Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 24:1     Alignment score: 0.293 → 0.293
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :


LEV 24:2     Alignment score: 0.309 → 0.322
" Command the people of Israel to bring you pure oil beaten from olives to be used in the lamp , that the light may burn continually .
" Baikoy
ny olon'Israely mba hitondra diloilo tsy mifangaro vita tamin ' ny oliva ho anao mba ampiasaina amin ' ny fanilo , mba hirehitra mandrakariva ny jiro .
LEV 24:3     Alignment score: 0.302 → 0.3
Outside the curtain before the covenant decrees in the tent of meeting , Aaron must continually , from evening to morning , keep the lamp lit before Yahweh . This will be a permanent statute throughout your people 's generations .
Arona dia tsy maintsy mamela ny jiro hirehitra foana ao ivelan
' ny lamba fanakonana eo anatrehan ' ny didim - panekena ao amin ' ny tranoy - lay fihaonana , manomboka ny hariva mandra - parain ' ny andro . Ho lalàna maharitra hatramin ' ny taranak'ireo vahoakanareo izany .
LEV 24:4     Alignment score: 0.469 → 0.468
The high priest must always keep the lamps lit before Yahweh , the lamps on the lampstand of pure gold .
Ny mpisoronabe dia tsy maintsy mitandrina ny jiro hirehitra foana eo anatrehan'i Yaveh , ireo jiro eo amin ' ny fitoeran - jiro volamena tsy misy fangarony .
LEV 24:5     Alignment score: 0.423 → 0.435
You must take fine flour and bake twelve loaves with it . There must be two - tenths of an ephah in each loaf .
Aoka ianao haka koba manify ary hanendy mofo roa ambin ' ny folo amin'izany . Tsy maintsy misy roa ampahafolon ' ny efaha isaky ny mofo .
LEV 24:6     Alignment score: 0.395 → 0.401
Then you must set them in two rows , six in a row , on the table of pure gold before Yahweh .
Avy eo ianao dia hizara izany ho andalana roa , enina amin ' ny andalana iray , eo ambonin ' ny latabatra vita tamin ' ny volamena tsy mifangaro .
LEV 24:7     Alignment score: 0.407 → 0.43
You must put pure incense along each row of loaves as a representative offering
. This incense will be an offering made by fire for Yahweh .
Aoka ianao hametraka ditin - kazo manitra madio isak'ireo andalana mofo ho fanati - pahatsiarovana . Io ditin - kazo manitra io dia ho dorana ho an'i Yaveh .
LEV 24:8     Alignment score: 0.398
Every Sabbath day the high priest must regularly set out the bread before Yahweh on behalf of the people of Israel , as a sign of an everlasting covenant .
Isaky ny Sabata ny mpisorona avo dia tsy maintsy mametraka mandrakariva ny mofo eo anatrehan'i Yaveh ho an ' ny olon'Israely , mba ho famantarana ny fanekena tsy manam - pahataperana .
LEV 24:9     Alignment score: 0.453
This offering will be for Aaron and his sons , and they are to eat it in a place that is holy , for it is a portion from the offerings
to Yahweh made by fire . "
Io fanatitra io dia ho an'i Arona sy ireo zanany lahy , ary hohanin'izy ireo eo amin ' ny toerana izay masina izany , satria ampahany avy tamin'ireo fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh izany . "
LEV 24:10     Alignment score: 0.385 → 0.386
Now it happened that the son of an Israelite
woman , whose father was an Egyptian , went out among the people of Israel . This son of the Israelite woman fought against a man of Israel in the camp .
Ary nisy zanaka vehivavy Israelita iray , izay Egyptiana no rainy , nandeha teo amin ' ny vahoakan'Israely . Io zanakalahin'ilay vehivavy Israelita io dia niady tamin ' ny Israelita iray tao amin ' ny toby .
LEV 24:11     Alignment score: 0.469 → 0.473
The son of the Israelite
woman blasphemed the name of Yahweh and cursed God , so the people brought him to Moses . His mother 's name was Shelomith , the daughter of Dibri , from the tribe of Dan .
Niteny ratsy ny anaran'i Yaveh sy nanozona an'Andriamanitra io zanaka lahin'ilay vehivavy Israelita io , ka nentin ' ny vahoaka teo amin'i Mosesy izy . Sebomita no anaran'ilay reniny , zanaka vavin'i Dibry , avy amin ' ny fokon'i Dana .
