Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 19:1     Alignment score: 0.371 → 0.371
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :


LEV 19:2     Alignment score: 0.432
" Speak to all the assembly of the people of Israel and say to them , ' You must be holy , for I Yahweh your God am holy .
" Miresaha amin ' ny fiangonan
' ny vahoakan'Israely manontolo ary lazao azy ireo hoe : ' Masìna ianareo , fa Izaho Yaveh Andriamanitrareo dia masina .
LEV 19:3     Alignment score: 0.414
Everyone must respect his mother and his father , and you must keep my Sabbaths . I am Yahweh your God .
Aoka ny tsirairay hanaja ny reniny sy ny rainy , ary tandremo ny Sabatako , Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .
LEV 19:4     Alignment score: 0.279
Do not turn to worthless idols , nor make for yourselves molten gods . I am Yahweh your God .
Aza miodina mankany amin ' ny sampinareo zava - poana , na manao andriamanitra vy ho anareo . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .
LEV 19:5     Alignment score: 0.317
When you offer a sacrifice of fellowship offerings
to Yahweh , you must offer it that you may be accepted .
Raha manatitra soron ' ny fanati - pihavanana amin'i Yaveh ianareo , aoka ianareo hanatitra izany mba ho ekena .
LEV 19:7     Alignment score: 0.203 → 0.206
If it is eaten at all on the third day , it is a foul thing ; it must not be accepted ,
Raha misy zavatra tsy lany mandra - pahatongan ' ny andro fahatelo , dia aoka ho dorana izany . Maloto izany raha mbola hanina amin ' ny andro fahatelo . Aoka tsy ho ekena izany ,
LEV 19:8     Alignment score: 0.238 → 0.249
and everyone who eats it must carry his own guilt because he has defiled what is holy to Yahweh , and that person must be cut off from his people .
fa ny tsirairay izay mihinana izany dia hitondra ny helony satria efa nanala baraka izay zava - masin'i
Yaveh izy . Aoka ho esorina eo amin ' ny vahoakany izany olona izany .
LEV 19:9     Alignment score: 0.331 → 0.346
When you reap the harvest of your land , you must not completely reap the corners of your field , neither will you gather all the gleanings of your harvest .
Raha mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo , dia aoka ianareo tsy hijinja tanteraka ny zoron
' ny sahanareo , na koa hanangona vokatrareo rehetra .
LEV 19:10     Alignment score: 0.397
You must not gather every grape from your vineyard , nor gather the grapes that have fallen on the ground in your vineyard . You must leave them for the poor and for the foreigner . I am Yahweh your God .
Aoka ianareo tsy hanangona ny voaloboka rehetra amin ' ny tanim - boalobokareo , na hanangona ny voaloboka izay milatsaka amin ' ny tany eo amin ' ny tanim - boalobokareo . Aoka havelanareo izy ireny ho an ' ny mahantra sy ny vahiny . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .
LEV 19:11     Alignment score: 0.307
Do not steal . Do not lie . Do not deceive each other .
Aza mangalatra . Aza mandainga . Aza mifamitaka .
LEV 19:12     Alignment score: 0.345
Do not swear by my name falsely and profane the name of your God . I am Yahweh .
Aza mianiana lainga amin ' ny Anarako na maniratsira ny Anaran
' ny Andriamanitrareo . Izaho no Yaveh .
LEV 19:13     Alignment score: 0.351 → 0.355
Do not oppress your neighbor or rob him . The wages of a hired servant must not stay with you all night until the morning .
Aza mampahory ny mpiara - monina aminareo na mandroba azy . Aoka tsy hijanona miaraka aminareo amin ' ny alina manontolo ka hatramin ' ny maraina ny karaman
' ny mpikarama .
LEV 19:14     Alignment score: 0.384
Do not curse the deaf or put a stumbling block before the blind , but fear your God . I am Yahweh .
Aza manozona ny marenina na mametraka sakana manafintohina eo anolohan ' ny jamba . Fa kosa , aoka ianareo hatahotra ny Andriamanitrareo . Izaho no Yaveh .
