Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 14:1     Alignment score: 0.63 → 0.63
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Yaveh niteny tamin'i Mosesy , nanao hoe :


LEV 14:2     Alignment score: 0.501
" This will be the law for the leper on the day of his cleansing . He must be brought to the priest .
" Izao no ho lalàna ho an ' ny boka amin ' ny andro fanadiovana azy . Tsy maintsy entina any amin ' ny mpisorona izy .
LEV 14:3     Alignment score: 0.27 → 0.272
The priest will go out of the camp to examine the leper to see if the leprosy is healed .
Hivoaka ny toby ny mpisorona ka hizaha ilay olona
mba hahafantarana azo sitranina ilay aretin - koditra .
LEV 14:4     Alignment score: 0.505 → 0.517
Then the priest will command that the one to be cleansed must take two live , clean birds , cedar wood , scarlet yarn , and hyssop .
Avy eo dia hibaiko ilay mpisorona fa ilay hodiovina dia tsy maintsy mitondra vorona velona roa sady madio , hazo sedera , kofehy jaky , ary hysopa .
LEV 14:5     Alignment score: 0.355 → 0.352
The priest will command him to kill one of the birds over fresh water that is in a clay pot .
Hibaiko azy mba hamono ny iray amin'ireo vorona eo amin ' ny rano nalaina tamin ' ny rano mandeha izay ao anaty tavy tanimanga ilay mpisorona .
LEV 14:6     Alignment score: 0.44 → 0.446
The priest will then take the live bird and the cedar wood , and the scarlet yarn and the hyssop , and he will dip all these
things , including the live bird , in the blood of the bird that was killed over the fresh water .
Haka ilay vorona velona sy ilay hazo sedera , ary ilay kofehy jaky sy ilay hysopa avy eo ny mpisorona , ary hampitsoboka ireo zavatra rehetra ireo , mbamin'ilay vorona velona , ao amin ' ny ràn'ilay vorona izay novonoina tao amin'ilay rano nalaina tamin ' ny rano mandeha .
LEV 14:7     Alignment score: 0.33 → 0.32
Then the priest will sprinkle this water seven times onto the person who is to be cleansed from the leprosy , and then the priest will pronounce him to be clean . Then the priest will release the living bird into the open fields .
Avy eo dia hafafin'ilay mpisorona im - pito amin'ilay olona hodiovina amin ' ny aretina
izany rano izany , ary avy eo hanambara azy ho madio ilay mpisorona . Avy eo dia hanafaka ilay vorona velona ho any amin ' ny saha malalaka ilay mpisorona
LEV 14:8     Alignment score: 0.386
The person who is being cleansed will wash his clothes , shave off all his hair , and bathe himself in water , and then he will be clean . After that he must come into the camp , but he will live
outside his tent for seven days .
Ilay olona voadio dia hanasa ny fitafiany , hanaratra ny volony rehetra , ary hampandro ny tenany ao anaty rano , ary dia hadio izy . Aorian'izay dia tsy maintsy hiditra ao amin ' ny toby izy , kanefa hijanona eo ivelan ' ny lainy mandritra ny hafitoana .
LEV 14:9     Alignment score: 0.427 → 0.44
On the seventh day he must shave all his hair off his head , and he must also shave off his beard and eyebrows . He must shave off all his hair , and he must wash his clothes and bathe himself in water ; then he will be clean .
Amin ' ny andro fahafito dia tsy maintsy manaratra ny volon - dohany rehetra izy , ary manaratra ny volom - bavany sy ny volo - masony ihany koa . Tsy maintsy manaratra ny volony
rehetra izy , ary tsy maintsy manasa ny fitafiany sy mampandro ny tenany ao anaty rano ; ary dia hadio izy .
LEV 14:10     Alignment score: 0.536 → 0.54
On the eighth day he must take two male lambs without blemish , one female lamb a year old without blemish , and three - tenths of an ephah of fine flour mixed with oil as a grain offering , and one log of oil .
