Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 16:1     Alignment score: 0.486 → 0.521
Yahweh spoke to Moses this was after the death of Aaron 's two sons , when they had gone near to Yahweh and then died
.
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh izany dia taorian ' ny nahafatesan'ireo zanak'i Arona roa lahy , rehefa nandeha nanakaiky an'i Yaveh izy ireo ary maty avy eo .


LEV 16:2     Alignment score: 0.456 → 0.456
Yahweh said to Moses , " Speak to Aaron your brother and tell him not to come
at just any time into the most holy place inside the curtain , before the atonement lid that is on the ark . If he does , he will die , because I appear in the cloud over the atonement lid .
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe : " Miresaha amin'i Arona rahalahinao ary lazao izy mba tsy ho tonga amin ' ny fotoana rehetra any amin'ilay fitoerana masina indrindra anatin ' ny efitra lamba , eo anoloan ' ny sarom - panavotana izay eo amin ' ny fiara . Raha manao izany izy , dia ho faty , satria miseho amin ' ny rahona eo amin'ilay sarom - panavotana Aho .
LEV 16:3     Alignment score: 0.42 → 0.427
So here is how Aaron must come
into the most holy place . He must enter with a young bull as a sin offering , and a ram as a burnt offering .
Koa izao no fomba tokony ahatongavan'i Arona ao amin'ilay toerana masina indrindra . Aoka izy hiditra miaraka amin ' ny vantotr'omby lahy ho fanatitra nohon ' ny ota , ary ondry lahy ho fanatitra dorana .
LEV 16:4     Alignment score: 0.361
He must put on the holy linen tunic , and he must put the linen undergarments on himself , and he must wear the linen sash and linen turban . These
are the holy garments . He must bathe his body in water and then dress himself with these clothes .
Tsy maintsy manao ny akanjo lava masina vita amin ' ny lamba rongony fotsy izy , ary tsy maintsy manao atin'akanjo vita amin ' ny rongony fotsy ary tsy maintsy manao fehin - kibo rongony fotsy sy hamama rongony fotsy . Ireo no fitafiana masina . Tsy maintsy mampandro ny tenany amin ' ny rano izy ary avy eo mitafy ireo akanjo ireo .
LEV 16:5     Alignment score: 0.398 → 0.435
He must take from the assembly of the people of Israel two male goats as a sin offering and one ram as a burnt offering .
Tsy maintsy maka osy lahy roa avy amin'ireo fivondronan
' ny vahoakan ' Israely izy ho fanatitra nohon ' ny ota ary ondry lahy iray ho fanatitra dorana .
LEV 16:6     Alignment score: 0.433 → 0.445
Then Aaron must present the bull as the sin offering , which will be for himself , to make atonement for himself and his family .
Avy eo aoka Arona hanolotra ilay vantotr'omby lahy ho fanatitra nohon ' ny ota , izay ho an ' ny tenany , mba hanaovana fanavotana ho an ' ny tenany sy ny fianakaviany
.
LEV 16:7     Alignment score: 0.567
Then he must take the two goats and set them before Yahweh at the entrance to the tent of meeting .
Avy eo dia haka ireo osy lahy roa izy ary hametraka ireo eo anatrehan'i Yaveh eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny lay fihaonana .
LEV 16:8     Alignment score: 0.585
Then Aaron must cast lots for the two goats , one lot for Yahweh , and the other lot for the scapegoat .
Avy eo Arona tsy maintsy miloka an'ireo osy roa , loka iray ho an'i Yaveh , ary ny loka iray hafa ho an ' ny azazela .
LEV 16:9     Alignment score: 0.391 → 0.442
Aaron must then present the goat on which the lot fell
for Yahweh , and offer that goat as a sin offering .
Tsy maintsy manolotra ilay osy eo amin'ilay nianjeran ' ny loka ho an'i Yaveh i Arona avy eo , ary manolotra izany osy izany ho fanatitra nohon ' ny ota .
LEV 16:10     Alignment score: 0.461
But the goat on which the lot fell
for the scapegoat must be brought alive before Yahweh , to make atonement by sending him away as a scapegoat into the wilderness .
