Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 5:1     Alignment score: 0.111 → 0.141
The person who is a witness
or has seen or knows about some matter if he hears the curse but sins by not testifying , he will bear the guilt of his iniquity .
Raha misy olona iray manota satria tsy nijoro izy tamin ' ny zavatra izay nilàna ny fijoroany valovolombelona , na efa nahita izany izy na nahare momban'izany , dia ho tompon'andraikitra izy .


LEV 5:2     Alignment score: 0.258
Or if anyone touches anything God has designated as unclean , whether it be the carcass of an unclean wild animal or the carcass of any unclean livestock or unclean creatures
that move along the ground , even though he was not aware of what he had done , he has become unclean and is guilty .
Na raha misy olona mikasika izay zavatra efa voatokan'Andriamanitra ho maloto , na ny fatin ' ny bibidia maloto izany na ny fatin ' ny biby fiompy izay efa maty , na biby mandady , na dia tsy nihevitra ny hikasika izany aza ilay olona , dia maloto sy meloka izy .
LEV 5:3     Alignment score: 0.44
Or if he touches the uncleanness of someone , whatever that uncleanness is , and if he is unaware of it , then he will be guilty when he learns about it .
Na raha mikasika ny fahalotoan
' ny olona iray , na inona na inona izany fahalotoana izany , ary raha tsy mahafantatra izany izy , dia ho meloka izy rehefa mahalala ny momba izany .
LEV 5:4     Alignment score: 0.311 → 0.313
Or if anyone swears rashly with his lips to do evil , or to do good , whatever it is that a man swears rashly with an oath , even if he is unaware of it , when he learns about it , then he will be guilty , in any of these
things .
Na raha misy olona mianiana mafy amin ' ny molony hanao ratsy , na hanao ny tsara , na inona na inona ianianan'izany lehilahy izany mafy amin ' ny fianianana , na dia tsy mahafantatra izany aza izy , rehefa mahalala ny momba izany izy , dia ho meloka , amin'ireo rehetra ireo .
LEV 5:5     Alignment score: 0.199
When someone is guilty in any of these
things , he must confess whatever sin he has committed .
Raha meloka amin'izany rehetra izany ny olona iray , dia tsy maintsy miaiky izay heloka rehetra nataony izy .
LEV 5:6     Alignment score: 0.43 → 0.435
Then he must bring his guilt offering to Yahweh for the sin that he has committed , a female animal from the flock , either a lamb or a goat , for a sin offering , and the priest will make atonement for him concerning his sin .
Dia aoka izy hitondra fanatitra noho ny heloka amin'i Yaveh nohon ' ny fahotana izay efa vitany , biby vavy iray avy amin ' ny ondry aman'osiny , na zanak'ondry na osy , ho an ' ny fanatitra nohon ' ny ota , ary ny mpisorona dia hanao fanavotana ho azy mahakasika ny fahotany .
LEV 5:7     Alignment score: 0.381 → 0.385
If he can not afford to buy a lamb , then he can bring as his guilt offering for his sin two doves or two young pigeons to Yahweh , one for a sin offering and the other for a burnt offering .
Raha toa tsy mahavita mividy zanak'ondry izy , dia mahazo mitondra domoina roa na voromailala vantony roa ho an'i Yaveh izy ho fanatitra nohon ' ny heloka nohon ' ny fahotany
, iray ho an ' ny fanatitra nohon ' ny ota ary iray hafa ho fanatitra dorana .
LEV 5:8     Alignment score: 0.375 → 0.382
He must bring them to the priest , who will offer one for the sin offering first he will wring off its head from its neck but will not remove it completely from the body .
Aoka izy hitondra ireo any amin ' ny mpisorona , izay hanolotra iray aloha ho an ' ny fanatitra nohon ' ny ota hanolana ny lohan'izany izy nefa tsy hanala izany tanteraka amin ' ny vatana .
LEV 5:9     Alignment score: 0.42 → 0.426
Then he will sprinkle some of the blood of the sin offering on the side of the altar , and he will drain the rest of the blood out at the base of the altar . This is a sin offering .
