Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 2:1     Alignment score: 0.496 → 0.503
After Jesus was born
in Bethlehem of Judea in the days of Herod the king , learned men from the east arrived in Jerusalem saying ,
Taorian ' ny nahaterahan'i Jesosy tao Betleheman'i Jodia tamin ' ny andron'i Heroda mpanjaka , dia tonga tao Jerosalema ireo lehilahy manam - pahalalana avy any atsinana niteny hoe :


MAT 2:2     Alignment score: 0.399 → 0.406
" Where is he who was born King of the Jews ? We saw his star in the east and have come
to worship him . "
" Aiza Izy izay teraka ho Mpanjakan ' ny Jiosy ? Nahita ny kintany avy eny atsinanana izahay ary tonga mba hidera azy . "
MAT 2:3     Alignment score: 0.551
When Herod the king heard this , he was troubled , and all Jerusalem with him .
Rehefa nandre izany i Heroda mpanjaka , dia nihorohoro izy , sy i Jerosalema manontolo niaraka taminy .
MAT 2:4     Alignment score: 0.517
Herod brought together all the chief priests and scribes of the people , and he asked them , " Where is the Christ to be born
? "
Nentin'i Heroda niaraka ny lohan ' ny mpisorona rehetra sy ny mpanora - dalànan ' ny olona , ary nanontany azy ireo izy hoe : " Aiza no hahaterahan'i Kristy ? "
MAT 2:5     Alignment score: 0.454
They said to him , " In Bethlehem of Judea , for this is what was written by the prophet :
Niteny taminy izy ireo hoe : " Ao Betleheman'i Jodia , fa izao no voasoratry
ny mpaminany hoe :
MAT 2:6     Alignment score: 0.433 → 0.436
' But you , Bethlehem , in the land of Judah , are not the least among the rulers of Judah , for from you will come
one who rules , who will shepherd my people Israel . ' "
' Fa ianao , Betlehema , any amin ' ny tanin ' ny Joda , dia tsy kely indrindra amin'ireo mpitondran'i Joda , fa avy aminao no hatongavan ' ny mpanapaka izay hiandry ny oloko Israely . "
MAT 2:7     Alignment score: 0.353 → 0.356
Then Herod secretly called the learned men to ask them exactly what time the star had appeared .
Ary niantso mangingina ireo lehilahy manam - pahalalana i Heroda mba hanontany azy ireo mazava tsara ny fotoana nipoiran'ilay kintana .
MAT 2:8     Alignment score: 0.286
He sent them to Bethlehem , saying , " Go and search carefully for the young child . When you have found
him , bring me a report so that I also may come and worship him . "
Nalefany tany Betlehema izy ireo , manao hoe : " Mandehana ary fotory tsara ny amin'ilay zaza . Rehefa hitanareo izy , dia ampilazao aho , mba afahako mankany ihany koa ka hidera azy . "
MAT 2:9     Alignment score: 0.344 → 0.351
After they had heard the king , they went on their way , and the star that they had seen in the east went before them until it came
and stood still over where the young child was .
Taorian ' ny nandrenesan'izy ireo ny mpanjaka , dia nandeha tamin ' ny lalany izy ireo , ary ny kintana izay hitan'izy ireo teny atsinanana no nialoha azy ireo mandra - pijanony teo ambonin ' ny toerana nisy ilay zaza .
MAT 2:10     Alignment score: 0.356 → 0.356
When they saw the star , they rejoiced with very great joy .
Rehefa nahita ny kintana izy ireo , dia niravo tamim
- pifaliam - be .
MAT 2:11     Alignment score: 0.431 → 0.434
They went into the house and saw the young child with Mary his mother . They fell down and worshiped him . They opened their treasures
and offered him gifts of gold , frankincense , and myrrh .
Niditra tao amin'ilay trano izy ireo ary nahita ny zaza niaraka tamin'i Maria reniny . Niankohoka sy nidera azy izy ireo . Nanokatra ny fitoeran - kareny izy ireo ary nanolotra fanomezana volamena , dintin - kazo manitra , ary miora ho azy .
MAT 2:12     Alignment score: 0.376
God warned them in a dream not to return to Herod , so they departed to their own country by another way .
Nampitandrina azy ireo tamin ' ny nofy Andriamanitra mba tsy hiverina any amin'i Heroda , ka lalana hafa no nandehanan'izy ireo namonjy ny fireneny avy .
