Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 14:1     Alignment score: 0.588
About that time , Herod the tetrarch heard the news about Jesus .
Tamin'izany fotoana izany , Heroda mpanapaka nandre ny vaovao momba an'i Jesosy .


MAT 14:2     Alignment score: 0.415
He said to his servants , " This is John the Baptist ; he has risen from the dead . Therefore these
powers are at work in him . "
Hoy izy tamin'ireo mpanompony hoe : " I Jaona mpanao batisa izany ; nitsangana tamin ' ny maty izy . Noho izany dia miasa ao aminy ireo hery ireo . "
MAT 14:3     Alignment score: 0.485 → 0.484
For Herod had arrested John , bound him , and put him in prison because of Herodias , his brother Philip 's wife .
Fa Heroda nisambotra an'i Jaona , namatotra azy , ary nandefa azy tany an - trano maizina noho i Herodiasy , vadin'i
Filipo rahalahiny .
MAT 14:4     Alignment score: 0.361 → 0.357
For John had said to him , " It is not lawful for you to have her as your wife . "
Fa hoy Jaona taminy hoe : " Tsy ara - dalana ho anao ny manana azy ho vadinao
. "
MAT 14:5     Alignment score: 0.332 → 0.39
Herod would have killed him , but he feared the people , because they regarded him as a prophet .
Naniry ny hamono azy Heroda , saingy natahotra ireo vahoaka izy , satria noraisin'izy ireo toy ny mpaminany izy .
MAT 14:6     Alignment score: 0.539
But when Herod 's birthday came , the daughter of Herodias danced in the midst and pleased Herod .
Fa rehefa tonga ny fitsingerenan ' ny andro nahaterahan'i Heroda , dia nandihy teo afovoan'ireo vahiny nasaina ny zanaka vavin'i Herodiasy ka nahafinaritra an'i Heroda .
MAT 14:7     Alignment score: 0.269 → 0.273
In response , he promised with an oath to give her whatever she should ask .
Ho setrin'izany , dia nampanantena tamin ' ny fianianana izy ny hanome izay hangatahiny na inona na inona .
MAT 14:8     Alignment score: 0.4
After being instructed by her mother , she said , " Give me here , on a platter , the head of John the Baptist . "
Rehefa avy notoroan ny reniny marika
, dia hoy izy hoe : " Omeo ahy eto , ambonin ' ny lovia , ny lohan'i Jaona mpanao Batisa . "
MAT 14:9     Alignment score: 0.233 → 0.252
The king was grieved by her request , but because of his oath and because of all those
at dinner with him , he ordered that it should be done .
Nalahelo mafy nohon ' ny fangatahany ny mpanjaka , saingy nohon ' ny voadiny sy noho ireo rehetra nisakafo niaraka taminy , dia nanome baiko izy fa tokony ho vita izany .
MAT 14:10     Alignment score: 0.442
He sent and beheaded John in the prison .
Naniraka ka nanapaka ny lohan'i
Jaona tao an - tranomaizina izy .
MAT 14:11     Alignment score: 0.419
Then his head was brought on a platter and given to the girl , and she took it to her mother .
Avy eo nentina tamin ' ny lovia ny lohany ary nomena ilay zazavavy ary nentiny
teo amin ' ny reniny izany .
MAT 14:12     Alignment score: 0.47
Then his disciples came , took up the corpse , and buried it . After this , they went and told Jesus .
Avy eo dia tonga ireo mpianany , naka ilay faty , ary nandevina izany . Taorian'izany , dia nandeha izy ireo ary nilaza tamin'i Jesosy .
MAT 14:13     Alignment score: 0.408 → 0.408
Now when Jesus heard this , he withdrew from there in a boat to a deserted place . When the crowds heard of it , they followed him on foot from the cities .
