Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 16:1     Alignment score: 0.49
The Pharisees and Sadducees came
and tested him by asking him to show them a sign from the sky .
Tonga ireo Fariseo sy Sadoseo ary nitsapa Azy ka nangataka Azy mba hampiseho azy ireo famantarana avy any an - danitra .


MAT 16:2     Alignment score: 0.495
But he answered and said to them , " When it is evening , you say , ' It will be fair weather , for the sky is red . '
Fa Izy namaly ary niteny azy ireo hoe : " Rehefa hariva , dia hoy ianareo hoe : ' Ho tsara ny andro , fa mena ny lanitra . '
MAT 16:3     Alignment score: 0.353 → 0.354
When it is morning , you say , ' It will be foul weather , for the sky is red and overcast . ' You know
how to interpret the appearance of the sky , but you can not interpret the signs of the times .
Rehefa maraina , dia hoy ianareo hoe : ' Ho ratsy ny andro , fa mena sy manjombona ny lanitra . ' Hainareo ny mamantatra ny endriky ny lanitra , fa ianareo tsy afaka mandika ireo famantarana ny fotoana .
MAT 16:4     Alignment score: 0.477
An evil and adulterous
generation seeks for a sign , but no sign will be given to it except the sign of Jonah . " Then Jesus left them and went away .
Ny taranaka ratsy sy mpijangajanga dia mitady famantarana , fa tsy hisy famantarana homena azy ankoatra ny famantaran'i Jona . " Avy eo Jesosy nandao azy ireo ka lasa .
MAT 16:5     Alignment score: 0.409 → 0.41
When the disciples reached the other side , they had forgotten to take bread .
Rehefa tonga teny
ampita ireo mpianatra , dia adinon'izy ireo ny nitondra mofo .
MAT 16:6     Alignment score: 0.6
Jesus said to them , " Watch out and beware of the yeast of the Pharisees and Sadducees . "
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Miambena
ary mitandrema amin ' ny masirasiran'ireo Fariseo sy Sadoseo . "
MAT 16:7     Alignment score: 0.317 → 0.319
The disciples reasoned among themselves and said , " It is because we took no bread . "
Niady hevitra ireo mpianatra ka nilaza hoe : " Noho isika tsy nitondra mofo izany . "
MAT 16:8     Alignment score: 0.35 → 0.358
Jesus was aware of this and said , " You of little faith , why do you reason among yourselves and say that it is because you have taken no bread ?
Jesosy nahafantatra izany ka niteny hoe : " Ianareo ry kely finoana , nahoana ianareo no miady
hevitra aminareo ka miteny fa nohon ' ny tsy nitondranareo mofo izany ?
MAT 16:9     Alignment score: 0.425 → 0.446
Do you not understand ? Do you not remember the five loaves for the five thousand , and how many baskets you gathered up ?
Mbola tsy fantatrareo na tsaroanareo va ny mofo dimy ho an ' ny dimy arivo , ary sobika firy no nangoninareo ?
MAT 16:10     Alignment score: 0.51
Or the seven loaves for the four thousand , and how many baskets you took up ?
Na ireo mofo fito ho an'ireo efatr'arivo , ary sobika firy no nalainareo ?
MAT 16:11     Alignment score: 0.418
How is it that you do not understand that I was not speaking to you about bread ? Watch out and beware of the yeast of the Pharisees and Sadducees . "
Ahoana no tsy ahazoanareo fa tsy momban ' ny mofo no nolazaiko anareo ? Miambena
ary mitandrema amin ' ny masirasiran'ireo Fariseo sy Sadoseo . "
MAT 16:12     Alignment score: 0.325 → 0.36
Then they understood that he was not telling them to beware of yeast in bread , but to beware of the teaching of the Pharisees and Sadducees .
Avy eo azon'izy ireo fa tsy hitandrina amin ' ny masirasiran ' ny mofo no nolazainy
azy ireo , fa hitandrina ny amin ' ny fampianaran'ireo Fariseo sy Sadoseo .
MAT 16:13     Alignment score: 0.41 → 0.508
Now when Jesus came to the regions near Caesarea Philippi , he asked his disciples , saying , " Who do people say that the Son of Man is ? "
Ary rehefa tonga tany
amin ' ny faritra akaikin ' ny Kaisaria - filipo Jesosy , dia nanontany ireo mpianany Izy , manao hoe : " Ataon ' ny olona ho iza moa ny Zanak'Olona ? "
MAT 16:14     Alignment score: 0.654
They said , " Some say John the Baptist ; some , Elijah ; and others , Jeremiah , or one of the prophets . "
Hoy izy ireo hoe : " Ny sasany milaza fa Jaona mpanao batisa ; ny sasany , Elia ; ary ireo hafa , Jeremia , na iray amin'ireo mpaminany . "
MAT 16:15     Alignment score: 0.215
He said to them , " But who do you say that I am ? "
Hoy Izy tamin'izy ireo hoe : " Fa ianareo kosa manao Ahy ho iza ? "
MAT 16:16     Alignment score: 0.668
Answering , Simon Peter said , " You are the Christ , the Son of the living God . "
Namaly , Simona Petera nanao hoe : " Ianao no Kristy , Zanak'ilay Andriamanitra velona . "
MAT 16:17     Alignment score: 0.531 → 0.534
Jesus answered and said to him , " Blessed are you , Simon son of Jonah , for flesh and blood have not revealed this to you , but my Father who is in heaven .
