Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28 


MAT 12:1     Alignment score: 0.521 → 0.522
At that time Jesus went on the Sabbath day through the grainfields . His disciples were hungry and began to pluck heads of grain and eat them .
Tamin'izany fotoana izany Jesosy nandeha namakivaky ny tanimbary tamin ' ny andro Sabata . Noana ireo mpianany ka nanomboka nioty salohim - bary
dia nihinanana ireo .


MAT 12:2     Alignment score: 0.489 → 0.489
But when the Pharisees saw that , they said to Jesus , " See , your disciples do what is unlawful to do on the Sabbath . "
Nefa noho ny hitan'ireo Fariseo izany , dia hoy izy ireo tamin'i Jesosy hoe : " Jereo , ireo mpianatrao
manao izay tsy ara - dalàna ny manao azy amin ' ny Sabata . "
MAT 12:3     Alignment score: 0.484
But Jesus said to them , " Have you never read what David did when he was hungry , and the men who were with him ?
Fa Jesosy niteny azy ireo hoe : " Mbola tsy novakinareo
mihitsy va ny zavatra nataon'i Davida , rehefa noana izy , sy ireo lehilahy rehetra niaraka taminy ?
MAT 12:4     Alignment score: 0.308 → 0.327
He went into the house of God and ate the bread of the presence , which was unlawful for him to eat and unlawful for those who were with him , but lawful only for the priests .
Niditra tao amin ' ny tranon
' Andriamanitra izy ary nihinana ny mofon ' ny fanatrehena , izay tsy ara - dalàna ho azy raha hanina ary tsy ara - dalàna ho an'ireo izay niaraka taminy , nefa ara - dalàna ho an ' ny lohan ' ny mpisorona irery ihany .
MAT 12:5     Alignment score: 0.449
Have you not read in the law that on the Sabbath the priests in the temple profane the Sabbath but are guiltless ?
Tsy mbola novakinareo
va ny ao amin ' ny lalàna , fa amin ' ny Sabata ireo mpisorona ao an - tempoly dia manota ny Sabata nefa tsy manan - tsiny ?
MAT 12:6     Alignment score: 0.392
But I say to you that one greater than the temple is here .
Kanefa lazaiko aminareo fa eto ny iray lehibe noho ny tempoly .
MAT 12:7     Alignment score: 0.246 → 0.249
If you had known what this meant , ' I desire mercy and not sacrifice , ' you would not have condemned the guiltless .
Raha fantatrareo ny hevitry ny hoe : ' Famindram - po no iriko
fa tsy sorona , ' dia tsy nanameloka ny tsy manan - tsiny ianareo .
MAT 12:8     Alignment score: 0.452
For the Son of Man is Lord of the Sabbath . "
Fa ny Zanak'Olona no Tompon ' ny Sabata . "
MAT 12:9     Alignment score: 0.371
Then Jesus left from there and went into their synagogue
.
Avy eo Jesosy niala tao ka niditra tao amin ' ny synagogan'izy ireo .
MAT 12:10     Alignment score: 0.387 → 0.4
Behold , there was a man who had a withered hand . The Pharisees asked Jesus , saying , " Is it lawful to heal on the Sabbath ? " so that they might accuse him of sinning .
Indro , nisy lehilahy izay malemy tanana
teo . Nanontany an'i jesosy ireo Fariseo , nanao hoe : " Ara - dalàna va ny manasitrana amin ' ny Sabata ? " mba hiampangan'izy ireo Azy amin ' ny fahotana .
MAT 12:11     Alignment score: 0.349
Jesus said to them , " What man would there be among you , who , if he had just one sheep , and if this sheep fell
into a pit on the Sabbath , would not take hold of it and raise it out ?
Hoy Jesosy tamin'izy ireo hoe : " Olona iza eo aminareo , iza , raha ondry iray fotsiny no ananany , ka raha latsaka anaty lavaka lalina ilay ondry amin ' ny Sabata , no tsy hisambotra azy ary tsy hampakatra azy ?
MAT 12:12     Alignment score: 0.279 → 0.278
How much more valuable , then , is a man than a sheep ! Therefore it is lawful to do good on the Sabbath . "
Tsy manan - danja mihoatra lavitra , va , ny olona noho ny ondry ! Ka noho izany dia ara - dalàna ny manao soa amin ' ny andro Sabata . "
MAT 12:13     Alignment score: 0.281
Then Jesus said to the man , " Stretch out your hand . " He stretched it out , and it was restored to health , just like the other hand .
