Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 4:1     Alignment score: 0.449 → 0.493
Then Jesus was led up by the Spirit into the wilderness to be tempted by the devil .
Avy eo Jesosy notarihan ' ny Fanahy ho any an'efitra mba halain ' ny devoly fanahy .


MAT 4:2     Alignment score: 0.722
When he had fasted forty days and forty nights , he was hungry .
Rehefa avy nifady hanina efapolo andro sy efapolo alina izy , dia noana .
MAT 4:3     Alignment score: 0.385
The tempter came and said to him , " If you are the Son of God , command these stones to become bread . "
Nanatona ny mpaka fanahy ka niteny taminy hoe : " Raha Zanak'Andriamanitra Ianao , dia teneno ho tonga mofo ireto vato ireto . "
MAT 4:4     Alignment score: 0.412 → 0.413
But Jesus answered and said to him , " It is written , ' Man does not live
on bread alone , but by every word that comes out of the mouth of God . ' "
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe : " Voasoratra hoe : ' Tsy ny mofo ihany no hiveloman ' ny olona fa izay teny rehetra aloaky ny vavan'Andriamanitra . " '
MAT 4:5     Alignment score: 0.402 → 0.402
Then the devil took him into the holy city and set him on the highest point of the temple building ,
Avy eo ny devoly nitondra azy tany
amin ' ny tanàna masina ka nametraka azy teo amin ' ny faratampon ' ny tempoly ,
MAT 4:6     Alignment score: 0.293 → 0.302
and said to him , " If you are the Son of God , throw yourself down , for it is written , ' He will command his angels to take care of you , ' and ' They will carry you in their hands , so that you will not hit your foot
against a stone . ' "
ary niteny taminy hoe : " Raha Zanak'Andriamanitra ianao , dia mianjerà any ambany any , fa voasoratra hoe : ' Izy handidy ireo anjeliny hiahy anao ' sy ' hanandratra Anao eo amin ' ny tanan'izy ireo , ka tsy ho tafintohina amin ' ny vato ny tongotrao . ' "
MAT 4:7     Alignment score: 0.545 → 0.548
Jesus said to him , " Again it is written , ' You must not test the Lord your God . ' "
Jesosy niteny taminy hoe : " Dia mbola voasoratra indray hoe : ' Tsy tokony hitsapa ny Tompo Andriamanitrao Ianao . ' "
MAT 4:8     Alignment score: 0.267 → 0.279
Again , the devil took him up to a very high hill and showed him all the kingdoms of the world along with all their glory .
Noentin ' ny devoly hankany amin ' ny toerana avo indray Izy ary nampiseho azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao sy ny hatsaran'ireo .
MAT 4:9     Alignment score: 0.21 → 0.209
He said to him , " All these
things I will give you , if you fall down and worship me . "
Hoy izy taminy hoe : " Ireo rehetra ireo dia homeko anao , raha toa ka miankohoka eto anatrehako sy midera ahy ianao . "
MAT 4:10     Alignment score: 0.464
Then Jesus said to him , " Go away from here , Satan ! For it is written , ' You will worship the Lord your God , and you will serve only him . ' "
Avy eo Jesosy niteny taminy hoe : " Mialà eto ianao , ry Satana ! Fa efa voasoratra hoe : ' Ianao dia hidera ny Tompo Andriamanitrao , ary izy irery ihany no ho tompoinao . ' "
MAT 4:11     Alignment score: 0.504 → 0.506
Then the devil left him , and behold , angels came and served him .
Avy eo nandao Azy ny devoly , ary indreo
, nisy anjely tonga ka nanompo Azy .
MAT 4:12     Alignment score: 0.433
Now when Jesus heard that John had been handed over , he withdrew into Galilee .
Ary nony ren'i Jesosy fa voasambotra Jaona , dia niverina nakany Galilia izy .
MAT 4:13     Alignment score: 0.515 → 0.513
He left Nazareth and went and lived in Capernaum , which is by the Sea of Galilee in the territories of Zebulun and Naphtali .
Nandao an'i Nazareta izy ka nandeha ary nonina tao Kapernaomy , izay eo amoron - dranomasin ' ny Galilia , ao amin ' ny zara
- tanin'i Zebolona sy Naftaly .
