Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 27:1     Alignment score: 0.362
Yahweh spoke to Moses and said ,
Niteny tamin'i Mosesy Yaveh ka nanao hoe :


LEV 27:2     Alignment score: 0.372 → 0.394
" Speak to the people of Israel and say to them , ' If anyone makes a special vow to Yahweh , use the following valuations
.
" Mitenena amin ' ny vahoakan'Israely ka lazao izy ireo hoe : ' Raha misy olona manao voady miavaka amin'i Yaveh , dia ampiasao ireo tombam - bidy mifanaraka aminy .
LEV 27:3     Alignment score: 0.472
Your standard value for a male from twenty to sixty years old must be fifty shekels of silver , after the shekel of the sanctuary .
Ny fenitry ny tombanao
ho an ' ny lahy manomboka amin ' ny roapolo ka hatramin ' ny enimpolo taona dia tsy maintsy sekely volafotsy dimapolo , araka ny sekelin ' ny fitoerana masina .
LEV 27:4     Alignment score: 0.411 → 0.412
For a female of the same ages your standard value must be thirty shekels .
Ho an ' ny vavy amin'izany taona izany ihany dia sekely telopolo ny fenitry ny tombanao
.
LEV 27:5     Alignment score: 0.469 → 0.491
From five years to twenty years old your standard value for a male must be twenty shekels , and for the female ten shekels .
Ny fenitry ny tombanao
amin ' ny dimy hatramin ' ny roapolo taona dia tsy maintsy sekely roapolo , ary ho an ' ny vavy dia sekely folo .
LEV 27:6     Alignment score: 0.529 → 0.551
From one month old to five years your standard value for a male must be five shekels of silver , and for a female three shekels of silver .
Ny fenitry ny tombanao
ho an ' ny lahy iray volana hatramin ' ny dimy taona dia tsy maintsy sekely volafotsy dimy , ary sekely volafotsy telo ho an ' ny vavy .
LEV 27:7     Alignment score: 0.456
From sixty years old and up for a male your standard value must be fifteen shekels , and for a female ten shekels .
Ny fenitry ny tombanao
ho an ' ny lahy enimpolo taona no miakatra dia tsy maintsy sekely dimy ambin ' ny folo , ary ho an ' ny vavy dia sekely folo .
LEV 27:8     Alignment score: 0.335
But if the person making the vow can not pay the standard value , then the person being given must be presented to the priest , and the priest will value that person by the amount the one making the vow is able to afford .
Nefa raha tsy afaka ny handoa ny fenitry ny tombana
ilay olona manao ny voady , dia tsy maintsy aseho any amin ' ny mpisorona ilay olona atolotra , ary hanombana izany olona izany amin ' ny vidiny zakan'ilay manao ny voady ny mpisorona .
LEV 27:9     Alignment score: 0.178 → 0.18
If what is vowed is an animal that people can give
as an offering to Yahweh , any part of that animal that is given to Yahweh becomes holy .
Raha misy olona maniry hanao sorona biby ho an'i Yaveh , ka raha eken'i Yaveh izany , dia ho voatokana ho Azy izany biby izany .
LEV 27:10     Alignment score: 0.247 → 0.257
The person must not exchange it or substitute a good one for a bad one , or a bad for a good one . If he substitutes one animal for another , both it and the substitute become holy .
Aoka ilay olona tsy hanova na hamadika biby toy izany , ny tsara ho amin ' ny ratsy na ny ratsy ho amin ' ny tsara . Raha mampifamadika biby iray ho amin ' ny iray hafa izy , dia samy tonga masina na izany na ny iray izay nampifamadihana taminy .
LEV 27:11     Alignment score: 0.348
However , if what is vowed is an unclean animal that people can not give as an offering
to Yahweh , then the person must bring the animal to the priest .
Kanefa , raha toa ka maloto ilay nanaovan'ilay olona voady homena an'i Yaveh , mba tsy haneken'i Yaveh izany , dia tsy maintsy hitondra ilay biby any amin ' ny mpisorona ilay olona .
LEV 27:12     Alignment score: 0.379
The priest will value it , by the market value of the animal . Whatever value the priest places on the animal , that will be its value .
Hanombana izany ny mpisorona , araka ny tombana
ivarotana ny biby . Na inona na inona tombana apetraky ny mpisorona amin'ilay biby , dia izany no ho tombany .
