Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 18:1     Alignment score: 0.371 → 0.371
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :


LEV 18:2     Alignment score: 0.432
" Speak to the people of Israel and say to them , ' I am Yahweh your God .
" Miresaha amin ' ny vahoakan
' Israely ary lazao izy ireo hoe : ' Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .
LEV 18:3     Alignment score: 0.313 → 0.321
You must not do the things that the people do in Egypt , where you lived previously . You must not do the things that the people do in Canaan , the land to which I am taking you . Do not follow their customs .
Aza manao ny zavatra izay ataon
' ny vahoaka any Egypta , izay nonenanareo teo aloha . Aza manao izay zavatra ataon ' ny vahoaka ao Kanana , ilay tany izay hitondrako anareo . Aza manaraka ny fomban'izy ireo .
LEV 18:4     Alignment score: 0.38
My laws are what you must do , and my commandments are what you must keep , so that you walk in them , because I am Yahweh your God .
Ny lalàko no aoka hataonareo , ary ireo didiko no aoka ho tandremanareo , mba handehananareo eo amin'izy ireo , satria Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .
LEV 18:5     Alignment score: 0.252 → 0.262
Therefore you must keep my decrees and my laws . If a person obeys them , he will live because of them . I am Yahweh .
Noho izany dia tandremo ireo didy aman - dalàko . Raha misy olona mankatò ireny , dia ho velona noho izy ireny izy . Izaho no Yaveh .
LEV 18:6     Alignment score: 0.203 → 0.209
Do not approach any close relatives to uncover nakedness , I am Yahweh .
Aoka tsy hisy olona
hiara - mandry amin'izay olona mifandray akaiky aminy . Izaho no Yaveh .
LEV 18:7     Alignment score: 0.208 → 0.206
Do not uncover the nakedness of your father by uncovering the nakedness of your mother ; she is your mother , you must not uncover her nakedness .
Aza manala baraka ny rainareo amin ' ny fatoriana miaraka amin ' ny reninareo . Reninareo izy ! Aza manala baraka azy .
LEV 18:8     Alignment score: 0.169 → 0.162
Do not uncover the nakedness of your father 's wives ; it is your father 's nakedness .
Aza miara - mandry amin'ireo vadin
- drainareo ; aoka ianareo tsy hanala baraka ny rainareo tahaka izany .
LEV 18:9     Alignment score: 0.2 → 0.216
Do not uncover the nakedness of your sister , whether she is the daughter of your father or the daughter
of your mother , whether she was born in your home or distant from you .
Aza miara - mandry amin'izay anabavinareo , na zanaka vavin ' ny rainareo izy na zanaka vavin ' ny reninareo , na dia natsangana tao amin ' ny tranonareo na lavitra anareo aza izy . Aza miara - mandry amin ' ny anabavinareo .
LEV 18:10     Alignment score: 0.187
Do not uncover the nakedness of your son 's daughter or your daughter 's daughter
, for their nakedness is your own nakedness .
Aza miara - mandry amin ' ny zanaka vavin ' ny zanakareo lahy na amin ' ny zanaka lahin ' ny zanakareo vavy . Fa ho henatra ho anareo ihany izany .
LEV 18:11     Alignment score: 0.166 → 0.201
Do not uncover the nakedness of your father 's wife 's daughter , brought up in your father 's family , since she is your sister .
Aza miara - mandry amin ' ny zanaka vavin
' ny vadin - drainareo , izay nateraky ny rainareo . Anabavinareo izy , ary aoka ianareo tsy hiara - mandry aminy .
LEV 18:12     Alignment score: 0.232 → 0.253
Do not uncover the nakedness of your father 's sister ; she is your father 's relative
.
Aza miara - mandry amin ' ny anabavin - drainareo . Havana akaikin ' ny rainareo izy .
LEV 18:13     Alignment score: 0.265 → 0.284
Do not uncover the nakedness of your mother 's sister , she is your mother 's relative
.
Aza miara - mandry amin ' ny rahavavin - dreninareo . Havana akaikin ' ny reninareo izy .
LEV 18:14     Alignment score: 0.159
Do not uncover the nakedness of your father 's brother , that is , you must not approach his wife ; she is your aunt .
Aza manala baraka ny rahalahin
- drainareo amin ' ny fiaraha - mandry amin ' ny vadiny . Aza manakaiky azy amin'izany tanjona izany ; nenitoanareo izy .
LEV 18:15     Alignment score: 0.22 → 0.247
Do not uncover the nakedness of your daughter-in-law ; she is your son 's wife ; you must not uncover her nakedness .
Aza miara - mandry amin ' ny vinanto vavinareo . Vadin
- janakareo izy ; aza miara - mandry aminy .
LEV 18:16     Alignment score: 0.186
Do not uncover the nakedness of your brother 's wife ; that is your brother 's nakedness .
Aza miara - mandry amin ' ny vadin
- drahalahinareo ; aza manala baraka azy amin'izany fomba izany .