Amin ' ny andro fahavalo dia tsy maintsy haka zanak'ondry lahy tsy misy kilema roa izy , zanak'ondry vavy iray herintaona tsy misy kilema , sy koba tsara toto telo ampahafolon ' ny efaha voaharo amin ' ny diloilo ho fanatitra hohanina , ary diloilo iray loga .
LEV 14:11     Alignment score: 0.465 → 0.479
The priest who cleanses him will stand the person who is to be cleansed , along with those things , before Yahweh at the entrance to the tent of meeting .
Ilay mpisorona izay manadio azy dia hampitsangana ilay olona hodiovina , miaraka amin'ireo zavatra ireo , eo anoloan'i
Yaveh eo amin ' ny fidirana mankao amin ' ny trano lay fihaonana .
LEV 14:12     Alignment score: 0.454 → 0.449
The priest will take one of the male lambs and offer it as a guilt offering , together with the log of oil ; he will wave them for a wave offering before Yahweh .
Haka ny iray amin'ireo zanak'ondry lahy ka hanolotra izany ho fanatitra nohon ' ny heloka , miaraka amin'ilay logan - diloilo ilay mpisorona ; hanevaheva ireo ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan'i Yaveh izy .
LEV 14:13     Alignment score: 0.424 → 0.438
He must kill the male lamb in the place where they kill the sin offerings
and the burnt offerings , in the area of the tabernacle , for the sin offering belongs to the priest , as does the guilt offering , because it is most holy .
Tsy maintsy hamono ilay ondry lahy eo amin ' ny toerana izay famonoan'izy ireo fanatitra nohon ' ny ota sy fanatitra dorana izy , ao amin ' ny faritry ny tabernakely , fa an ' ny mpisorona ny fanatitra nohon ' ny ota , tahaka izany koa ny fanatitra nohon ' ny heloka , satria izany no masina indrindra .
LEV 14:14     Alignment score: 0.374 → 0.369
The priest will take some of the blood of the guilt offering and put it on the tip of the right ear of the person who is to be cleansed , on the thumb of his right hand , and on the big toe of his right foot
.
Haka amin ' ny ràn ' ny fanatitra nohon ' ny heloka ka hametraka izany eo an - tendron - tsofina havanan'ilay olona izay hodiovina ilay , eo amin ' ny ankihiben - tanany havanana , ary amin ' ny ankihiben - tongony havanana ilay mpisorona .
LEV 14:15     Alignment score: 0.42
Then the priest will take oil from the log and pour it into the palm of his own left hand ,
Ary haka diloilo avy amin'ilay loga ilay mpisorona ka handraraka izany eo amin ' ny fela - tanany havia ,
LEV 14:16     Alignment score: 0.397
and dip his right finger in the oil that is in his left hand , and sprinkle some of the oil with his finger seven times before Yahweh .
ary hanatsoboka ny ratsan - tanany havanana ao anatin'ilay diloilo eo amin ' ny tanany havia , ary hamafy im - pito avy amin ' ny diloilo amin ' ny rantsan - tanany eo anoloan'i
Yaveh .
LEV 14:17     Alignment score: 0.363 → 0.36
The priest will put the rest of the oil in his hand on the tip of the right ear of the person to be cleansed , on the thumb of his right hand , and on the big toe of his right foot
. He must put this oil on top of the blood from the guilt offering .
Ary hanosotra ny ambin'ilay diloilo teo amin ' ny tanany eo amin ' ny tendron - tsofina havanan'ilay olona hodiovina , ny ankihiben - tanany an - kavanana , ary ny ankihiben - tongony an - kavanana ilay mpisorona . Tsy maintsy mametraka izany diloilo izany eo ambonin'ilay avy tamin ' ny fanatitra nohon ' ny heloka izy .
LEV 14:18     Alignment score: 0.457 → 0.446
As for the rest of the oil that is in the priest 's hand , he will put it on the head of the person who is to be cleansed , and the priest will make atonement for him before Yahweh .
