Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 5:1     Alignment score: 0.521 → 0.522
When Jesus saw the crowds , he went up on the mountain
. When he had sat down , his disciples came to him .
Rehefa nahita ireo vahoaka Jesosy , dia niakatra teo an - tendrombohitra . Rehefa tafapetraka Izy , dia nanatona Azy ireo mpianany .


MAT 5:2     Alignment score: 0.43 → 0.428
He opened his mouth and taught them , saying ,
Nanokatra ny vavany Izy ary nampianatra azy ireo , manao hoe :
MAT 5:3     Alignment score: 0.44
" Blessed are the poor in spirit , for theirs is the kingdom of heaven .
" Sambatra ny mahantra am - panahy , fa azy ireo ny fanjakan
' ny lanitra .
MAT 5:4     Alignment score: 0.405
Blessed are those
who mourn , for they will be comforted .
Sambatra ireo misaona , fa hampiononina izy ireo .
MAT 5:5     Alignment score: 0.556
Blessed are the meek , for they will inherit the earth .
Sambatra ireo malemy fanahy , fa izy ireo no handova ny tany .
MAT 5:6     Alignment score: 0.367
Blessed are those
who hunger and thirst for righteousness , for they will be filled .
Sambatra ireo izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana , fa ho vokisana izy ireo .
MAT 5:7     Alignment score: 0.324
Blessed are the merciful , for they will obtain mercy .
Sambatra ireo mpamindra fo , fa hahazo famindram - po izy ireo .
MAT 5:8     Alignment score: 0.329
Blessed are the pure in heart , for they will see God .
Sambatra ireo madio am - po , fa hahita an'Andriamanitra izy ireo .
MAT 5:9     Alignment score: 0.301
Blessed are the peacemakers , for they will be called sons of God .
Sambatra ireo mpampihavana , fa izy ireo no antsoina hoe zanak'Andriamanitra .
MAT 5:10     Alignment score: 0.413 → 0.415
Blessed are those
who have been persecuted for righteousness ' sake , for theirs is the kingdom of heaven .
Sambatra ireo izay enjehina nohon ' ny fahamarinana , fa azy ireo ny fanjakan ' ny lanitra .
MAT 5:11     Alignment score: 0.259 → 0.26
" Blessed are you when people insult you and persecute you and say all kinds of evil things against you falsely for my sake .
Sambatra ianareo raha maniratsira anareo sy manenjika anareo ny olona , ary miteny ny karazana
lainga ratsy rehetra hanohitra anareo nohon ' ny amiko .
MAT 5:12     Alignment score: 0.34 → 0.369
Rejoice and be glad , for great is your reward in heaven . For in this way people persecuted the prophets who lived before you .
Mifalia
sy miravoravoa , fa lehibe ny valisoanareo any an - danitra . Fa toy izany ny fomba nanenjehan ' ny olona ireo mpaminany izay niaina talohanareo .
MAT 5:13     Alignment score: 0.225 → 0.24
" You are the salt of the earth . But if the salt has lost its taste
, how can it be made salty again ? It is never again good for anything except to be thrown out and trampled under people 's feet .
Ianareo no siran ' ny tany . Fa raha ny sira no tonga matsatso , amin ' ny fomba ahoana no ampasira izany indray ? Tsy ho tsara na amin ' ny inona na amin ' ny inona intsony izany fa hariana sy ho hitsahin ' ny tongotry ny olona sisa .
MAT 5:14     Alignment score: 0.263
You are the light of the world . A city set on a hill can not be hidden .
Ianareo no fahazavan'izao tontonlo izao . Ny tanàna miorina eo amin ' ny havoana dia tsy azo hafenina intsony .
MAT 5:15     Alignment score: 0.298 → 0.298
Neither do people light a lamp and put it under a basket , but rather on the lampstand , and it shines for everyone in the house .
Tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka izany any ambany harona , fa eo amin ' ny fitoeran - jiro , ka manazava ny rehetra ao an - trano izany .
