Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 25:1     Alignment score: 0.423 → 0.423
Yahweh spoke to Moses on Mount Sinai , saying ,
Niteny tamin'i Mosesy teny an - tendrombohitr'i
Sinay Yaveh , nanao hoe :


LEV 25:2     Alignment score: 0.418 → 0.418
" Speak to the people of Israel and say to them , ' When you come
into the land that I give you , then the land must be made to keep a Sabbath for Yahweh .
" Mitenena amin ' ny vahoakan'Israely ary lazao amin'izy ireo hoe : ' Rehefa mankany amin ' ny tany izay omeko anareo ianareo , dia aoka mba hitandrina ny Sabata ho an'i Yaveh ny tany .
LEV 25:3     Alignment score: 0.425 → 0.428
You must plant your field for six years , and for six years you must prune your vineyard and gather the produce .
Aoka ianao hamboly eo amin ' ny ny sahanao
mandritra ny enin - taona , ary mandritra ny enin - taona dia aoka ianao handrantsana ny tanim - boalobokao ary hanangona ny vokatra .
LEV 25:4     Alignment score: 0.461 → 0.468
But in the seventh year , a Sabbath of solemn rest for the land must be observed , a Sabbath for Yahweh . You must not plant your field or prune your vineyard .
Fa amin ' ny taona fahafito , dia aoka ho tandrovina ny andro Sabatan ' ny fitsaharana manetriketrika ho an ' ny tany , Sabata ho an'i Yaveh . Aoka ianao tsy hamboly eny amin ' ny sahanao
na handrantsana ny tanim - boalobokao .
LEV 25:5     Alignment score: 0.296 → 0.325
You must not conduct an organized harvest of whatever grows by itself , and you must not conduct an organized harvest of whatever grapes grow on your unpruned vines . This will be a year of solemn rest for the land .
Aoka ianao tsy hanao fijinjana voarindra amin ' ny zava - drehetra maniry ho azy , ary aoka ianao tsy hanao fijinjana voarindra amin ' ny voaloboka rehetra izay mitombo eo amin ' ny voalobokao izay tsy voarantsana . Ho taom - pitsaharana manetriketrika ho an ' ny tany izany .
LEV 25:6     Alignment score: 0.303 → 0.309
Whatever the unworked land grows during the Sabbath year will be food for you . You , your male and female servants , your hired servants and the foreigners
who live with you may gather food ,
Izay maniry eo amin ' ny tany tsy niasàna mandritra ny taonan ' ny Sabata no ho sakafonao . Ianao , ireo mpanomponao lahy sy vavy , ireo mpanompo karamainao ary ireo vahiny izay monina miaraka aminao no aoka hanangona hanina ,
LEV 25:7     Alignment score: 0.247
and your livestock and also wild animals may eat whatever the land produces .
ary ny biby fiompinao sy ireo bibi - dia no aoka hihinana izay rehetra vokarin
' ny tany .
LEV 25:8     Alignment score: 0.456 → 0.458
You must count off seven Sabbaths of years , that is , seven times seven years , so that there will be seven Sabbaths of years , totaling forty - nine years .
Aoka ianao hanisa Sabata fito amin ' ny taona , izany hoe , im - pito isaky ny fito taona , mba hisy Sabata fito ny taona , sivy amby efapolo taona ny fitambarany
.
LEV 25:9     Alignment score: 0.458
Then you must blow a loud ram 's horn everywhere on the tenth day of the seventh month . On the Day of Atonement you must blow a ram 's horn throughout all your land .
Dia aoka ianao hitsoka anjomara mafy na aiza na aiza amin ' ny andro fahafolon ' ny volana fahafito . Amin ' ny Andron ' ny Fanavotana dia aoka ianao hitsoka anjomara manerana ny taninao
rehetra .
LEV 25:10     Alignment score: 0.324
You must set apart the fiftieth year to Yahweh and proclaim liberty throughout the land to all its inhabitants . It will be a Jubilee for you , in which property and slaves must be returned to his own clan .
Aoka ianao hanokana ny taona fahadimampolo ho an'i Yaveh ary hanambara ny fahafana manerana ny tany amin ' ny mponiny
rehetra . Ho Jobily ho anao izany , izay tsy maintsy hamerenana ireo fananana sy ireo andevo any amin'ireo fianakaviany .
LEV 25:11     Alignment score: 0.314 → 0.373
The fiftieth year will be a Jubilee for you . You must not plant or conduct an organized harvest , and you must not gather the grapes that grow on the unpruned vines .