Ary ny amin'ireo ambina
diloilo izay eo an - tanan'ilay mpisorona , dia hanosotra izany eo amin ' ny lohan'ilay olona hodiovina izy , ary ilay mpisorona dia hanao fanavotana ho azy eo anatrehan'i Yaveh .
LEV 14:19     Alignment score: 0.427 → 0.435
Then the priest will offer the sin offering and make atonement for him who is to be cleansed because of his uncleanness , and afterward he will kill the burnt offering .
Avy eo dia hanolotra ny fanatitra nohon ' ny ota sy hanao fanavotana ho azy izay ho diovina nohon ' ny fahalotoany
ilay mpisorona , ary aorian'izany dia hamono ilay fanatitra dorana izy .
LEV 14:20     Alignment score: 0.463
Then the priest will offer the burnt offering and the grain offering on the altar . The priest will make atonement for the person , and then he will be clean .
Ary avy eo dia hanolotra ilay fanatitra dorana sy fanatitra hohanina eo ambony alitara ilay mpisorona . Hanao fanavotana ho an'ilay olona ilay mpisorona , ary dia hadio izy .
LEV 14:21     Alignment score: 0.431 → 0.441
However , if the person is poor and can not afford these
sacrifices , then he may take one male lamb as a guilt offering to be waved , to make atonement for himself , and one - tenth of an ephah of fine flour mixed with oil as a grain offering , and a log of oil ,
Kanefa , raha mahantra sy tsy mahatakatra ireo sorona ireo ilay olona , dia tokony haka zanak'ondry lahy iray ho fanatitra nohon ' ny heloka mba haevaheva izy , mba hanaovana fanavotana ho an ' ny tenany , sy koba tsara toto iray am - pahafolon ' ny efaha voaharo diloilo ho fanatitra hohanina , ary diloilo iray loga ,
LEV 14:22     Alignment score: 0.382 → 0.388
together with two doves or two young pigeons , such as he is able to get ; one bird will be a sin offering and the other a burnt offering .
miaraka amin ' ny domoina roa na zana - boromailala roa , araka izay tratrany
; vorona iray ho fanatitra nohon ' ny ota ary ilay hafa ho fanatitra dorana .
LEV 14:23     Alignment score: 0.457 → 0.457
On the eighth day he must bring them for his cleansing to the priest , to the entrance to the tent of meeting , before Yahweh .
Amin ' ny andro fahavalo dia tsy maintsy mitondra ireo ho an ' ny fanadiovana azy eo amin ' ny mpisorona izy , eo amin ' ny fidirana mankao amin ' ny trano lay fihaonana , eo anatrehan'i Yaveh .
LEV 14:24     Alignment score: 0.279 → 0.298
The priest will take the lamb for an offering , and he will take with it the log of olive oil , and he will wave them as a wave offering
before Yahweh .
Haka ilay zanak'ondry ho fanatitra ilay mpisorona , ary halainy miaraka amin'izany ilay menak'oliva iray loga , ary hanandratra izany ambony ho fanehoana azy ireo amin'i Yaveh izy .
LEV 14:25     Alignment score: 0.386 → 0.385
The priest will kill the lamb for the guilt offering , and he will take some of the blood of the guilt offering and put it on the tip of the right ear of the one who is to be cleansed , on the thumb of his right hand , and on the big toe of his right foot
.
Hamono ilay zanak'ondry ho an ' ny fanatitra nohon ' ny heloka izy , ary haka amin ' ny ràn ' ny fanatitra nohon ' ny heloka ka hanisy izany eo amin ' ny tendron - tsofina havanan'ilay ho diovina , eo amin ' ny ankihiben - tanany an - kavanana , ary eo amin ' ny ankihiben - tongony an - kavanana .
