Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 26:1     Alignment score: 0.341
" You must make no idols , and you must not lift up a carved figure or a sacred stone pillar , and you must not place any carved stone image in your land to which you bow down , for I am Yahweh your God .
" Aoka ianareo tsy hanao ireo sampy , na hanangana sarin
- javatra voasokitra na tsangam - bato masina , ary aoka ianareo tsy hametraka sary vato voasokitra ao amin ' ny taninareo izay hiankohofanareo , fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo .


LEV 26:2     Alignment score: 0.429 → 0.434
You must keep my Sabbaths and honor my sanctuary . I am Yahweh .
Aoka hitandrina ireo Sabatako sy hanome voninahitra ny fitoerako masina ianareo . Izaho no Yaveh .
LEV 26:3     Alignment score: 0.23
If you walk in my laws and keep my commandments and obey them ,
Raha manaraka ireo lalàko sy mitandrina ireo didiko ary mankato
izany ianareo ,
LEV 26:4     Alignment score: 0.334
then I will give you rain in its season ; the land will yield its produce , and the trees of the field will yield their fruit .
dia hanome orana anareo amin ' ny vanim - potoany Aho ; hanome ny vokany ny tany , ary ireo hazon ' ny saha hamokatra ireo voany .
LEV 26:5     Alignment score: 0.258 → 0.269
Your threshing will continue to the time of the grape harvest , and the grape harvest will extend to the planting season . You will eat your bread to the full
and live safely where you make your home in the land .
Ary ny fivelesam - bary dia hitohy amin ' ny fotoan ' ny fiotazam - boaloboka , ary hihitatra hatramin ' ny fotoam - pambolena ny voka - boaloboka . Hihinana ny mofonareo mandra - pahavoky ianareo ary hiaina am - pilaminana any amin'izay nataonareo fonenana ao amin ' ny tany .
LEV 26:6     Alignment score: 0.331 → 0.35
I will give peace in the land ; you will lie down with nothing to make you afraid . I will take the dangerous animals away from the land , and the sword will not pass through your land .
Hanome fiadanana ao amin ' ny tany Aho ; handry miaraka amin ' ny zavatra tsy hampahotra anareo ianareo . Hamongotra ireo biby mandoza amin ' ny tany Aho , ary tsy handalo amin ' ny taninareo ny sabatra .
LEV 26:7     Alignment score: 0.352 → 0.353
You will chase your enemies , and they will fall before you by the sword .
Hanenjika ireo fahavalonareo ianareo , ka ho lavo eo anoloanareo amin ' ny alalan ' ny sabatra izy ireo .
LEV 26:8     Alignment score: 0.348
Five of you will chase away a hundred , and a hundred of you will chase ten thousand ; your enemies will fall before you by the sword .
Dimy aminareo hanenjika zato , ary zato aminareo hanenjika iray alina ; ho lavo eo anoloanareo amin ' ny alalan ' ny sabatra ireo fahavalonareo .
LEV 26:9     Alignment score: 0.283
I will look at you with favor and make you fruitful and multiply you ; I will establish my covenant with you .
Hijery anareo amim - pankasitrahana Aho ary hampamokatra sy hampitombo isa anareo ; hametraka ny fanekeko aminareo Aho .
LEV 26:10     Alignment score: 0.317 → 0.318
You will eat food stored a long time . You will have to bring out the stored food because you will need the room for the new harvest .
Hihinana ireo hanina voatahiry amin ' ny fotoana maharitra ianareo . Tsy maintsy hamoaka ireo sakafo voatahiry ianareo satria hilainareo ho an ' ny vokatra vaovao ny efitra .
LEV 26:11     Alignment score: 0.327
I will place my tabernacle among you , and I will not detest you .
Hametraka ny tabernakeliko eo aminareo Aho , ary tsy hankahala anareo Aho .
LEV 26:12     Alignment score: 0.241
I will walk among you and be your God , and you will be my people .
Handeha eo aminareo Aho ary ho Andriamanitrareo , ary ianareo ho oloko .
LEV 26:13     Alignment score: 0.35 → 0.367
I am Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt , so that you would not be their slaves . I have broken the bars of your yoke and made you to walk standing up straight .
Izaho no Yaveh Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka ny tany Egypta , mba tsy ho andevon'izy ireo ianareo , nanapaka ny hidin
' ny zioganareo Aho ary nampandeha anareo mahitsy .