LEV 19:15     Alignment score: 0.192 → 0.225
Do not cause
judgment to be false . You must not exalt the poor nor favor the great . Instead , judge your neighbor justly .
Aza disoina ny fitsarana . Aza mizaha tavan'olona satria mahantra izy , ary aza mizaha tavan'olona satria olona ambony izy . Fa kosa , tsarao araka ny fahamarinana ny mpiara - monina aminareo .
LEV 19:16     Alignment score: 0.236 → 0.238
Do not walk around spreading slander among your people , but seek to protect your neighbor 's life . I am Yahweh .
Aza mivezivezy manaparitaka fosafosa eo amin ' ny vahoakanareo , fa katsaho izay hiarovanareo ny ain ' ny mpiray
monina aminareo . Izaho no Yaveh .
LEV 19:17     Alignment score: 0.2 → 0.206
Do not hate your brother in your heart . You should rebuke your neighbor frankly , and do not bring sin upon yourself because of him .
Aza mankahala ny rahalahinareo amin ' ny fonareo . Aoka ianareo hiteny mafy an - kitsi - po ny mpiray
monina aminareo mba tsy hifampizaranareo ota noho ny aminy .
LEV 19:18     Alignment score: 0.256 → 0.257
Do not take vengeance or hold any grudge against any of your people , but instead love your neighbor as yourself . I am Yahweh .
Aza mamaly faty na mitazona lolom - po amin'ireo vahoakanareo , fa kosa tiavo ny namanareo tahaka ny tenanareo . Izaho no Yaveh .
LEV 19:19     Alignment score: 0.169 → 0.185
You must keep my commands . Do not try to breed your animals with different kinds of other animals . Do not mix two different kinds of seeds when planting your field . Do not wear clothing made of two kinds of material mixed together .
Tandremo ireo didiko . Aza manandrana mampanaraka ny bibinareo amin ' ny karazam
- biby hafa . Aza manakambana karazam - boa samihafa raha mamboly amin ' ny tanim - boly . Aza mitondra akanjo natao tamin ' ny akora roa karazana izay nampifangaroana .
LEV 19:20     Alignment score: 0.264 → 0.283
Whoever lies with a slave girl who is promised to a husband , but who has not been ransomed or given her freedom , must be punished . They must not be put to death because she was not free .
Na iza na iza miara - mandry amin ' ny andevo vavy izay voafofo ho vady , nefa tsy novidiam - panavotana na nomena ny fahafahana , dia aoka izy ireo hosaziana . Aoka tsy ho vonoina izy ireo satria tsy olona
afaka izy .
LEV 19:21     Alignment score: 0.438 → 0.438
A man must bring his guilt offering to Yahweh to the entrance to the tent of meeting a ram as a guilt offering .
Aoka hitondra ny fanatitra nohon ' ny heloka ho an'i Yaveh eo amin ' ny fidiran
' ny trano - lay fihaonana ny lehilahy iray_ondry lahy iray ho fanatitra nohon ' ny heloka .
LEV 19:22     Alignment score: 0.376 → 0.371
Then the priest will make atonement for him with the ram for the guilt offering before Yahweh , for the sin that he has committed . Then the sin which he has committed will be forgiven .
Dia hanao fanavotana ho azy ny mpisorona miaraka amin'ilay ondry lahy ho fanatitra nohon ' ny heloka eo anolohan'i Yaveh , nohon ' ny ota izay nataony . Ary dia ho voavela ny fahotana vitany .
LEV 19:23     Alignment score: 0.222 → 0.233
When you come
into the land and have planted all kinds of trees for food , then you must regard the fruit they produce as forbidden to be eaten . The fruit must be forbidden to you for three years . It must not be eaten .
Raha tonga eo amin ' ny tany ianareo ary mamboly ireo karazan - kazo fihinam - boa , dia aoka ianareo hamela ny voa izay vokarin'izy ireo mba ho voarara tsy ho hanina . Aoka ho voarara ny voa ho anareo mandritra ny telo taona . Aoka tsy hohanina izany .
LEV 19:24     Alignment score: 0.445 → 0.446
But in the fourth year all the fruit will be holy , a sacrifice
of praise to Yahweh .
