Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 4:1     Alignment score: 0.371 → 0.371
Yahweh spoke to Moses , saying ,
Niresaka tamin'i Mosesy i Yaveh , nanao hoe :


LEV 4:2     Alignment score: 0.261
" Tell the people of Israel , ' When anyone sins without wanting to sin , doing any of the things that Yahweh has commanded not to be done , and if he does something that is prohibited , the following must be done .
" Lazao ny vahoakan'Israely hoe : ' Raha misy olona manota nefa tsy naniry ny hanota , nanao ireo zavatra izay nandidian'i Yaveh mba tsy ho atao , ary raha manao zavatra izay voarara izy , dia tsy maintsy atao ireto manaraka ireto .
LEV 4:3     Alignment score: 0.326 → 0.34
If it is the anointed priest who sins so as to bring guilt
on the people , then let him offer for his sin which he has committed a young bull without blemish to Yahweh as a sin offering .
Raha toa ka ny mpisoronabe no manota ka mitondra fanamelohana eo amin ' ny vahoaka , dia aoka izy hanolotra vantotr'omby lahy tsy misy kilema ho an'i Yaveh ho fanatitra nohon ' ny ota .
LEV 4:4     Alignment score: 0.444 → 0.446
He must bring the bull to the entrance of the tent of meeting before Yahweh , lay his hand on its head , and kill the bull before Yahweh .
Aoka izy hitondra omby lahy eo amin ' ny fidiran
' ny trano ao amin ' ny lay fihaonana eo anatrehan'i Yaveh , hametraka ny tanany eo amin ' ny lohany , ary hamono ilay ombilahy eo anatrehan'i Yaveh .
LEV 4:5     Alignment score: 0.484
The anointed priest will take some of the blood of the bull and take it to the tent of meeting .
Ilay mpisorona voahosotra dia haka sombiny amin ' ny ràn'ilay ombilahy ary hitondra izany ho ao amin ' ny lay fihaonana .
LEV 4:6     Alignment score: 0.376 → 0.385
The priest will dip his finger into the blood and sprinkle some of it seven times before Yahweh , before the curtain of the most holy place .
Hanatsoboka ny tanany ao amin'ilay ilay mpisorona ka hamafy im - pito avy izany eo anatrehan'i Yaveh , eo anoloan ' ny lamban ' ny fitoerana masina indrindra .
LEV 4:7     Alignment score: 0.465 → 0.485
Then the priest will put some of the blood on the horns of the altar of fragrant incense before Yahweh , which is in the tent of meeting , and he will pour out all the rest of the blood of the bull at the base of the altar for burnt offerings
, which is at the entrance of the tent of meeting .
Avy eo ilay mpisorona dia haka amin'ilay ho eo amin'ireo tandrok'ilay alitaran ' ny dinti - kazo manitra eo anatrehan'i Yaveh , izay ao amin ' ny lay fihaonana , ary handraraka ny sisa rehetra ambon ' ny ràn'ilay ombilahy any amin ' ny fanambanin'ilay alitara izy ho fanatitra dorana , izay eo amin ' ny fidiran ' ny lay fihaonana .
LEV 4:8     Alignment score: 0.347 → 0.346
He will cut away all the fat of the bull of the sin offering ; the fat that covers the inner parts , all the fat that is attached to the inner parts ,
Hanala ny sabora rehetra amin'ilay omby atao fanatitra nohon ' ny ota izy ; ilay sabora izay mandrakotra ny faritra anatiny , ny sabora rehetra izay miraikitra amin ' ny faritra anaty ,
LEV 4:9     Alignment score: 0.414
the two kidneys and the fat that is on them , which is by the loins , and the lobe of the liver , with the kidneys he will cut away all this .
ireo voany roa sy ny sabora izay eo amin'ireo , izay akaikin ' ny valahina
, ary ny ila - atiny , miaraka amin'ireo voa hanala izany rehetra izany Izy .
LEV 4:10     Alignment score: 0.348 → 0.351
He will cut it all away , just as he cuts it off from the bull of the sacrifice of peace offerings
. Then the priest will burn these parts on the altar for burnt offerings .