LEV 27:13     Alignment score: 0.245 → 0.251
If the owner wishes to redeem it , then a fifth of its value is to be added to its redemption price .
Raha maniry ny hanavotra izany ny tompony
, dia manampy avo dimy henin ' ny tombam - bidiny ao amin ' ny vidim - panavotan'izany .
LEV 27:14     Alignment score: 0.401 → 0.4
When a man sets apart his house as a holy gift to Yahweh , then the priest will set its value as either good or bad . Whatever the priest values it , so it will be .
Rehefa manokana ny tranony
ho fanomezana masina ho an'i Yaveh ny lehilahy iray , dia hanombana izany ny mpisorona na ho tsara na ho ratsy . Na inona na inona anombanan ' ny mpisorona izany , dia izany no ho izy .
LEV 27:15     Alignment score: 0.321
But if the owner who set apart his home wishes to redeem it , he must add a fifth of its value to its redemption price , and it will belong to him .
Nefa raha maniry hanavotra izany ny tompony
izay nanokana ny fonenany , dia tsy maintsy manampy iray ampahadimin ' ny tombam - bidiny ao amin ' ny vidim - panavotan'izany izy , ka ho azy izany .
LEV 27:16     Alignment score: 0.329 → 0.332
If a man sets apart to Yahweh some of the fields of his property , then the valuation of it will be in proportion to the amount of seed required to plant it a homer of barley will be valued at fifty shekels of silver .
Raha manokana ny sasany amin ' ny taniny ihany ny lehilahy iray , dia ho arakaraka ny lanjan ' ny voa ilaina
volena amin'izany no ho tombam - bidiny_vary hordea iray homera ho tombanana sekely volafotsy dimapolo .
LEV 27:17     Alignment score: 0.318
If he sets apart his field during the year of Jubilee , the valuation of it will stand .
Raha toa ka manokana ny sahany
mandritra ny taon - jobily izy , dia hijanona amin'izany ihany ny tombam - bidiny .
LEV 27:18     Alignment score: 0.359 → 0.359
But if he sets apart his field after the year of Jubilee , then the priest must calculate the value of the field by the number of years that remain until the next year of Jubilee , and the valuation of it must be reduced .
Kanefa raha manokana ny sahany
aorian ' ny taon - jobily kosa izy , dia aoka hokajian ' ny mpisorona ny tomban ' ny saha araka ny isan ' ny taona sisa mandra - pahatongan ' ny taon - jobily manaraka , ary tsy maintsy hahena ny tombam - bidin'izany .
LEV 27:19     Alignment score: 0.375
If the man who set apart the field wishes to redeem it , then he must add a fifth to the valuation , and it will belong to him .
Raha maniry hanavotra ny saha ilay lehilahy izay nanokana izany , dia tsy maintsy manampy iray ampahadimin ' ny tombam - bidiny izy , ka ho azy izany .
LEV 27:20     Alignment score: 0.253 → 0.26
If he does not redeem the field , or if he has sold the field to another man , it can not be redeemed any more .
Raha tsy hanavotra ny saha kosa izy , na efa novarotany tamin'olon - kafa ilay saha , dia tsy azo avotana intsony izany .
LEV 27:21     Alignment score: 0.52 → 0.521
Rather , the field , when it is released in the year of Jubilee , will be a holy gift to Yahweh , like the field that has been completely given to Yahweh . It will belong to the priest .
Fa kosa , ilay saha , rehefa avoaka amin ' ny taon
- jobily , dia ho fanomezana masina ho an'i Yaveh izany , tahaka ny saha izay efa natolotra tanteraka ho an'i Yaveh . Ho an ' ny mpisorona izany .
LEV 27:22     Alignment score: 0.296 → 0.295
If a man sets apart a field that he has bought , but that field is not part of his family 's land ,
Raha manokana saha izay avy novidiany
ny lehilahy iray , kanefa tsy anisan ' ny tanin - drazany izany saha izany ,
LEV 27:23     Alignment score: 0.442
then the priest will figure the valuation of it up to the year of Jubilee , and the man must pay its value on that day as a holy gift to Yahweh .
dia ho vinavinain ' ny mpisorona ny tombam - bidin'izany hatramin ' ny taon
- jobily , ka tsy maintsy aloan'ilay lehilahy ho fanomezana masina ho an'i Yaveh ny tomban'izany amin'izany andro izany .
