Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 11:1     Alignment score: 0.367 → 0.376
It came
about that when Jesus had finished instructing his twelve disciples , he departed from there to teach and preach in their cities .
Ary rehefa avy nampianatra ireo mpianany roa ambin'folo Jesosy , dia niainga avy teo Izy hampianatra sy hitory any amin ' ny tananan'izy ireo .


MAT 11:2     Alignment score: 0.549
Now when John heard in the prison about the deeds of the Christ , he sent a message by his disciples
Ary rehefa ren'i Jaona tao am - ponja ny momba ireo asan'i
Kristy , dia nandefa hafatra tamin ' ny alalan'ireo mpianany izy
MAT 11:3     Alignment score: 0.325
and said to him , " Are you the one who is coming , or should we look for another ? "
ka niteny Azy hoe : " Ianao va ilay iray izay ho avy , sa tokony hitady hafa izahay ? "
MAT 11:4     Alignment score: 0.471 → 0.475
Jesus answered and said to them , " Go and report to John what you see and hear .
Jesosy namaly ary niteny azy ireo hoe : " Mandehana ary lazao amin'i Jaona izay hitanareo sy renareo . "
MAT 11:5     Alignment score: 0.308 → 0.323
The blind are receiving sight , the lame are walking , lepers
are being cleansed , the deaf are hearing again , the dead are being raised back to life , and the gospel is being preached to the poor .
Mahazo fahitana ireo jamba , mandeha ireo olona malemy , diovina ireo boka , mandre indray ireo olona marenina , atsangan - ko velona ireo olona maty , ary anambarana ireo vaovao mahafaly ny mahantra .
MAT 11:6     Alignment score: 0.304
Blessed is anyone who does not stumble because of me . "
Sambatra izay tsy tafitohina noho ny amiko . "
MAT 11:7     Alignment score: 0.38 → 0.381
As these
men went on their way , Jesus began to say to the crowds about John , " What did you go out in the desert to see a reed being shaken by the wind ?
Raha nandeha teny amin ' ny lalany ireo lehilahy ireo , dia nanomboka nilaza ny momban'i Jaona tamin'ireo vahoaka Jesosy hoe : " Hijery inona no nivoahanareo any an'efitra - volotara tsofin ' ny rivotra ?
MAT 11:8     Alignment score: 0.166 → 0.165
But what did you go out to see a man dressed in soft clothing ? Really , those
who wear soft clothing live in kings ' houses .
Nefa hijery inona no nivoahanareo - lehilahy manao fitafy lafo vidy ? Indro , ireo izay manao fitafy lafo vidy dia mipetraka ao an - tranon'ireo mpanjaka .
MAT 11:9     Alignment score: 0.341
But what did you go out to see a prophet ? Yes , I say to you , and much more than a prophet .
Nefa hijery inona no nivoahanareo - mpaminany ? Eny , miteny aminareo Aho , ary mihoatra lavitra noho ny mpaminany .
MAT 11:10     Alignment score: 0.295
This is he of whom it was written , ' See , I am sending my messenger before your face , who will prepare your way before you . '
Izy ilay izay voasoratra hoe : ' Jereo , maniraka ny irako
hialoha ny tavanareo Aho , izay hanomana ny làlanareo mialoha anareo . '
MAT 11:11     Alignment score: 0.407
Truly I say to you that among those born of women
, there has not arisen anyone greater than John the Baptist . Yet the least important person in the kingdom of heaven is greater than he is .
Lazaiko marina aminareo , fa amin'ireo izay natera - behivavy dia tsy misy lehibe mihoatra noho Jaona mpanao Batisa . Nefa ny olona tsy manan - danja indrindra eo amin ' ny fanjakan ' ny lanitra dia lehibe noho izy .
MAT 11:12     Alignment score: 0.369 → 0.384
From the days of John the Baptist until now , the kingdom of heaven suffers violence , and men of violence take it by force .
Nanomboka tamin ' ny andron'i Jaona mpanao Batisa ka hatramin'izao , dia miaritra amin ' ny herisetra ny fanjakan
' ny lanitra , ary ireo olona mahery setra dia maka azy an - keriny .
MAT 11:13     Alignment score: 0.515
For all the prophets and the law have been prophesying until John ;
Fa ireo mpaminany rehetra sy ny lalàna dia efa naminany hatramin'i Jaona ;
MAT 11:14     Alignment score: 0.381
and if you are willing to accept it , he is Elijah who was to come
.
ary raha sitrakareo ny hanaiky izany , dia Izy no Elia ilay ho avy .
MAT 11:15     Alignment score: 0.22 → 0.219
He who has ears to hear , let him hear .
Izay manan
- tsofina ho enti - mhaino , aoka izy hihaino .
