Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 7:1     Alignment score: 0.515 → 0.503
This is the law of the guilt offering . It is most holy .
Izao no lalàna amin ' ny fanatitra nohon ' ny heloka . Izany no masina indrindra .


LEV 7:2     Alignment score: 0.405 → 0.399
They must kill the guilt offering in the place for killing it , and they must sprinkle its blood against every side of the altar .
Aoka izy ireo hamono ny fanatitra nohon ' ny heloka eo amin ' ny toerana famonoana izany , ary aoka izy ireo hanaparitaka ny isaky ny lafin
' ny alitara .
LEV 7:3     Alignment score: 0.361
All the fat in it will be offered : the fat tail , the fat that is over the inner parts ,
Ny sabora rehetra eo amin'izany dia ho atolotra : ny rambo matavy , ny sabora izay manodidina ny ao anatiny ,
LEV 7:4     Alignment score: 0.327 → 0.335
the two kidneys and the fat on them , which is next to the loins , and what covers the liver , with the kidneys all this must be removed .
ny voa roa sy ny sabora eo amin'izany , izay manakaiky ny valahany , ary izay mandrakotra ny aty , miaraka amin'ireo voa dia aoka ho esorina avokoa izany rehetra izany .
LEV 7:5     Alignment score: 0.462 → 0.459
The priest must burn these
parts on the altar as an offering made with fire to Yahweh . This is the guilt offering .
Aoka handoro ireo faritra ireo eo amin ' ny alitara ny mpisorona mba ho fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh . Izany no fanatitra nohon ' ny heloka .
LEV 7:6     Alignment score: 0.373 → 0.374
Every male among the priests may eat part of this offering . It must be eaten in a holy place because it is most holy .
Ny lehilahy tsirairay eo amin ' ny mpisorona dia aoka hihinana ny ampahany amin'io fanatitra io . Aoka hohanina eo amin ' ny fitoerana masina izany satria masina indrindra .
LEV 7:7     Alignment score: 0.353 → 0.348
The sin offering is like the guilt offering . The same law applies to both of them . They belong to the priest who makes atonement with them .
Tahaka ny fanatitra nohon ' ny heloka ny fanatitra nohon ' ny ota . Mitovy ny lalàna mihatra amin'izy ireo . Ireo dia an ' ny mpisorona izay manao fanonerana amin'izy ireo .
LEV 7:8     Alignment score: 0.217
The priest who offers anyone 's burnt offering may have for himself the hide of that offering .
Ny mpisorona izay manolotra fanatitra doran
' ny olona dia tokony hanana ny hoditr'izany sorona izany ho azy .
LEV 7:9     Alignment score: 0.274 → 0.289
Every grain offering that is baked in an oven , and every such offering that is cooked in a frying pan or in a baking pan will belong to the priest who offers it .
Ny fanatitra voa rehetra izay nandrahoina tao anaty lafaoro , sy ny fanatitra toy izany rehetra izay nendasina tamin ' ny lasitra fanendasana na nandrahoina tamin ' ny lasitra fandrahoana dia ho an ' ny mpisorona izay nanolotra izany .
LEV 7:10     Alignment score: 0.476 → 0.478
Every grain offering , either dry or mixed with oil , will belong equally to all the descendants of Aaron .
Ny fanatitra voa rehetra , na maina na nafangaro
tamin ' ny menaka , dia ho an ' ny taranak'i Arona rehetra ihany koa .
LEV 7:11     Alignment score: 0.363 → 0.391
This is the law of the sacrifice of peace offerings
which people will offer to Yahweh .
Izao no lalàna amin ' ny soron ' ny fanati - pihavanana izay ho hatolotry ny olona ho an'i Yaveh .
LEV 7:12     Alignment score: 0.338
If anyone offers it in order to give
thanks , then he must offer it with a sacrifice of cakes made without yeast , but mixed with oil , of cakes made without yeast , but spread with oil , and of cakes made with fine flour that is mixed with oil .
Raha misy manatitra izany mba ho fanomezam - pisaorana , dia aoka izy hanolotra izany miaraka amin ' ny soron ' ny mofo tsy misy lalivay saingy nafangaro tamin ' ny menaka , ny mofo tsy misy lalivay , saingy mihosotra menaka , ary ny mofo natao tamin ' ny koba tsara toto izay nolaroina tamin ' ny menaka .
LEV 7:13     Alignment score: 0.208 → 0.278
Also for the purpose of giving thanks , he must offer with the sacrifice
of his peace offering cakes of bread made with yeast .
Ao anatin ' ny tanjon ' ny fanomezam - pisaorana ihany koa , dia aoka izy hanolotra ampempa - mofo nasiana lalivay miaraka amin ' ny fanati - pihavanany .
LEV 7:14     Alignment score: 0.326 → 0.325
He is to offer one of each kind of these
sacrifices as a contribution presented to Yahweh . It will belong to the priests who sprinkle the blood of the peace offerings onto the altar .
