Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 23:1     Alignment score: 0.556
Then Jesus spoke to the crowds and to his disciples .
Ary Jesosy niteny tamin'ireo vahoaka sy ireo mpianany .


MAT 23:2     Alignment score: 0.555
He said , " The scribes and the Pharisees sit in Moses ' seat .
Hoy Izy hoe : " Ireo mpanora - dalàna sy fariseo dia mipetraka eo amin ' ny fitoeran'i Mosesy . '
MAT 23:3     Alignment score: 0.22 → 0.233
Therefore whatever they command you to do , do these things and observe them . But do not imitate their deeds , for they say things but then do not do them .
Noho izany na inona na inona handidian'izy ireo anareo ho atao , dia ataovy ireny zavatra ireny ka mitandrema azy ireo . Fa aza alaina tahaka ny asan'izy ireo , satria izy ireo dia miteny zavatra nefa avy eo tsy manao izany .
MAT 23:4     Alignment score: 0.279 → 0.278
Yes , they bind heavy burdens that are difficult to carry , and then they put them on people 's shoulders . But they themselves will not move a finger to carry them .
Eny , fehezin'izy ireo ny enta - mavesatra izay sarotra entina , ary avy eo dia apetrak'izy ireo eo amin ' ny soroky ny olona . Fa tsy hanetsika ny ratsan - tanana
iray akory ny tenan'izy ireo mba hitondra azy ireo .
MAT 23:5     Alignment score: 0.161
They do all their deeds to be seen by people . For they make their phylacteries wide , and they enlarge the edges of their garments .
Manao ny asany rehetra izy ireo mba ho hitan
' ny olona . Fa ataon'izy ireo malalaka ny filakiterany , ary itarin'izy ireo ny moron'akanjony .
MAT 23:6     Alignment score: 0.136 → 0.141
They love the places of honor at feasts and the chief seats in the synagogues
,
Tian'izy ireo ny toeran ' ny manan - kaja any amin ' ny fanasana sy ny toeran ' ny lehibe ao amin ' ny synagoga ,
MAT 23:7     Alignment score: 0.39
and special greetings
in the marketplaces , and to be called ' Rabbi ' by people .
sy ny fiarahabana miavaka eny an - tsena , ary mba ho antsoin ' ny olona hoe : ' Raby ' .
MAT 23:8     Alignment score: 0.468
But you must not be called ' Rabbi , ' for you have only one teacher , and all of you are brothers .
Fa ianareo tsy azo antsoina hoe : ' Raby ' , fa iray ihany ny mpampianatrareo , ary mpirahalahy ianareo rehetra .
MAT 23:9     Alignment score: 0.28 → 0.271
And call no man on earth your father , for you have only one Father , and he is in heaven .
Ary aza miantso ny olona ety an - tany hoe rainareo , fa iray ihany ny Rainareo , ary Izy dia any an - danitra .
MAT 23:10     Alignment score: 0.446
Neither must you be called ' teacher , ' for you have only one teacher , the Christ .
Ianareo aza mety antsoina hoe : ' Mpampianatra ' , fa iray ihany ny mpampianatrareo , dia i Kristy .
MAT 23:11     Alignment score: 0.321
But he who is greatest among you will be your servant .
Fa izay lehibe indrindra aminareo no ho mpanomponareo .
MAT 23:12     Alignment score: 0.294
Whoever exalts himself will be humbled , and whoever humbles himself will be exalted .
Na iza na iza manandra - tena dia ahetry , ary na iza na iza manetry tena dia hasandratra
.
MAT 23:13     Alignment score: 0.374 → 0.407
" But woe to you , scribes and Pharisees , hypocrites ! You shut the kingdom of heaven against people . For you do not enter it yourselves , and neither do you allow those about to enter to do so .
Fa lozanareo , ry mpanora - dalàna sy fariseo , mpihatsaravelatsihy ! Fa arindrinareo amin ' ny olona ny fanjankan ' ny lanitra . Fa ianareo tsy mampiditra ny tenanareo , ary tsy avelanareo ireo izay mitady hiditra .
MAT 23:15     Alignment score: 0.339 → 0.34
Woe to you , scribes and Pharisees , hypocrites ! For you go over sea and land to make one convert , and when he has become
one , you make him twice as much a son of hell as you .
Lozanareo , ry mpanora - dalàna sy fariseo , mpiatsaravelatsihy ! Fa mandeha mitety ny ranomasina sy ny tany ianareo mba hampiova fo ny olona iray , ary rehefa miova izy , dia ataonareo ny zanaky ny helo avo roa heny mihoatra noho ianareo izy .