Ho Jobily ho anao ny fahadimam - polo taona . Aoka ianao tsy hamboly na hitondra fijinjana voalamina . Mihinàna izay rehetra maniry ho azy , ary angony ireo voaloboka izay mitombo eo amin ' ny tanim - boaloboka tsy voarantsana .
LEV 25:12     Alignment score: 0.378
For it is a Jubilee , which will be holy for you . You must eat the produce that grows by itself out of the fields .
Fa Jobily , izay ho masina ho anao izany . Aoka ianao hihinana ny vokatra izay maniry ho azy ivelan'ireo saha .
LEV 25:13     Alignment score: 0.218
You must return everyone to his own property in this year of Jubilee .
Aoka hamerina ny tsirairay any amin ' ny zara - taniny
ihany ianao amin'izany taonan ' ny Jobily izany .
LEV 25:14     Alignment score: 0.342
If you sell any land to your neighbor or buy any land from your neighbor , you must not cheat or wrong each other .
Raha mivarotra tany amin ' ny namanao
ianao na mividy tany avy amin ' ny namanao , dia aoka ianareo tsy hifamitaka na hifanao ratsy .
LEV 25:15     Alignment score: 0.327 → 0.326
If you buy land from your neighbor , consider the number of years and crops that can be harvested until the next Jubilee . Your neighbor selling the land must consider that also .
Raha mividy tany amin ' ny namanao
ianao , hevero ny isan ' ny taona sy ny vokatra izay azo jinjaina madra - pahatongan ' ny Jobily manaraka . Aoka ihany koa ny namanao mivarotra ilay tany hihevitra izany .
LEV 25:16     Alignment score: 0.352 → 0.352
A larger number of years until the next Jubilee will increase the value of land , and a smaller number of years until the next Jubilee will decrease the value , because the number of harvests the land will produce for the new owner is related to the number of years before the next Jubilee .
Ny hamaron ' ny isan ' ny taona mandra - pahatongan ' ny Jobily manaraka no hampitombo ny lanjan ' ny tany , ary ny havitsian ' ny isan ' ny taona mandra - pahatongan ' ny Jobily manaraka no hampihena ny lanja . Satria ny isan ' ny vokatra ho vokarin
' ny tany ho an ' ny tompony vaovao dia mifandraika amin ' ny isan ' ny taona mialohan ' ny Jobily manaraka .
LEV 25:17     Alignment score: 0.37 → 0.372
You must not cheat or wrong one another ; instead , you must honor your God , for I am Yahweh your God .
Aoka ianareo tsy hifamitaka na hifanao ratsy ; fa kosa ; aoka ianao hanome voninahitra an'Andriamanitrao , fa Izaho no Yaveh Andriamanitrao .
LEV 25:18     Alignment score: 0.32
Therefore you must obey my decrees , keep my laws , and carry them out . Then you will live in the land in safety .
Noho izany dia aoka ianao hankatò ireo didiko , hitandrina ireo lalàko , ary hanatanteraka azy ireo . Dia honina ao amin ' ny tany am - pilaminana ianao .
LEV 25:19     Alignment score: 0.244 → 0.296
The land will yield its produce , and you will eat your fill and live there in safety .
Hanome ny vokany ny tany , ary hihinana ianao ka ho voky ary honina any am - pilaminana ao .
LEV 25:20     Alignment score: 0.351
You might say , " What will we eat during the seventh year ? Look , we can not plant or gather our produce . "
Mety hiteny ianao hoe : " Inona no hohaninay mandritra ilay taona fahafito ? Indro , tsy afaka mamboly na manangona ny vokatray
izahay . "
LEV 25:21     Alignment score: 0.41
I will command my blessing to come
upon you in the sixth year , and it will produce harvest enough for three years .
Handidy ny fitahiako Aho mba ho tonga aminareo amin ' ny taona fahaenina , ary hamokatra vokatra ampy mandritry ny telo taona izany .
LEV 25:22     Alignment score: 0.425 → 0.453
You will plant in the eighth year and continue to eat from the previous years ' produce and the stored food . Until the harvest of the ninth year comes in , you will be able to eat from the provisions stored in the previous years .
Hamboly ianao amin ' ny taona fahavalo ary hanohy hihinana avy amin ' ny vokatry ny taona teo aloha sy ny hanina voatahiry . Ambara - pahatongan ' ny fijinjana amin ' ny taona fahasivy , dia afaka hihinana avy amin ' ny vatsy voatahiry tamin ' ny taona teo aloha ianao .
