Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 15:1     Alignment score: 0.58 → 0.578
Then some Pharisees and scribes came to Jesus from Jerusalem . They said ,
Avy eo nisy Fariseo sy mpanora - dalana sasatsasany avy any Jerosalema nanatona an'i Jesosy . Hoy izy ireo hoe :


MAT 15:2     Alignment score: 0.342 → 0.352
" Why do your disciples violate the traditions of the elders ? For they do not wash their hands when they eat bread . "
" Nahoana ireo mpianatrao
no mandika ny fomban - drazan'ireo zoky olona ? Fa tsy manasa ny tanany izy ireo mialohan ' ny hisakafo . "
MAT 15:3     Alignment score: 0.355
He answered and said to them , " Then why do you violate the commandment
of God for the sake of your traditions ?
Namaly Izy ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Koa nahoana ary ianareo no mandika ny lalàn'Andriamanitra nohon ' ny fomban - drazanareo ?
MAT 15:4     Alignment score: 0.426
For God said , ' Honor your father and your mother , ' and ' He who speaks evil of his father or mother will surely die . '
Fa Andriamanitra niteny hoe : ' Hajao
ny rainao sy ny reninao ' , ary ' Izay miteny ratsy ny rainy na ny reniny , dia ho faty tokoa . '
MAT 15:5     Alignment score: 0.319 → 0.319
But you say , ' Whoever says to his father or mother , " Whatever help you would have received from me is now a gift given to God , "
Fa ianareo miteny hoe : ' Na iza na iza milaza amin ' ny rainy na reniny hoe : " Na inona na inona fanampiana izay azonareo avy amiko dia fanomezana ho an'Andriamanitra ankehitriny , ' "
MAT 15:6     Alignment score: 0.245 → 0.246
that person does not need to honor his father . ' In this way you have made void the word of God for the sake of your traditions
.
izany olona izany dia tsy mila manaja ny rainy . Amin'izany fomba izany dia nofoananareo ny tenin'Andriamanitra nohon ' ny tombontsoan'ireo fomban - drazanareo .
MAT 15:7     Alignment score: 0.275
You hypocrites ! Well did Isaiah prophesy about you when he said ,
Ry mpihatsaravelatsihy ! Marina ny faminanian'Isaia momba anareo raha nilaza izy hoe :
MAT 15:8     Alignment score: 0.328
' This people honors me with their lips , but their heart is far from me .
' Ity vahoaka ity dia manaja ahy amin ' ny molotr'izy ireo , fa ny fon'izy ireo dia lavitra ahy .
MAT 15:9     Alignment score: 0.312 → 0.357
They worship me in vain because they teach as their doctrines the commandments
of people . ' "
Tsy misy dikany ny fiderany ahy , satria izy ireo mampianatra ny didin'olombelona toy ny fampianaran'izy ireo . ' "
MAT 15:10     Alignment score: 0.288
Then he called the crowd to himself and said to them , " Listen and understand
Avy eo niantso ny vahoaka ho eo Aminy Izy ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Mihainoa ka mahazoa -
MAT 15:11     Alignment score: 0.295 → 0.311
Nothing that enters into the mouth defiles a person . Instead , what comes out of the mouth , this is what defiles a person . "
Tsy ny miditra ao ambavan ' ny olona no mandoto ny olona . Fa kosa , izay aloaky ny vava , no mandoto ny olona . "
MAT 15:12     Alignment score: 0.406
Then the disciples came and said to Jesus , " Do you know that the Pharisees were offended when they heard this statement ? "
Avy eo nanatona ireo mpianatra ary niteny tamin'i Jesosy hoe : " Moa va fantatrao
fa tohina ireo Fariseo nohon ' ny nandre izany teny izany ? "
MAT 15:13     Alignment score: 0.317 → 0.328
Jesus answered and said , " Every plant that my heavenly Father has not planted will be rooted up .
Jesosy namaly ka niteny hoe : " Ireo zava - maniry izay tsy nambolen'ilay Raiko any an - danitra dia ho fongorina avokoa .