LEV 26:14     Alignment score: 0.453
But if you will not listen to me , and will not obey all these
commandments ,
Fa raha tsy hihaino Ahy ianareo , ary tsy hankato ireo didiko rehetra ,
LEV 26:15     Alignment score: 0.307
and if you reject my decrees and detest my laws , so that you will not obey all my commandments , but break my covenant
ary raha mandà ireo didiko sy mankahala ireo lalàko , ary tsy mankato
ireo didiko rehetra ianareo , fa hivadihanareo ny fanekeko
LEV 26:16     Alignment score: 0.315 → 0.322
if you do these
things , then I will do this to you : I will inflict terror on you , diseases and fever that will destroy the eyes and will drain away your life . You will plant your seeds in vain , because your enemies will eat their produce .
raha manao ireo zavatra ireo ianareo , dia hanao izao aminareo Aho : Hampisy horohoro aminareo Aho , aretina sy tazo izay hanimba ny maso sy hanimba ny ainareo . Hamboly ireo voa ho zava - poana ianareo , satria ireo fahavalonareo no hihinana ny vokany .
LEV 26:17     Alignment score: 0.268 → 0.27
I will set my face against you , and you will be overpowered by your enemies . Men who hate you will rule over you , and you will run away , even when no one is chasing you .
Hanandrina ny tavako hanohitra anareo Aho , ary hanjakan'ireo fahavalonareo tanteraka ianareo . Hanapaka anao ireo lehilahy izay mankahala anao , dia handositra ianao , na dia tsy misy na iray aza manenjika anao .
LEV 26:18     Alignment score: 0.225 → 0.245
If after all this you do not listen to me , then I will punish you seven times as severely for your sins .
Raha tsy mihaino
ireo didiko ianareo , dia hanafay am - pahasiahana anareo im - pito nohon ' ny fahotanareo Aho .
LEV 26:19     Alignment score: 0.333 → 0.353
I will break your pride in your power . I will make the sky over you like iron and your land like bronze .
Handrava ny avonavonareo anatin
' ny herinareo Aho . Hanao ny lanitra eo amboninareo ho toy ny vy Aho ary ny taninareo tahaka ny varahina .
LEV 26:20     Alignment score: 0.291 → 0.317
Your strength will be used up in vain , because your land will not produce its harvest , and your trees in the land will not produce their fruit .
Hampiasaina
amin ' ny zava - poana ny tanjakareo , satria tsy hamokatra ny vokany ny taninareo , ary ireo hazo ao amin ' ny tany dia tsy hamokatra ireo voany .
LEV 26:21     Alignment score: 0.266 → 0.266
If you walk against me and will not listen to me , I will bring seven times more blows on you , in proportion to your sins .
Raha mandeha manohitra Ahy ianareo ary tsy hihaino Ahy , hitondra famelezena im - pito avo heny eo aminareo Aho , araka ny fahotanareo .
LEV 26:22     Alignment score: 0.228 → 0.241
I will send wild animals against you , which will rob you of your children , destroy your livestock , and make you so few in number that your roads will be desolate .
Handefa ireo biby mandoza hanohitra anareo Aho , izay hangalatra ireo zanakareo , handrava ny biby fiompinareo , ary hahavitsy isa anareo . Ka ho tonga ngazana ny lalanareo .
LEV 26:23     Alignment score: 0.193
If in spite of these
things you still do not accept my correction and you continue to walk in opposition to me ,
Na dia eo aza izany zavatra izany ka mbola tsy manaiky ny fanitsiako ihany ianareo ary mandeha manohitra Ahy hatrany ,
LEV 26:24     Alignment score: 0.227
then I will also walk in opposition to you , and I myself will punish you seven times because of your sins .
dia handeha hanohitra anareo ihany koa Aho , dia Izaho mihitsy no hanafay anareo im - pito noho ireo fahotanareo .
LEV 26:25     Alignment score: 0.231 → 0.277
I will bring a sword on you that will execute vengeance for breaking the covenant . You will be gathered together inside your cities , and I will send a plague among you there , and then you will be delivered into the hand of your enemy .
Hitondra sabatra eo aminareo Aho izay hanatanteraka ny famaliana nohon ' ny fivadihana
tamin ' ny fanekeko . Hangonina miaraka ao an - tanànareo ianareo , dia handefa aretina eo aminareo any Aho , dia hatolotra ho eo an - tanan'ireo fahavalonareo ianareo .
