Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 23:1     Alignment score: 0.699
Yahweh spoke to Moses :
Yaveh niteny tamin'i Mosesy hoe :


LEV 23:2     Alignment score: 0.413 → 0.429
" Speak to the people of Israel , and say to them , ' These are the appointed festivals
for Yahweh , which you must proclaim as holy assemblies ; they are my regular festivals .
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely , ary milazà amin'izy ireo hoe : ' Ireto avy ireo firavoravoana voatendry ho an'i Yaveh , izay tsy maintsy ambaranareo ho fiombonana masina ; ireo no firavoravoako mahazatra .
LEV 23:3     Alignment score: 0.478
You may work for six days , but the seventh day is a Sabbath of complete rest , a holy assembly . You must do no work because it is a Sabbath for Yahweh in all the places where you live .
Afaka miasa mandritra
ny enina andro ianareo , fa ny andro fahafito dia Sabata fitsaharana tanteraka , fiombonana masina . Aoka ianareo tsy hiasa satria Sabata ho an'i Yaveh amin ' ny toerana rehetra izay honenanareo izany .
LEV 23:4     Alignment score: 0.309 → 0.338
These are the appointed festivals
of Yahweh , the holy assemblies that you must announce at their appointed times :
Ireto avy ireo firavoravoana voatendrin'i Yaveh , dia ireo fiombonana masina izay tsy maintsy lazainareo amin ' ny fotoany voatondro :
LEV 23:5     Alignment score: 0.58 → 0.608
In the first month , on the fourteenth day of the month at twilight , is Yahweh 's Passover .
Amin ' ny volana voalohany , amin ' ny andro fahaefatry ny volana amin ' ny takariva , no Paskan'i Yaveh .
LEV 23:6     Alignment score: 0.428 → 0.478
On the fifteenth day of the same month is the Festival of Unleavened Bread for Yahweh . For seven days you must eat unleavened bread .
Amin ' ny andro faha - dimy ambin
' ny folon'io volana io ihany ny Firavoravoan ' ny Mofo tsy Misy Masirasira ho an'i Yaveh . Mandritra ny fito andro ianareo dia tsy maintsy mihinana mofo tsy misy masirasira .
LEV 23:7     Alignment score: 0.386
The first day you must set apart to gather together ; you will not do any of your regular work .
Ny andro voalohany dia tsy maintsy atokanareo mba hiangonana miaraka ; tsy hanao ireo asa mahazatra anareo ianareo .
LEV 23:8     Alignment score: 0.439 → 0.448
You will present a food offering to Yahweh for seven days . The seventh day is an assembly set apart to Yahweh , and on that day you must not do any regular work . ' "
Hanolotra fanatitra hohanina ho an'i Yaveh ianareo mandritra
ny fito andro . Ny andro fahafito dia fiombonana natokana ho an'i Yaveh , ary amin'io andro io ianareo dia aoka tsy hanao ny asa mahazatra . " '
LEV 23:9     Alignment score: 0.63 → 0.63
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Yaveh niteny tamin'i Mosesy , nanao hoe :
LEV 23:10     Alignment score: 0.341 → 0.354
" Speak to the people of Israel and say to them , ' When you have come
into the land that I will give you , and when you reap its harvest , then you must bring a bundle of the firstfruit of the grain to the priest .
" Miresaha amin ' ny olon'Israely ary milazà amin'izy ireo hoe : ' Rehefa tonga ao amin ' ny tany izy homeko anareo ianareo , ary rehefa mijinja ireo vokatr'izany ianareo , dia tsy maintsy mitondra ny amboaran ' ny voaloham - bokatr'izany ho an ' ny mpisorona .
LEV 23:11     Alignment score: 0.375 → 0.386
He will raise the bundle of grain before Yahweh and present it to him , for it to be accepted on your behalf . It is on the day after the Sabbath that the priest will raise it and present it to me .
Hanandratra ny amboara eo anatrehan'i Yaveh izy ary hanolotra izany ho Azy , fa ho ankasitrahana eo aminareo izany . Amin ' ny andro aorian ' ny Sabata no hanandratan ' ny mpisorona izany sy hanolorany izany ho Ahy .
LEV 23:12     Alignment score: 0.437 → 0.458
On the day when you raise the bundle of grain and present it to me , you must offer a male lamb one year old and without blemish as a burnt offering to Yahweh .
Amin ' ny andro izay hanandratanareo ny amboara sy hanolorana
izany ho Ahy , dia tsy maintsy manolotra zanak'ondry lahy iray herintaona sy tsy misy kilema ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh ianareo .
