Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 17:1     Alignment score: 0.371 → 0.371
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :


LEV 17:2     Alignment score: 0.548
" Speak to Aaron and to his sons , and to all the people of Israel . Tell them what Yahweh has commanded :
" Miresaha amin'i Arona sy ireo zanany lahy , sy amin ' ny vahoakan'Israely rehetra . Teneno azy ireo izay nandidian'i Yaveh :
LEV 17:3     Alignment score: 0.434
' Any man from Israel who kills an ox , lamb , or goat in the camp , or who kills it outside the camp , in order to sacrifice it
' Ny lehilahy ao Israely izay mamono omby , zanak'ondry , na osy eo amin ' ny toby na mamono izany ivelan
' ny toby , mba hanao sorona izany
LEV 17:4     Alignment score: 0.384 → 0.384
if he does not bring it to the entrance of the tent of meeting to offer it as a sacrifice to Yahweh before his tabernacle , that man is guilty of bloodshed . He has shed blood , and that man must be cut off from among his people .
ka raha tsy mitondra izany eo amin ' ny fidirana amin ' ny trano - lay fihaonana mba hanatitra izany ho sorona ho an'i Yaveheo anoloan ' ny tabernakeliny
izy , dia ho meloka amin ' ny fandatsahan - drà izany lehilahy izany . Nandatsa - drà izy , ary tsy maintsy esorina eo amin ' ny vahoakany izany lehilahy izany .
LEV 17:5     Alignment score: 0.38 → 0.404
The purpose of this command is so that the people of Israel will bring their sacrifices to Yahweh at the entrance to the tent of meeting , to the priest , to be sacrificed as fellowship offerings
to Yahweh , instead of offering sacrifices in an open field .
Ny anton'izany didy izany dia ny mba hitondran ' ny vahoakan'Israely ny soron'izy ireo amin'i Yaveh eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny trano - lay fihaonana , mba hatolotry ny mpisorona ho fanati - pihavanana amin'i Yaveh , fa tsy hanatitra sorona ao amin ' ny saha malalaka .
LEV 17:6     Alignment score: 0.502 → 0.528
The priest will sprinkle the blood on Yahweh 's altar at the entrance to the tent of meeting ; he will burn the fat for it to produce a sweet aroma for Yahweh .
Hamafy ny eo amin ' ny alitaran'i Yaveh eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny trano - lay fihaonana ny mpisorona ; handoro ny sabora ho an'izany izy mba hanome hanitra mamerovero ho an'i Yaveh .
LEV 17:7     Alignment score: 0.273 → 0.317
The people must no longer offer their sacrifices to goat idols , for which they act as prostitutes
. This will be a permanent statute for them throughout their people 's generations . '
Aoka tsy hanatitra ny soron'izy ireo amin ' ny sampy osy intsony ny vahoaka , fa tamin'izany no nanaovan'izy ireo fijangajangana . Ho lalàna maharitra eo amin'izy ireo hatramin ' ny taranaka fara - mandimbiny izany . '
LEV 17:8     Alignment score: 0.349 → 0.349
You must say to them , ' Any man of Israel , or any foreigner who lives among them , who offers a burnt offering or sacrifice
Aoka ianao hilaza amin'izy ireo hoe : ' Na iza na iza lehilahy eo amin'Israely , na vahiny izay monina eo amin'izy ireo , manatitra fanatitra dorana na sorona
LEV 17:9     Alignment score: 0.404 → 0.405
and does not bring it to the entrance of the tent of meeting in order to sacrifice it to Yahweh , that man must be cut off from his people .
ka tsy mitondra izany eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny trano - lay fihaonana mba hanao sorona izany ho an'i Yaveh , dia aoka ho esorina eo amin ' ny vahoakany
izany lehilahy izany .
LEV 17:10     Alignment score: 0.245 → 0.246
If any person of the house of Israel , or any foreigner who lives among them consumes any blood , I will set my face against that person who consumes blood and I will cut him off from among his people .
Raha misy olona amin ' ny ankohonan ' Israely , na misy vahiny izay monina eo amin'izy ireo mihinana , dia hanandrina ny tavako hanohitra izany olona izany Aho ary hanongotra izany olona
izany eo amin ' ny vahoakany Aho .
LEV 17:11     Alignment score: 0.415 → 0.417
For the life of an animal is in its blood . I have given its blood to you to make atonement on the altar for your lives , because it is the blood that makes atonement , for it is the blood that atones for the life .
Fa ao amin ' ny ràny ny ain ' ny biby . Nomeko anao ny ràn'izany mba hampisy fanavotana eo amin ' ny alitara ho an ' ny ainareo , satria ny no mampisy fanavotana , fa ny no manonitra ny aina
.
LEV 17:12     Alignment score: 0.385
Therefore I said to the people of Israel that no one among you must eat blood , neither may any foreigner who lives among you eat blood .
Noho izany dia niteny tamin ' ny vahoakan'Israely Aho mba tsy hisy hihinana eo aminareo , na misy hihinana izay vahiny monina eo aminareo .
LEV 17:13     Alignment score: 0.342
Anyone of the people of Israel , or any of the foreigners
who live among them , who hunts and kills an animal or bird that may be eaten , that person must pour out its blood and cover the blood with earth .
Na iza na iza amin ' ny vahoakan'Israely , na izay vahiny monina eo amin'izy ireo , izay mihaza sy mamono biby na vorona izay azo hanina , dia handraraka ny ràn'izany ary hanototra tany ilay .
LEV 17:14     Alignment score: 0.321 → 0.341
For the life of each creature
is its blood . That is why I said to the people of Israel , " You must not eat the blood of any creature , for the life of every living creature is its blood . Whoever eats it must be cut off . "
Fa ao amin ' ny ràny ny ain ' ny zava - boaary rehetra . Izany no nilazako tamin ' ny vahoakan'Israely hoe : " Aoka ianareo tsy hihinana ny ràn ' ny zava - boaary , satria ao amin ' ny ràny ny ain ' ny zava - manan'aina rehetra . Na iza na iza mihinana izany dia aoka ho roahina . "
LEV 17:15     Alignment score: 0.36 → 0.371
Every person who eats an animal that has died
or that has been torn by wild animals , whether that person is native born or a foreigner living among you , he must wash his clothes and bathe himself in water , and he will be unclean until the evening . Then he will be clean .
Ny olona tsirairay izay mihinana biby efa maty na voaviraviran ' ny bibi - dia , na tera - tany na vahiny ilay olona monina eo aminareo , dia aoka izy hanasa ny akanjony ary hampandro ny tenany amin ' ny rano , ary haloto izy mandra - paharivan ' ny andro . Dia hadio izy avy eo .
LEV 17:16     Alignment score: 0.394
But if he does not wash his clothes or bathe his body , then he must carry his guilt . ' "
Fa raha tsy manasa ny akanjony na mampandro ny vatany
izy , dia aoka izy hizaka ny helony . ' "
LEV 17     Average alignment score: 0.383 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27