Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 22:1     Alignment score: 0.52 → 0.52
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Hoy Yaveh tamin'i Mosesy , nanao hoe :


LEV 22:2     Alignment score: 0.457
" Speak to Aaron and to his sons , tell them to keep away from the holy things of the people of Israel , which they set apart to me . They must not profane my holy name . I am Yahweh .
" Miresaha amin'i Arona sy ireo zanany lahy , lazao izy ireo mba hitandrina ireo zavatra masin'ireo zanak'Israely , fa voatokana ho Ahy ireo . Aoka tsy hanimbazimba ny Anarako masina izy ireo . Izaho no Yaveh .
LEV 22:3     Alignment score: 0.302 → 0.305
Say to them , ' If any of your descendants throughout your generations
approaches the holy things that the people of Israel have set apart to Yahweh , while he is unclean , that person must be cut off from before me : I am Yahweh .
Lazao azy ireo hoe : ' Raha misy amin'ireo taranakareo amin ' ny fara aman - dimbinareo manakaiky ireo zavatra masina izay efa voatokan ' ny zanak'Israely ho an'i Yaveh , kanefa maloto izy , dia aoka ho fongorina eo anatrehako izany olona izany : Izaho no Yaveh .
LEV 22:4     Alignment score: 0.301 → 0.315
None of the descendants of Aaron who is leprous
or has an infection flowing from his body may eat any of the sacrifices made to Yahweh until he is clean . Whoever touches anything unclean through contact with the dead , or by contact with a man who has a flow of semen ,
Tsy misy amin'ireo taranak'i Arona izay manana areti - koditra mifindra , na aretina mikoriana amin ' ny ràny tsy an - kijanona avy amin ' ny vatany , ka afaka hihinana ny sorona natao ho an'i Yaveh ambara - pahadio azy . Izay rehetra mikasika ny zavatra maloto na mifandray amin ' ny maty , na amin ' ny fifandraisana amin ' ny lehilahy izay mandeha tsirinaina tsy an - kijanona ,
LEV 22:5     Alignment score: 0.396
or whoever touches any creeping animal that makes him unclean , or any person who makes him unclean , whatever kind of uncleanness it may be
na ireo rehetra mikasika ny biby mikisaka rehetra izay mampaloto azy , na ny olona izay mampaloto azy , na karazana loto inona izany na inona
LEV 22:6     Alignment score: 0.436 → 0.436
then the priest who touches anything unclean will be unclean until evening . He must not eat any of the holy things , unless he has bathed his body in water .
ka ny mpisorona izay mikasika ny zavatra maloto rehetra dia haloto mandra - pahariva ny andro . Aoka tsy hihinana ny amin'ireo zavatra masina rehetra izy , raha tsy efa nampandro ny tenany tamin ' ny rano .
LEV 22:7     Alignment score: 0.49 → 0.491
When the sun has set , he will then be clean . After sunset he may eat from the holy things , because they are his food .
Rehefa milentika ny masoandro dia hadio izy . Aorian ' ny filetehan ' ny masoandro izy no afaka hihinana amin'ireo zavatra masina , satria sakafony
ireo .
LEV 22:8     Alignment score: 0.39 → 0.39
He must not eat anything found dead or killed by wild animals , by which he would defile himself . I am Yahweh .
Aoka izy tsy hihinana ireo zavatra hitany maty na novonoin
' ny bibi - dia , izay handotoany ny tenany . Izaho no Yaveh .
LEV 22:9     Alignment score: 0.393
The priests must follow my instructions , or they will be guilty of sin and could die for profaning me . I am Yahweh who makes them holy .
Aoka ny mpisorona hanaraka ireo fampianarako , fandrao ho meloka amin ' ny ota izy ireo ka ho faty amin ' ny fanimbazimbana Ahy . Izaho no Yaveh izay nanamasina ireo .
LEV 22:10     Alignment score: 0.38
No one outside the priest 's family , including guests of a priest or his hired servants , may eat anything that is holy .
Tsy misy olona ivelan
' ny fianakavian ' ny mpisorona , isan'izany ny vahinin ' ny mpisorona na ireo mpanompony mpikarama , afaka hihinana ny zava - masina rehetra .
LEV 22:11     Alignment score: 0.425 → 0.425
But if a priest buys any slave with his own money , that slave may eat from the things set apart to Yahweh . The priest 's family members and slaves born in his house , they also may eat with him from those
things .