LEV 25:23     Alignment score: 0.273 → 0.319
The land must not be sold to a new permanent owner , because the land is mine . You are all foreigners
and sojourners on my land .
Aoka tsy hamidy amin ' ny tompo vaovao ny tany , satria Ahy ny tany . Vahiny avokoa ianareo ary mponina mandalo eo amin ' ny taniko .
LEV 25:24     Alignment score: 0.2 → 0.198
You must observe the right of redemption for all the land that you acquire ; you must allow the land to be bought back by the family from whom you bought it .
Aoka ianao handinika ny zon ' ny fanavotana ho an ' ny tany rehetra izay azonao ; aoka ianao hamela ny tany hiverina hovidian
' ny fianakaviana izay nividiananao izany .
LEV 25:25     Alignment score: 0.324
If your fellow Israelite
became poor and for that reason sold some of his property , then his nearest relative must come and redeem what his brother has sold .
Raha tonga mahantra ny Israelita namanao ary noho izany antony izany no nivarotany ny sasany amin ' ny fananany , dia mety ho avy ny havany akaiky indrindra ary hividy ny fananana izay namidiny taminao .
LEV 25:26     Alignment score: 0.21
If a man has no relative
to redeem his property , but if he has prospered and has the ability to redeem it ,
Raha tsy manan - kavana mba hanavotra ny fananany ny lehilahy iray , kanefa raha ambinina izy ary manana fahafahana hanavotra izany ,
LEV 25:27     Alignment score: 0.222 → 0.242
then he may calculate the years since the land was sold and repay the balance to the man to whom he sold it . Then he may return to his own property .
dia hikajy ny taona hatramin ' ny nivarotana ny tany sy nanonerana indray ny fandanjana tamin'ilay olona izay nivarotany izany izy . Dia hiverina any amin ' ny fananany
ihany izy .
LEV 25:28     Alignment score: 0.289 → 0.324
But if he is not able to get the land back for himself , then the land he has sold will remain in the ownership of the one who bought it until the year of Jubilee . At the year of Jubilee , the land will be returned to the man who sold it , and the original owner will return to his property .
Fa raha toa ka tsy afaka mampiverina ny tany ho azy ihany izy , dia hijanona ho fananan'ilay nividy izany hatramin ' ny taonan
' ny Jobily ny tany . Amin ' ny taonan ' ny Jobily , dia haverina amin ' ny lehilahy izay nivarotra izany ny tany , ary ny tena tompony hiverina amin ' ny fananany .
LEV 25:29     Alignment score: 0.28 → 0.278
If a man sells a house in a walled city , then he may buy it back within a whole year after it was sold . For a full
year he will have the right of redemption .
Raha mivarotra trano any amin ' ny tanàna mimanda ny lehilahy iray , dia mety hividy izany indray anatin ' ny taona iray manontolo izy aorian ' ny nahalafo izany . Fa mandritra ny taona iray manontolo dia hanana ny zon ' ny fanavotana izy .
LEV 25:30     Alignment score: 0.236
If the house is not redeemed within a full
year , then the house in the walled city will become the permanent property of the buyer throughout his generations . It is not to be returned in the year of Jubilee .
Raha tsy avotra anatin ' ny taona iray manontolo ny trano , dia ho fananana mandrakizay ho an ' ny olona izay nividy izany ny trano ao amin ' ny tanàna mimanda , ka hatramin ' ny taranany fara mandimby . Dia tsy ho hiverina izany trano izany amin ' ny taonan ' ny Jobily .
LEV 25:31     Alignment score: 0.395 → 0.403
But the houses of the villages that have no wall around them will be considered as the field of the land . They may be redeemed , and they must be returned during the year of Jubilee .
Fa ireo tranon'ireo vohitra izay tsy misy manda manodidina azy ireo dia heverina ho toy ny sahan ' ny tany . Havotana izy ireo , ary tsy maintsy haverina mandritra ny taonan ' ny Jobily .
LEV 25:32     Alignment score: 0.353 → 0.366
As for the cities of the Levites , the houses owned by the Levites in the cities they possess may be redeemed at any time .
Na izany aza , ny tranon'ireo Levita ao an - tanànan'izy ireo dia ho avotra amin ' ny fotoana rehetra .
LEV 25:33     Alignment score: 0.378 → 0.393
If one of the Levites does not redeem a house he sold , then the house that was sold in the city where it is located must be returned in the year of Jubilee , for the houses of the cities of the Levites are their property among the people of Israel .