MAT 5:16     Alignment score: 0.226 → 0.278
Let your light shine before people in such a way that they see your good deeds and glorify your Father who is in heaven .
Aoka hazava eo anoloan ' ny olona toy izany fomba izany ny fahazavanareo mba ahitan'izy ireo ny asa tsara ataonareo ary ankalazany ny Rainareo izay any an - danitra .
MAT 5:17     Alignment score: 0.434
" Do not think that I have come
to destroy the law or the prophets . I have come not to destroy them , but to fulfill them .
Aza mieritreritra hoe tonga handrava ny lalàna na ireo mpaminany Aho . Tsy tonga hamotika ireo Aho , fa hanatanteraka azy ireo .
MAT 5:18     Alignment score: 0.298 → 0.306
For truly I say to you that until heaven and earth pass
away , not the smallest letter or the smallest part of a letter will in any way pass away from the law , until all things have been accomplished .
Fa lazaiko marina aminareo fa mandra - pahalevon ' ny lanitra sy ny tany , dia tsy ho foana amin ' ny lalàna na dia litera iray sy tendron - tsoratra iray aza , mandra - pahatanteraky ny zavatra rehetra .
MAT 5:19     Alignment score: 0.37
Therefore whoever breaks the least one of these
commandments and teaches others to do so will be called least in the kingdom of heaven . But whoever keeps them and teaches them will be called great in the kingdom of heaven .
Noho izany na iza na iza mandika na dia ny kely indrindra amin'ireo didy ireo sy mampianatra ny hafa anao toy izany dia ho antsoina hoe kely indrindra ao amin ' ny fanjakan ' ny lanitra . Fa na iza na iza mankatoa sy mampianatra ireo dia ho antsoina hoe lehibe ao amin ' ny fanjakan ' ny lanitra .
MAT 5:20     Alignment score: 0.347 → 0.348
For I say to you that unless your righteousness exceeds the righteousness of the scribes and Pharisees , you will in no way enter the kingdom of heaven .
Fa lazaiko aminareo fa raha tsy mihoatra noho ny an ' ny mpanora - dalàna sy ny fariseo ny fahamarinanareo , dia tsy hiditra ao amin ' ny fanjakan
' ny lanitra mihitsy ianareo .
MAT 5:21     Alignment score: 0.323 → 0.324
" You have heard that it was said to them in ancient times , ' Do not murder , ' and ' Whoever murders will be subject to judgment . '
Efa renareo fa voalaza tamin'izy ireo fahiny hoe : ' Aza mamono olona
, ' ary ' Na iza na iza mamono olona dia ho helohina any amin ' ny fitsarana . '
MAT 5:22     Alignment score: 0.295 → 0.321
But I say to you that everyone who is angry with his brother will be subject to judgment ; and whoever says to his brother , ' You worthless person ! ' will be subject to the council ; and whoever says , ' You fool ! ' will be subject to the fire of hell .
Fa lazaiko aminareo fa izay rehetra tezitra amin ' ny rahalahiny dia mendrika ny ho helohina any amin ' ny fitsarana ; ary na iza na iza miteny ny rahalahiny hoe : ' Ianao dia olom - poana ! ' dia ho helohina any amin ' ny filan - kevitra ; ary na iza na iza milaza hoe : ' Adala ianao ! ' dia mendrika ny ho any amin ' ny farihy mirehitra afo .
MAT 5:23     Alignment score: 0.264 → 0.296
Therefore if you are offering
your gift at the altar and there remember that your brother has anything against you ,
Noho izany raha manolotra ny fanatitrao eo amin ' ny alitara ianao ka tsaroanao teo fa manana alahelo aminao ny rahalahinao ,
MAT 5:24     Alignment score: 0.278 → 0.277
leave your gift there in front of the altar , and go on your way . First be reconciled with your brother , and then come
and offer your gift .
dia avelao eo anoloan ' ny alitara ny fanatitrao , ka mandehana zory ny lalanao . Mihavàna aloha amin ' ny rahalahinao , ary avy eo miverena dia atolory ny fanatitrao .