Avy eo hoy Jesosy tamin - dralehilahy hoe : " Ahinjiro ny tananao
. " Dia nahinjiny izany , ka niverina ny fahasalamany , tahaka ny tanany ilany .
MAT 12:14     Alignment score: 0.254 → 0.271
But the Pharisees went out and plotted against him . They were seeking how they might destroy him .
Fa nivoaka ireo Fariseo ka nitetika ny hamono Azy . Nitady hevitra ny amin ' ny fomba mety hamonona Azy izy ireo .
MAT 12:15     Alignment score: 0.356
Jesus , knowing this , withdrew from there . Many people followed him , and he healed them all .
Rehefa nahalala izany Jesosy , dia niala teo Izy . Olona
maro no nananaraka Azy , ary nositraniny izy rehetra .
MAT 12:16     Alignment score: 0.298
He commanded them not to make him known to others ,
Dia nandidy azy ireo Izy mba tsy hampafantatra Azy amin ' ny hafa ,
MAT 12:17     Alignment score: 0.306 → 0.304
that it might be fulfilled , what had been said through Isaiah the prophet , saying ,
mba hahatanteraka , izay efa nambara tamin ' ny alalan ' Isaiah
mpaminany , manao hoe :
MAT 12:18     Alignment score: 0.283 → 0.307
" See , my servant whom I have chosen ; my beloved one , in whom my soul is well pleased . I will put my Spirit upon him , and he will proclaim justice to the Gentiles .
" Jereo , ny mpanompoko izay nofidiko
; ry ilay malalako , izay sitrakin ' ny fanahiko indrindra . Hapetrako ao aminy ny fanahiko , ary hanambara ny fitsaràna amin ' ny Jentilisa izy .
MAT 12:19     Alignment score: 0.216
He will not strive nor cry aloud
; neither will anyone hear his voice in the streets .
Tsy hifanditra na hiantso mafy izy ; ary tsy hisy olona handre ny feony eny an - dalàna .
MAT 12:20     Alignment score: 0.299 → 0.3
He will not break any bruised reed ; he will not quench any smoking flax , until he leads justice to victory ,
Tsy hanapaka ny volotara torotoro
izy ; tsy hamono izay lahin - jiro manentona , mandra - panaony ny rariny ho fandresena ,
MAT 12:21     Alignment score: 0.446
and in his name the Gentiles will have hope . "
ary amin ' ny anarany no hananan'ireo Jentilisa fanantenana . "
MAT 12:22     Alignment score: 0.517 → 0.548
Then someone blind and mute , possessed by a demon , was brought to Jesus . He healed him , with the result that the mute man spoke and saw .
Avy eo nisy olona jamba sy moana , nitoeran ' ny demonia , noentina
teo amin ' ny Jesosy . Nositraniny izy , vokatr'izany dia niteny sy nahita ilay moana .
MAT 12:23     Alignment score: 0.414
All the crowds were amazed and said , " Can this man be the Son of David ? "
Gaga ireo vahoaka rehetra ka niteny hoe : " Mety io lehilahy io ve no Zanak'i Davida ? "
MAT 12:24     Alignment score: 0.458 → 0.457
But when the Pharisees heard of this miracle , they said , " This man does not cast out demons except by Beelzebul , the prince of the demons . "
Kanefa rehefa nandre izany fahagagana izany ireo Fariseo , dia hoy izy ireo hoe : " Io lehilahy io dia tsy mamoaka demonia raha - tsy amin ' ny alalan'i
Belzeboba , lehiben ' ny demonia . "
MAT 12:25     Alignment score: 0.265 → 0.264
But Jesus knew
their thoughts and said to them , " Every kingdom divided against itself is made desolate , and every city or house divided against itself will not stand .
Kanefa fanatatr'i Jesosy ny eritreritr'izy ireo ka niteny azy ireo izy hoe : " Ny fanjakana rehetra miady an - trano dia tsy haharitra , ary ny tanàna na trano rehetra miady an - trano dia ho rava .
MAT 12:26     Alignment score: 0.37 → 0.378
If Satan drives out Satan , he is divided against himself . How then will his kingdom stand ?
Raha mamoaka satana ny satana , dia miady an - trano izy . Ahoana noho izany no hijoroan ' ny fanjakany
?
MAT 12:27     Alignment score: 0.297 → 0.333
And if I drive out demons by Beelzebul , by whom do your sons drive them out ? For this reason they will be your judges .
