Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 10:1     Alignment score: 0.485 → 0.496
Jesus called his twelve disciples together and gave them authority over unclean spirits , to drive them out , and to heal all kinds of disease and all kinds of sickness .
Nantsoin'i
Jesosy niaraka ireo mpianany roa ambin ' ny folo ary nanome azy ireo fahefana amin'ireo fanahy maloto , mba handroahana azy ireo , sy hanasitrana ireo karazan'aretina sy karazana faharariana rehetra .


MAT 10:2     Alignment score: 0.561 → 0.606
Now the names of the twelve apostles were these . The first , Simon ( whom he also called Peter ) , and Andrew his brother ; James son of Zebedee , and John his brother ;
Ary ireto avy ny anaran'ireo apostoly roa ambiny
folo . Ny voalohany , Simona ( izay antsoina ihany koa hoe Petera ) , ary Andreo rahalahiny ; Jakoba zanaka lahin'i Zebede , sy Jaona rahalahiny ;
MAT 10:3     Alignment score: 0.547
Philip , and Bartholomew ; Thomas , and Matthew the tax collector
; James son of Alphaeus , and Thaddaeus ;
Filipo , sy Barteleomy ; Tomasy , sy Matio ilay mpanangona hetra ; Jakoba zanaka lahin'i Alfeosy , ary Tadeosy ;
MAT 10:4     Alignment score: 0.725
Simon the Zealot , and Judas Iscariot , who would betray him .
Simona ilay Zelota , ary Jodasy Iskariota , ilay hamadika Azy .
MAT 10:5     Alignment score: 0.301 → 0.309
These
twelve Jesus sent out . He instructed them and said , " Do not go to any place where Gentiles live , and do not enter any town of the Samaritans .
Nirahin'i Jesosy izy roa ambiny folo . Nanoro azy ireo Izy ary niteny hoe : " Aza mandeha any amin ' ny toerana izay hitoeran ' ny Jentilisa ianareo , ary aza miditra amin ' ny renivohitr'ireo Samaritana .
MAT 10:6     Alignment score: 0.362
Go instead to the lost sheep of the house of Israel ;
Fa mandehana kosa any amin'ireo ondry very amin ' ny taranak'Isiraely ;
MAT 10:7     Alignment score: 0.281 → 0.286
and as you go , preach and say , ' The kingdom of heaven is near . '
ka rehefa mandeha ianareo , dia mitoria
ary ambarao hoe : ' Efa akaiky ny fahatongavan ' ny Fanjakan ' ny lanitra . '
MAT 10:8     Alignment score: 0.366 → 0.419
Heal the sick , raise the dead , cleanse the lepers
, and cast out demons . Freely you have received , freely give .
Sitrano ny marary , atsangano ny maty , diovy ireo boka , ary roahy ireo demonia . Araka ny nahazoanareo maimaimpoana , dia manomeza ihany koa maimaimpoana .
MAT 10:9     Alignment score: 0.415
Do not carry any gold , silver , or copper in your belts .
Aza mitondra volamena , volafotsy , na varahina ao amin ' ny kitapom - bolanareo .
MAT 10:10     Alignment score: 0.252 → 0.287
Do not take a traveling bag for your journey , or an extra tunic , or sandals , or a staff , for a laborer deserves his food .
Aza mitondra kitapom - batsy amin'izay
alehanareo , na fitafy hafa , na kiraro , na tehina , fa ny mpiasa dia mendrika hahazo ny sakafony .
MAT 10:11     Alignment score: 0.321 → 0.321
Whatever city or village you enter , find who is worthy in it , and stay there until you leave .
Na inona na inona tanàn
- dehibe na tanàna kely hidiranareo , tadiavo izay mendrika ao , ary mitoera ao mandra - pialanareo .
MAT 10:14     Alignment score: 0.343 → 0.345
As for those who do not receive you or listen to your words , when you depart from that house or city , shake off the dust from your feet .
Ho an'ireo izay tsy mandray anareo na tsy mihaino
ny teninareo , dia ahintsano ny vovoka amin ' ny tongotrareo , rehefa miainga amin'izany trano na tanàn - dehibe izany ianareo .
MAT 10:15     Alignment score: 0.443
Truly I say to you , it will be more bearable for the land of Sodom and Gomorrah in the day of judgment than for that city .
Lazaiko marina aminareo , fa ho moramora kokoa ny an ' ny tanin'i Sodoma sy Gomora amin ' ny andro fitsarana noho izany tanàn
- dehibe izany .