MAT 5:25     Alignment score: 0.179
Agree with your adversary quickly while you are with him on the way to court , or your adversary may hand you over to the judge , and the judge may hand you over to the officer , and you may be thrown into prison .
Mihavàna faingana amin ' ny mpiampanga anao raha mbola miara - dia aminy any amin ' ny fitsarana ianao , fandrao ny mpiampanga anao hanolotra anao amin ' ny mpitsara , ary ny mpitsara mety hanolotra anao amin ' ny manam - boninahitra , ka hatao ao an - trano maizina ianao .
MAT 5:26     Alignment score: 0.233 → 0.258
Truly I say to you , you will never come
out from there until you have paid the last penny you owe .
Lazaiko marina aminareo , fa tsy ho afaka mivoaka ao mihintsy ianao mandra - pandohanao ny vola faran ' ny kely indrindra amin ' ny trosanao .
MAT 5:27     Alignment score: 0.384
" You have heard that it was said , ' Do not commit adultery . '
Efa renareo fa voalaza hoe : ' Aza mijangajanga . '
MAT 5:28     Alignment score: 0.266 → 0.266
But I say to you that everyone who looks on a woman to lust after her has already committed adultery with her in his heart .
Kanefa lazaiko aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy ka maniry azy dia efa nijangajanga tao am - pony sahady .
MAT 5:29     Alignment score: 0.296 → 0.296
If your right eye causes you to stumble , pluck it out and throw it away from you . For it is better for you that one of your members should perish than that your whole body should be thrown into hell .
Raha manafintohina anao ny masonao ankavanana , dia esory izany ary atsipazo lavitra anao . Fa tsara kokoa ho anao raha ny ampahany
iray amin ' ny vatanao no tokony ho simbaina fa tsy ny tenanao rehetra no atsipy any amin ' ny helo .
MAT 5:30     Alignment score: 0.288 → 0.288
If your right hand causes you to stumble , cut it off and throw it away from you . For it is better for you that one of your members should perish than that your whole body should go into hell .
Raha manafintohina anao ny tananao
ankavanana , dia tapaho ary atsipazo lavitra hiala aminao . Fa tsara kokoa ho anao raha ny ampahany iray amin ' ny vatanao no tokony ho very fa tsy ny tenanao rehetra no atsipy any amin ' ny helo .
MAT 5:31     Alignment score: 0.349
It was also said , ' Whoever sends his wife away , let him give her a certificate of divorce . '
Ary efa voalaza ihany koa hoe : ' Na iza na iza misaraka amin ' ny vadiny , dia aoka izy hanome azy ny taratasy fisaraham - panambadiana . '
MAT 5:32     Alignment score: 0.315 → 0.329
But I say to you that everyone who divorces his wife , except on account of sexual immorality , makes her an adulteress
. Whoever marries her after she has been divorced commits adultery .
Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra misaraka amin ' ny vadiny , afa - tsy nohon ' ny fijangajangana , dia mampijangajanga azy . Na iza na iza manambady azy aorian ' ny fisarahany dia mijangajanga .
MAT 5:33     Alignment score: 0.288
" Again , you have heard that it was said to those
in ancient times , ' Do not swear a false oath , but carry out your oaths to the Lord . '
Ary koa , renareo fa voalaza tamin ' ny ntaolo hoe : ' Aza mianiana fianianana diso , fa ento eo anatrehan ' ny Tompo ny fianiananao . '
MAT 5:34     Alignment score: 0.366
But I say to you , swear not at all , neither by heaven , for it is the throne of God ;
Fa Izaho kosa milaza aminareo , aza mianiana amin ' ny zavatra rehetra , na amin ' ny lanitra aza , fa seza fiandrianan'Andriamanitra izany ;
MAT 5:35     Alignment score: 0.488 → 0.485
nor by the earth , for it is the footstool for his feet ; nor by Jerusalem , for it is the city of the great King .
na amin ' ny tany , fa fitoeran - tongony izany ; na koa amin ' ny Jerosalema , fa tanànan
' ny mpanjaka lehibe izany .
