Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 6:1     Alignment score: 0.317 → 0.317
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Dia niteny tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :


LEV 6:2     Alignment score: 0.421 → 0.437
" Command Aaron and his sons , saying , ' This is the law of the burnt offering : The burnt offering must be on the hearth of the altar all night until morning , and the fire of the altar will be kept burning .
" Didio
i Arona sy ireo zanany , lazao hoe : ' Izao no lalàn ' ny fanatitra dorana : Tsy maintsy eo ambony fatan ' ny alitara mandritra ny alina manontolo mandra - paraina ny fanatitra dorana , ary ny afon ' ny alitara dia havela hirehitra hatrany .
LEV 6:3     Alignment score: 0.43
The priest will put on his linen clothes , and he will also put on his linen underclothes . He will pick up the ashes that are left after the fire has consumed the burnt offering on the altar , and he will put the ashes beside the altar .
Hanao ny akanjo rongony fotsiny ny mpisorona , ary hanao ny atin'akanjo rongony fotsiny ihany koa izy . Haka ireo lavenona izay tavela taorian ' ny nandevenan ' ny afo ny fanatitra dorana eo ambony alitara izy , ary hametraka ireo lavenona eo akaikin ' ny alitara .
LEV 6:4     Alignment score: 0.263 → 0.27
He will take off his garments and put on other garments to carry the ashes outside the camp to a place that is clean .
Hanala ireo fitafiny
izy ary hampiditra ireo akanjony hafa mba hitondrana ireo lavenona hivoaka ny toby ho any amin ' ny toerana izay madio .
LEV 6:5     Alignment score: 0.424
The fire on the altar will be kept burning . It must not go out , and the priest will burn wood on it every morning . He will arrange the burnt offering as required on it , and he will burn on it the fat of the peace offerings
.
Ny afo eo amin ' ny alitara dia havela hirehitra hatrany . Aoka tsy hivoaka izany , ary ireo mpisorona dia handoro hazo eo ambonin'izany isa - maraina . Handamina ny fanatitra dorana araka izay takiana amin'izany izy , ary handoro ny saboran ' ny fanati - pihavanana izy .
LEV 6:6     Alignment score: 0.262 → 0.26
Fire
must be kept burning on the altar continually . It must not go out .
Avela hirehitra eo ambony alitara mandrakariva ny afo . Aoka tsy hivoaka izany .
LEV 6:7     Alignment score: 0.521 → 0.522
This is the law of the grain offering . The sons of Aaron will offer it before Yahweh before the altar .
Izao no lalàn ' ny fanatitra voa . Hanolotra izany eo anoloan'i
Yaveh manoloana ny alitara ireo zanaka lahin'i Arona .
LEV 6:8     Alignment score: 0.395 → 0.406
The priest will take up a handful of the fine flour of the grain offering and of the oil and the incense which is on the grain offering , and he will burn it on the altar to produce a sweet aroma as a representative offering
.
Haka koba tsara toto eraky ny tanana amin ' ny fanatitra voa sy amin ' ny diloilo ary ditin - kazo manitra izay eo ambonin ' ny fanatitra voa ny mpisorona , ary handoro izany eo ambony alitara mba hamoaka fofona manitra tahaka ny fanati - pahatsiarovana izany .
LEV 6:9     Alignment score: 0.471
Aaron and his sons will eat whatever is left of the offering . It must be eaten without yeast in a holy place . They will eat it in the courtyard of the tent of meeting .
Hihinana izay sisa amin ' ny fanatitra i Arona sy ireo zanany lahy . Tsy maintsy hohanina tsy misy lalivay ao amin ' ny fitoerana masina izany . Hihinana ao amin ' ny kianjan ' ny trano - lay fihaonana izy ireo .
LEV 6:10     Alignment score: 0.408 → 0.42
It must not be baked with yeast . I have given it as their part of my offerings
made by fire . It is most holy , as the sin offering and the guilt offering .
Aoka tsy handrahoina miaraka amin ' ny lalivay izany . Nomeko ho anjaran'izy ireo amin ' ny fanatitro natao tamin ' ny afo izany . Masina indrindra izany , tahaka ny fanatitra nohon ' ny ota ary fanati - panonerana izany .
LEV 6:11     Alignment score: 0.364 → 0.367
Every male among the descendants of Aaron may eat of it , as decreed forever throughout your generations
, taken from the fire offerings made to Yahweh . Whoever touches them will become holy . ' "
Fa mandritra ireo fotoana rehetra hatongavan'ireo taranakao fara mandimby , ireo taranaka lahy sasany avy amin'i Arona dia aoka hihinana izany tahaka ny fizaràny , nalaina avy tamin'ireo fanatitr'i Yaveh natao tamin ' ny afo . Na iza na iza mikasika izany dia ho tonga masina . " '
LEV 6:12     Alignment score: 0.389 → 0.427
So Yahweh spoke to Moses again , saying ,
Ka niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh , nanao hoe :
LEV 6:13     Alignment score: 0.418 → 0.422
" This is the offering
of Aaron and of his sons , which they will offer to Yahweh on the day when each son is anointed : a tenth part of an ephah of fine flour as a regular grain offering , half of it in the morning and half of it in the evening .