Raha tsy manavotra ny trano izay namidiny ny iray amin'ireo Levita , dia tsy maintsy haverina amin ' ny taonan ' ny Jobily ny trano izay namidiny tao an - tanàna nisy azy , fa fananan'izy ireo amin ' ny vahoakan'Israely ireo tranon
' ny tanànan ' ny Levita .
LEV 25:34     Alignment score: 0.365 → 0.366
But the fields around their cities may not be sold because they are the permanent property of the Levites .
Fa ireo saha manodidina ny tanànany
dia tsy azo amidy satria fananana raikitr'ireo Levita izany .
LEV 25:35     Alignment score: 0.296
If your fellow countryman becomes poor , so that he can no longer provide for himself , then you must help him as you would help a foreigner or a sojourner so that he may live among you .
Raha lasa mahantra ny mpiray
tanindrazana aminao , ka tsy afaka mamokatra ho azy intsony izy , dia aoka ianao hanampy azy tahaka ny hanampianao vahiny na olona iray izay monina tahaka ny mpivahiny eo aminao .
LEV 25:36     Alignment score: 0.209 → 0.214
Do not take from him interest or usury , but honor your God so that your brother may keep living with you .
Aza maka tombony aminy na manandrana manararaotra azy amin ' ny fomba rehetra , fa manomeza voninahitra ny Andriamanitrao mba ho afaka hiaina miaraka aminao ireo rahalahinao
.
LEV 25:37     Alignment score: 0.154 → 0.177
You must not give
him a loan of money and charge interest , nor sell him your food to earn a profit .
Aza mampindram - bola azy ary maka zana - bola aminy , na mivarotra aminy ny haninao mba hahazoana tombony .
LEV 25:38     Alignment score: 0.385
I am Yahweh your God , who brought you out of the land of Egypt , in order that I might give you the land of Canaan , and that I might be your God .
Izaho no Yaveh Andriamanitrao , izay nitondra anao nivoaka ny tany Egypta , mba hahafahako manome anao ny tany Kanana , ary hahatonga Ahy ho Andriamanitrao .
LEV 25:39     Alignment score: 0.415 → 0.416
If your fellow countryman has become
poor and sells himself to you , you must not make him work like a slave .
Raha lasa mahantra ny mpiray tanindrazana aminao ary mivarotra ny tenany aminao , aoka ianao tsy hampiasa azy tahaka ny andevo .
LEV 25:40     Alignment score: 0.288
Treat him as a hired servant . He must be like a sojourner . He will serve with you until the year of Jubilee .
Ataovy tahaka ny mpanompo karamaina izy . Aoka izy ho toy ny olona
izay miaina miaraka aminao amin ' ny fotoana voafetra . Hanompo hiaraka aminao hatramin ' ny taonan ' ny Jobily izy .
LEV 25:41     Alignment score: 0.197
Then he will go away from you , he and his children with him , and he will return to his own clan and to his fathers ' property .
Avy eo dia hiala aminao izy , izy sy ireo zanany miaraka aminy , ary hiverina any amin ' ny fianakaviany
sy ny fananan - drainy izy .
LEV 25:42     Alignment score: 0.349 → 0.349
For they are my servants whom I brought out of the land of Egypt . They will not be sold as slaves .
Fa mpanompoko izay nentiko nivoaka ny tany Egypta izy ireo . Tsy hamidy
tahaka ireo andevo izy ireo .
LEV 25:43     Alignment score: 0.196 → 0.207
You must not rule over them severely , but you must honor your God .
Aoka ianao tsy hitondra azy ireo amin - karatsiana , fa aoka ianao hanome voninahitra ny Andriamanitrao .
LEV 25:44     Alignment score: 0.321
As for your male and female slaves , whom you can obtain from the nations who live around you , you may buy slaves from them .
Raha ny amin'ireo andevo lahy sy vavy , izay azonao alaina avy amin'ireo firenena izay monina manodidina anao , dia afaka hividy andevo avy amin'izy ireo ianao .
LEV 25:45     Alignment score: 0.265 → 0.265
You may also buy slaves from the foreigners
who are living among you and from their clans who are with you , who have been born in your land , and they may become your property .
Afaka mividy andevo avy amin'ireo vahiny izay monina eo aminao ihany koa ianao , dia izay avy amin'ireo fianakaviana izay miaraka aminao , ankizy izay teraka tao amin ' ny taninao . Ho tonga fanananao izy ireo .
LEV 25:46     Alignment score: 0.184 → 0.209
You may provide such slaves as an inheritance for your children after you , to hold as property , and make them slaves for life
, but you must not rule over your brothers among the people of Israel severely .