MAT 5:36     Alignment score: 0.27 → 0.338
Neither swear by your head , for you can not make one hair white or black .
Aza mianiana amin ' ny lohanao
, fa tsy afaka manafotsy na manamainty ny singam - bolo iray ianao .
MAT 5:37     Alignment score: 0.402
But let your speech be ' Yes , yes , ' or ' No , no . ' Anything that is more than this is from the evil one .
Fa aoka ny teninao ho , ' Eny , eny , ' na ' Tsia , tsia . ' Izay mihoatra izany dia avy amin ' ny ilay ratsy .
MAT 5:38     Alignment score: 0.273 → 0.273
" You have heard that it was said , ' An eye for an eye , and a tooth
for a tooth . '
Renareo fa voalaza hoe : ' Maso solon ' ny maso , ary nify solon ' ny nify . '
MAT 5:39     Alignment score: 0.296 → 0.3
But I say to you , do not resist one who is evil . Instead , whoever strikes you on your right cheek , turn to him the other also .
Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe , aza manohitra izay ratsy . Fa kosa , na iza na iza mamely ny takolakao
ankavanana dia atolory azy koa ny ilany .
MAT 5:40     Alignment score: 0.177
If anyone wishes to bring a lawsuit against you and takes away your tunic , let that person also have your cloak .
Ary raha misy olona maniry ny hiaraka aminao ho any amin ' ny fitsarana ka manendaka ny akanjonao , dia avelao ho azy ihany koa ny lambanao
.
MAT 5:41     Alignment score: 0.329 → 0.329
Whoever compels you to go one mile , go with him two .
Na iza na iza manery anao andeha kilometatra iray , mandehana miaraka aminy amin ' ny kilometatra roa .
MAT 5:42     Alignment score: 0.228
Give to anyone who asks you , and do not turn away from anyone who wishes to borrow from you .
Omeo izay mangataka aminao , ary aza mandà na iza na iza maniry ny hindrana aminao .
MAT 5:43     Alignment score: 0.276
" You have heard that it was said , ' You must love your neighbor and hate your enemy . '
Efa renareo fa voalaza hoe : ' Tsy maintsy mitia ny mpiara - belona aminao ianao ary mankahala ny fahavalonao
. '
MAT 5:44     Alignment score: 0.371
But I say to you , love your enemies and pray for those
who persecute you ,
Fa lazaiko aminareo , tiavo ny fahavalonareo ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo ,
MAT 5:45     Alignment score: 0.274 → 0.275
so that you may be sons of your Father who is in heaven . For he makes his sun to rise
on the evil and the good , and sends rain on the just and the unjust .
mba ho tonga zanaky ny Rainareo izay any an - danitra ianareo . Fa Izy dia mampiposaka ny masoandrony amin ' ny ratsy sy ny tsara , ary mampilatsaka ny orana amin ' ny marina sy ny tsy marina .
MAT 5:46     Alignment score: 0.368 → 0.368
For if you love those
who love you , what reward do you get ? Do not even the tax collectors do the same thing ?
Fa raha ireo izay tia anareo no tiavinareo , inona no valisoa azonareo ? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao tahaka izany koa ?
MAT 5:47     Alignment score: 0.274 → 0.302
If you greet only your brothers , what do you do more than others ? Do not even the Gentiles do the same thing ?
Raha ny rahalahinareo irery ihany no arahabainareo , inona no mba ataonareo mihoatra ny hafa ? Moa na dia ny Jentilisa aza tsy mba manao tahaka izany koa ?
MAT 5:48     Alignment score: 0.172 → 0.202
Therefore you must be perfect , as your heavenly Father is perfect .
Noho izany dia tsy maintsy tanteraka ianareo , tahaka ny fahatanterahan ' ny Rainareo izay any an - danitra .
MAT 5     Average alignment score: 0.317 for 48 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28