Ary raha mamoaka ireo demonia amin ' ny alalan'i belzeboba Aho , dia amin ' ny alalan'iza izany no adroahan ' ny zanakareo azy ireo ? Noho izany antony izany dia ho mpitsaranao izy ireo .
MAT 12:28     Alignment score: 0.335 → 0.335
But if I drive
out demons by the Spirit of God , then the kingdom of God has come upon you .
Kanefa raha mamoaka ireo demonia amin ' ny alalan ' ny Fanahin'Andriamanitra Aho , dia efa tonga aminareo ny Fanjakan'Andriamanitra .
MAT 12:29     Alignment score: 0.21 → 0.224
How can anyone enter the house of the strong man and take away his belongings without tying up the strong man first ? Then he will steal his belongings from his house .
Amin ' ny fomba ahoana no ahafahan ' ny olona miditra ao an - tranon
' ny lehilahy mahery ary maka ireo fananany raha tsy hafatotra aloha ilay lehilahy mahery ? Avy eo haka ireo fananany ao an - tranony izy .
MAT 12:30     Alignment score: 0.251
The one who is not with me is against me , and the one who does not gather with me scatters .
Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy , ary izay tsy mitambatra miaraka Amiko dia miparitaka .
MAT 12:31     Alignment score: 0.312 → 0.324
Therefore I say to you , every sin and blasphemy will be forgiven men , but the blasphemy against the Spirit will not be forgiven .
Noho izany lazaiko aminareo fa , ho voavela heloka ny olona amin ' ny fahotaha sy fitenenan - dratsy rehetra , fa ny fitenenan - dratsy amin ' ny Fanahy Masina dia tsy hahazoana famelan
- keloka .
MAT 12:32     Alignment score: 0.374 → 0.374
Whoever speaks any word against the Son of Man , that will be forgiven him . But whoever speaks against the Holy Spirit , that will not be forgiven him , neither in this world , nor in that which is to come
.
Na iza na iza miteny manohitra ny Zanak'Olona , dia ho voavela izy . Fa na iza na iza miteny manohitra ny Fanahy Masina , dia tsy ho voavela izy , na amin'izao fiainana izao , na amin'izay ho avy .
MAT 12:33     Alignment score: 0.311
Make a tree good and its fruit good , or make the tree bad and its fruit bad , for a tree is recognized by its fruit .
Ataovy tsara ny hazo dia hamoa tsara izany , na ataovy ratsy ny hazo dia hamoa ratsy izany , fa fantatra amin ' ny voany ny hazo .
MAT 12:34     Alignment score: 0.253 → 0.261
You offspring of vipers , since you are evil , how can you say good things ? For out of the abundance of the heart the mouth speaks .
Ianareo taranaky
ny menarana , satria ratsy fanahy ianareo , koa ahoana no afahanareo miteny zavatra tsara ? Fa avy amin ' ny haben ' ny ao am - po no itenenan ' ny vavany .
MAT 12:35     Alignment score: 0.305
The good man from the good treasure of his heart produces what is good , and the evil man from the evil treasure of his heart produces what is evil .
Ny olona tsara avy amin ' ny harena tsara ao am - pony dia mamokatra izay tsara , ary ny olon - dratsy avy amin ' ny harena ratsy ao am - pony dia mamokatra izay ratsy .
MAT 12:36     Alignment score: 0.173 → 0.181
I say to you that in the day of judgment people will give
an account for every idle word they will have said .
Lazaiko aminareo fa amin ' ny andron ' ny fitsarana dia ho adinina amin ' ny teny tsy voahevitra nolazainy avy ny olona .
MAT 12:37     Alignment score: 0.225
For by your words you will be justified , and by your words you will be condemned . "
Fa ny teninao
no hanamarinana anao , ary ny teninao no hanamelohana anareo . "
MAT 12:38     Alignment score: 0.481 → 0.49
Then certain scribes and Pharisees answered Jesus and said , " Teacher , we wish to see a sign from you . "
Avy eo nisy mpanora - dalàna sy Fariseo sasantsasany namaly an'i Jesosy ary niteny hoe : " Ry Mpampinatra , maniry ny ahita famatarana avy aminao izahay . "
MAT 12:39     Alignment score: 0.41 → 0.412
But Jesus answered and said to them , " An evil and adulterous
generation seeks for a sign . But no sign will be given to it except the sign of Jonah the prophet .
Fa namaly Jesosy ary niteny azy ireo hoe : " Misy taranaka ratsy fanahy sy mpijangajanga mitady famantarana . Kanefa tsy misy famatarana omena azy afa - tsy ny famataran'i Jaona mpaminany .