Fa ilay osy izay nianjeran ' ny loka ho an'ilay azazela dia tsy maintsy entina velona eo anatrehan'i Yaveh , mba hanaovana fanavotana amin ' ny fandefasana azy toy ny azazela mankany an'efitra .
LEV 16:11     Alignment score: 0.37 → 0.386
Then Aaron must present the bull for the sin offering , which will be for himself . He must make atonement for himself and for his family , so he must kill the bull as a sin offering for himself .
Avy eo Arona dia tsy maintsy nanolotra ilay vantotr'omby lahy ho an ' ny fanatitra nohon ' ny ota , izay ho an ' ny tenany . Tsy maintsy manao fanavotana ho an ' ny tenany sy ho an ' ny fianakaviany
izy , ka tsy maintsy mamono ilay vantontr'omby lahy ho fanatitra nohon ' ny ota ho an ' ny tenany izy .
LEV 16:12     Alignment score: 0.365
Aaron must take a censer full of coals of fire
from off the altar before Yahweh , with his hands full of finely ground sweet incense , and bring these things inside the curtain .
Tsy maintsy maka fitondran'afo feno vain'afo avy eo amin ' ny alitara eo anatrehan'i Yaveh i Arona , miaraka amin ' ny ditin - kazo manitra madinika eran ' ny tanana , ary mitondra ireo zavatra ireo ao anatin ' ny efitra lamba .
LEV 16:13     Alignment score: 0.404
There he must put the incense on the fire before Yahweh so that the cloud from the incense may cover the atonement lid over the covenant decrees . He must do this so he will not die .
Ao izy no tsy maintsy mametraka ilay ditin - kazo ho ao anaty afo eo anatrehan'i Yaveh mba handrakotra ilay rakotra fanaovam - panavotana eo ambonin'ireo didim - panekana
ilay rahona avy amin'ilay ditin - kazo . Tsy maintsy manao izany izy mba tsy ho faty .
LEV 16:14     Alignment score: 0.278 → 0.281
Then he must take some of the blood of the bull and sprinkle it with his finger on the front of the atonement lid . He must sprinkle some of the blood with his finger seven times before the atonement lid .
Avy oe dia tsy maintsy maka amin ' ny ràn'ilay vantitr'omby lahy izy ka hamafy izany amin ' ny tanany eo anoloan'ilay rakotra fanaovam - panavotana . Tsy maintsy mamafy ny sasany amin'ilay amin ' ny rantsan - tanany
im - pito eo anatrehan'ilay rakotra fanaovam - panavotana izy .
LEV 16:15     Alignment score: 0.329 → 0.328
Then he must kill the goat for the sin offering that is for the people and bring its blood inside the curtain . There he must do with the blood as he did with the blood of the bull : He must sprinkle it on the atonement lid and then before the atonement lid .
Dia hamono ilay osy lahy ho fanatitra nohon ' ny ota izay ho an ' ny vahoaka ary hitondra ny ràny ho ao anatin ' ny efitra lamba izy . Tsy maintsy manao toy ny efa nataony
tamin ' ilay no ataony amin ' ny ràn'ilay vantotr'omby lahy : tsy maintsy mamafy izany eo amin ' ny rakotra fanaovam - panavotana izy ary avy eo anoloan ' ny rakotra fanaovam - panavotana .
LEV 16:16     Alignment score: 0.402 → 0.423
He must make atonement for the holy place because of the unclean actions of the people of Israel , and because of their rebellion and all their sins . He must also do this for the tent of meeting , where Yahweh lives among them , in the presence of their unclean actions .
Tsy maintsy manao fanavotana ho an'ilay toerana masina izy noho ireo asa maloton ' ny vahoakan'Israely , sy nohon ' ny fikomian'izy ireo sy ny fahotany
rehetra . Tsy maintsy manao izany ho an ' ny lay fihaonana ihany koa izy , izay hitoeran'i Yaveh eo amin'izy ireo , amin ' ny fanatrehan'ireo asa maloton'izy ireo .
LEV 16:17     Alignment score: 0.48 → 0.488
No one must be in the tent of meeting when Aaron enters it to make atonement in the most holy place , and until he comes out and has finished making atonement for himself and for his family , and for all the assembly of Israel .