LEV 27:24     Alignment score: 0.299 → 0.318
In the year of Jubilee , the field will return to the man from whom it was bought , to the one whose property the land is .
Amin ' ny taon
- jobily , dia hiverina any amin'ilay lehilahy izay nividianana izany ny tany , any amin ' ny tompon ' ny tany .
LEV 27:25     Alignment score: 0.334 → 0.36
All the valuations
must be set by the weight of the sanctuary shekel . Twenty gerahs must be the equivalent of one shekel .
Ny tombam - bidy rehetra dia tsy maintsy atao araka ny lanjan ' ny sekelin ' ny fitoerana masina . Tsy maintsy gera roapolo no mifandraika amin ' ny sekely iray .
LEV 27:26     Alignment score: 0.347
No one may set apart the firstborn among animals , since the firstborn already belongs to Yahweh ; whether ox or sheep , it is Yahweh 's .
Tsy misy mahazo manokana ny voalohan - teraka amin ' ny biby , satria ny voalohan - teraka dia efa an'i Yaveh ; na omby na ondry , an'i Yaveh izany .
LEV 27:27     Alignment score: 0.327 → 0.345
If it is an unclean animal , then the owner may buy it back at the valuation of it , and a fifth must be added to that value . If the animal is not redeemed , then it is to be sold at the set value .
Raha toa ka biby maloto izany , dia mahazo mividy izany amin ' ny tombam - bidiny indray ilay tompony
, ary tsy maintsy manampy iray ampahadimin ' ny tomban'izany . Fa raha tsy avotra kosa ilay biby , dia ho amidy amin ' ny tombany voatondro izany .
LEV 27:28     Alignment score: 0.361 → 0.367
But nothing that a man devotes to Yahweh , from all that he has , whether man or animal , or his family land , may be sold or redeemed . Everything that is devoted is very holy to Yahweh .
Fa tsy misy zavatra izay atokan ' ny lehilahy iray ho an'i Yaveh , avy amin'izay
rehetra ananany , na olombelona na biby , na ny tanin - drazany , ka afaka amidy na avotana . Izay rehetra natokana dia masina indrindra ho an'i Yaveh .
LEV 27:29     Alignment score: 0.227 → 0.228
No ransom may be paid for the person who is devoted for destruction . That person must be put to death .
Tsy misy vidim - panavotana azo aloa ho an ' ny olona izay voatokana ho amin ' ny faharavana . Tsy maintsy vonoina izany olona izany .
LEV 27:30     Alignment score: 0.367 → 0.369
All the tithe of the land , whether grain grown on the land or fruit from the trees , is Yahweh 's . It is holy to Yahweh .
Ny ampahafolon ' ny vokatra rehetran ' ny tany , na voly eny amin ' ny tany izany na vokatra
avy amin ' ny hazo , dia an'i Yaveh . Masina ho an'i Yaveh izany .
LEV 27:31     Alignment score: 0.15 → 0.233
If a man redeems any of his tithe , he must add a fifth to its value .
Raha hanavotra ny ampahafolom
- bokany ny lehilahy iray , dia tsy maintsy manampy avo dimy heny amin ' ny tomban'izany izy .
LEV 27:32     Alignment score: 0.362 → 0.375
As for every tenth of the herd or the flock , whatever passes
under the shepherd 's rod , one - tenth must be set apart to Yahweh .
Raha ny amin ' ny ampahafolon ' ny omby na ondry , na inona na inona mandalo eo ambany tsorakazon ' ny mpiandry ondry , ny iray ampahafolon'izany dia tsy maintsy atokana ho an'i Yaveh .
LEV 27:33     Alignment score: 0.307
The shepherd must not search for the better or the worse animals , and he must not substitute one for another . If he changes it at all , then both it and that for which it is changed will be holy . It can not be redeemed . ' "
Aoka tsy hitady ny biby tsara na ny ratsy ny mpiandry , ary aoka izy tsy hampifamadika izany . Raha toa ka manakalo izany izy , dia samy masina avokoa na izany na ilay takalony . Tsy azo avotana izany . ' "
LEV 27:34     Alignment score: 0.512
These
are the commandments that Yahweh gave at Mount Sinai to Moses for the people of Israel .
Ireo avy no didy izay nomen'i Yaveh ho an'i Mosesy ho an ' ny vahoakan'Israely tany an - Tendrombohitra Sinay .
LEV 27     Average alignment score: 0.362 for 34 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27