Aoka izy hanolotra karazany iray avy amin'ireo sorona ireo ho fanatitra haseho eo amin'i Yaveh . Ho an ' ny mpisorona izay nanaparitaka ny ràn ' ny fanati - pihavanana teo amin ' ny alitara izany .
LEV 7:15     Alignment score: 0.253 → 0.273
The person presenting a peace offering
for the purpose of giving thanks must eat the meat of his offering on the day of the sacrifice . He must not leave any of it until the next morning .
Aoka ilay olona izay maneho ny fanati - pihavanana mba ho fanomezam - pisaorana hihinana ny henan ' ny fanatiny amin ' ny andron ' ny sorona . Aoka tsy hamela sisa amin'izany mandra - paharainan ' ny andro izy .
LEV 7:16     Alignment score: 0.362
But if the sacrifice of his offering is for the purpose of a vow , or for the purpose of a freewill offering , the meat must be eaten on the day that he offers his sacrifice , but whatever remains of it may be eaten on the next day .
Fa raha ho amin ' ny voady ny soron
' ny fanatiny , na ho amin ' ny fanatitra an - tsitrapo , dia aoka hohanina amin ' ny andro izay hanaterany ny sorony ny hena , fa na inona na inona mety ho sisa amin'izany dia azo hanina ny ampitson'iny .
LEV 7:17     Alignment score: 0.395
However , whatever meat of the sacrifice remains on the third day must be burned .
Na izany aza , na inona na inona henan ' ny sorona tavela amin ' ny andro fahatelo dia aoka ho dorana .
LEV 7:18     Alignment score: 0.335 → 0.349
If any of the meat of the sacrifice of one 's peace offering
is eaten on the third day , it will not be accepted , neither will it be credited to the one who offered it . It will be a disgusting thing , and the person who eats it will carry the guilt of his sin .
Raha misy henan ' ny sorona amin'izay fanati - pihavanana nohanina amin ' ny andro fahatelo , dia tsy ho ekena izany , na ho tanan'izay nanolotra izany . Ho zavatra maharikoriko izany , ary ny olona izay mihinana izany dia hitondra ny heloky ny otany .
LEV 7:19     Alignment score: 0.349 → 0.349
Any meat that touches an unclean thing must not be eaten . It must be burned with fire
. As for the rest of the meat , anyone who is clean may eat it .
Izay hena mikasika zavatra maloto dia aoka tsy hohanina . Aoka ho dorana izany . Ny amin ' ny sisan ' ny hena , dia azon'ireo olona madio hoanina izany .
LEV 7:20     Alignment score: 0.314 → 0.326
However , an unclean person who eats any meat from the sacrifice of a peace offering
that belongs to Yahweh that person must be cut off from his people .
Na izany aza anefa , izay olona maloto mihinana hena avy amin ' ny soron ' ny fanati - pihanavanana izay an'i Yaveh dia aoka izany olona izany ho esorina eo amin ' ny vahoakany .
LEV 7:21     Alignment score: 0.33 → 0.348
If anyone touches any unclean thing whether uncleanness of man or of unclean animal or of some unclean , detestable thing and if he then eats some of the meat of a sacrifice of peace offering
that belongs to Yahweh , that person must be cut off from his people . ' "
Raha misy olona mikasika zavatra maloto na fahalotoan'olona , na biby maloto , na zavatra maloto sy maharikoriko hafa , ary raha mihinana tamin'ilay soron ' ny fanati - pihavanana izay an'i Yaveh izy avy eo , dia aoka izany olona izany ho esorina eo amin ' ny vahoakany . ' "
LEV 7:22     Alignment score: 0.314 → 0.314
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Ary niteny tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :
LEV 7:23     Alignment score: 0.399
" Speak to the people of Israel and say , ' You must eat no fat of cattle , sheep , or goats .
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely ary lazao hoe : ' Aoka ianareo tsy hihinana ny saboran ' ny omby na ondry na osy .
LEV 7:24     Alignment score: 0.322 → 0.349
The fat of an animal that died
without being a sacrifice , or the fat of an animal torn by wild animals , may be used for other purposes , but you must certainly not eat it .
Ny saboran ' ny biby izay maty tsy tamin - tsorona , na ny saboran ' ny biby noviravirain ' ny bibidia , dia azo ampiasaina amin ' ny zavatra hafa , fa aoka ianareo tsy hihinana izany mihitsy .
LEV 7:25     Alignment score: 0.361 → 0.371
Whoever eats the fat of an animal that men can offer as a sacrifice by fire to Yahweh , that person must be cut off from his people .
Na iza na iza olona
mihinana ny saboran ' ny biby izay mety ataon ' ny olona ho sorona natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh , dia aoka ho esorina amin ' ny vahoakany izany olona izany .
LEV 7:26     Alignment score: 0.34 → 0.341
You must eat no blood whatsoever in any of your houses , whether it is from a bird or an animal .