LEV 26:26     Alignment score: 0.374
When I cut off your staff of food , ten women
will be able to bake your bread in one oven , and they will distribute your bread by weight . You will eat but not be satisfied .
Rehefa hotapahiko ny sakafo vatsinareo , dia vehivavy folo dia hahavita hanendy ny mofonareo anaty lafaoro iray , dia hizara ny mofonareo ara - danja izy ireo . Hihinana ianareo fa tsy ho afa - po .
LEV 26:27     Alignment score: 0.305
If you do not listen to me despite these things , but continue to walk against me ,
Raha tsy mihaino
Ahy ianareo na dia eo aza ireny zavatra ireny , fa mbola mandeha manohitra Ahy hatrany ,
LEV 26:28     Alignment score: 0.215 → 0.216
then I will walk against you in anger , and I will punish you even seven more times as much for your sins .
dia handeha hanohitra anareo amim - pahatezerana hatrany Aho , ary hanafay anareo im - pito avo heny mihoatra nohon ' ny fahotanareo .
LEV 26:29     Alignment score: 0.426
You will eat the flesh of your sons ; you will eat the flesh of your daughters
.
Hihinana ny nofon'ireo zanakareo lahy ianareo ; hihinana ny nofon'ireo zanakareo vavy ianareo .
LEV 26:30     Alignment score: 0.295
I will destroy your high places , cut down your incense altars , and throw your corpses on the corpses of your idols , and I myself will abhor you .
Handrava ireo fitoeranareo avo Aho , hanapaka ireo alitaran ' ny ditin - kazo manitra , ary hanary ny fatinareo
eo ambonin ' ny fatin'ireo sampinareo , dia Izaho mihitsy no hankahala anareo .
LEV 26:31     Alignment score: 0.293 → 0.293
I will turn your cities into ruins and destroy your sacred places . I will not be pleased with the aroma of your offerings
.
Hamadika ireo tanànanareo ho faharavana Aho ary handrava ireo fitoeranareo masina . Tsy ho faly amin ' ny hanitrin'ireo fanatitrareo Aho .
LEV 26:32     Alignment score: 0.318
I will devastate the land . Your enemies who will live there will be shocked at the devastation .
Handrava ny taninareo Aho . Ireo fahavalonareo izay honina any dia ho talanjona amin ' ny faharavana .
LEV 26:33     Alignment score: 0.314 → 0.347
I will scatter you among the nations , and I will draw out my sword and follow you . Your land will be devastated , and your cities will be ruined .
Hampiely anareo manerana ireo firenena Aho , ary hanatsoaka ny sabatro
sy hanaraka anareo Aho . Hilaozana ny taninareo , ary ho ravana ireo tanànanareo .
LEV 26:34     Alignment score: 0.272 → 0.287
Then the land will enjoy its Sabbaths for as long as it lies desolate and you are in your enemies ' lands . During that time , the land will rest and enjoy its Sabbaths .
Dia hitia ny Sabatany
ny tany mandritra ny handriany ho lao ary ho ao amin ' ny tanin ' ny fahavalonareo ianareo . Mandritr'izany fotoana izany , hitsahatra ny tany ka hitia ireo Sabatany .
LEV 26:35     Alignment score: 0.336 → 0.351
As long as it lies desolate , it will have rest , which will be the rest that it did not have with your Sabbaths , when you lived in it .
Raha mbola handry ho lao izany , dia hanana fitsaharana , izay ho fitsaharana tsy azony tamin ' ny Sabatanareo , rehefa nonina tao ianareo .
LEV 26:36     Alignment score: 0.276 → 0.279
As for those
of you who are left in your enemies ' lands , I will send fear into your hearts so that even the sound of a leaf blowing in the wind will startle you , and you will flee as though you were fleeing from the sword . You will fall , even when no one is chasing you .
Ary ny amin ' ny sasany aminareo izay navela any amin ' ny tanin'ireo fahavalonareo , dia handefa tahotra amin ' ny fonareo Aho ka na dia ravina voatsokan ' ny rivotra aza dia hanaitra anareo , dia handositra tahaka ny hoe nitsoaka amin ' ny sabatra ianareo . Hianjera ianao , na dia tsy misy na iza na iza manenjika aza .
LEV 26:37     Alignment score: 0.238 → 0.238
You will stumble over each other as though you were running from the sword , even though no one is chasing you . You will have no power to stand before your enemies .