LEV 18:17     Alignment score: 0.223 → 0.227
Do not uncover the nakedness of a woman and her daughter ; and you must not take her son 's daughter or her daughter 's daughter to uncover her nakedness ; they are relatives ; that is wickedness .
Aza miara - mandry amin ' ny vehivavy iray sy ny zanany , na amin ' ny zanaka vavin
' ny zanany lahy na amin ' ny zanaka vavin ' ny zanany vavy . Havana akaiky azy izy ireo , ary faharatsiana ny fiaraha - mandry amin'izy ireo .
LEV 18:18     Alignment score: 0.37 → 0.393
You must not marry your wife 's sister as a second wife and uncover her nakedness while your first wife is alive
.
Aoka ianareo tsy hanambady ny rahavavim - badinareo ho vady faharoa ary hiara - mandry aminy raha mbola velona ny vadinareo voalohany .
LEV 18:19     Alignment score: 0.227 → 0.291
Do not approach a woman to uncover her nakedness during the impurity of her uncleanness .
Aza miara - mandry amin ' ny vehivavy mandritry
ny fadimbolany . Maloto izy mandritr'izany fotoana izany .
LEV 18:20     Alignment score: 0.185 → 0.186
Do not have sexual relations with your neighbor 's wife and defile yourself with her in this way .
Aza miara - mandry amin ' ny vadin
' ny mpiray vody rindrina aminareo ka handoto ny tenanareo miaraka aminy amin'izany fomba izany .
LEV 18:21     Alignment score: 0.349
You must not give any of your children to put them into the fire , so that you sacrifice them to Molech , because you must not profane the name of your God . I am Yahweh .
Aoka ianareo tsy hanome ireo zanakareo ho atao eo amin ' ny afo , fa manao sorona azy ireo ho an'i Moloka ianareo amin'izany , satria tsy mahazo maniratsira ny anaran'Andriamanitrareo ianareo . Izaho no Yaveh .
LEV 18:22     Alignment score: 0.305
Do not lie with other men as with a woman ; that is detestable .
Aza miara - mandry amin ' ny lehilahy hafa toy ny miaraka amin ' ny vehivavy . Ratsy izany .
LEV 18:23     Alignment score: 0.189
Do not lie with any animal and defile yourself with it . Neither should any woman present herself to an animal to lie with it ; that is a perversion .
Aza miara - mandry amin ' ny biby sy mandoto ny tenanareo miaraka amin'izany . Aoka tsy hisy vehivavy hihevitra fiaraha - mandry amin ' ny biby . Fahavetavetana izany .
LEV 18:24     Alignment score: 0.311 → 0.321
Do not defile yourselves in any of these
ways , for in all these ways the nations are defiled , the nations that I will drive out from before you .
Aza mandoto ny tenanareo amin'ireo fomba ireo , fa tamin'ireo fomba rehetra ireo no nampahaloto ireo firenena , ireo firenena izay ho roahiko eo anatrehanareo .
LEV 18:25     Alignment score: 0.311 → 0.313
The land became
defiled , so I have punished its iniquity , and the land vomited out its inhabitants .
Voaloto ny tany , ka nosaziako ny fahotan'izy ireo , ary nandoa ireo mponiny ny tany .
LEV 18:26     Alignment score: 0.285 → 0.281
You , therefore , must keep my commandments and decrees , and you must not do any of these
detestable things , neither the native - born Israelite nor the foreigner who lives among you .
Noho izany , ianareo , dia aoka hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko , ary aoka ianareo tsy hanao ireo zava - mahatsiravina ireo , na ny tera - tany Israelita izany na ny vahiny izay monina eo aminareo .
LEV 18:27     Alignment score: 0.264
For these
detestable things are what the people who lived in the land before you committed , and now the land is defiled .
Fa izany no faharatsiana efa nataon ' ny mponin ' ny tany , ireo izay nonina teto talohanareo , ary voaloto ny tany ankehitriny .
LEV 18:28     Alignment score: 0.283 → 0.307
Therefore be careful so that the land does not vomit you up also after you have defiled it , as it vomited out the people who were before you .
Noho izany dia mitandrema mba tsy haloan ' ny tany ihany koa ianareo aorian ' ny nandotoanareo azy , tahaka ny nandoavany ny vahoaka izay teo alohanareo .
LEV 18:29     Alignment score: 0.208
Whoever does any of these
detestable things , the persons who do such things will be cut off from among their people .
Na iza na iza manao ireo zava - mahatsiravina ireo , ireo olona izay manao zavatra toy izany dia ho esorina tsy ho eo amin ' ny vahoakan'izy ireo .
LEV 18:30     Alignment score: 0.248
Therefore you must keep my command not to practice any of these
detestable customs which were practiced here before you , so that you do not defile yourselves by them . I am Yahweh your God . ' "
Noho izany dia tandremo ny didiko mba tsy hanao ireo fomba mahatsiravina izay natao teto talohanareo ireo , ka tsy handotoanareo ny tenanareo amin'ireo . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo . ' "
LEV 18     Average alignment score: 0.261 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27