Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 20:1     Alignment score: 0.439 → 0.439
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niresaka tamin'i Mosesy Yaveh , nanao hoe :


LEV 20:2     Alignment score: 0.23 → 0.23
" Say to the people of Israel , ' Anyone among the people of Israel , or any foreigner who lives in Israel who gives any of his children to Molech , must certainly be put to death . The people in the land must stone him with stones .
" Lazao amin ' ny zanak'Israely hoe : ' Izay rehetra eo amin ' ny zanak'Israely , na vahiny izay mitoetra any Israely ka manolotra ny zanany amin'i Moloka , dia aoka ho faty . Aoka hitora - bato
azy ny olon ' ny tany .
LEV 20:3     Alignment score: 0.304 → 0.344
I also will set my face against that man and will cut him off from among his people because he has given his child to Molech , so as to defile my holy place and profane my holy name .
Hampifanandrina ny tavako amin'izany olona izany ihany koa Aho ary ho fongoriko eo amin'ireo olony
izy satria efa natolony an'i Moloka ny zanany , mba handotoana ny toerako masina sy haniratsirana ny Anarako masina .
LEV 20:4     Alignment score: 0.307 → 0.313
If the people of the land close their eyes to that man when he gives any of his children to Molech , if they do not put him to death ,
Raha manakipy ny masony amin'izany olona izany ny olon
' ny tany rehefa manolotra ny zanany amin'i Moloka , raha tsy mamono azy izy ireo ,
LEV 20:5     Alignment score: 0.176 → 0.178
then I myself will set my face against that man and his clan , and I will cut him off and everyone else who acts like a prostitute
as he did in order to act like a prostitute with Molech .
dia Izaho mihitsy no hampifanandrina ny tavako amin'izany olona izany sy ny fokony , dia hofongoriko izy sy ireo hafa rehetra izay mivarotra amin ' ny tenany mba hijangajangana miaraka amin'i Moloka .
LEV 20:6     Alignment score: 0.197 → 0.204
The person who turns to sorcerers and spiritists so as to prostitute
themselves with them , I will set my face against that person ; I will cut him off from among his people .
Ny olona izay mitodika amin'ireo izay miresaka amin ' ny maty , na ireo izay miresaka amin ' ny fanahy mba hivarotra ny tenany amin'izy ireo , dia hanandrina ny tavako amin'izany olona izany Aho ; ho fongoriko eo amin ' ny olony izy .
LEV 20:7     Alignment score: 0.456
Therefore consecrate yourselves and be holy , because I am Yahweh your God .
Noho izany hamafiso ny tenanareo ary aoka ho masina , satria Izaho ilay Yaveh Andrimanitrareo .
LEV 20:8     Alignment score: 0.34
You must keep my commands and carry them out . I am Yahweh who sets you apart as holy .
Aoka hitandrina ny didiko ianareo ary hanaraka ireo . Fa Izaho no Yaveh izay nanokana anareo ho masina .
LEV 20:9     Alignment score: 0.287 → 0.289
Everyone who curses his father or his mother must surely be put to death . He has cursed his father or his mother , so his blood is upon him .
Aoka ho faty tokoa izay rehetra manozona ny rainy na ny reniny . Efa nanozona ny rainy na reniny izy , ka meloka ary mendrika ho faty .
LEV 20:10     Alignment score: 0.244 → 0.246
The man who commits adultery with another man 's wife , that is , anyone who commits adultery with his neighbor 's wife the adulterer
and the adulteress must both certainly be put to death .
Ny lehilahy izay manitsakitsa - bady amin ' ny vadin'olon - kafa , izany hoe , izay mijangajanga amin ' ny sakaizam - badiny aoka ilay mpijangajanga sy ilay nijangajangana samy ho faty tokoa .
LEV 20:11     Alignment score: 0.176 → 0.176
If a man lies with his father 's wife , he uncovers his father 's nakedness . Both the son and his father 's wife must certainly be put to death . Their blood is upon them .
Ny lehilahy izay miara - mandry amin ' ny vadin
- drainy mba handry aminy dia efa nanala baraka ny rainy . Aoka ho faty tokoa ny zanaka lahy sy ny vadin ' ny rainy . Meloka izy ireo ary mendrika ny ho faty .
LEV 20:12     Alignment score: 0.164 → 0.166
If a man lies with his daughter-in-law , both of them must certainly be put to death . They have committed perversion . Their blood is upon them .
Raha misy lehilahy miara - mandry amin ' ny vinanto vaviny , dia aoka samy ho faty tokoa izy roa . Efa nanao fahavetavetana izy ireo . Meloka izy ireo ary mendrika ny ho faty .
LEV 20:13     Alignment score: 0.239
If a man lies with another man , as with a woman , both of them have done what is detestable . They must surely be put to death . Their blood is upon them .
Raha misy lehilahy miara - mandry amin ' ny lehilahy hafa , tahaka ny miaraka amin ' ny vehivavy , dia samy efa nanao zavatra marikoriko izy ireo . Aoka ho faty tokoa izy ireo . Meloka izy ireo ary mendrika ny ho faty .
LEV 20:14     Alignment score: 0.416
If a man marries a woman and also marries her mother , this is wickedness . They must be burned , both he and the women
, so that there will be no wickedness among you .