Ho tafintohina eo amin ' ny tsirairay tahaka ny hoe mandosi - tsabatra ianareo , na dia tsy misy na iza na iza aza manenjika anareo . Tsy hanana hery hitsanganana manoloana ireo fahavalonareo ianareo .
LEV 26:38     Alignment score: 0.379
You will perish among the nations , and your enemies ' land will itself devour you .
Ho faty any amin'ireo firenena ianareo , ary handrapaka anareo ireo tanin ' ny fahavalonareo .
LEV 26:39     Alignment score: 0.203 → 0.202
Those
who are left among you will waste away in their iniquity , there in your enemies ' lands , and because of their fathers ' iniquities they will waste away as well .
Ireo izay sisa tavela aminareo dia ho very ao anatin ' ny fahotan'izy ireo , ao amin ' ny tanin'ireo fahavalonareo , ary noho ireo heloky ny razamben'izy ireo dia hihaosa izy ireo .
LEV 26:40     Alignment score: 0.24 → 0.246
Yet if they confess their iniquity and their fathers ' iniquity , and the unfaithfulness that they committed against me , and also their walking against me
Fa raha miaiky ireo fahotany
sy ny fahotan'ireo razambeny izy ireo , sy ireo famadihana izay tsy nahatokisana tamiko , ary koa ny fandehanana manohitra Ahy
LEV 26:41     Alignment score: 0.244
which caused me to turn against them and I brought them into the land of their enemies if their uncircumcised hearts become
humbled , and if they accept the punishment for their sins ,
izay nahatonga Ahy hivadika amin'izy ireo ary nitondrako azy ireo tany amin ' ny tanin'ireo fahavalony raha mietry ny fo tsy voaforan'izy ire , ary raha manaiky ny famaizako ho an'ireo fahotany izy ireo ,
LEV 26:42     Alignment score: 0.492 → 0.495
then will I call to mind my covenant with Jacob , my covenant with Isaac , and my covenant with Abraham ; also , I will call the land to mind .
dia hotsaroiko ny fanekeko niaraka tamin'i Jakoba , ny fanekeko niaraka tamin'i Isaka , ary ny fanekeko niaraka tamin'i Abrahama ; hotsaroiko ihany koa ny tany .
LEV 26:43     Alignment score: 0.233 → 0.24
The land will be abandoned by them , so it will be pleased with its Sabbaths while it lies desolate without them . They will have to pay the penalty for their iniquity because they themselves rejected my decrees and detested my laws .
Hilaozan'izy ireo ny tany , ka ho faly miaraka amin ' ny Sabatany
izany mandritra ny handriany ho lao tsy misy azy ireo . Ka tsy maintsy hanonitra ho an'ireo otany izy ireo satria izy ireo mihitsy no nandà ireo fitsipiko sy nankahala ireo lalàko .
LEV 26:44     Alignment score: 0.393 → 0.392
Yet despite all this , when they are in their enemies ' land , I will not reject them , neither will I detest them so as to completely destroy them and do away with my covenant with them , for I am Yahweh their God .
Fa na dia eo aza izany rehetra izany , rehefa any an - tanin'ireo fahavalony izy ireo , dia tsy hanary azy ireo Aho , na hankahala azy ka handrava tanteraka azy ireo sy hanafoana ny fanekeko niaraka tamin'izy ireo , fa Izaho no Yaveh Andriamanitr'izy ireo .
LEV 26:45     Alignment score: 0.438 → 0.436
But for their sakes I will call to mind the covenant with their ancestors , whom I brought out of the land of Egypt in the sight of the nations , so that I might be their God . I am Yahweh . "
Fa hotsaroiko ho azy ireo ny fanekena niaraka tamin'ireo razambeny , izay nentiko nivoaka ny tany Egypta teo imason'ireo firenena , mba ho Andriamanitr'izy ireo Aho . Izaho no Yaveh . "
LEV 26:46     Alignment score: 0.376
These
are the commandments , decrees , and laws that Yahweh made between himself and the people of Israel at Mount Sinai through Moses .
Ireo no didy , fitsipika , ary lalàna izay nataon'i Yaveh teo Aminy sy ny vahoakan'Israely tany an - tendrombohitr'i Sinay tamin ' ny alalan'i Mosesy .
LEV 26     Average alignment score: 0.31 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27