Saingy raha mividy andevo amin ' ny volany manokana ny mpisorona , izany andevo izany dia afaka hihinana amin'ireo zavatra izay voatokana ho an'i Yaveh . Ny fikambanan ' ny fianakavian ' ny mpisorona sy ireo andevo teraka tao an - tranony , izy ireo ihany koa dia afaka hihinana ireo zavatra ireo miaraka aminy .
LEV 22:12     Alignment score: 0.42
If a priest 's daughter married someone who is not a priest , she may not eat any of the holy contribution offerings
.
Raha ny zanaka vavin ' ny mpisorona no manambady olona izay tsy mpisorona , dia tsy afaka ny hihinana amin'ireo anjara fanatitra masina izy .
LEV 22:13     Alignment score: 0.301 → 0.32
But if a priest 's daughter is a widow , or divorced , and if she has no child , and if she returns to live in her father 's house as in her youth , she may eat from her father 's food . But no one who is not in the priestly family may eat from the priest 's food .
Fa raha mpitondratena ny zanaka vavin
' ny mpisorona , na nisara - bady , ary raha tsy manan - janaka izy , ka miverina mitoetra amin ' ny tranon - drainy toy ny tamin ' ny fahazazany , dia afaka hihinana ny sakafon - drainy . Fa tsy misy olona izay tsy ao anatin ' ny fianakavian ' ny mpisorona afaka hihinana amin ' ny sakafon ' ny mpisorona .
LEV 22:14     Alignment score: 0.323 → 0.356
If a man eats a holy food without knowing it , then he must repay the priest for it ; he must add one - fifth to it and give
it back to the priest .
Raha misy olona mihinana tsy nahy ny sakafo masina , dia aoka izy hanonitra izany amin ' ny mpisorona ; aoka izy hanampy iray ampahadimin'izany ary hamerina izany any amin ' ny mpisorona .
LEV 22:15     Alignment score: 0.329 → 0.343
The people of Israel must not profane the holy things that they have raised high and presented to Yahweh ,
Aoka ny zanak'Israely tsy hametaveta ny zavatra masina izay efa nasandratra ambony sy natolotra
ho an'i Yaveh ,
LEV 22:16     Alignment score: 0.393
and cause
themselves to carry the sin that would make them guilty of eating the holy food , for I am Yahweh who makes them holy . ' "
ary tsy hampitondra ny tenan'izy ireo ny fahotana izay manameloka azy ireo amin ' ny fihinanana ny sakafo masina , fa Izaho no Yaveh izay manamasina ireo . " '
LEV 22:17     Alignment score: 0.508 → 0.508
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Hoy i Yaveh tamin'i Mosesy , nanao hoe :
LEV 22:18     Alignment score: 0.42 → 0.42
" Speak to Aaron and his sons , and to all the people of Israel . Say to them , ' Any man from the house of Israel , or an alien living in Israel , when they present a sacrifice whether it is to fulfill a vow , or whether it is a freewill offering , or they present to Yahweh a burnt offering ,
" Miresaha amin'i Arona sy ireo zanany lahy , ary amin'ireo zanak'Israely rehetra . Lazao azy ireo hoe : ' Ny Israelita rehetra , na vahiny mitoetra ao Israely , rehefa manolotra sorona izy ireo__na hanatanteraka voady izany , na fanatitra antsitra - po , na hatolotr'izy ireo amin'i Yaveh ny fanatitra dorana ,
LEV 22:19     Alignment score: 0.398
if it is to be accepted , they must offer a male animal without blemish from the cattle , sheep , or goats .
raha ho ankasitrahana izany , dia aoka izy ireo hanolotra biby fiompy lahy tsy misy kilema , ondry , na osy .
LEV 22:20     Alignment score: 0.303 → 0.308
But you must not offer whatever has a blemish . I will not accept it on your behalf .
Nefa aoka ianareo tsy hanolotra izay manan - kilema . Tsy hankasitraka izany eo aminareo Aho .
LEV 22:21     Alignment score: 0.335 → 0.349
Whoever offers a sacrifice of fellowship offerings
from the herd or the flock to Yahweh to fulfill a vow , or as a freewill offering , it must be unblemished to be accepted . There must be no defect in the animal .