Tsy misy tokony ho ao amin ' ny lay fihaonana rehefa miditra ao amin'izany mba hanao fanavotana ao amin'ilay toerana masina indrindra i Arona , ary mandra - pivoakany sy mandra - pahavitany ny fanavotana ho an ' ny tenany sy ho an ' ny fianakaviany
, ary ho an ' ny fivondronan'Israely rehetra .
LEV 16:18     Alignment score: 0.439 → 0.441
He must go out to the altar that is before Yahweh and make atonement for it , and he must take some of the bull 's blood and some of the goat 's blood and put it on the horns of the altar all around .
Tsy maintsy mivoaka eo amin ' ny alitara izay eo anatrehan'i Yaveh izy ary manao fanavotana ho an'izany , ary tsy maintsy maka amin ' ny ràn'ilay vantitr'omby lahy sy ny amin ' ny ràn'ilay osy lahy izy ary mametraka izany manodidina ny tandroky
ny alitara rehetra .
LEV 16:19     Alignment score: 0.321 → 0.325
He must sprinkle some of the blood on it with his finger seven times to cleanse it and set it apart to Yahweh , away from the unclean actions of the people of Israel .
Tsy maintsy mamafy ny ampahany amin'ilay eo amin'izany amin ' ny tanany im - pito izy mba hanadiovana izany sy hanokanana izany ho an'i Yaveh , lavitr'ireo asa maloton ' ny vahoakan'Israely .
LEV 16:20     Alignment score: 0.484 → 0.497
When he has finished atoning for the most holy place , the tent of meeting , and the altar , he must present the live goat .
Rehefa vitany ny fanavotana an'ilay toerana masina indrindra , ny lay fihaonana , sy ny alitara , dia tsy maintsy manolotra ilay osy lahy velona izy .
LEV 16:21     Alignment score: 0.306 → 0.322
Aaron must lay both his hands on the head of the live goat and confess over him all the evil deeds of the people of Israel , all their rebellion , and all their sins . Then he must put that sinfulness on the head of the goat and send the goat away in the care of a man who is ready to lead the goat into the wilderness .
Tsy maintsy mametraka ny tanany eo an - dohan'ilay osy lahy velona izy ary miaiky ireo faharatsina rehetran ' ny vahoakan'Israely , ny fikomiany rehetra , sy ny fahotany
rehetra eo aminy . Avy eo izy dia tsy maintsy mametraka izany ota izany eo an - dohan'ilay osy lahy velona ary mandefa ilay osy lahy ho entin ' ny lehilahy izay vonona hitarika ilay osy ho any an'efitra .
LEV 16:22     Alignment score: 0.249 → 0.27
The goat must carry on himself all the people 's evil deeds to a solitary place . There in the wilderness , the man must let the goat go free .
Tsy maintsy entin'ilay osy lahy mankany an'efitra ny faharatsian
' ny vahoaka rehetra . Any an'efitra any , dia tsy maintsy hamela ilay osy ilay lehilahy .
LEV 16:23     Alignment score: 0.403
Then Aaron must go back into the tent of meeting and take off the linen garments that he had put on before going into the most holy place , and he must leave those
garments there .
Avy eo dia tsy maintsy miverina any amin ' ny lay fihaonana i Arona ary hanala ireo akanjo rongony fotsy izay nanaovany mialohan ' ny nandehanana ho ao amin'ilay toerana masina indrindra , ary tsy maintsy mamela ireo akanjo ireo ao izy .
LEV 16:24     Alignment score: 0.455
He must bathe his body in water in a holy place , and put on his normal garments ; then he must go out and offer his burnt offering and the burnt offering for the people , and in this way make atonement for himself and for the people .
Tsy maintsy mampandro ny vatany
amin ' ny rano any amin ' ny toerana masina izy , ary manao akanjo tsotra ; avy eo dia tsy maintsy mivoaka izy ary manolotra ny fanatiny dorana sy ny fanatitra dorana ho an ' ny vahoaka , ary amin'izany fomba izany dia hanao fanavotana ho an ' ny tenany sy ho an ' ny vahoaka .
LEV 16:25     Alignment score: 0.41
He must burn the fat of the sin offering on the altar .