Aoka ianareo tsy hihinana na avy amin'inona na avy amin ' ny inona ao an - tranonareo , na avy amin ' ny vorona izany na biby .
LEV 7:27     Alignment score: 0.344 → 0.345
Whoever eats any blood , that person must be cut off from his people . ' "
Na iza na iza mihinana , dia aoka ho esorina eo amin ' ny vahoakany
izany olona izany . ' "
LEV 7:28     Alignment score: 0.392
So Yahweh spoke to Moses and said ,
Koa niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh ary niteny hoe :
LEV 7:29     Alignment score: 0.365 → 0.37
" Speak to the people of Israel and say , ' He who offers the sacrifice of a peace offering
to Yahweh must bring part of his sacrifice to Yahweh .
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely ary lazao hoe : ' Aoka hitondra anjara sorona ho an'i Yaveh izay manatitra ny fanatitry ny sorom - pihavanana ho an'i Yaveh .
LEV 7:30     Alignment score: 0.447 → 0.459
The offering for Yahweh to be made by fire , his own hands must bring it . He must bring the fat with the breast , so that the breast may be waved as a wave offering before Yahweh .
Ny fanatitra ho an'i Yaveh izay hatao amin ' ny afo , dia aoka ny tanany ihany no hitondra izany . Aoka izy hitondra ny sabora miaraka amin ' ny tratra , ka aoka hahevaheva
ho fanatitra ahevaheva eo anoloan'i Yaveh izany .
LEV 7:31     Alignment score: 0.551
The priest must burn the fat on the altar , but the breast will belong to Aaron and his descendants .
Aoka ny mpisorona handoro ny sabora eo amin ' ny alitara , fa ny tratrany dia an'i Arona sy ireo taranany .
LEV 7:32     Alignment score: 0.355 → 0.378
You must give
the right thigh to the priest as a contribution from the sacrifice of your peace offerings .
Aoka homenareo ny mpisorona ny feny havanana ho fanatitra aseho ao amin ' ny soron ' ny fanati - pihavananareo .
LEV 7:33     Alignment score: 0.476 → 0.475
The priest , one of Aaron 's descendants , who offers the blood of the peace offerings
and the fat he will have the right thigh as his share of the offering .
Ny mpisorona , iray amin'ireo taranak'i Arona , izay manolotra ny ràn ' ny fanati - pihavanana sy ny sabora dia hahazo ny feny havanana izy ho toy ny anjarany amin ' ny fanatitra .
LEV 7:34     Alignment score: 0.41
For I have taken from the people of Israel , the breast of the wave offering , and the thigh that is the contribution from the sacrifices
of their peace offerings , and they have been given to Aaron the priest and his sons as their regular share .
Fa efa noraisiko tamin ' ny vahoakan'Israely , ny tratran ' ny fanatitra ahevaheva , sy ny feny izay fandraisana anjara , ary ireo dia nomena an'i Arona mpisorona sy ireo zanany lahy ho anjara mahazatra ho azy ireo .
LEV 7:35     Alignment score: 0.505
This is what has been consecrated for Aaron and his descendants from the offerings
for Yahweh made by fire , on the day when Moses presented them to serve Yahweh in the work of priest .
Izany no anjara ho an'i Arona sy ny taranany avy amin ' ny fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh , tamin ' ny andro izay nanoloran'i Mosesy azy ireo mba hanompo an'i Yaveh amin ' ny asa maha mpisorona .
LEV 7:36     Alignment score: 0.305 → 0.325
This is the share that Yahweh commanded to be given them from the people of Israel , on the day that he anointed the priests . It will always be their share throughout all generations
.
Izany no anjara izay nandidian'i Yaveh homena azy ireo avy amin ' ny vahoakan'Israely , tamin ' ny andro nanosorany ny mpisorona . Izany hatrany no ho anjaran'izy ireo hatramin ' ny taranaka fara - mandimby .
LEV 7:37     Alignment score: 0.409 → 0.413
This is the law of the burnt offering , of the grain offering , of the sin offering , of the guilt offering , of the consecration offering
, and of the sacrifice of peace offerings ,
Izany no lalàna amin ' ny fanatitra dorana , amin ' ny fanatitra voa , amin ' ny fanatitra nohon ' ny ota , amin ' ny fanatitra nohon ' ny heloka , ny fanati - panokanana , sy ny soron ' ny fanati - pihavanana ,
LEV 7:38     Alignment score: 0.534
about which Yahweh gave commands to Moses on Mount Sinai on the day that he commanded the people of Israel to offer their sacrifices to Yahweh in the wilderness of Sinai . ' "
izay efa nanomezan'i Yaveh didy an'i Mosesy teo an - tendrombohitra Sinay tamin ' ny andro izay nandidiany
ny vahoakan'Israely mba hanolotra ny soron'izy ireo ho an'i Yaveh tany an - tany efitr'i Sinay . ' "
LEV 7     Average alignment score: 0.376 for 38 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27