Izay rehetra manolotra fanatim - pihavanana avy amin ' ny omby na ny ondry ho an'i Yaveh mba hanatanterahana voady , na fanatitra antsitra - po , dia tsy tokony ho kilemaina izany mba ho ankasitrahana . Aoka tsy hisy biby manan - kilema .
LEV 22:22     Alignment score: 0.406 → 0.409
You must not offer animals that are blind , disabled , or maimed , or that have warts , sores , or scabs . You must not offer these
to Yahweh as a sacrifice by fire on the altar .
Aoka tsy hanolotra biby jamba , sembana , na kilemaina , na izay misy fahabokana , marary , na ferena ianareo . Aoka tsy hanolotra ireo amin'i Yaveh ho sorona avy tamin ' ny afo eo amin ' ny alitara ianareo .
LEV 22:23     Alignment score: 0.411 → 0.412
You may present as a freewill offering an ox or a lamb that is deformed or small , but an offering like that will not be accepted for a vow .
Afaka manolotra omby iray na zanak'ondry izay sampona na kely ho fanatitra antsitra - po ianareo , nefa ny fanatitra tahaka izany dia tsy ho ankasitrahana ho an ' ny voady .
LEV 22:24     Alignment score: 0.291 → 0.309
Do not offer any animal to Yahweh that has bruised , crushed , torn , or cut testicles . Do not do this within your land .
Aza manolotra biby izay efa voatorotoro , potipotika , rovidrovitra , na vositra ho an'i Yaveh . Aza manao izany ao amin ' ny taninareo .
LEV 22:25     Alignment score: 0.349 → 0.359
You must not present the bread of your God from the hand of a foreigner . Those
animals are deformed and have defects in them , they will not be accepted for you . ' "
Aoka ianareo tsy hanolotra ny mofon ' ny Andriamanitrareo avy amin ' ny tanan ' ny vahiny . Ireo biby ireo dia sampona ary manan - kilema , tsy ho ankasitrahana ho anareo ireo . " '
LEV 22:26     Alignment score: 0.46
Yahweh spoke to Moses and said ,
Niresaka tamin'i Mosesy Yaveh ary nanao hoe :
LEV 22:27     Alignment score: 0.446 → 0.446
" When a calf or a sheep or a goat is born , it must remain seven days with its mother . Then from the eighth day on , it may be accepted as a sacrifice
for an offering made by fire to Yahweh .
" Rehefa teraka ny omby na ny ondry na ny osy , dia tsy maintsy mijanona hafitoana miaraka amin ' ny reniny izany . Ary manomboka amin ' ny andro fahavalo , dia azo ankasitrahana ho fanatitra natao amin ' ny afo ho an'i Yaveh izany .
LEV 22:28     Alignment score: 0.185
Do not kill a cow or ewe along with its young , both on the same day .
Aza mamono omby vavy na ondry vavy miaraka amin ' ny zanany , ao anatin
' ny iray andro .
LEV 22:29     Alignment score: 0.363
When you sacrifice a thank offering
to Yahweh , you must sacrifice it in an acceptable way .
Rehefa manao sorona fanati - pisaorana ho an'i Yaveh ianareo , dia aoka hanao sorona izany amin ' ny fomba azo ekena .
LEV 22:30     Alignment score: 0.312 → 0.33
It must be eaten on the same day that it is sacrificed . You must leave none of it until the next morning . I am Yahweh .
Aoka hohanina amin ' ny andro izay nanaovana sorona azy izany . Aoka tsy hisy avelanareo ho tra - maraina izany . Izaho no Yaveh .
LEV 22:31     Alignment score: 0.398
So you must keep my commandments and carry them out . I am Yahweh .
Koa aoka hitandrina ny didiko sy hanatanteraka ireo ianareo . Izaho no Yaveh .
LEV 22:32     Alignment score: 0.304 → 0.305
You must not profane my holy name . I must be acknowledged as holy by the people of Israel . I am Yahweh who makes you holy ,
Aoka tsy hanamavo ny Anarako masina ianareo . Aoka ho ekena ho masina amin ' ny alalan ' ny zanak'Israely Aho . Izaho no Yaveh izay nanamasina anareo ,
LEV 22:33     Alignment score: 0.506
who brought you out of the land of Egypt to be your God : I am Yahweh . "
izay nitondra anareo nivoaka avy tany Egypta mba ho Andriamanitrareo : Izaho no Yaveh . "
LEV 22     Average alignment score: 0.38 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27