Tsy maintsy mandoro ny sabora amin'ilay fanatitra nohon ' ny ota eo amin ' ny alitara izy .
LEV 16:26     Alignment score: 0.424
The man who let the scapegoat go free must wash his clothes and bathe his body in water ; after that , he may come
back into the camp .
Izay nandefa ilay azazela dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mandro amin ' ny rano ; aorian'izany , dia hiverina any amin ' ny toby izy .
LEV 16:27     Alignment score: 0.393 → 0.4
The bull for the sin offering and the goat for the sin offering , whose blood was brought in to make atonement in the holy place , must be carried outside the camp . There they must burn their hides , flesh , and dung .
Ilay vantotr'omby lahy ho an ' ny fanatitra nohon ' ny ota sy ilay osy lahy ho an ' ny fanatitra nohon ' ny ota , izay nentina nanaovana fanavotana tany
amin ' ny toerana masina ny ràny , dia tsy maintsy entina ivelan ' ny toby . Any izy ireo no tsy maintsy mandoro ny hodiny , ny nofony , ary ny tain - drorohany .
LEV 16:28     Alignment score: 0.425
The man who burns those parts must wash his clothes and bathe his body in water ; after that , he may come
back into the camp .
Ilay lehilahy izay mandoro ireo faritra ireo dia tsy maintsy manasa ny akanjony sy mampandro ny tenany amin ' ny rano ; aorian'izany , dia hiverina any amin ' ny toby izy .
LEV 16:29     Alignment score: 0.266 → 0.295
It will always be a statute for you that in the seventh month , on the tenth day of the month , you must humble yourselves and do no work , whether the native born
or a foreigner who is living among you .
Ho lalàna mandrakizay ho anareo amin ' ny volana faha - fito , amin ' ny andro fahafolon ' ny volana izany , aoka ianare , na ny tompon - tany na ny vahiny izay miaina eo aminareo hanetri - teny sy tsy hiasa .
LEV 16:30     Alignment score: 0.438
This is because on this day atonement will be made for you , to cleanse you from all your sins so you will be clean before Yahweh .
Izany dia satria amin'izany andro izany ny fanavotana dia ho atao ho anareo , mba hanadiovana anareo amin ' ny fahotanareo rehetra mba hadio eo anatrehan'i Yaveh ianareo .
LEV 16:31     Alignment score: 0.337 → 0.348
It is a solemn Sabbath of rest for you , and you must humble yourselves and do no work . This will always be a statute among you .
Ho Sabata fitsaharana manetriketrika ho anareo izany , ary tsy maintsy manetri
- tena sy tsy miasa ianareo . Ho lalàna mandrakizay eo aminareo izany .
LEV 16:32     Alignment score: 0.404
The high priest , the one who will be anointed and ordained to be high priest in his father 's place , must make this atonement and put on the linen garments , that is , the holy garments .
Ny mpisoronabe , izay ho hosorana sy ho tondroina ho mpisoronabe eo amin ' ny toeran
' ny rainy , dia tsy maintsy manao izany fanavotana izany sy manao ireo akanjo rongony fotsy , izany dia , ilay akanjo masina .
LEV 16:33     Alignment score: 0.496
He must make atonement for the most holy place ; he must make atonement for the tent of meeting and for the altar , and he must make atonement for the priests and for all the people of the assembly .
Tsy maintsy manao fanavotana ho an'ilay toerana masina indrindra izy ; tsy maintsy manao fanavotana ho an ' ny lay fihaonana sy ho an ' ny alitara izy , ary tsy maintsy manao fanavotana ho an'ireo mpisorona sy ny vahoaka rehetra ao amin ' ny fivondronana izy .
LEV 16:34     Alignment score: 0.383 → 0.391
This will always be a statute for you , to make atonement for the people of Israel because of all their sins , once in every year . " This was done as Yahweh commanded Moses .
Ho lalàna ho anareo mandrakizay izany , mba hanaovana fanavotana ho an ' ny vahoakan'Israely nohon ' ny otany rehetra , indray mandeha isan - taona . " Vita araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy izany .
LEV 16     Average alignment score: 0.407 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27