Raha misy lehilahy manambady vehivavy ary manambady ny reniny ihany koa , dia faharatsiana izany . Aoka ho dorana izy ireo , izy sy ilay vehivavy , mba tsy hisy faharatsiana eo aminareo .
LEV 20:15     Alignment score: 0.321 → 0.331
If a man lies with an animal , he must surely be put to death , and you must kill the animal .
Raha misy olona miara - mandry amin ' ny biby , dia aoka ho faty tokoa izy , ary aoka ianareo hamono ilay biby .
LEV 20:16     Alignment score: 0.294 → 0.294
If a woman approaches any animal and lies with it , you must kill the woman and the animal . They must certainly be put to death . Their blood is upon them .
Raha misy vehivavy manatona biby mba hiara - mandry amin'izany , dia aoka hamono ilay vehivavy sy ilay biby ianareo . Aoka ho faty tokoa izy ireo . Meloka sy mendrika ho faty izy ireo .
LEV 20:17     Alignment score: 0.208 → 0.208
If a man takes his sister , a daughter
of his father or a daughter of his mother , and he sees her nakedness , and she sees his nakedness , it is a shameful thing . They must be cut off in the sight of the children of their people . He has uncovered the nakedness of his sister and he must carry his guilt .
Raha misy lehilahy miara - mandry amin ' ny anabaviny , na koa amin ' ny zanaka vavin ' ny rainy na ny zanaka vavin ' ny reniny raha miara - mandry aminy izy ary izy miaraka aminy , dia zavatra mahamenatra izany . Aoka hofongorana eo amin ' ny fanatrehan ' ny olony izy ireo , satria niara - nandry tamin ' ny anabaviny . Dia hibaby ny helony izy .
LEV 20:18     Alignment score: 0.185 → 0.192
If a man lies with a woman during her menstrual period and has uncovered her nakedness , he has uncovered her flow , the fountain of her blood . Both the man and woman
must be cut off from among their people .
Raha misy lehilahy miara - mandry amin ' ny vehivavy mandritra ny fadimbolany ary efa niara - mandry taminy , dia efa nampiseho ny nikorina taminy , ny nipoiran ' ny ràny izy . Dia aoka samy hofongorana tsy ho eo amin ' ny olony izy roa .
LEV 20:19     Alignment score: 0.314
You must not uncover the nakedness of your mother 's sister , or your father 's sister , because you would disgrace your close relative . You must carry your own guilt .
Aoka tsy hiara - mandry amin ' ny rahavavin
- dreninao ianao , na amin ' ny anabavin - drainao , satria hanala baraka ny havanao hakaiky anao ianao . Tsy maintsy hibaby ny helokao ianao .
LEV 20:22     Alignment score: 0.227 → 0.227
You must therefore keep all my statutes and all my decrees ; you must obey them so that the land into which I am bringing you to live will not vomit you up .
Koa aoka ianareo hitandrina ny didy aman - dalako rehetra ; aoka hankatò izany ianareo mba tsy handoa anareo ny tany izay hitondrako anareo mba honenanareo .
LEV 20:23     Alignment score: 0.287
You must not walk in the statutes of the nations that I will drive out before you , for they have done all these
things , and I detest them .
Aoka tsy handeha amin ' ny fomban'ireo firenena izay horoahiko tsy eo alohanareo ianareo , satria efa nanao izany zavatra rehetra izany izy ireo , ary halako ireo .
LEV 20:24     Alignment score: 0.384
I said to you , " You will inherit their land ; I will give it to you to possess , a land flowing with milk and honey . I am Yahweh your God , who has separated you from the other peoples .
Hoy Aho aminareo hoe : " Handova ny tanin'izy ireo ianareo ; hanome izany ho fananana ho anareo Aho , tany tondra - dronono sy ny tantely . Izaho ilay Yaveh Andriamanitrareo , izay efa nanavaka anareo tamin'ireo olon
- kafa .
LEV 20:25     Alignment score: 0.346 → 0.347
You must therefore distinguish between the clean animals and the unclean , and between the unclean birds and the clean . You must not make yourselves detestable with unclean animals or birds or with any creature
that crawls along the ground , which I have separated as unclean from you .
Noho izany aoka ianareo hanavaka ny biby madio sy ny maloto , ny voro - manidina maloto sy madio . Aoka ianareo tsy handoto ny tenanareo amin'ireo biby maloto na ireo voro - manidina na amin ' ny zava - manan'aina rehetra izay mandady amin ' ny tany , izay efa navahako ho maloto taminareo .
LEV 20:26     Alignment score: 0.368
You must be holy , for I , Yahweh , am holy , and I have separated you from the other peoples , for you belong to me .
Aoka ho masina ianareo , fa Izaho , Yaveh , dia masina , ary efa nanavaka anareo tamin'ireo olon
- kafa Aho , satria Ahy ianareo .
LEV 20:27     Alignment score: 0.247 → 0.271
A man or a woman who is a sorcerer or spiritist must certainly be put to death . The people must stone them with stones . Their blood is upon them . ' "
Aoka ho faty tokoa ny lehilahy na ny vehivavy izay miresaka amin ' ny faty na miresaka amin'ireo fanahy . Aoka hitora - bato
azy ireo ny olona . Meloka izy ireo ary mendrika ny ho faty . " '
LEV 20     Average alignment score: 0.278 for 25 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27