" Izao no fanatitr'i Arona sy ireo zanany lahy , izay homen'izy ireo an'i Yaveh amin ' ny andro izay hanosorana ireo zanaka lahy rehetra : ny ampahafolon ' ny efaha iray amin ' ny koba tsara toto ho fanatitra voa fanao mahazatra , antsasany amin'izany amin ' ny maraina ary ny antsasany amin'izany amin ' ny hariva .
LEV 6:14     Alignment score: 0.373 → 0.375
It will be made with oil in a baking pan . When it is soaked , you will bring it in . In baked pieces you will offer the grain offering to produce a sweet aroma for Yahweh .
Ho vita amin ' ny menaka anaty lasitra mofo izany . Rehefa vonto menaka izany , dia ho entinao miditra . Voaendy no hanoloranao ny fanatitra voa mba hamoaka hanitra malefaka ho an'i Yaveh .
LEV 6:15     Alignment score: 0.297 → 0.299
The anointed priest from among his sons will offer it . As commanded forever , it must be burned up completely to Yahweh .
Ny zanaka lahin
' ny mpisoronabe izay tonga ho mpisoronabe vaovao amin'ireo zananilahy no hanolotra izany . Araka ny efa nandidiana hatrizay , dia hodorana ho an'i Yaveh avokoa izany .
LEV 6:16     Alignment score: 0.235 → 0.252
Every grain offering of the priest will be completely burned up . It must not be eaten . "
Ny fanatitra voan ' ny mpisorona dia ho dorana manontolo . Aoka tsy ho hoanina izany . "
LEV 6:17     Alignment score: 0.372 → 0.41
Yahweh spoke to Moses again , saying ,
Niteny tamin'i Mosesy indray i Yaveh , nanao hoe :
LEV 6:18     Alignment score: 0.448 → 0.447
" Speak to Aaron and to his sons , saying , ' This is the law of the sin offering : The sin offering
must be killed at the place where the burnt offering is killed before Yahweh . It is most holy .
" Mitenena amin'i Arona sy ireo zanany lahy , manao hoe : " Izao no lalàn ' ny fanatitra noho ny fahotana : Ny fanatitra nohon ' ny fahotana dia tsy maintsy vonoina eo amin ' ny toerana izay namonoana ny fanatitra dorana eo anoloan'i Yaveh . Izany no masina indrindra .
LEV 6:19     Alignment score: 0.398 → 0.411
The priest who offers it for sin will eat it . It must be eaten in a holy place in the courtyard of the tent of meeting .
Ny mpisorona izay hanolotra izany ho an ' ny fahotana dia hihinana izany . Tsy maintsy hohanina any amin ' ny fitoerana masina ao amin ' ny kianjan ' ny tranolay fihaonana izany .
LEV 6:20     Alignment score: 0.382 → 0.383
Whatever touches its meat will become holy , and if the blood is sprinkled on any garment , you must wash it , the part that was sprinkled on , in a holy place .
Na iza na iza mikasika ny henan'izany dia ho tonga masina , ary raha misy mifafy amin ' ny akanjo , dia tsy maintsy sasana any amin ' ny toerana masina ny faritra izay nipitihany .
LEV 6:21     Alignment score: 0.416 → 0.439
But the clay pot in which it is boiled must be broken . If it is boiled in a bronze pot , it must be scrubbed and rinsed clean in water .
Fa ny vilany tanimanga izay nampangotrahana
izany dia hovakiana . Raha nampangotrahana tanaty vilany varahina izany , dia aoka hokosehina sy hosasana madio amin ' ny rano izany .
LEV 6:22     Alignment score: 0.416
Any male among the priests may eat some of it because it is most holy .
Ny lehilahy sasany amin'ireo mpisorona dia mahazo mihinana amin'izany satria masina indrindra izany .
LEV 6:23     Alignment score: 0.297 → 0.316
But any sin offering whose blood is brought into the tent of meeting to make atonement in the holy place must not be eaten . It must be burned with fire
.
Fa raha misy fanatitra nohon ' ny fahotana ka entina ao amin ' ny trano - lay fihaonana mba hanaovana fanonerana ny ràny dia aoka tsy hohanina . Aoka hodorana izany .
LEV 6     Average alignment score: 0.398 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27