MAT 15:14     Alignment score: 0.324
Let them alone ; they are blind guides . If a blind person guides another blind person , both will fall
into a pit . "
Avelao izy ireo ho eo , izy ireo dia mpitarika jamba . Raha misy olona jamba iray mitarika jamba iray hafa , dia samy hivarina an - kady izy roa . "
MAT 15:15     Alignment score: 0.639
Peter responded and said to Jesus , " Explain this parable to us . "
Petera namaly ka niteny tamin'i Jesosy hoe : " Azavao aminay izany fanoharana izany . "
MAT 15:16     Alignment score: 0.333
Jesus said , " Are you also still without understanding ?
Hoy Jesosy hoe : Tsy manam - pahalalana ihany koa ve ianareo ? "
MAT 15:17     Alignment score: 0.114 → 0.113
Do you not understand that whatever goes into the mouth passes
into the stomach and then goes out into the latrine ?
Tsy hitanao va fa izay miditra amin ' ny vava dia mankao an - kibo ary avy eo dia havoaka any amin ' ny lava - piringy ?
MAT 15:18     Alignment score: 0.275 → 0.275
But the things that come
out of the mouth come from the heart . They are the things that defile a person .
Fa ireo zavatra izay aloaky ny vava dia avy amin ' ny fo . Ireo zavatra ireo no mandoto ny olona iray .
MAT 15:20     Alignment score: 0.248
These
are the things that defile a person . But to eat with unwashed hands does not defile a person . "
Ireo zavatra ireo no mandoto ny olona iray . Fa ny mihinana amin ' ny tanana tsy misasa dia tsy mandoto ny olona iray . "
MAT 15:21     Alignment score: 0.461
Then Jesus went away from there and withdrew toward the regions of the cities of Tyre and Sidon .
Avy eo Jesosy niala teo ka niverina tany
amin ' ny faritanin'i Tyro sy Sidona .
MAT 15:22     Alignment score: 0.346 → 0.347
Behold , a Canaanite
woman came out from that region . She shouted out and said , " Have mercy on me , Lord , Son of David ! My daughter is severely demon - possessed . "
Indro , nisy vehivavy Kananita anankiray avy amin'izany faritra izany . Niantso mafy izy ary niteny hoe : " Mamindrà fo amiko , ry Tompo , Zanak'i Davida o ! Ny zanako vavy dia ampahorin ' ny demonia mafy . "
MAT 15:23     Alignment score: 0.37 → 0.38
But Jesus answered her not a word . His disciples came and begged him , saying , " Send
her away , for she is shouting after us . "
Fa Jesosy tsy namaly teny azy . Nanatona ireo mpianany ka niangavy Taminy , nanao hoe : " Roahy izy , fa mitabataba mafy amintsika . "
MAT 15:24     Alignment score: 0.48
But Jesus answered and said , " I was not sent to anyone except to the lost sheep of the house of Israel . "
Fa Jesosy namaly ary niteny hoe : " Tsy nirahina ho an'iza
na iza Aho afa - tsy ho an ' ny ondry very ao amin ' ny ankohonan'Isiraely . "
MAT 15:25     Alignment score: 0.313
But she came and bowed down before him , saying , " Lord , help me . "
Fa tonga nangataka sy niankohaka
teo anatrehany izy , nanao hoe : " Tompo , vonjeo aho . "
MAT 15:26     Alignment score: 0.313 → 0.326
He answered and said , " It is not proper to take the children 's bread and throw it to the dogs . "
Namaly Izy ka nanao hoe : " Tsy rariny raha alaina ny mofon - jaza ka atsipy ho an ' ny amboa . "
MAT 15:27     Alignment score: 0.369 → 0.369
She said , " Yes , Lord , but even the dogs eat some of the crumbs that fall
from their masters ' tables . "
Fa hoy izy hoe : " Eny , Tompo , fa na dia ny amboa aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin ' ny latabatry ny tompony . "
MAT 15:28     Alignment score: 0.373 → 0.373
Then Jesus answered and said to her , " Woman , great is your faith ; let it be done for you just as you wish . " Her daughter
was healed from that hour .