LEV 23:13     Alignment score: 0.489 → 0.494
The grain offering must be two - tenths of an ephah of fine flour mixed with oil , an offering made by fire to Yahweh , to produce a sweet aroma , and with it a drink offering of wine , a fourth of a hin .
Ny fanatitra voa dia tsy maintsy koba manify roa ampahafolon ' ny efaha miaro menaka , fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh , mba hamoaka hanitra ankasitrahana , ary divay fanatitra sotroina , iray ampahefatry ny hina miaraka amin'izany .
LEV 23:14     Alignment score: 0.331 → 0.341
You must eat no bread , nor roasted or fresh grain , until the same day you have brought this offering to your God . This will be a permanent statute throughout your people 's generations , in every place that you live .
Aoka ianareo tsy hihinana mofo , na vary nendasina na tsotra , mandra - pahatongan ' ny andro nitondranareo io fanatitra io ho an ' ny Andriamanitrareo . Ho lalàna raikitra amin ' ny taranak'ireo vahoakanareo , amin ' ny toerana rehetra honenanareo izany .
LEV 23:15     Alignment score: 0.524 → 0.545
Beginning from the day after the Sabbath that was the day you brought the bundle of grain as the wave offering count seven full weeks .
Manomboka amin ' ny andro aorian ' ny Sabata izay andro nitondranareo ny amboaran ' ny fanatitra ahevaheva dia manisà fito herinandro feno .
LEV 23:16     Alignment score: 0.521
You must count fifty days , which would be the day after the seventh Sabbath . Then you must present an offering of new grain to Yahweh .
Hanisa dimampolo andro , izay ho andro aorian ' ny Sabata fahafito ianareo . Avy eo dia tsy maintsy hanolotra fanatitra vary vaovao ho an'i Yaveh .
LEV 23:17     Alignment score: 0.468
You must bring out of your houses two loaves made from two - tenths of an ephah . They must be made from fine flour and baked with yeast ; they will be a wave offering of the firstfruits to Yahweh .
Tsy maintsy hitondra mofo roa natao tamin ' ny roa ampahafolon ' ny efaha avy any an - tranonareo ianareo . Aoka ho vita amin ' ny koba tsara toto sy mofo misy lalivay ireo ; ho fanatitra voaloham - bokatra ahevaheva ho an'i Yaveh ireo .
LEV 23:18     Alignment score: 0.472 → 0.477
You must present with the bread seven lambs one year old and without blemish , one young bull from the herd , and two rams . They must be a burnt offering to Yahweh , with their grain offering and their drink offerings
, an offering made by fire and producing a sweet aroma for Yahweh .
Tsy maintsy atolotrareo miaraka amin ' ny mofo ireo zanak'ondry lahy fito herintaona sy tsy misy kilema , vantotr'ombilahy iray , ary ondrilahy roa . Tsy maintsy atao fanatitra dorana ho an'i Yaveh , miaraka amin ' ny fanatitra voan'izy ireo sy ny fanatiny sotroina ireo , fanatitra izay natao tamin ' ny afo ka mamoaka hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh .
LEV 23:19     Alignment score: 0.397 → 0.403
You must offer one male goat for a sin offering
, and two male lambs a year old for a sacrifice , as fellowship offerings .
Tsy maintsy manolotra osilahy iray ho an ' ny fanatitry ny heloka ianareo , ary zanak'ondrilahy roa herintaona ho an ' ny sorona , ho fanati - pihavanana .
LEV 23:20     Alignment score: 0.565
The priest must wave them together with the bread of the firstfruits before Yahweh , and present them to him as an offering with the two lambs . They will be holy offerings
to Yahweh for the priest .
Ny mpisorona dia tsy maintsy manevaheva ireo miaraka amin ' ny mofon'ireo voaloham - bokatra eo anatrehan'i Yaveh , ary manolotra azy ireo ho Azy mba ho fanatitra miaraka amin'ireo zanak'ondry roa . Amin'ireo mpisorona , ireo fanatitra masina ho an'i Yaveh .
LEV 23:21     Alignment score: 0.318 → 0.319
You must make a proclamation on that same day . There will be a holy assembly , and you must do no ordinary work . This will be a permanent statute throughout your people 's generations in all the places where you live .
Amin'io andro io ihany ianareo dia tsy maintsy manao fanambarana . Hisy ny fiombonana masina , ka tsy hanao ny asa mahazatra ianareo . Ho lalàna raikitra amin ' ny taranak'ireo vahoakanareo amin ' ny toerana rehetra honenanareo izany .