LEV 24:12     Alignment score: 0.352 → 0.349
They held
him in custody until Yahweh himself should declare his will to them .
Notazonin'izy ireo tao am - ponja izy mandra - panambaran'i Yaveh Izy tenany ny sitrapony amin'izy ireo .
LEV 24:13     Alignment score: 0.62 → 0.62
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Dia niteny tamin'i Mosesy Yaveh , nanao hoe :
LEV 24:14     Alignment score: 0.367
" Take the man who has cursed God outside the camp . All who heard him must lay their hands on his head , and then the entire assembly must stone him .
" Alaivo ilay lehilahy izay nanozona an'Andriamanitra tao ivelan
' ny toby . Izay rehetra mandre azy dia tsy maintsy mametraka ny tanan'izy ireo eo amin ' ny lohany , ary aoka ny fiangonana iray manontolo hitora - bato azy .
LEV 24:15     Alignment score: 0.183 → 0.182
You must explain to the people of Israel and say , ' Whoever curses his God must carry his own sin .
Aoka ianao hanazava amin ' ny olon'Israely ary hiteny hoe : " Izay rehetra manozona ny Andriamaniny dia tsy maintsy mizaka ny helony .
LEV 24:16     Alignment score: 0.4
He who blasphemes the name of Yahweh must surely be put to death . All the assembly must certainly stone him , whether he is a foreigner or a native - born Israelite
. If anyone blasphemes the name of Yahweh , he must be put to death .
Izy izay miteny ratsy ny anaran'i Yaveh dia tsy maintsy ho vonoina tokoa . Tsy maintsy hitora - bato azy tokoa ny fiangonana manontolo , na vahiny izy na tera - tany Israelita . Raha misy olona miteny ratsy ny anaran'i Yaveh , dia tsy maintsy vonoina izy .
LEV 24:17     Alignment score: 0.218
If anyone strikes down another human being , he must certainly be put to death .
Raha misy olona mamono olona
hafa , dia azo antoka fa tsy maintsy ho vonoina izy .
LEV 24:18     Alignment score: 0.184 → 0.203
If anyone strikes down someone 's animal , he must pay it back , life for life .
Raha misy olona mamono ny bibin
' ny olona iray hafa , dia tsy maintsy manonitra izany izy , aina solon ' ny aina .
LEV 24:19     Alignment score: 0.18
If anyone injures his neighbor , it must be done to him as he did to his neighbor :
Raha misy olona mandratra ny mpiara - monina aminy , dia tsy maintsy atao aminy izay nataony tamin ' ny mpiara - monina aminy :
LEV 24:20     Alignment score: 0.443 → 0.488
fracture for fracture , eye for eye , tooth
for tooth . As he has caused an injury to a person , so must it also be done to him .
Fahatapahana solon ' ny fahatapahana , maso solon ' ny maso , nify solon ' ny nify . Satria nandratra olona izy , dia tsy maintsy atao aminy koa izany .
LEV 24:21     Alignment score: 0.33
Anyone who kills an animal must pay it back , and anyone who kills a person must be put to death .
Izay rehetra mamono biby iray dia tsy maintsy manonitra izany , ary izay rehetra mamono olona dia tsy maintsy vonoina .
LEV 24:22     Alignment score: 0.42
You must have the same law for both the foreigner and the native - born Israelite
, for I am Yahweh your God . ' "
Aoka ianao hanana lalàna mitovy ho an ' ny vahiny sy ny tera - tany Israelita , fa Izaho no Yaveh Andriamanitrao . " '
LEV 24:23     Alignment score: 0.419 → 0.461
So Moses spoke to the people of Israel , and the people brought the man outside the camp , the one who had cursed Yahweh . They stoned him with stones . The people of Israel carried out the command of Yahweh to Moses .
Koa niresaka tamin ' ny olon'Israely i Mosesy , ary nentin
' ny olona nivoaka tao ivelan ' ny toby ilay lehilahy , ilay nanozona an'i Yaveh . Notorahin'izy ireo tamin ' ny vato izy . Ireo vahoakan'Israely dia nanao arak'izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy .
LEV 24     Average alignment score: 0.381 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27