LEV 14:26     Alignment score: 0.358 → 0.358
Then the priest will pour some of the oil into the palm of his own left hand ,
Avy eo dia handraraka amin'ilay diloilo eo am - pelatanany an - kavia ilay mpisorona ,
LEV 14:27     Alignment score: 0.339 → 0.35
and he will sprinkle with his right finger some of the oil that is in his left hand seven times before Yahweh .
ary hamafy im - pito amin ' ny rantsan - tanany an - kavanana amin'ilay diloilo izay eo amin ' ny tanany an - kavia eo anatrehan'i Yaveh izy .
LEV 14:28     Alignment score: 0.359 → 0.348
The priest will then put some of the oil that is in his hand on the tip of the right ear of the one who is to be cleansed , on the thumb of his right hand , and on the big toe of his right foot
, the same places where he put the blood of the guilt offering .
Dia hanisy amin'ilay diloilo izay eo amin ' ny tanany ny tendron - tsofina an - kavanan'ilay hodiovina ilay mpisorona , ny ankihiben - tanany havanana , sy ny ankihiben - tongony havanana , eo amin'ilay faritra nasiany ny ràn'ilay fanatitra nohon ' ny heloka ihany .
LEV 14:29     Alignment score: 0.426 → 0.426
He will put the rest of the oil that is in his hand on the head of the one who is to be cleansed , to make atonement for him before Yahweh .
Hasiany ny ambin'ilay diloilo izay eo amin ' ny tanany ny lohan'ilay hodiovina , mba hanaovana fanavotana ho azy eo anatrehan'i Yaveh .
LEV 14:30     Alignment score: 0.272 → 0.272
He must offer one of the doves or young pigeons , such as the person has been able to get
Tsy maintsy manolotra iray amin'ireo domoina na ireo zana - boromailala , araka izay takany izy
LEV 14:31     Alignment score: 0.461 → 0.468
one as a sin offering and the other as a burnt offering , along with the grain offering . Then the priest will make atonement for the one who is to be cleansed before Yahweh .
iray ho an ' ny fanatitra nohon ' ny ota ary iray hafa ho fanatitra dorana , miaraka amin ' ny fanatitra voa . Avy eo dia hanao fanavotana ho an'ilay ho diovina eo anatrehan'i Yaveh ilay mpisorona .
LEV 14:32     Alignment score: 0.312 → 0.316
This is the law for a person in whom there is leprosy , who is not able to afford the standard offerings
for his cleansing . "
Izany no lalàna ho an ' ny olona izay misy aretin - koditra mifindra , izay tsy mahatakatra ny fanatitra mahazatra ho an ' ny fanadiovana azy . "
LEV 14:33     Alignment score: 0.468 → 0.468
Yahweh spoke to Moses and to Aaron , saying ,
Niteny tamin'i Mosesy sy tamin'i Arona i Yaveh , nanao hoe :
LEV 14:34     Alignment score: 0.296
" When you have come
into the land of Canaan which I gave to you as a possession , and if I put leprosy that spreads in a house in the land of your possession ,
" Raha tonga amin ' ny tany Kanana izay nomeko ho fanananareo ianareo , ary raha manisy maty fotsy izay miparitaka ao amin ' ny trano ao amin ' ny tany izay fanananareo Aho ,
LEV 14:35     Alignment score: 0.293 → 0.314
then he who owns the house must come
and tell the priest . He must say , ' There seems to me to be something like leprosy in my house . '
dia tsy maintsy tonga ary mampilaza ny mpisorona izay tompon ' ny trano . Aoka izy hanao hoe : " Toa misy zavatra tahaka ny maty fotsy ao an - tranoko . '
LEV 14:36     Alignment score: 0.226 → 0.257
Then the priest will command that they empty the house before he goes in to see the evidence of leprosy , so that nothing in the house will be made unclean . Afterward the priest must go in to see the house .