Fa amin ' ny taona fahefatra dia ho masina avokoa ny voa rehetra , ho fanati - piderana ho an'i Yaveh .
LEV 19:25     Alignment score: 0.352
In the fifth year you may eat the fruit , having waited so that the trees might produce more . I am Yahweh your God .
Amin ' ny taona fahadimy dia afaka hihinana ny voa ianareo , satria niandry ianareo mba hafahan'ireo hazo mamokatra bebe kokoa . Izaho no Yaveh .
LEV 19:27     Alignment score: 0.121 → 0.133
You will not round
off the corners of the hair on the sides of your head or shave off the edge of your beard .
Aza manaraka ny fahazaran ' ny mpanompo sampy tahaka ny fanaratana ny sisin ' ny lohanareo na manongotra ny sisiny avy amin ' ny volom - bavanareo .
LEV 19:28     Alignment score: 0.28
Do not cut your body for the dead or put tattoo marks on your body . I am Yahweh .
Aza mandidy
ny vatanareo ho an ' ny maty na manisy marika tombokavatsa amin ' ny tenanareo . Izaho no Yaveh .
LEV 19:29     Alignment score: 0.292
Do not disgrace your daughter
by making her a prostitute , or the nation will fall to prostitution and the land will become full of wickedness .
Aza manala baraka ny zanakareo vavy amin ' ny fanaovana azy ho mpijangajanga , fa ho lavo amin ' ny fijangajangana ny firenena ary ho feno faharatsiana ny tany .
LEV 19:30     Alignment score: 0.382
You must keep my Sabbaths and honor the sanctuary of my tabernacle . I am Yahweh .
Aoka ianareo hitandrina ny Sabatako ary hanome voninahitra ny fitoerana masin
' ny taberakeliko . Izaho no Yaveh .
LEV 19:31     Alignment score: 0.352 → 0.335
Do not turn to sorcerers or spiritists . Do not seek them out , or they will defile you . I am Yahweh your God .
Aza mihodina ho any amin'ireo izay miresaka amin ' ny maty na amin ' ny fanahy . Aza mitady azy ireo , fa raha tsy izany handoto anareo izy ireo . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .
LEV 19:32     Alignment score: 0.315 → 0.325
You must rise before the gray - headed person and honor the presence of an old man . You must fear your God . I am Yahweh .
Aoka ianareo hitsangana manoloana ny olona fotsy volo ary hanome voninahitra ny olona antitra . Aoka ianareo hatahotra ny Andriamanitrareo . Izaho no Yaveh .
LEV 19:33     Alignment score: 0.291
If a foreigner lives among you in your land , you must not do him any wrong .
Raha misy vahiny monina ao aminareo eo amin ' ny taninareo , dia aoka ianareo tsy hanao ratsy azy .
LEV 19:34     Alignment score: 0.38
The foreigner who lives with you must be to you like the native - born Israelite
who lives among you , and you must love him as yourself , because you were foreigners in the land of Egypt . I am Yahweh your God .
Aoka ho tahaka ny tera - tany Israelita monina eo aminareo ireo vahiny izay monina miaraka aminareo , ary aoka ho tiavinareo tahaka ny tenanareo izy , satria efa mba vahiny ihany ianareo tany amin ' ny tany Egypta . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .
LEV 19:35     Alignment score: 0.158 → 0.179
Do no injustice when measuring length , weight , or quantity .
Aza mampiasa fandrefesana diso raha mandrefy halavana
, lanja , na habetsahana .
LEV 19:36     Alignment score: 0.39
You must use just scales , just weights , a just ephah , and a just hin . I am Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt .
Aoka ianareo hampiasa mizàna marina , vato mizàna marina , efaha marina , ary hina marina . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo , izay nitondra anareo nivoaka ny tany Egypta .
LEV 19:37     Alignment score: 0.378 → 0.381
You must obey all my decrees and all my laws , and do them . I am Yahweh . ' "
Hankatoavy ireo didiko rehetra sy ny lalàko rehetra , ary hataovy ireny . Izaho no Yaveh . ' "
LEV 19     Average alignment score: 0.308 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27