Ary rehefa nandre izany Jesosy , dia niala avy teo tamina
sambokely iray izy hankany amina toerana mitokana iray . Rehefa nandre izany ireo vahoaka , dia nanaraka Azy an - tongotra avy tany amin'ireo tanàn - dehibe .
MAT 14:14     Alignment score: 0.396
Then Jesus came before them and saw the large crowd . He had compassion on them and healed their sick .
Avy eo Jesosy nankeo anoloan'izy ireo ary nahita ireo vahoaka maro be . Nangoraka azy ireo Izy ary nanasitrana ny aretin'izy ireo .
MAT 14:15     Alignment score: 0.351 → 0.353
When the evening had come
, the disciples came to him and said , " This is a deserted place , and the hour has already passed . Dismiss the crowds , so that they can go into the villages and buy food for themselves . "
Rehefa tonga ny hariva , dia nankeo aminy ireo mpianatra ary niteny hoe : " Ity dia toerana foana , ary efa tapitra sahady ny andro . Alefao ireo vahoaka , mba hahafahan'izy ireo mandeha any amin'ireo tanàna ary hividy sakafo ho an ' ny tenan'izy ireo . "
MAT 14:16     Alignment score: 0.337
But Jesus said to them , " They have no need to go away . You give
them something to eat . "
Fa Jesosy niteny azy ireo hoe : " Tsy mila mandeha lavitra izy ireo . Omenareo zavatra hanina izy ireo . "
MAT 14:17     Alignment score: 0.466 → 0.486
They said to him , " We have here only five loaves of bread and two fish . "
Hoy izy ireo taminy hoe : " Mofo dimy sy hazandrano roa ihany no hanananay eto . "
MAT 14:18     Alignment score: 0.472
Jesus said , " Bring them to me . "
Hoy Jesosy hoe : " Ento aty amiko izany . "
MAT 14:19     Alignment score: 0.457 → 0.458
Then Jesus ordered the crowd to sit down on the grass . He took the five loaves and the two fish . Looking up to heaven , he blessed and broke the loaves and gave them to the disciples , and the disciples gave them to the crowd .
Avy eo Jesosy nibaiko ireo vahoaka mba hipetraka eo amin ' ny bozaka . Nalainy
ireo mofo dimy sy hazandrano roa . Niandrandra tany an - danitra , dia nisaotra Izy ary nanapaka ireo mofo ka nomeny ireo mpianatra , ary ireo mpianatra nanome izany ho an'ireo vahoaka .
MAT 14:20     Alignment score: 0.301 → 0.32
They all ate and were filled . Then they took up what remained of the broken pieces of food twelve baskets full
.
Nihinana avokoa izy rehetra ary voky . Avy eo dia nangonin'izy ireo ny sisan'ireo poti - tsakafo ka nahafeno roambinifolo harona .
MAT 14:21     Alignment score: 0.414 → 0.416
Those
who ate were about five thousand men , besides women and children .
Teo amin ' ny dimy arivo lahy teo ireo nihinana , ankoatra ireo zaza amam - behivavy .
MAT 14:22     Alignment score: 0.365
Immediately he made the disciples get into the boat and go before him to the other side , while he sent away the crowds .
Avy hatrany dia nasainy
nankao amin ' ny sambokely ary handeha hialoha Azy ho eny ampita ireo mpianany , raha mbola nandefa ireo vahoaka Izy .
MAT 14:23     Alignment score: 0.489
After he had sent away the crowds , he went up on the mountain
by himself to pray . When evening came , he was there alone .
Taorian ' ny nandefasany ireo vahoaka , dia nandeha niakatra teny an - tendrombohitra irery Izy mba hivavaka . Rehefa tonga ny hariva , dia irery teo Izy .
MAT 14:24     Alignment score: 0.24 → 0.244
But the boat was now a long way from land , being tossed about by the waves , for the wind was blowing against them .
Ary ny sambo dia efa lasa lavitry ny tanety , natopatopan ' ny onja , satria nitsoka nanohitra azy ireo ny rivotra .