MAT 11:16     Alignment score: 0.275 → 0.291
To what should I compare this generation ? It is like children sitting in the marketplaces
calling out to the others ,
Amin'inona no tokony hampitahako ity taranaka ity ? Izany dia toy ny ankizy milalao eny amin ' ny tsena , izay mipetraka sy mifampiantsoantso
MAT 11:17     Alignment score: 0.227 → 0.231
saying : ' We played a flute for you , and you did not dance . We mourned , and you did not weep . '
ka miteny hoe : ' Nitsoka sodina ho anareo izahay , fa tsy nandihy inareo . Nanao hira fisaonanana izahay , fa tsy nitomany ianareo . '
MAT 11:18     Alignment score: 0.474 → 0.471
For John came not eating bread or drinking wine , and they say , ' He has a demon . '
Fa Jaona dia tsy tonga hihinana mofo na hisotro divay , ka hoy izy ireo hoe : ' Manana demonia izy . '
MAT 11:19     Alignment score: 0.391 → 0.39
The Son of Man came eating and drinking and they say , ' Look , he is a gluttonous man and a drunkard
, a friend of tax collectors and sinners ! ' But wisdom is justified by her deeds . "
Ny Zanak'Olona dia tonga hihinana sy hisotro ka hoy izy ireo hoe : ' Jereo , lehilahy tendan - kanina sy mpimamo izy , naman'ireo mpamory hetra sy ireo mpanota ! ' Fa ny fahendrena dia voamarina tamin'ireo asany . "
MAT 11:20     Alignment score: 0.333
Then Jesus began to denounce the cities in which most of his miracles were done , because they had not repented .
Avy eo Jesosy nanomboka niteny mafy ireo tanàna izay nanaovany ny ankamaroan ' ny asany
mahagaga , satria tsy nibebaka izy ireo .
MAT 11:21     Alignment score: 0.47 → 0.47
" Woe to you , Chorazin ! Woe to you , Bethsaida ! If the miracles had been done in Tyre and Sidon which were done in you , they would have repented long ago in sackcloth and ashes .
" Loza ho anareo , ry Korazina ! Loza ho anareo , ry Betsaida ! Raha natao tany Tyra
sy Sidona ireo asa mahagaga izay natao teto aminareo , dia efa ela no nibebaka tamin ' ny lamba fisaonana sy lavenona izy ireo .
MAT 11:22     Alignment score: 0.365 → 0.367
But I tell you it will be more tolerable for Tyre and Sidon at the day of judgment than for you .
Nefa ho moramora kokoa ny an ' ny Tyra
sy Sidona amin ' ny andron ' ny fitsarana mihoatra noho ny anareo .
MAT 11:23     Alignment score: 0.302 → 0.32
You , Capernaum , do you think you will be exalted to heaven ? No , you will be brought down to Hades . For if in Sodom there had been done the miracles that were done in you , it would still have remained until today .
Ianareo , ry Kapernaomy , mihevitra ve ianareo fa hasandratra
any an - danitra ? Tsia , ho entina hidina any amin ' ny helo ianareo . Satria raha tany Sodoma no natao ireo asa mahagaga izay natao teto aminareo , dia mbola ho tavela izany mandrak ' androany .
MAT 11:24     Alignment score: 0.394 → 0.396
But I say to you that it will be easier for the land of Sodom in the day of judgment than for you . "
Nefa milaza aminareo Aho fa ho mora kokoa ho an ' ny tanin'i Sodoma ny andron ' ny fitsarana noho ny ho aminareo . "
MAT 11:25     Alignment score: 0.332 → 0.342
At that time Jesus said , " I praise you , Father , Lord of heaven and earth , because you concealed these
things from the wise and understanding , and revealed them to little children .
Tamin'izany fotoana izany Jesosy niteny hoe : " Midera Anao Aho , ry Ray , Tompon ' ny lanitra sy ny tany , satria Ianao no nanafina ireo zavatra ireo tamin ' ny hendry sy ny mahalala , ary nanambara ireo tamin'ireo izay tsy mahalala , toy ireo ankizy kely .
MAT 11:26     Alignment score: 0.272
Yes , Father , for this was pleasing in your sight .
Eny , ry Ray , satria izany dia nahafinaritra teo imasonao
.
MAT 11:27     Alignment score: 0.292 → 0.298
All things have been entrusted to me from my Father ; and no one knows the Son except the Father , and no one knows the Father except the Son and anyone to whom the Son chooses to reveal him .
Ny zavatra rehetra nankinina tamiko dia avy amin ' ny Raiko ; ary tsy misy mahalala ny Zanaka afa - tsy ny Ray ary tsy misy mahalala ny Ray afa - tsy ny Zanaka , sy izay fidian ' ny Zanaka hanambarana Azy .
MAT 11:28     Alignment score: 0.273
Come to me , all you who labor and are heavy burdened , and I will give you rest .
Mankanesa aty amiko , ianareo rehetra izay miasa sy mitondra mavesatra , dia omeko fitsaharana ianareo .
MAT 11:29     Alignment score: 0.335
Take my yoke on you and learn from me , for I am meek and lowly in heart , and you will find rest for your souls .
Ento ny ziogako ary mianara amiko , fa malemy fanahy sy manetry tena am - po Aho , dia hahita fitsaharana ho an'ireo fanahinareo ianareo .
MAT 11:30     Alignment score: 0.288
For my yoke is easy and my burden is light . "
Fa mora ny ziogako ary maivana ny entako . "
MAT 11     Average alignment score: 0.353 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28