MAT 23:16     Alignment score: 0.436 → 0.487
" Woe to you , you blind guides , you who say , ' Whoever swears by the temple , it is nothing . But whoever swears by the gold of the temple , he is bound to his oath . '
Lozanareo , ry mpitarika jamba , ianareo izay milaza hoe : ' Na iza na iza mianiana amin ' ny tempoly , dia tsy misy dikany izany . Fa na iza na iza mianiana amin ' ny volamenan ' ny tempoly , dia voafatotry
ny fianianany izy . '
MAT 23:17     Alignment score: 0.573
You blind fools ! Which is greater , the gold or the temple that makes the gold holy ?
Ianareo ry jamba adala ! Iza no lehibe kokoa , ny volamena sa ny tempoly izay manao ny volamena ho masina ?
MAT 23:18     Alignment score: 0.43
And , ' Whoever swears by the altar , it is nothing . But whoever swears by the gift that is on it , he is bound to his oath . '
Ary , ' Na iza na iza mianiana amin ' ny alitara , dia tsy misy dikany izany . Fa na iza na iza mianiana amin ' ny fanatitra izay eo ambonin'izany , dia voafatotry
ny fianianany izy . '
MAT 23:19     Alignment score: 0.411 → 0.413
You blind people ! Which is greater , the gift or the altar that makes the gift holy ?
Ianareo ry olona jamba ! iza no lehibe kokoa , ny fanatitra sa ny alitara izay manao ny fanatitra ho masina ?
MAT 23:20     Alignment score: 0.421
Therefore , he who swears by the altar swears by it and by everything on it .
Noho izany , izay mianiana amin ' ny alitara , dia mianiana amin'izany sy amin ' ny zavatra rehetra eo amboniny .
MAT 23:21     Alignment score: 0.339 → 0.339
The one who swears by the temple swears by it and by the one who lives in it .
Ny iray izay mianiana amin ' ny tempoly , dia mianiana amin'izany sy amin'izay
monina ao aminy ,
MAT 23:22     Alignment score: 0.437
And the one who swears by heaven swears by the throne of God and by him who sits on it .
ary ny iray izay mianiana amin ' ny lanitra , dia mianiana amin ' ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy aminy izay mipetraka eo ambonin'izany .
MAT 23:23     Alignment score: 0.344 → 0.358
" Woe to you , scribes and Pharisees , hypocrites ! For you tithe mint and dill and cumin , but you have left undone the weightier matters of the law justice and mercy and faithfulness . But these
you ought to have done and not to have left the other undone .
Lozanareo , ry mpanora - dalàna sy fariseo , mpihatsaravelatsihy ! Fa mandoa ny fahafolon ' ny solila sy ny aneta ary ny komina ianareo , fa ianareo dia tsy nankatoa ny raharaha mavesa - danja indrindra amin ' ny lalàna - dia ny rariny sy ny famindram - po ary ny finoana . Fa ireo no tokony nataonareo ary tsy tokony navelanareo ho tsy vita ny iray hafa .
MAT 23:24     Alignment score: 0.285
You blind guides , you who strain out a gnat but swallow a camel !
Ianareo ry mpitarika jamba , ianareo izay manivana ny lalitra nefa mitelina rameva !
MAT 23:25     Alignment score: 0.381 → 0.383
" Woe to you , scribes and Pharisees , hypocrites ! For you clean the outside of the cup and of the plate , but inside they are full of robbery and self - indulgence .
Loza ho anareo , ry mpanora - dalàna sy fariseo , mpihatsaravelatsihy ! Fa diovinareo ny ivelan
' ny kapoaka sy ny lovia , nefa ny ao anatiny dia feno fitsiriritana sy filana .
MAT 23:26     Alignment score: 0.374 → 0.376
You blind Pharisee
! Clean first the inside of the cup and of the plate , so that the outside may become clean also .
Ianareo ry fariseo jamba ! Diovy aloha ny ao anatin ' ny kapoaka sy ny lovia , mba ho lasa madio ihany koa ny ivelany .
MAT 23:27     Alignment score: 0.378 → 0.38
" Woe to you , scribes and Pharisees , hypocrites ! For you are like whitewashed tombs , which on the outside look beautiful , but on the inside are full of dead
men 's bones and everything unclean .