Avy eo dia handidy azy ireo ny mpisorona mba hanafoanan'izy ireo ilay trano mialohan ' ny hidirany ao hizaha ny fisiana maty fotsy , mba tsy hisy na inona na inona ho voaloto ao amin'ilay trano . Aorian'izay dia tsy maintsy hiditra ao mba hijery ilay trano ny mpisorona .
LEV 14:37     Alignment score: 0.406
He must examine the leprosy to see if it is in the house walls , and to see whether it appears greenish or reddish in the depressions in the wall 's surface .
Tsy maintsy mizaha ilay maty fotsy izy raha amin ' ny rindrin
' ny trano izany , ary hijery raha manopy maitso na manopy mena ny filentiny eo amin ' ny rindrin ' ny trano .
LEV 14:38     Alignment score: 0.329
If the house does have leprosy , then the priest will go out of the house and shut the door to the house for seven days .
Raha misy maty fotsy ilay trano , dia hivoaka ilay mpisorona ka hanidy ny varavaran'ilay trano mandritra
ny hafitoana .
LEV 14:39     Alignment score: 0.442
Then the priest will return again on the seventh day and examine it to see if the leprosy has spread in the walls of the house .
Ary hiverina indray ilay mpisorona amin ' ny andro fahafito ka hizaha izany mba hamantatra raha niparitaka amin ' ny rindrin
' ny trano ilay maty fotsy .
LEV 14:40     Alignment score: 0.395
If it has , then the priest will command that they take out the stones in which the leprosy has been found and throw them into an unclean place outside the city .
Raha izany , dia hibaiko ny amin ' ny hanalan'izy ireo ny vato izay nahitana ilay maty fotsy ilay mpisorona ka hanipy ireo any amin ' ny toerana maloto ivelan
' ny tanàna .
LEV 14:41     Alignment score: 0.205 → 0.218
He will require all the inside walls of the house to be scraped , and they must take the contaminated material that is scraped off outside the city and dump it into the unclean place .
Hasainy ho kikisana ny rindrina rehetran'ilay trano , ary tsy maintsy harian'izy ireo any ivelan
' ny tanàna ireo kikiny izay mamindra ary hariany any amin ' ny toerana maloto izany .
LEV 14:42     Alignment score: 0.388
They must take other stones and put them in the place of the stones that were removed , and they must use new clay to plaster the house .
Tsy maintsy maka vato hafa izy ireo ary mametraka ireo amin ' ny toeran'ireo vato izay nesoriny
, ary tsy maintsy mampiasa tanimanga vaovao izy ireo mba handalorana ny trano .
LEV 14:43     Alignment score: 0.217
If leprosy comes again and breaks out in the house in which the stones have been taken away and the walls have been scraped and then replastered ,
Raha miverina
indray ilay maty fotsy ka mamariparitra ao amin ' ny trano izay vao avy nisy vato nesorina sy rindrina vao avy nokikisana ary avy naverina nolalorina ,
LEV 14:44     Alignment score: 0.37
then the priest must come
in and examine the house to see if leprosy has spread in the house . If it has , then it is harmful leprosy , and the house is unclean .
dia tsy maintsy miditra ao ny mpisorona ka mizaha ilay trano mba hijery raha niparitaka ao amin ' ny trano ilay maty fotsy . Raha izany , dia maty fotsy mampidi - doza izany , ary ilay trano dia maloto .
LEV 14:45     Alignment score: 0.338
The house must be torn down . The stones , timber , and all the plaster in the house must be carried away out of the city to the unclean place .
Tsy maintsy arodana ilay trano . Ireo vato , hazo , ary ireo lalotra rehetra ao amin'ilay trano dia tsy maintsy entina hariana any amin ' ny toerana maloto any ivelan
' ny tanàna .
LEV 14:46     Alignment score: 0.307 → 0.341
In addition , whoever goes into the house during the time it is closed up will be unclean until evening .
Ankoatr'izay , na iza na iza miditra ao amin'ilay trano mandritra ny fotoana hikatonany dia haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 14:47     Alignment score: 0.349
Anyone who has lain down in the house must wash his clothes , and anyone who ate in the house must wash his clothes .