MAT 10:16     Alignment score: 0.409
" See , I send you out as sheep in the midst of wolves , so be as wise as serpents and innocent as doves .
Indro , handefa anareo toy ny ondry eo afovoan ' ny ambodia
Aho , koa hendre tahaka ny menarana ary tsy manan - tsiny tahaka ny voromailala .
MAT 10:17     Alignment score: 0.125 → 0.154
Watch out for people ! They will deliver you up to councils , and they will whip you in their synagogues
.
Mitandrema ny amin ' ny olona ! Hanolotra anareo eo amin ' ny filan - kevitra izy ireo , ary hikapoka anareo ao amin ' ny sinagogan'izy ireo .
MAT 10:18     Alignment score: 0.327 → 0.326
Then you will be brought before governors
and kings for my sake , as a testimony to them and to the Gentiles .
Avy eo dia ho entina manoloana ny governora sy ny mpanjaka ianareo nohon ' ny Amiko , mba ho vavolombelona ho azy ireo sy ho an'ireo Jentilisa .
MAT 10:19     Alignment score: 0.207 → 0.208
When they deliver you up , do not be anxious about how or what you will speak , for what to say will be given to you at that time .
Rehefa manolotra anareo izy ireo , dia aza manana
ahiahy ny amin ' ny hoe ahoana na inona no ho lazainareo , fa homena anareo amin'io ora io izay tokony ho lazaina .
MAT 10:20     Alignment score: 0.243 → 0.242
For it is not you who will speak , but the Spirit of your Father who will speak in you .
Fa tsy ianareo no hiteny , fa ny Fanahin'ilay Rainareo no hiteny ao aminareo .
MAT 10:21     Alignment score: 0.281
Brother will deliver up brother to death , and a father his child . Children will rise up against their parents and cause them to be put to death .
Ny rahalahy dia hanolotra ny rahalahy ho amin ' ny fahafatesana , ary ny ray dia ny zanany . Ny zanaka
dia hitsangana hanohitra ny ray aman - dreniny ka hahatonga ny fahafatesan'izy ireo .
MAT 10:22     Alignment score: 0.283 → 0.281
You will be hated by everyone because of my name . But whoever endures to the end , that person will be saved .
Ho halan ' ny olon
- drehetra ianareo nohon ' ny amin ' ny anarako . Fa na iza na iza miharitra hatramin ' ny farany , dia ho voavonjy izany olona izany .
MAT 10:23     Alignment score: 0.254 → 0.255
When they persecute you in this city , flee to the next , for truly I say to you , you will not have gone through the cities of Israel before the Son of Man has come
.
Rehefa manenjika anareo ao amin'io tanàn - dehibe io izy ireo , dia mandosira any amin ' ny manaraka , fa lazaiko marina aminareo , fa tsy hahatapitra ireo tanànan'Israely mialohan ' ny hatongavan ' ny Zanak'Olona ianareo .
MAT 10:24     Alignment score: 0.398
" A disciple
is not greater than his teacher , nor a servant above his master .
Ny mpianatra dia tsy lehibe noho ny mpampianany , na ny mpanompo ho ambony noho ny tompony .
MAT 10:25     Alignment score: 0.318 → 0.338
It is enough for the disciple
that he should be like his teacher , and the servant like his master . If they have called the master of the house Beelzebul , how much worse will be the names they call the members of his household !
Ampy ho an ' ny mpianatra raha tonga toy ny mpampianany izy , ary ny mpanompo toy ny tompony . Raha nantsoin'izy ireo hoe Belzeboba ny tompon ' ny trano , dia ho ratsy lavitra tahaka ny ahoana ireo anarana hiantson'izy ireo ny isam - piankohonana !
MAT 10:26     Alignment score: 0.272 → 0.284
Therefore do not fear them , for there is nothing concealed that will not be revealed , and nothing hidden that will not be known .
Noho izany aza matahotra azy ireo , fa tsy hisy takona izay tsy hiseho
, ary zava - miafina izay tsy ho fantatra .
MAT 10:27     Alignment score: 0.238
What I tell you in the darkness , say in the daylight , and what you hear softly in your ear , proclaim upon the housetops .
Izay lazaiko anareo ao amin ' ny haizina
, dia teneno amin ' ny andro mazava , ary izay bitsibitsika renareo amin ' ny sofinareo , dia torio eny ambony tampon - trano .
MAT 10:28     Alignment score: 0.326 → 0.328
Do not be afraid of those who kill the body but are unable to kill the soul . Instead , fear him who is able to destroy both soul and body in hell .