MAT 2:13     Alignment score: 0.413 → 0.427
After they had departed , an angel of the Lord appeared to Joseph in a dream and said , " Get up , take the young child and his mother , and flee to Egypt . Remain there until I tell you , for Herod will seek the young child to destroy him . "
Rehefa lasa izy ireo , dia nisy anjelin
' ny Tompo niseho tamin'i Josefa tamin ' ny alalan ' ny nofy ary niteny hoe : " Miarena , ento ny zaza sy ny reniny , ary mandosira any Egypta . Mitoera any mandra - pilazako aminao , fa i Heroda dia mitady ilay zaza mba hamonoana azy . "
MAT 2:14     Alignment score: 0.36 → 0.359
That night Joseph rose and took the young child and his mother and departed into Egypt .
Ny alin'iny Josefa dia nifoha ary nitondra ny zaza sy ny reniny ka nankany Egypta . Nitoetra tany
izy mandra - pahafatin'i Heroda .
MAT 2:15     Alignment score: 0.261 → 0.337
He remained there until the death of Herod . This fulfilled what had been spoken by the Lord through the prophet , saying , " Out of Egypt I have called my Son . "
Izany dia nanatanteraka izay nambaran ' ny Tompo tamin ' ny alalan ' ny mpaminany hoe : " Nantsoiko hiala tany
Egypta ny zanako . "
MAT 2:16     Alignment score: 0.357 → 0.372
Then Herod , when he saw that he had been mocked by the learned men , was very angry . He sent and killed all the male children that were in Bethlehem and in all that region who were two years old and under , according to the time that he had determined exactly from the learned men .
Avy eo Heroda , rehefa nahita fa voafitak'ireo lehilahy manam - pahalalana , dia tezitra mafy . Naniraka sy nampamono ny zazalahy rehetra roa taona no midina izay tao Betlehema sy tao amin'iny faritra rehetra iny izy , araka ny fotoana izay nofotorany mazava tamin'ireo lehilahy manam - pahalalana .
MAT 2:17     Alignment score: 0.399 → 0.403
Then was fulfilled what had been spoken through Jeremiah the prophet , saying ,
Avy eo dia tanteraka ny teny
izay nolazaina tamin ' ny alalan'i Jeremia mpaminany hoe :
MAT 2:18     Alignment score: 0.284 → 0.313
" A voice was heard in Ramah , weeping and great mourning , Rachel weeping for her children , and she refused to be comforted , because they were no more . "
" Nisy feo re tao Rama , fitomaniana sy fisaonam - be , mitomany nohon ' ny amin ' ny zanany i Rahely , ary tsy nanaiky ny ho ampanginina
izy , satria efa lasana izy ireo . "
MAT 2:19     Alignment score: 0.675 → 0.677
When Herod died
, behold , an angel of the Lord appeared in a dream to Joseph in Egypt and said ,
Rehefa maty i Heroda , indro , nisy anjelin ' ny Tompo niseho tamin'i Josefa tany Egypta tamin ' ny nofy ary niteny hoe :
MAT 2:20     Alignment score: 0.398
" Get up and take the child and his mother and go to the land of Israel , for those
who sought the child 's life are dead . "
" Mifohaza ary ento ny zaza sy ny reniny ka mandehana any amin ' ny tanin ' Isiraely , fa efa maty ireo izay nifofo ny ain ' ny zaza . "
MAT 2:21     Alignment score: 0.41
Joseph rose , took the child and his mother , and came into the land of Israel .
Nifoha Josefa , nentiny
ny zaza sy ny reniny , ary nandeha tany amin ' ny tanin'Isiraely .
MAT 2:22     Alignment score: 0.505
But when he heard that Archelaus was reigning over Judea in the place of his father Herod , he was afraid to go there . After God warned him in a dream , he left for the region of Galilee
Fa rehefa reny
fa i Arkelaosy no nanjaka tany Jodia nandimby an'i Heroda rainy , dia natahotra ny ho any izy . Taorian ' ny nampitandreman ' Andriamanitra azy tamin ' ny nofy , dia niala nankany amin ' ny faritr'i Galilia izy
MAT 2:23     Alignment score: 0.389 → 0.388
and went and lived in a city called Nazareth . This fulfilled what had been spoken through the prophets , that he would be called a Nazarene .
ka nandeha ary nitoetra tao amin ' ny tanàna antsoina hoe Nazareta . Izany dia nahatanteraka izay voalaza tamin ' ny alalan'ireo mpaminany hoe : " Nazarena no hiantsoana azy . "
MAT 2     Average alignment score: 0.414 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28