Izay natory tao amin'ilay trano dia tsy maintsy manasa ireo fitafiany , ary izay nihinana tao amin'ilay trano dia tsy maintsy manasa ireo fitafiany .
LEV 14:48     Alignment score: 0.311
If the priest enters the house to examine it to see whether the leprosy has spread in the house after the house was plastered , then , if the leprosy is gone , he will pronounce the house clean .
Raha miditra ao amin'ilay trano ilay mpisorona ka mizaha izany mba hahafantarana raha efa niparitaka manerana ny trano ilay maty fotsy taorian ' ny nandalorana ilay trano , ary , raha niala ilay maty fotsy , dia hanambara izy fa madio ny trano .
LEV 14:49     Alignment score: 0.514 → 0.517
Then the priest must take two birds to cleanse the house , and cedar wood , and scarlet yarn , and hyssop .
Avy eo dia haka vorona roa , sy hazo sedera , sy kofehy jaky ary hysopa mba hanadiovana ilay trano ilay mpisorona .
LEV 14:50     Alignment score: 0.345 → 0.348
He will kill one of the birds over fresh water in a clay jar .
Ho vonoiny eo amin ' ny rano nalaina tamin ' ny rano mandeha ao anaty siny tanimanga ny iray amin'ireo vorona .
LEV 14:51     Alignment score: 0.48 → 0.477
He will take the cedar wood , the hyssop , the scarlet yarn , and the live bird , and dip them in the blood of the killed bird , into the fresh water , and sprinkle the house seven times .
Haka ilay hazo sedera , ilay hysopa , ilay kofehy jaky , ary ilay vorona velona izy , ka hanatsoboka izany ao amin ' ny ràn'ilay vorona novonoina , ao anaty rano nalaina tamin ' ny rano mandeha , ary hamafy izany im - pito ao amin'ilay trano .
LEV 14:52     Alignment score: 0.51 → 0.508
He will cleanse the house with the blood of the bird and with the fresh water , with the live bird , the cedar wood , the hyssop , and the scarlet yarn .
Hanadio ilay trano amin ' ny ràn'ilay vorona sy ilay rano nalaina teny
amin ' ny rano mandeha izy , miaraka amin'ilay vorona velona , ilay hazo sedera , ilay hysopa , ary ilay kofehy jaky .
LEV 14:53     Alignment score: 0.327
But he will let the live bird go out of the city into the open fields . In this way he must make atonement for the house , and it will be clean .
Kanefa hamela ilay vorona velona hivoaka ny tanàna ho any amin ' ny saha midadasika izy . Amin'izany fomba izany no tsy maintsy hanaovany fanavotana ho an'ilay trano , ka dia hadio izany .
LEV 14:54     Alignment score: 0.26
This is the law for all types of leprosy and things that cause
it , and for an itch ,
Izany no lalàna ho an'ireo karazan'aretin - koditra mifindra rehetra sy ireo zavatra izay miteraka aretina tahaka izany , sy ho an ' ny hidihidy ,
LEV 14:55     Alignment score: 0.275
and for leprosy in clothing and in a house ,
ny amin ' ny maty fotsy amin ' ny fitafiana sy amin ' ny trano ,
LEV 14:56     Alignment score: 0.247 → 0.236
for swelling , for a rash , and for a bright spot ,
ny amin ' ny mamontsina , ny amin ' ny manako - pery , ary ny amin ' ny mifaritra fotsy magirana ,
LEV 14:57     Alignment score: 0.289
to determine when any of these
cases is unclean or when it is clean . This is the law for leprosy . "
mba ahafantarana raha misy amin'ireo tranga ireo no maloto na madio . Izany no lalàna ho an ' ny aretin - koditra mifindra sy ny maty fotsy . "
LEV 14     Average alignment score: 0.389 for 57 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27