Namaly Jesosy ka nanao taminy hoe : " Sambatra ianao , ry Simona Bar - Jona , fa tsy ny nofo sy no naneho izany taminao , fa ny Raiko izay any an - danitra .
MAT 16:18     Alignment score: 0.293 → 0.311
I also say to you that you are Peter , and upon this rock I will build my church . The gates of Hades will not prevail against it .
Lazaiko aminao ihany koa fa ianao no Petera , ary ambonin'ity vatolampy ity no hanorenako ny fiangonako . Ny vavahadin ' ny fasana
dia tsy haharesy izany .
MAT 16:19     Alignment score: 0.283 → 0.285
I will give to you the keys of the kingdom of heaven . Whatever you bind on earth will be bound
in heaven , and whatever you loose on earth will be loosed in heaven . "
Homeko anareo ny fanalahidin ' ny fanjakan ' ny lanitra . Na inona na inona fehezinao eto ambonin ' ny tany dia ho fehezina any an - danitra , ary na inona na inona vahanao ety an - tany dia ho vahana any an - danitra . "
MAT 16:20     Alignment score: 0.464 → 0.479
Then Jesus commanded the disciples not to tell anyone that he was the Christ .
Avy eo Jesosy nandidy ireo mpianatra fa izy ireo dia tsy tokony hilaza na amin'iza na iza fa Izy no Kristy .
MAT 16:21     Alignment score: 0.416 → 0.424
From that time Jesus started to tell his disciples that he must go to Jerusalem , suffer many things at the hands of the elders and chief priests and scribes , be killed , and be raised back to life
on the third day .
Tamin'izany fotoana izany Jesosy nanomboka niteny ireo mpianany fa tsy maintsy ho any Jerosalema Izy , hizaka fijaliana maro eo an - tanan ' ny loholona sy ny lohan ' ny mpisorona ary ireo mpanora - dalàna , ho vonoina , sy hatsangana indray amin ' ny andro fahatelo .
MAT 16:22     Alignment score: 0.457 → 0.458
Then Peter took him aside and rebuked him , saying , " May this be far from you , Lord ! May this never happen to you ! "
Avy eo Petera naka Azy ka niteny mafy Azy , manao hoe : " Ho lavitra anao anie izany , ry Tompo ; tsy hitranga aminao mihintsy anie izany . "
MAT 16:23     Alignment score: 0.392
But Jesus turned and said to Peter , " Get behind me , Satan ! You are a stumbling block to me , for you do not think about the things of God , but about the things of people . "
Fa Jesosy nitodika ka niteny tamin'i Petera hoe : " Mialà any ivohoko , ry Satana ! Ianao dia fanafintohinana ho Ahy , noho ianao tsy miraharaha ireo zavatr'Andriamanitra , fa ireo zavatrin ' ny olona . "
MAT 16:24     Alignment score: 0.447 → 0.446
Then Jesus said to his disciples , " If anyone wants to follow me , he must deny himself , take up his cross , and follow me .
Avy eo Jesosy niteny tamin'ireo mpianany hoe : " Raha misy te - hanaraka Ahy , dia tsy maintsy mandà ny tenany izy , hitondra ny hazofijaliany
, ary manaraka Ahy .
MAT 16:25     Alignment score: 0.326 → 0.324
For whoever wants to save his life will lose it , and whoever loses his life for my sake will find
it .
Fa na iza na iza te - hamonjy ny ainy dia hahavery azy , ary na iza na iza no hahavery ny ainy nohon ' ny amiko , dia hahazo izany .
MAT 16:26     Alignment score: 0.253
For what does it profit a person if he gains the whole world but forfeits his life ? What can a person give
in exchange for his life ?
Fa inona moa no soa ho azon ' ny olona raha mahazo izao tontolo izao kanefa very ny ainy ? Inona no omen ' ny olona ho takalon ' ny ainy ?
MAT 16:27     Alignment score: 0.256 → 0.256
For the Son of Man will come
in the glory of his Father with his angels . Then he will reward every person according to his deeds .
Fa ny Zanak'Olona dia ho avy amin ' ny voninahitry ny Rainy miaraka amin'ireo anjeliny . Avy eo Izy hamaly soa ny olona tsirairay araka izay vitany .
MAT 16:28     Alignment score: 0.316 → 0.345
Truly I say to you , there are some of you standing here who will not taste death until they see the Son of Man coming in his kingdom . "
Lazaiko marina aminareo , fa misy sasany aminareo izay mijoro eto no tsy hitsapa ny fahafatesana mandrapahitan'izy ireo ny Zanak'Olona tonga amin ' ny fanjakany
. "
MAT 16     Average alignment score: 0.417 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28