Avy eo dia hamafy ampahany amin'ilay ràn ' ny fanatitra nohon ' ny ota eo amin ' ny ilan
' ny alitara izy , ary handraraka ny sisan ' ny eo amin ' ny fanambanin ' ny alitara izy . Izany no fanatitra noho ny ota .
LEV 5:10     Alignment score: 0.446
Then he must offer the second bird as a burnt offering , as described in the instructions , and the priest will make atonement for him for the sin that he has committed , and the person will be forgiven .
Manarak'izany dia aoka izy hanolotra ny vorona faharoa ho fanatitra dorana , araka ny voafaritra tao amin'ireo torolalana , ary hanao fanavotana ho azy noho ny ota izay efa vitany ny mpisorona , ka dia ho voavela ny helok'ilay olona .
LEV 5:11     Alignment score: 0.385 → 0.398
But if he can not afford to buy two doves or two young pigeons , then he must bring as his sacrifice for his sin a tenth of an ephah of fine flour for a sin offering . He must not put oil or any incense on it , for it is a sin offering .
Kanefa raha toa tsy mahatakatra domoina roa na voromailala roa izy , ho sorona noho ny fahotany dia aoka izy hitondra ampahafolon'efaha amin ' ny koba tsara toto ho an ' ny fanatitra noho ny ota . Aoka izy tsy hanisy diloilo na ditin - kazo manitra amin'izany , satria fanatitra noho ny ota izany .
LEV 5:12     Alignment score: 0.494 → 0.5
He must bring it to the priest , and the priest will take a handful of it as a representative offering
and then burn it on the altar , on top of the offerings made by fire for Yahweh . This is a sin offering .
Aoka izy hitondra izany any amin ' ny mpisorona , ary haka iray tanana amin'izany ny mpisorona ho fanati - pahatsiarovana ary avy eo handoro izany eo amin ' ny alitara , eo an - tampon'ireo fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh . Izany no fanatitra nohon ' ny ota .
LEV 5:13     Alignment score: 0.368 → 0.385
The priest will make atonement for any sin that the person has committed , and that person will be forgiven . The leftovers from the offering will belong to the priest , as with the grain offering . ' "
Hanao fanonerana ho an'izay
fahotana vitan ' ny olona ny mpisorona , ary dia ho voavela izany olona izany . Ireo sisa avy amin ' ny fanatitra dia ho an ' ny mpisorona , tahaka ny amin ' ny fanatitra voa . ' "
LEV 5:14     Alignment score: 0.317 → 0.317
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :
LEV 5:15     Alignment score: 0.411 → 0.414
" If anyone sins and acts unfaithfully in regard to the things that belong to Yahweh , but did so unintentionally , then he must bring his guilt offering to Yahweh . This offering must be a ram without blemish from the flock ; its value must be appraised in silver shekels the shekel of the sanctuary as a guilt offering .
" Raha misy olona mandika didy sy manota ireo zavatra izay an'i Yaveh , saingy nanao izany tsy nahy , dia aoka izy hitondra ny fanatiny nohon ' ny heloka ho an'i Yaveh . Izany fanatitra izany dia tsy maintsy ondry lahy tsy misy kilema avy amin'ireo ondry aman'osy ; ny lanjan'izany dia aoka ho tombanana amin ' ny sekely volafotsy ny sekelin ' ny fitoerana masina ho fanatitra nohon ' ny heloka .
LEV 5:16     Alignment score: 0.367 → 0.393
He must satisfy Yahweh for what he had done wrong in connection with what is holy , and he must add one - fifth to it and give it to the priest . Then the priest will make atonement for him with the ram of the guilt offering , and that person will be forgiven .
Aoka izy hanao izay mahafapo an'i Yaveh noho izay ratsy efa vitany mifandray amin ' ny masina , ary aoka izy hanampy iray ampahadimy amin'izany ary hanome izany ho an ' ny mpisorona . Dia hanao fanonerana ho azy amin ' ny ondrilahin ' ny fanatitra noho ny heloka ny mpisorona , ka dia ho voavela izany olona izany .