MAT 14:25     Alignment score: 0.485
In the fourth watch of the night Jesus approached them , walking on the sea .
Tamin ' ny fiambenana fahefatry
ny alina dia nanatona azy ireo Jesosy , nandeha teny ambony ranomasina .
MAT 14:26     Alignment score: 0.37 → 0.35
When the disciples saw him walking on the sea , they were troubled and said , " It is a ghost , " and they cried out in fear .
Rehefa nahita Azy nandeha teny
ambony ranomasina ireo mpianatra , dia raiki - tahotra ka niteny hoe : " Matotoa io , " ary dia nihiakiaka tamin - tahotra izy ireo .
MAT 14:27     Alignment score: 0.351
But Jesus spoke to them right away and said , " Be brave ! It is I ! Do not be afraid . "
Fa Jesosy niteny tamin'izy ireo avy hatrany hoe : " Mahereza ! Izaho ity ! Aza matahotra . "
MAT 14:28     Alignment score: 0.464
Peter answered him and said , " Lord , if it is you , command me to come to you on the water . "
Namaly Azy Petera ka nanao hoe : " Tompo , raha Ianao io , dia asaivo manatona Anao eny ambonin ' ny rano aho . "
MAT 14:29     Alignment score: 0.515 → 0.52
Jesus said , " Come . " So Peter got out from the boat and walked on the water to go to Jesus .
Hoy Jesosy hoe : " Manatona " Koa dia niala avy tao amin ' ny sambokely Petera ary nandeha teo ambony rano mba hanatona an'i Jesosy .
MAT 14:30     Alignment score: 0.482
But when Peter saw the strong wind , he became
afraid . As he began to sink , he cried out and said , " Lord , save me ! "
Fa rehefa nahita ny rivotra Petera , dia lasa natahotra . Raha iny izy nanomboka nilentika iny , dia nihiaka mafy izy sady niteny hoe : " Tompo , vonjeo aho ! "
MAT 14:31     Alignment score: 0.398
Jesus immediately stretched out his hand , took hold of Peter , and said to him , " You of little faith , why did you doubt ? "
Avy hatrany Jesosy dia naninjitra ny tànany , nihazona an'i Petera , ary niteny taminy hoe : " Ianao ry kely finoana , fa maninona ianao no niahiahy ? "
MAT 14:32     Alignment score: 0.567
Then when Jesus and Peter went into the boat , the wind ceased blowing .
Avy eo Jesosy sy Petera nandeha nihazo ny sambokely , nitsahatra nitsoka ny rivotra .
MAT 14:33     Alignment score: 0.399
Then the disciples in the boat worshiped Jesus and said , " Truly you are the Son of God . "
Avy eo ireo mpianatra tao anaty sambokely nidera an'i Jesosy ary niteny hoe : " Ianao marina no Zanak'Andriamanitra . "
MAT 14:34     Alignment score: 0.634
When they had crossed over , they came to land at Gennesaret .
Rehefa avy niampita izy ireo , dia tonga teny
an - tanety tao Genesareta .
MAT 14:35     Alignment score: 0.42
When the men in that place recognized Jesus , they sent messages everywhere into the surrounding area , and they brought to him everyone who was sick .
Rehefa nahafantatra an'i Jesosy ireo lehilahy tao amin'izany toerana izany , dia nandefa hafatra teny amin ' ny faritra manodidina rehetra , ary nentin'izy ireo teo Aminy izay olona narary rehetra .
MAT 14:36     Alignment score: 0.326 → 0.325
They begged him that they might just touch the edge of his garment , and as many as touched it were healed .
Nitalaho Taminy izy ireo mba hahafahan'izy ireo mikasika ny moron'akanjony fotsiny ihany , ary maro ireo nikasika izany ka sitrana .
MAT 14     Average alignment score: 0.415 for 36 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28