MAT 4:14     Alignment score: 0.359
This happened to fulfill what was said by Isaiah the prophet :
Izany no nitranga mba hahatanteraka izay nambaran'Isaia mpaminany hoe :
MAT 4:15     Alignment score: 0.656
" The land of Zebulun and the land of Naphtali , toward the sea , beyond the Jordan , Galilee of the Gentiles !
" Ny tanin'i Zebolona sy ny tanin'i Naftaly , mankany amin ' ny ranomasina , any an - dafin'i Jordana , Galilia an'ireo Jentilisa !
MAT 4:16     Alignment score: 0.4
The people who sat in darkness have seen a great light , and to those
who sat in the region and shadow of death , upon them has a light arisen . "
Ireo olona nipetraka tamin ' ny maizina dia nahita fahazavana lehibe , ary ireo izay nipetraka tamin ' ny faritra sy ny aloky ny fahafatesana , dia teo amin'izy ireo no niposahan ' ny fahazavana . "
MAT 4:17     Alignment score: 0.469
From that time Jesus began to preach and say , " Repent , for the kingdom of heaven is near . "
Ary tamin'izany fotoana izany Jesosy dia nanomboka nitory teny
sy nilaza hoe : " Mibebaha , fa efa akaiky ny fanjakan ' ny lanitra . "
MAT 4:18     Alignment score: 0.537
As he was walking by the Sea of Galilee , he saw two brothers , Simon who is called Peter , and Andrew his brother , casting a net into the sea , for they were fishermen .
Raha nandeha teny
amoron ' ny Ranomasin'i Galilia Izy , dia nahita mpirahalahy roa , Simona izay nantsoina hoe Petera , ary Andrea rahalahiny , nanipy ny haratony teny amin ' ny ranomasina , fa mpanarato izy ireo .
MAT 4:19     Alignment score: 0.463
Jesus said to them , " Come
, follow me , and I will make you fishers of men . "
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Andeha , hanaraka Ahy , fa hataoko mpanarato olona ianareo . "
MAT 4:20     Alignment score: 0.368
Immediately they left the nets and followed him .
Teo no eo ihany dia nandao ireo harato izy ireo ka nanaraka Azy .
MAT 4:21     Alignment score: 0.466 → 0.466
As Jesus was going on from there he saw two other brothers , James son of Zebedee and John his brother . They were in the boat with Zebedee their father mending their nets . He called them ,
Ary raha mbola nandroso Jesosy dia nahita mpirahalahy roa hafa , Jakoba zanak'i Zebedio , sy Jaona rahalahiny . Nanamboatra ny haratony tao an - tsambo izy ireo niaraka tamin'i Zebedio rain'izy ireo . Niantso azy ireo Izy ,
MAT 4:22     Alignment score: 0.31 → 0.315
and they immediately left the boat and their father and followed him .
ka teo no eo ihany dia nandao ny sambokeliny sy ny rainy izy ireo ka nanaraka Azy .
MAT 4:23     Alignment score: 0.369 → 0.395
Jesus went about in all of Galilee , teaching in their synagogues
, preaching the gospel of the kingdom and healing every kind of disease and sickness among the people .
Nandeha eran'i Galilia Jesosy , nampianatra tao amin ' ny synagogan'izy ireo , nitory ny filazantsaran ' ny fanjakana , ary nanasitrana ireo karazan'aretina rehetra mbamin ' ny rofy rehetra teo amin ' ny olona .
MAT 4:24     Alignment score: 0.202 → 0.239
The news about him went out into all of Syria , and the people brought to him all those
who suffered from various diseases and pains , those who were possessed by demons , the epileptics , and the paralytics . Jesus healed them .
Niely eran'i Syria ny vaovao mahakasika Azy , ka dia nentin ' ny olona teo Aminy ireo izay marary rehetra , mararin ' ny karazan'aretina sy fangirifiriana , ireo demoniaka , sy izay mararin ' ny androbe sy mararin ' ny paralysisa . Nositranin'i Jesosy izy ireny .
MAT 4:25     Alignment score: 0.697
Large crowds followed him from Galilee , the Decapolis , Jerusalem , and Judea , and from beyond the Jordan .
Vahoaka maro avy tany
Galilia , Dekapolisy , Jerosalema , Jodia ary ny avy any an - dafin'i Jordana no nanaraka Azy .
MAT 4     Average alignment score: 0.432 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28