LEV 5:17     Alignment score: 0.309 → 0.318
If anyone sins and does anything that Yahweh has commanded not to be done , even if he was unaware of it , he is still guilty and must carry his own guilt .
Raha misy olona manota sy manao izay zavatra efa nodidian'i Yaveh tsy ho atao , na dia tsy nahafantatra izany aza izy , dia mbola meloka izy ka tsy maintsy hilanja ny helony ihany .
LEV 5:18     Alignment score: 0.352 → 0.353
He must bring a ram without blemish out of the flock , worth
the current value , as a guilt offering to the priest . Then the priest will make atonement for him concerning the sin he has committed , of which he was unaware , and he will be forgiven .
Aoka izy hitondra ondry lahy iray tsy misy kilema avy amin'ireo ondry aman'osy , izay mendrika ny tombam - bidiny , ho fanatitra nohon ' ny heloka ho an ' ny mpisorona . Avy eo dia hanao fanonerana ho azy mahakasika ny fahotana izay efa vitany ny mpisorona , amin'izay tsy nahafantarany , ka dia ho voavela izy .
LEV 5:19     Alignment score: 0.532 → 0.526
It is a guilt offering , and he is certainly guilty before Yahweh . "
Izany no fanatitra nohon ' ny heloka , ary dia meloka tokoa izy eo anatrehan'i Yaveh . "
LEV 5:20     Alignment score: 0.293 → 0.293
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niteny tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :
LEV 5:21     Alignment score: 0.21
" If anyone sins and acts unfaithfully against Yahweh by deceiving his neighbor regarding something held
in trust , or was left in his care , or about something that was stolen , or if he has oppressed his neighbor ,
" Raha misy olona manota ary mandika ny lalàna manohitra an'i Yaveh , toy ny hoe mifampiraharaha ambadika miaraka amin ' ny namany mahakasika ny zavatra izay nankinina taminy , raha mamitaka izy na mandroba azy , na nampahory ny namany ,
LEV 5:22     Alignment score: 0.193 → 0.195
or he has found something that his neighbor lost and lies about it , or if he swears falsely , or in any matters like these by which people sin ,
na nahita zavatra izay noverezin ' ny namany ka mandainga ny amin'izany , ary mianiana amin ' ny lainga , na ny amin'ireo zavatra tahaka ny hanotan ' ny olona ,
LEV 5:23     Alignment score: 0.282 → 0.321
and if he has sinned and is found
to be guilty , he must restore whatever he took by robbery or oppression , or that which was entrusted to him , or that which was lost but that he had found .
dia , raha manota izy ka meloka , dia tsy maintsy hamerina izay rehetra nalainy tamin ' ny alalan ' ny fandrobana na fampahoriana na naka izay nankinina taminy na zavatra very ka hita indray .
LEV 5:24     Alignment score: 0.172 → 0.204
In addition , in any matter in which he swore falsely , he must restore it in full
and he must add one - fifth of the value of it and pay it all to the owner on the day that he is found guilty .
Na nandainga ny amin ' ny zava - drehetra izy , dia tsy maintsy hamerina manontolo izany ary tsy maintsy hanampy iray am - pahadimy honerana amin'izay tompon'izany , amin ' ny andro izay naha meloka azy .
LEV 5:25     Alignment score: 0.38 → 0.381
Then he must bring his guilt
offering to Yahweh , a ram without blemish from the flock that is worth the current value , as a guilt offering to the priest .
Dia tsy maintsy hitondra ny fanati - panonerany ho an'i Yaveh izy : ondry lahy tsy misy kilema avy amin ' ny ondry aman'osy izay mendrika ny tombam - bidiny , ho fanati - panonerana ho an ' ny mpisorona .
LEV 5:26     Alignment score: 0.405 → 0.408
The priest will make atonement for him before Yahweh , and he will be forgiven concerning whatever he has become
guilty of doing . "
Hanao fanavotana ho azy eo anoloan'i Yaveh ny mpisorona , ary ho voavela amin'izay rehetra nahatonga azy ho meloka amin ' ny ny nataony izy . "
LEV 5     Average alignment score: 0.352 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27