Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 12:1     Alignment score: 0.819
Yahweh said to Moses ,
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe :


LEV 12:2     Alignment score: 0.314 → 0.333
" Speak to the people of Israel , saying , ' If a woman conceives and gives birth to a male child , then she will be unclean for seven days , just as she is unclean during the days of her monthly impurity .
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely , manao hoe : ' Raha misy vehivavy manan'anaka ka miteraka zazalahy , dia haloto mandritry
ny fito andro izy , tahaka ny fahalotoany mandritra ireo andro fadimbolany .
LEV 12:3     Alignment score: 0.215 → 0.271
On the eighth day the flesh of a baby boy 's foreskin must be circumcised .
Amin ' ny andro faha - valo dia aoka hoforaina ny lohatsitsin ' ny zazalahy .
LEV 12:4     Alignment score: 0.375
Then the mother 's purification from her bleeding will continue for thirty - three days . She must not touch any holy thing or come into the sanctuary until the days of her purification are finished .
Avy eo ny fanadiovana ilay reny avy amin ' ny ràny
dia hitohy mandritra ny telo amby telopolo andro . Tsy tokony hikasika zavatra masina izy na hiditra ao amin ' ny faritry ny tabernakely mandra - pahatapitry ny andro fandiovana azy .
LEV 12:5     Alignment score: 0.342 → 0.365
But if she gives birth to a female child , then she will be unclean for two weeks , as she is during her impurity . Then for sixty - six days she will be purified from her bleeding .
Fa raha teraka zazavavy izy , dia haloto mandritry
ny roa herinandro , toy ny mandritra ny fadimbolany . Dia hitohy mandritra ny enina amby enimpolo andro ny fanadiovana ilay reny .
LEV 12:6     Alignment score: 0.429 → 0.43
When the days of her purification are finished , for a son or for a daughter
, she must bring a one year old lamb as a burnt offering , and a young pigeon or dove as a sin offering , to the entrance of the tent of meeting , to the priest .
Rehefa tapitra ny andro fandiovana azy , na ho an ' ny zanaka lahy na zanaka vavy , dia tsy maintsy mitondra ondry herintaona iray ho fanatitra dorana izy , ary zana - boromailala roa na domoina mba ho fanatitra nohon ' ny ota , ho eo amin ' ny fidirana ao amin ' ny lay fihaonana , ho eo amin ' ny mpisorona .
LEV 12:7     Alignment score: 0.319 → 0.335
Then he will offer it before Yahweh and make atonement for her , and she will be cleansed from the flow of her blood . This is the law regarding a woman who gives birth to either a male or a female child .
Avy eo izy dia hanolotra izany eo anatrehan'i Yaveh ary hanao fanonerana ho azy , dia ho voadio amin ' ny fikorinan ' ny ràny izy . Izany no lalàna amin ' ny vehivavy izay miteraka na zazalahy na zazavavy .
LEV 12:8     Alignment score: 0.44 → 0.445
If she is not able to afford a lamb , then she must take two doves or two young pigeons , one as a burnt offering and the other as a sin offering , and the priest will make atonement for her ; then she will be clean . ' "
Raha tsy afaka manolotra ondry izy , dia tsy maintsy maka voromailala roa na zana - boromailala roa , ny iray ho fanatitra dorana ary ny iray hafa ho fanatitra nohon ' ny ota , ary hanao fanonerana ho azy ny mpisorona ; dia hadio izy avy eo . ' "
LEV 12     Average alignment score: 0.388 for 8 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27