Hamokatra andevo tahaka izany ho lova ho an'ireo zanakao aoriana , mba hazonina ho fananana ianao . Avy amin'izy ireo mandrakariva no hividiananao ireo andevonao , fa aoka ianao tsy hitondra an - kery ireo rahalahinao amin'ireo vahoakan'Israely .
LEV 25:47     Alignment score: 0.335
If a foreigner or someone living temporarily with you has become wealthy
, and if one of your fellow Israelites has become poor and sells himself to that foreigner , or to a member of a foreigner 's clan ,
Raha tonga mpanan - karena ny vahiny na ny olona izay miaina miaraka aminao amin ' ny fotoana voafetra , ary raha lasa mahantra ny iray amin ' ny Israelita namanao ka mamarotra ny tenany amin'izany vahiny izany , na amin ' ny olona ao amin ' ny fianakavian ' ny vahiny ,
LEV 25:48     Alignment score: 0.249 → 0.229
after your fellow Israelite
has been bought , he may be bought back . Someone in his family may redeem him .
rehefa voavidy ny Israelita namanao , dia afaka vidiana indray izy . Hanavotra azy ny iray ao amin ' ny fianakaviany .
LEV 25:49     Alignment score: 0.213
It might be the person 's uncle , or his uncle 's son , who redeems him , or anyone who is in his clan . Or , if he has become prosperous , he may redeem himself .
Mety ho rahalahin - drain'ilay olona , na zana - drahalahin - drainy , no manavotra azy , na olona izay havany akaiky avy amin ' ny fianakaviany
. Na , raha tonga mpanan - karena izy , dia afaka hanavotra ny tenany .
LEV 25:50     Alignment score: 0.283 → 0.292
He must bargain with the man who bought him ; they must count the years from the year he sold himself to his purchaser until the year of Jubilee . The price of his redemption must be figured in keeping with the rate paid to a hired servant , for the number of years he might continue to work for the one who bought him .
Aoka izy hifanaraka amin ' ny olona izay nividy azy ; aoka izy ireo hanisa ny taona manomboka ny taona nahalafo azy tamin ' ny mpividy azy ka hatramin ' ny taonan ' ny Jobily . Aoka ny vidin
' ny fanavotana azy ho etritreretina miaraka amin ' ny taham - bidin ' ny mpanompo nokaramaina , ho an ' ny isan ' ny taona hanoizany miasa ho an'ilay nividy azy .
LEV 25:51     Alignment score: 0.355 → 0.373
If there are still many years until the year of Jubilee , he must pay back as the price for his redemption an amount of money that is in proportion to the number of those
years .
Raha mbola misy taona maro mandra - pahatongan ' ny taonan ' ny Jobily , aoka izy hiverina handoa sandam - bola tahaka ny vidin ' ny fanavotana izay mifandanja amin ' ny isan'ireo taona .
LEV 25:52     Alignment score: 0.322 → 0.331
If there are only a few years to the year of Jubilee , then he must bargain with his purchaser to reflect the number of years left before the year of Jubilee , and he must pay for his redemption in keeping with the number of years .
Raha toa ka taona vitsy monja sisa mandra - pahatongan ' ny taonan ' ny Jobily , dia tsy maintsy mifanaraka amin ' ny mpividy azy izy mba hahitana ny isan ' ny taona sisa ambiny mialohan ' ny taonan ' ny Jobily , ary aoka izy hanefa ho an ' ny fanavotany mifanaraka amin ' ny isan ' ny taona .
LEV 25:53     Alignment score: 0.2
He is to be to the purchaser like a man hired year by year . The purchaser is not to rule over him severely .
Hatao tahaka ny lehilahy nokaramaina isan - taona izy . Aoka ho azonao antoka fa tsy hitondra azy amin - kery tokoa ianao .
LEV 25:54     Alignment score: 0.317 → 0.352
If he is not redeemed by these
means , then he must serve until the year of Jubilee , he and his children with him .
Raha tsy avotra amin'izany izy , dia aoka izy hanompo hatramin ' ny taonan ' ny Jobily , izy sy ireo zanany miaraka aminy .
LEV 25:55     Alignment score: 0.38 → 0.397
To me the people of Israel are servants . They are my servants whom I brought out of the land of Egypt . I am Yahweh your God . ' "
Amiko dia mpanompo ny vahoakan'Israely . Mpanompoko izay nentiko nivoaka ny tany Egypta izy ireo . Izaho no Yaveh Andriamanitrao . " '
LEV 25     Average alignment score: 0.327 for 55 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27