy ireo dia hanameloka Azy ho faty
MAT 20:19     Alignment score: 0.323
and will deliver him to the Gentiles for them to mock , to flog , and to crucify him . But on the third day he will be raised up . "
ary hanolotra Azy amin'ireo Jentilisa mba hiomehezana , ho kapohina , ary hanombohana Azy amin ' ny hazofijaliana . Fa amin ' ny andro fahatelo dia hatsangana indray Izy . "
MAT 20:20     Alignment score: 0.423
Then the mother of the sons of Zebedee came to Jesus with her sons . She bowed down before him and asked for something from him .
Avy eo ny renin'ireo zanaka lahin'i Zebedio nanatona an'i Jesosy niaraka tamin'ireo zanany lahy . Niankohoka teo anatrehany
izy ary nangataka zavatra avy Aminy .
MAT 20:21     Alignment score: 0.398 → 0.397
Jesus said to her , " What do you wish ? " She said to him , " Command that these my two sons may sit , one at your right hand and one at your left hand , in your kingdom . "
Hoy Jesosy taminy hoe : " Inona no irinao
? " Hoy izy taminy hoe : " Mandidia mba hipetrahan'ireto zanako roa lahy ireto , ny iray eo an - tananao ankavana ary ny iray eo an - tananao ankavia , ao amin ' ny fanjakanao . "
MAT 20:22     Alignment score: 0.414 → 0.422
But Jesus answered and said , " You do not know what you are asking . Are you able to drink the cup that I am about to drink ? " They said to him , " We are able . "
Fa Jesosy namaly ary niteny hoe : " Tsy fantatrareo ny zavatra angatahinareo . Afaka ny hisotro ny kapoaka izay ho sotroiko va ianareo ? " Namaly izy ireo hoe : " Afaka izahay . "
MAT 20:23     Alignment score: 0.344 → 0.362
He said to them , " My cup you will indeed drink . But to sit at my right hand and at my left hand is not mine to give , but it is for those for whom it has been prepared by my Father . "
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Hisotro ny kapoakako tokoa ianareo . Fa ny hipetraka eo an - tanako ankavanako sy ankaviako dia tsy anjarako no manome , fa an'ireo izay efa nomanin
' ny Raiko . "
MAT 20:24     Alignment score: 0.528
When the other ten disciples heard this , they were very angry with the two brothers .
Rehefa nandre izany ireo mpianatra folo lahy hafa , dia tezitra mafy tamin'ireo mpirahalahy roa .
MAT 20:25     Alignment score: 0.35 → 0.352
But Jesus called them to himself and said , " You know that the rulers of the Gentiles dominate them , and their important men exercise authority over them .
Fa Jesosy niantso azy ireo hankeo aminy ary niteny hoe : " Fantatrareo fa ireo mpanapak'ireo Jentilisa dia hangeja azy ireo , ary ireo lehilahy manan - danjan'izy ireo dia hampiatra
ny fahefany eo amin'izy ireo .
MAT 20:26     Alignment score: 0.31
But it must not be this way among you . Instead , whoever wishes to become
great among you must be your servant ,
Fa tsy tokony ho toy izany ny aminareo . Mifanohitra amin'izany , na iza na iza maniry ny ho lasa lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo ,
MAT 20:27     Alignment score: 0.425
and whoever wishes to be first among you must be your servant ,
ary na iza na iza maniry ny ho voalohany eo aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo ,
MAT 20:28     Alignment score: 0.34 → 0.354
just as the Son of Man did not come
to be served , but to serve , and to give his life as a ransom for many . "
tahaka ny Zanak'Olona tsy tonga ho tompoina , fa hanompo , ary hanome ny ainy mba ho vidim - panavotana ho an ' ny maro . "
MAT 20:29     Alignment score: 0.532
As they went out from Jericho , a great crowd followed him .
Raha nivoaka avy any Jeriko izy ireo , dia vahoaka maro no nanaraka Azy .
MAT 20:30     Alignment score: 0.544 → 0.544
There were two blind men sitting by the road . When they heard that Jesus was passing by , they shouted , " Lord , Son of David , have mercy on us . "
Nisy lehilahy jamba roa nipetraka teo amoron - dalana . Rehefa nandre fa nandalo Jesosy , dia nihiaka mafy izy ireo hoe : " Tompo , zanak'i
Davida , mamindrà fo aminay " .
MAT 20:31     Alignment score: 0.33 → 0.35
The crowd rebuked them , telling them to be quiet , but they cried out even more loudly , " Lord , Son of David , have mercy on us . "
Nibedy azy ireo ny vahoaka , niteny azy ireo mba hangina , kanefa vao mainka izy ireo niantsoantso mafy hoe : " Tompo , zanak'i
Davida , mamindrà fo aminay . "
MAT 20:32     Alignment score: 0.309
Then Jesus stood still and called to them and said , " What do you wish me to do for you ? "
Avy eo Jesosy nijanona ary niantso azy ireo sady niteny hoe : " Inona no irinareo ho ataoko aminareo ? "
MAT 20:33     Alignment score: 0.399 → 0.411
They said to him , " Lord , that our eyes may be opened . "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Tompo , mba hahiratra ny masonay
"
MAT 20:34     Alignment score: 0.423 → 0.452
Then Jesus , being moved with compassion , touched their eyes . Immediately they received their sight and followed him .
Avy eo Jesosy , nangoraka , ka nikitika ny mason'izy ireo . Avy hatrany dia nahiratra izy ireo ary nanaraka Azy .
MAT 20     Average alignment score: 0.385 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28