Loza ho anareo , ry mpanora - dalàna sy fariseo , mpihatsaravelatsihy ! Fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy ; izay tsara ivelany , fa ny ao anatiny kosa dia feno ny taolam - paty sy ny loto rehetra .
MAT 23:28     Alignment score: 0.266 → 0.28
In the same way , you also outwardly appear righteous to men , but on the inside you are full of hypocrisy and lawlessness .
Toy izany ihany koa , ety ivelany ianareo miseho ho marina eo amin ' ny olona , nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsaram
- belatsihy sy heloka .
MAT 23:29     Alignment score: 0.475 → 0.477
" Woe to you , scribes and Pharisees , hypocrites ! For you build the tombs of the prophets and decorate the tombs of the righteous .
Loza ho anareo , ry mpanora - dalàna sy fariseo , mpihatsaravelatsihy ! Fa manorina ny fasan
' ny mpaminany ianareo ary manaingo ny fasan ' ny olo - marina .
MAT 23:30     Alignment score: 0.259 → 0.272
You say , ' If we had lived in the days of our fathers , we would not have been partners with them in shedding the blood of the prophets . '
Hoy ianareo hoe : ' Raha niaina tamin ' ny andron ' ny razambetsika isika , dia tsy ho nandray anjara niaraka tamin'izy ireo tamin ' ny fandatsahana
ny ràn ' ny mpaminany isika ' .
MAT 23:31     Alignment score: 0.353
Therefore you testify against yourselves that you are sons of those who murdered the prophets .
Noho izany dia mijoro vavolombelona amin ' ny tenanareo ianareo fa zanak'ireo izay namono ny mpaminany .
MAT 23:32     Alignment score: 0.162
You also fill up the measure of your fathers .
Ianareo ihany koa dia nahafeno ny fahotan'ireo razambenareo
MAT 23:33     Alignment score: 0.288 → 0.315
You serpents , you offspring of vipers , how will you escape the judgment of hell ?
Ianareo ry bibilava , ianareo ry taranaky
ny menarana , ahoana no handosiranareo ny fanamelohana ho any amin ' ny helo ?
MAT 23:34     Alignment score: 0.321 → 0.329
Therefore , see , I am sending you prophets and wise men and scribes . Some of them you will kill and crucify , and some you will whip in your synagogues
and chase from city to city .
Noho izany , indro , maniraka mpaminany sy olon - kendry ary mpanora - dalàna ho anareo Aho . Ny sasany amin'izy ireo dia ho vonoinareo sy hombohanareo ; ary ny sasany ho kapohinareo ao amin ' ny synagoganareo ary handroaka azy hiala ao an - tanàna .
MAT 23:35     Alignment score: 0.412 → 0.459
The result is that upon you will come
all the righteous blood that has been shed on the earth , from the blood of righteous Abel , to the blood of Zechariah son of Berekiah , whom you murdered between the sanctuary and the altar .
Ny vokatr'izany dia hanody anareo ny marina rehetra izay nalatsaka teto an - tany , nanomboka tamin ' ny ràn'i Abela marina , ka hatramin ' ny ràn'i Zakaria zanak'i Barakia , izay novonoinareo teo anelanelan ' ny fitoerana masina sy ny Alitara .
MAT 23:36     Alignment score: 0.383
Truly I say to you , all these things will come
upon this generation .
Lazaiko marina aminareo , fa ny zavatra rehetra dia ho tonga amin'ity taranaka ity .
MAT 23:37     Alignment score: 0.325 → 0.333
" Jerusalem , Jerusalem , you who kill the prophets and stone those who are sent to you ! How often did I long to gather your children together , just as a hen gathers her chicks under her wings , but you were not willing !
Ry Jerosalema , ry Jerosalema , ianao izay mamono ny mpaminany sy mitora - bato
izay irahina ho aminao ! Impiry Aho no maniry ny hanangona ny zanakao miaraka , tahaka ny akoho vavy iray manangona ny akoho kely ao ambany elany , nefa tsy nety ianareo !
MAT 23:38     Alignment score: 0.255
See , your house is left to you desolate .
Indro , ny tranonareo no avela ho lao ho anareo .
MAT 23:39     Alignment score: 0.333 → 0.335
For I say to you , you will not see me from now on until you say , ' Blessed is he who comes in the name of the Lord . ' "
Fa lazaiko aminareo , hatramin'izao , tsy hahita Ahy tokoa ianareo mandra - pilazanareo hoe : ' Isaorana anie izay avy amin ' ny anaran
' ny Tompo . " '
MAT 23     Average alignment score: 0.364 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28