Dia namaly Jesosy ary niteny taminy hoe : " Ravehivavy , lehibe ny finoanao ; ho tanteraka aminao anie izany araka izay irinao . " Dia sitrana ny zanany vavy tamin'izany ora izany .
MAT 15:29     Alignment score: 0.406 → 0.406
Jesus left that place and went near to the Sea of Galilee . Then he went up a hill and sat there .
Niala teo Jesosy ka nankeny
akaikin ' ny ranomasin ' ny Galilia . Avy eo dia niakatra teny an - tendrombohitra iray Izy ka nipetraka teo .
MAT 15:30     Alignment score: 0.432 → 0.432
Large crowds came to him . They brought with them lame , blind , mute , and crippled people , and many others who were sick . They presented them at Jesus ' feet , and he healed them .
Vahoaka maro no nanatona Azy . Noentin'izy
ireo niaraka tamin'izy ireo ny mandringa , ny jamba , ny moana , ny kilemaina , ary marary maro hafa koa . Napetrak'izy ireo teo an - tongotr'i Jesosy ireo ; ka dia nositraniny .
MAT 15:31     Alignment score: 0.306 → 0.309
So the crowd marveled when they saw the mute persons speak , the crippled made well , the lame walking , and the blind seeing . They glorified the God of Israel .
Koa dia talanjona ny vahoaka raha nahita ireo moana miteny , ny kilemaina sitrana , ny malemy afaka mandeha , ary ny jamba mahiratra . Nankalaza ny Andriamanitr'Israely izy ireo .
MAT 15:32     Alignment score: 0.341 → 0.35
Jesus called his disciples to him and said , " I have compassion on the crowd because they have stayed with me for three days already and have nothing to eat . I do not want to send them away without eating , or they may faint on the way . "
Niantso ireo mpianany mba hanatona Azy Jesosy ary niteny hoe : " Mangoraka ireo vahoaka Aho , satria efa telo andro sahady izy ireo no nipetraka niaraka tamiko nefa tsy manan
- ko hanina . Tsy te handefa azy ireo tsy misakafo Aho , fandrao mety ho torana eny an - dalàna eny . "
MAT 15:33     Alignment score: 0.222 → 0.251
The disciples said to him , " Where can we get enough loaves of bread in such a deserted place to satisfy so large a crowd ? "
Hoy ireo mpianatra Taminy hoe : " Aiza no hahitanay mofo sahaza sy ampy ireo vahoaka maro be ireo aty an'efitra ? "
MAT 15:34     Alignment score: 0.518
Jesus said to them , " How many loaves do you have ? " They said , " Seven , and a few small fish . "
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Mofo firy no any aminareo ? " Ary hoy izy ireo hoe : " Fito , sy hazandrano madinika vitsy . "
MAT 15:35     Alignment score: 0.538
Then Jesus commanded the crowd to sit down on the ground .
Avy eo Jesosy nandidy ny vahoaka mba hipetraka amin ' ny tany .
MAT 15:36     Alignment score: 0.382 → 0.383
He took the seven loaves and the fish , and after giving thanks , he broke the loaves and gave them to the disciples . The disciples gave them to the crowd .
Nandray ny mofo fito mbamin ' ny hazandrano Izy , ary rehefa nisaotra , dia namaky ny mofo ka nanolotra ireo ho an'ireo mpianatra . Ireo mpianatra nanome ho an ' ny vahoaka .
MAT 15:37     Alignment score: 0.43
The people all ate and were satisfied . Then they gathered up seven baskets full of the broken pieces that were left over .
Nihinana ka afa - po ny vahoaka rehetra . Avy eo izy ireo nanangona sobika fito feno sombintsombiny izay tsy lany .
MAT 15:38     Alignment score: 0.384 → 0.398
Those
who ate were four thousand men , besides women and children .
Ireo izay nihinana dia efatra arivo lahy , tsy ao anatiny ny zaza amam - behivavy .
MAT 15:39     Alignment score: 0.475
Then Jesus sent the crowds away and got into the boat and went into the region of Magadan .
Avy eo Jesosy nampody ny vahoaka ka niondrana an - tsambokely ary dia nankany amin ' ny faritr'i
Magadana .
MAT 15     Average alignment score: 0.364 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28