Aza matahotra an'ireo izay mamono ny vatana kanefa tsy afaka mamono ny fanahy . Fa kosa , matahora an'izay
afaka mamotika ny fanahy sy ny vatana any amin ' ny helo .
MAT 10:29     Alignment score: 0.315
Are not two sparrows sold for a small coin ? Yet not one of them falls to the ground without your Father 's knowledge .
Moa va tsy vola madinika kely no hamarotana fody roa ? Fa tsy mbola misy na iray amin'izy ireo aza mianjera amin ' ny tany raha tsy misy ny fahalalan
' ny Rainareo .
MAT 10:30     Alignment score: 0.227
But even the hairs of your head are all numbered .
Fa na ny volon - dohanareo aza voaisa avokoa .
MAT 10:31     Alignment score: 0.28
Do not fear . You are more valuable than many sparrows .
Aza matahotra . Manan
- danja bebe kokoa noho ny fody maro ianareo .
MAT 10:32     Alignment score: 0.298 → 0.301
Therefore everyone who confesses
me before men , I will also confess before my Father who is in heaven .
Noho izany izay rehetra manaiky Ahy eo anatrehan ' ny olona , dia ho ekeko ihany koa eo anatrehan ' ny Raiko izay any an - danitra .
MAT 10:33     Alignment score: 0.315 → 0.319
But he who denies me before men , I will also deny before my Father who is in heaven .
Fa izay mandà Ahy eo anatrehan
' ny olona kosa , dia ho laviko ihany koa eo anatrehan ' ny Raiko izay any an - danitra .
MAT 10:34     Alignment score: 0.467
" Do not think that I came to bring peace upon the earth . I did not come
to bring peace , but a sword .
Aza mieritreritra fa izaho dia tonga hitondra fiadanana eto an - tany . Tsy tonga mba hitondra fiadanana Aho , fa sabatra .
MAT 10:35     Alignment score: 0.364
For I came to set a man against his father , and a daughter against her mother , and a daughter-in-law
against her mother-in-law .
Fa tonga aho hanasaraka ny zanaka lahy amin ' ny rainy , sy ny zanaka vavy amin ' ny reniny , ary ny vinantovavy amin ' ny rafozam - baviny .
MAT 10:36     Alignment score: 0.247
A man 's enemies will be those
of his own household .
Ireo izay ao an - tokantranony ihany no ho lasa fahavalon ' ny olona .
MAT 10:37     Alignment score: 0.402
He who loves father or mother more than me is not worthy of me ; he who loves son or daughter more than me is not worthy of me .
Izay tia kokoa ny ray na reny mihoatra Ahy dia tsy mendrika Ahy ; ary izay tia kokoa ny zanaka lahy na ny zanaka vavy mihoatra Ahy dia tsy mendrika Ahy .
MAT 10:38     Alignment score: 0.361 → 0.362
He who does not pick up his cross and follow after me is not worthy of me .
Izay tsy mandray ny hazofijaliany
ka manaraka Ahy dia tsy mendrika Ahy .
MAT 10:39     Alignment score: 0.309
He who finds his life will lose it . But he who loses his life for my sake will find it .
Izay mamonjy ny ainy dia hahavery izany . Fa izay mahavery ny ainy noho ny amiko dia hahita izany .
MAT 10:40     Alignment score: 0.44
" He who welcomes you welcomes me , and he who welcomes me also welcomes him who sent me .
Izay mandray anareo dia mandray Ahy , ary izay mandray Ahy dia mandray ilay naniraka ahy ihany koa .
MAT 10:41     Alignment score: 0.379 → 0.379
He who welcomes a prophet in the name of a prophet will receive a prophet 's reward , and he who welcomes a righteous man in the name of a righteous man will receive a righteous man 's reward .
Izay mandray ny mpaminany satria mpaminany izy dia hahazo ny valisoan
' ny mpaminany , ary izay mandray ny olo - marina satria olo - marina izy dia hahazo ny valisoan ' ny olo - marina .
MAT 10:42     Alignment score: 0.31 → 0.325
Whoever gives to one of these little ones even a cup of cold water to drink in the name of a disciple
, truly I say to you , he will in no way lose his reward . "
Na iza na iza manome ny iray amin'ireny madinika indrindra ireny , na dia rano mangatsiaka iray kaopy ho sotroina aza , satria izy mpianatra , dia lazaiko marina aminareo fa , tsy ho very ny valisoany . "
MAT 10     Average alignment score: 0.357 for 40 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28