LEV 23:22     Alignment score: 0.42 → 0.427
When you reap the harvest of your land , you must not completely reap the corners of your fields , and you must not gather the gleanings of your harvest . You must leave them for the poor and for the foreigner . I am Yahweh your God . ' "
Rehefa mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo , dia tsy tokony hijinja tanteraka ireo zoron'ireo sahanareo , ary tsy tokony hanangona izay latsaka amin ' ny vokatrareo . Aoka havelanareo ho an ' ny mahantra sy ho an ' ny vahiny ireo . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo . " '
LEV 23:23     Alignment score: 0.371 → 0.371
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :
LEV 23:24     Alignment score: 0.461 → 0.504
" Speak to the people of Israel and say , ' In the seventh month , the first day of that month will be a solemn rest for you , a memorial with the blowing of trumpets , and a holy assembly .
" Miresaha amin ' ny vahoakan'Israely ary mitenena hoe : ' Amin ' ny volana fahafito , ny andro voalohan'izany volana izany dia ho fitsaharana manetriketrika ho anareo , fahatsiarovana miaraka amin ' ny fitsofana trompetra , ary fiombonana masina .
LEV 23:25     Alignment score: 0.41
You must do no ordinary work , and you must offer a sacrifice made by fire to Yahweh . ' "
Aoka ianareo tsy hanao ny asa mahazatra , ary aoka ianareo hanolotra sorona natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh . " '
LEV 23:26     Alignment score: 0.686 → 0.686
Then Yahweh spoke to Moses , saying ,
Dia niresaka tamin'i Mosesy Yaveh , nanao hoe :
LEV 23:27     Alignment score: 0.483 → 0.516
" Now the tenth day of this seventh month is the Day of Atonement . It is to be a holy assembly , and you must humble yourselves and present to Yahweh an offering by fire .
" Ary amin ' ny andro fahafolon'izany volana fahafito izany no Andron ' ny Fanavotana . Ho fiombonana masina izany , ary ianareo dia tsy maintsy manetry ny tenanareo ary manolotra fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh .
LEV 23:28     Alignment score: 0.438 → 0.438
You must do no work on that day because it is the Day of Atonement , to make atonement for yourselves before Yahweh your God .
Aoka ianareo tsy hiasa amin'io andro io satria Andron ' ny Fanavotana izany , mba ho fanavotana ho an ' ny tenanareo eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrareo .
LEV 23:29     Alignment score: 0.274 → 0.274
Whoever does not humble himself on that day must be cut off from his people .
Izay rehetra tsy manetry ny tenany amin'io andro io dia tsy maintsy alàna avy eo amin ' ny olony
.
LEV 23:30     Alignment score: 0.333
Whoever does any work on that day , I , Yahweh , will destroy him from among his people .
Na iza na iza miasa amin'io andro io , Izaho , Yaveh , dia handrava azy eo amin'ireo olony
.
LEV 23:31     Alignment score: 0.292 → 0.289
You must do no work of any kind on that day . This will be a permanent statute throughout your people 's generations in all the places where you live .
Aoka ianareo tsy hanao asa amin'io andro io na inona na inona izany . Ho lalàna raikitra amin ' ny taranak'ireo vahoakanareo amin ' ny toerana rehetra honenanareo izany .
LEV 23:32     Alignment score: 0.483 → 0.504
This day must be to you a Sabbath of solemn rest , and you must humble yourselves the ninth day of the month at the evening . From evening to evening you are to observe your Sabbath . "
Izany andro izany dia tsy maintsy ho Sabata fitsaharana manetriketrika ho anareo , ary ianareo dia tsy maintsy manetry ny tenanareo amin ' ny andro fahasivin ' ny volana amin ' ny hariva . Manomboka amin ' ny hariva ka hatramin ' ny hariva ianareo dia hankalaza ny Sabatanareo . "
LEV 23:33     Alignment score: 0.697 → 0.697
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Yaveh niresaka tamin'i Mosesy , nanao hoe :
LEV 23:34     Alignment score: 0.521 → 0.52
" Speak to the people of Israel , saying , ' On the fifteenth day of the seventh month will be the Festival of Shelters for Yahweh . It will last seven days .
" Miresaha amin ' ny olon'Israely , manao hoe : ' Amin ' ny andro fahadimy ambin ' ny folon ' ny volana fahafito no ho Firavoravoan
' ny Fialofana ho an'i Yaveh . Haharitra fito andro izany .
LEV 23:35     Alignment score: 0.392 → 0.392
On the first day there must be a holy assembly . You must do no ordinary work .
Amin ' ny andro voalohany dia tsy maintsy hisy fiombonana masina . Aoka ianareo tsy hanao ny asa mahazatra .
LEV 23:36     Alignment score: 0.461
For seven days you must offer a sacrifice made by fire to Yahweh . On the eighth day there must be a holy assembly , and you must make a sacrifice offered with fire to Yahweh . This is a solemn assembly , and you must not do any ordinary work .
