Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 2:1     Alignment score: 0.46
When anyone brings a grain offering to Yahweh , his offering must be fine flour , and he will pour oil on it and put incense on it .
Raha misy mitondra fanatitra voa ho an'i Yaveh , dia aoka ho koba tsara toto ny fanatiny , ary handraraka diloilo eo amin'izany sy hametraka ditin - kazo manitra eo amin'izany izy .


LEV 2:2     Alignment score: 0.46 → 0.477
He is to take the offering to Aaron 's sons the priests , and there the priest will take out a handful of the fine flour with the oil and the incense on it . Then the priest will burn the offering on the altar as a representative offering
. It will produce a sweet aroma for Yahweh ; it will be an offering made to him by fire .
Hitondra ny fanatitra eo amin'ireo mpisorona zanak'i Arona izy , dia haka koba tsara toto eran ' ny tanana miaraka amin ' ny diloilo sy ditin - kazo manitra eo amin'izany ny mpisorona . Dia handoro ny fanatitra eo amin ' ny alitara ho fanati - pahatsiarovana ny mpisorona . Hamoka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany ; ho fanatitra natao tamin ' ny afo ho Azy .
LEV 2:3     Alignment score: 0.516 → 0.519
Whatever is left of the grain offering will belong to Aaron and his sons . It is very holy to Yahweh from the offerings
to Yahweh made by fire .
Izay rehetra tavela amin'ireo fanatitra hohanina dia ho an'i Arona sy ireo zanany lahy . Masina tokoa avy amin'ireo fanatitra ho an'i Yaveh natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh izany .
LEV 2:4     Alignment score: 0.398 → 0.399
When you offer a grain offering without yeast that is baked in an oven , it must be soft bread of fine flour mixed with oil , or hard bread without yeast , which is spread with oil .
Raha manolotra fanatitra voa tsy misy lalivay izay nandrahoina tamin ' ny lafaoro ianao , dia aoka ho mofo malemy vita tamin ' ny koba tsara toto miharo diloilo izany , na mofo mafy tsy misy lalivay , izay voahosotra diloilo .
LEV 2:5     Alignment score: 0.473
If your grain offering is baked with a flat iron pan , it must be of fine flour without yeast that is mixed with oil .
Raha nandrahoina tamin ' ny lasitra vy fisaka ny fanatitra voa , dia aoka ho avy amin ' ny koba tsara toto tsy misy lalivay izay miharo diloilo izany .
LEV 2:6     Alignment score: 0.194
You are to divide it into pieces and pour oil on it . This is a grain offering .
Hozarainao
izany ary handrarahanao diloilo eo aminy . Izany no fanatitra dorana .
LEV 2:7     Alignment score: 0.392 → 0.416
If your grain offering is cooked in a pan , it must be made with fine flour and oil .
Raha nandrahoina tamin ' ny lasitra ny fanatitra voa anao , dia aoka atao amin ' ny koba tsara toto sy diloilo izany .
LEV 2:8     Alignment score: 0.442
You must bring the grain offering made from these things to Yahweh , and it will be presented to the priest , who will bring it to the altar .
Aoka hitondra fanatitra voa natao tamin'ireo zavatra ireo ho an'i Yaveh ianao , ary izany dia hatolotra eo amin ' ny mpisorona , izay hitondra izany eo amin ' ny alitara .
LEV 2:9     Alignment score: 0.488 → 0.488
Then the priest will take some from the grain offering as a representative offering
, and he will burn it on the altar . It will be an offering made by fire , and it will produce a sweet aroma for Yahweh .
Avy eo dia haka sasany amin ' ny fanatitra voa ho fanati - pahatsiarovana ny mpisorona , ary handoro izany eo amin ' ny alitara izy . Ho fanatitra natao tamin ' ny afo izany , ary hahatonga hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh .
LEV 2:10     Alignment score: 0.467 → 0.478
What is left of the grain offering will belong to Aaron and his sons . It is very holy to Yahweh from the offerings
to Yahweh made by fire .
Izay ambin ' ny fanatitra hohanina dia ho an'i Arona sy ireo zanany lahy . Masina dia masina avy amin ' ny fanatitra atao amin ' ny afo ho an'i Yaveh izany .
LEV 2:11     Alignment score: 0.454 → 0.466
No grain offering that you offer to Yahweh is to be made with yeast , for you must burn no leaven , nor any honey , as an offering made by fire to Yahweh .
Tsy hisy fanatitra voa ho atolotrao
ho an'i Yaveh ka hisy lalivay , satria tsy tokony handoro masirasira , na tantely , ho fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh ianao .
LEV 2:12     Alignment score: 0.428 → 0.437
You will offer them to Yahweh as an offering of firstfruits , but they will not be used to produce a sweet aroma on the altar .
Hanolotra ireo ho fanatitra voaloham - bokatra ho an'i Yaveh ianao , saingy tsy hampiasaina
hamoahana hanitra malefaka eo amin ' ny alitara ireo .
LEV 2:13     Alignment score: 0.288 → 0.296
You must season each of your grain offerings
with salt . You must never allow the salt of the covenant of your God to be missing from your grain offering . With all your offerings you must offer salt .
Aoka hanome tsiro ny tsirairay amin ' ny fanatitra voa amin ' ny sira ianao . Aoka tsy ho adinonao mihitsy amin ' ny fanatitra voa ny siran ' ny faneken'Andriamanitrao . Manolora sira amin'ireo fanatitrao rehetra .
LEV 2:14     Alignment score: 0.373 → 0.374
If you offer a grain offering of firstfruits to Yahweh , offer fresh grain that is roasted with fire and then crushed into meal .
Raha manolotra fanatitra voa amin ' ny voaloham - bokatra ho an'i Yaveh ianao , dia manolora voa vaovao izay natono tamin ' ny afo sy nopotehina ho sakafo avy eo .
LEV 2:15     Alignment score: 0.448
Then you must put oil and incense on it . This is a grain offering .
Dia aoka hanisy diloilo sy ditin - kazo manitra ao amin'izany ianao . Izany no fanatitra voa .
LEV 2:16     Alignment score: 0.461 → 0.477
Then the priest will burn part of the crushed grain and oil and incense as a representative offering
. This is an offering made by fire to Yahweh .
Ary handoro ny ampahan ' ny voa voatoto sy diloilo ary ditin - kazo manitra ho fanati - pahatsiarovana ny mpisorona . Izany no fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh .
LEV 2     Average alignment score: 0.435 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27