MAT 12:40     Alignment score: 0.399 → 0.475
For as Jonah was three days and three nights in the stomach of the big fish , so will the Son of Man be three days and three nights in the heart of the earth .
Fa tahaka an'i Jonah izay telo andro sy telo alina tao an - kibon
' ny trondro lehibe , dia ho toy izany koa no hitoeran ' ny zanak'olona telo andro sy telo alina ao anatin ' ny tany .
MAT 12:41     Alignment score: 0.408 → 0.409
The men of Nineveh will stand up at the judgment with this generation of people and will condemn it . For they repented at the preaching of Jonah , and see , someone greater than Jonah is here .
Ireo olon'i Ninive dia hitsangana eo amin ' ny fitsarana miaraka amin'ity taranaka ity ary hanameloka izany . Fa nibebaka izy ireo tamin ' ny toritenin'i Jaonah
, ary indro , misy olona lehibe noho jaonah eto .
MAT 12:42     Alignment score: 0.398 → 0.434
The Queen of the South will rise up at the judgment with the men of this generation and condemn them . She came from the ends of the earth to hear the wisdom of Solomon , and see , someone greater than Solomon is here .
Ny mpanjakavavin ' ny atsimo dia hiara - hitsangana amin'ireo lehilahin'ity taranaka ity amin ' ny andron
' ny fitsarana ary hanameloka izany . Tonga avy any amin ' ny faran ' ny tany izy mba handre ny fahendren'i Salomona , ary indro , misy olona lehibe noho Solomona eto .
MAT 12:43     Alignment score: 0.264
When an unclean spirit has gone away from a man , it passes
through waterless places and looks for rest , but does not find it .
Rehefa nisy fanahy ratsy niala tao amin ' ny lehilahy iray , dia mandalo tany karakaina izy ary mitady fitsaharana , nefa tsy mahita izany .
MAT 12:44     Alignment score: 0.143 → 0.161
Then it says , ' I will return to my house from which I came
. ' Having returned , it finds the house empty it had been swept clean and put in order .
Izany dia milaza hoe : ' Hiverina any amin ' ny tranoko izay nihaviako aho . ' Ary nony tonga , dia nahita fa voafafa ny trano ary nilamina .
MAT 12:45     Alignment score: 0.262 → 0.28
Then it goes and takes along with it seven other spirits more evil than itself , and they all come
in to live there . Then the final condition of that man becomes worse than the first . It will be just like that with this evil generation . "
Avy eo dia nandeha izany ary nitondra fanahy ratsy fito niaraka taminy izay ratsy mihoatra azy , ka niditra nonina tao izy rehetra . Avy eo niha - ratsy noho ny voalohany ny fiafaran'izany lehilahy izany . Ary ho tahaka izany koa ny amin'ity taranaka ratsy fanahy ity . "
MAT 12:46     Alignment score: 0.381
While Jesus was still speaking to the crowds , behold , his mother and his brothers stood outside , seeking to speak to him .
Raha mbola niteny tamin'ireo vahoaka Jesosy , dia indreo
, ny reniny sy ireo rahalahiny nijoro tany ivelany , nitady hiresaka aminy .
MAT 12:47     Alignment score: 0.27 → 0.293
Someone said to him , " Look , your mother and your brothers stand outside , seeking to speak to you . "
Nisy olona iray niteny taminy hoe : " Jereo , ny reninao
sy ireo rahalahinao mijoro ao ivelany , mitady iresaka aminao . "
MAT 12:48     Alignment score: 0.438
But Jesus answered and said to him who told him , " Who is my mother and who are my brothers ? "
Fa namaly Jesosy ary niteny tamin'ilay niteny Azy hoe , " Iza no reniko ary iza ireo rahalahiko ? "
MAT 12:49     Alignment score: 0.313 → 0.313
Then he stretched out his hand toward his disciples and said , " See , here are my mother and my brothers !
Avy eo nahijiny tamin'ireo mpianany ny tanany ary niteny hoe : " Jereo , indreto ny reniko sy ireo rahalahiko !
MAT 12:50     Alignment score: 0.34 → 0.341
For whoever does the will of my Father who is in heaven , that person is my brother , and sister , and mother . "
Fa izay manao ny sitrapon ' ny Raiko izay any an - danitra , dia izany olona izany no rahalahiko , sy ny anabaviko , ary reniko . "
MAT 12     Average alignment score: 0.35 for 50 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of MAT:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27  28