Mandritra
ireo fito andro ianareo dia tsy maintsy manolotra sorona natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh . Amin ' ny andro fahavalo dia tsy maintsy hisy fiombonana masina , ary tsy maintsy manao sorona amin ' ny afo atolotra ho an'i Yaveh ianareo . Fiombonana manetriketrika izany , ary ianareo dia aoka tsy hanao ny asa mahazatra .
LEV 23:37     Alignment score: 0.448 → 0.458
These
are the appointed festivals for Yahweh , which you must proclaim as holy assemblies to offer sacrifice by fire to Yahweh , a burnt offering and a grain offering , sacrifices and drink offerings , each on its own day .
Ireo no firavoravoana voatendry ho an'i Yaveh , izay tsy maintsy ambaranareo ho fiombonana masina mba hanolorana sorona natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh , fanatitra dorana sy fanatitra vary , sorona sy fanatitra sotroina , ny tsirairay samy amin ' ny androny avy .
LEV 23:38     Alignment score: 0.374 → 0.435
These
festivals will be in addition to the Sabbaths of Yahweh and your gifts , all your vows , and all your freewill offerings that you give to Yahweh .
Ireo firavoravoana ireo dia hiampy ireo Sabatan'i Yaveh sy ireo fanomezanareo , ireo voadinareo rehetra , ary ireo fanatitrareo an - tsitrapo izay homenareo an'i Yaveh .
LEV 23:39     Alignment score: 0.497 → 0.507
Regarding the Festival of Shelters , on the fifteenth day of the seventh month , when you have gathered in the fruits of the land , you must keep this festival of Yahweh for seven days . The first day will be a solemn rest , and the eighth day will also be a solemn rest .
Momba ny Firavoravoan
' ny Fialofana , amin ' ny andro fahadimy ambin ' ny folon ' ny volana fahafito , rehefa voaangonareo ireo vokatry ny tany , dia tsy maintsy tandremanareo io firavoravoan'i Yaveh mandritra ny fito andro io . Ny andro voalohany dia ho fitsaharana manetriketrika , ary ny andro fahavalo ihany koa dia ho fitsaharana manetriketrika .
LEV 23:40     Alignment score: 0.352 → 0.369
On the first day you must take the best fruit from the trees , branches of palm trees , and leafy branches of thick trees , and willows from streams , and you will rejoice before Yahweh your God for seven days .
Amin ' ny andro voalohany ianareo dia tsy maintsy maka ny vokatra
tsara indrindra avy amin'ireo hazo ianareo , sampan ' ny hazo rofia , sy sampana be ravina ao amin ' ny ala mikitroka , ary hazo malahelo eny amin'ireo loharano , ary hifaly eo anatrehan'i Yaveh Andriamanitrareo mandritra ny fito andro ianareo .
LEV 23:41     Alignment score: 0.41 → 0.409
For seven days each year , you must celebrate this festival for Yahweh . This will be a permanent statute throughout your people 's generations in all the places where you live . You must celebrate this festival in the seventh month .
Mandritra
ireo fito andro isan - taona , dia tsy maintsy mankalaza io firavoravoan'i Yaveh io ianareo . Ho lalàna raikitra amin ' ny taranak'ireo vahoakanareo amin ' ny toerana rehetra honenanareo izany . Tsy maintsy hankalaza io firavoravoana io ianareo amin ' ny volana fahafito .
LEV 23:42     Alignment score: 0.361
You must live in small shelters for seven days . All who were born in Israel must live in small shelters for seven days ,
Aoka ianareo honina amin ' ny fialofana kely mandritra
ny fito andro . Ireo Israelita tera - tany rehetra dia tsy maintsy honina amin ' ny fialofana kely mandritra ny fito andro ,
LEV 23:43     Alignment score: 0.326 → 0.332
so that your descendants , generation
after generation , may learn how I made the people of Israel live in such shelters when I led them out of the land of Egypt . I am Yahweh your God . ' "
mba ho afaka hianatra ny fomba namponenako ny olon'Israely tamin ' ny fialofana tahaka izany rehefa notarihiko niala ny tany Egypta ireo taranakareo , ny taranaka mifandimby . Izaho no Yaveh Andriamanitrareo . " '
LEV 23:44     Alignment score: 0.386
In this way , Moses announced to the people of Israel the appointed festivals
for Yahweh .
Tamin'izany fomba izany , no nanambaran'i Mosesy tamin ' ny olon'Israely ireo firavoravoana voatendry ho an'i Yaveh .
LEV 23     Average alignment score: 0.442 for 44 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27