Ho esoriny daholo izany rehetra izany , tahaka ny nanesorany izany tamin'ilay omby natao soron ' ny fanati - pihavanana . Avy eo ilay mpisorona dia handoro ireo ampahany ireo eo amin ' ny alitara ho fanatitra dorana .
LEV 4:11     Alignment score: 0.325
The skin of the bull and any remaining meat , with its head and with its legs and its inner parts and its dung ,
Ny hoditr'ilay omby sy izay hena tavela , miaraka amin ' ny lohany sy ireo tongony ary ireo tao anatiny sy ny zeziny ,
LEV 4:12     Alignment score: 0.32 → 0.327
all the rest of the parts of the bull he will carry all these
parts outside the camp to a place that they have cleansed for me , where they pour out the ashes ; they will burn those parts there on wood . They must burn those parts where they pour out the ashes .
ny ambin ' ny vatan'ilay omby rehetra ho entiny ivelan ' ny toby avokoa ireo ampahany ireo ho any amin'ilay toerana izay efa nodiovin'izy ireo ho Ahy , izay nandrarahan'izy ireo lavenona ; handoro ireo ampahany ireo eo ambonin ' ny kitay izy ireo . Aoka ireo ampahany ireo ho doran'izy ireo eo amin'ilay nandrarahan'izy ireo ireo lavenona .
LEV 4:13     Alignment score: 0.326 → 0.33
If the whole assembly of Israel sins without wanting to sin , and the assembly is unaware that they have sinned and done any of the things which Yahweh has commanded not to be done , and if they are guilty ,
Raha manota tsy nahy ny fiangonan'Israely rehetra , ary tsy mahafantatra ny fiangonana fa nanota izy ireo ary nanao izay nandraran'i Yaveh tsy ho atao , ary raha meloka izy ireo ,
LEV 4:14     Alignment score: 0.39
then , when the sin they have committed becomes known , then the assembly must offer a young bull from the herd for a sin offering and bring it before the tent of meeting .
dia rehefa fantatra ny ota nataon'izy ireo , dia aoka ny fiangonana hanolotra vantotr'omby ho fanatitra nohon ' ny ota ary hitondra izany eo anoloan ' ny trano lay fihaonana .
LEV 4:15     Alignment score: 0.408
The elders of the assembly will lay their hands on the head of the bull before Yahweh , and the bull will be killed before Yahweh .
Ireo loholon
' ny fiangonana dia hametraka ny tanan'izy ireo eo amin ' ny lohan'ilay omby anoloan'i Yaveh , ary ho vonoina eo anoloan'i Yaveh ilay omby lahy .
LEV 4:16     Alignment score: 0.486
The anointed priest will bring some of the blood of the bull to the tent of meeting ,
Ny mpisorona voahosotra dia hitondra sombiny amin'ilay ràn'ilay omby ho any amin ' ny trano lay fihaonana ,
LEV 4:17     Alignment score: 0.409
and the priest will dip his finger in the blood and sprinkle it seven times before Yahweh , before the curtain .
ary hanatsoboka ny tanany ao amin'ilay ary hamafy izany im - pito eo anoloan'i
Yaveh , eo anoloan'ilay lamba .
LEV 4:18     Alignment score: 0.536
He will put some of the blood on the horns of the altar that is before Yahweh , which is in the tent of meeting , and he will pour out all the blood at the base of the altar for burnt offerings
, which is at the entrance of the tent of meeting .
Hanosotra sombiny amin'ilay eo amin'ireo tandroky ny alitara izay eo anoloan'i Yaveh izy , izay ao amin ' ny trano lay fihaonana , ary handraraka ilay rehetra eo amin ' ny fanambanin ' ny alitara ho fanatitra dorana , izay eo amin ' ny fidiran ' ny trano lay fihaonana .
LEV 4:19     Alignment score: 0.462
He will cut off all the fat from it and burn it on the altar .
Hanala ny sabora rehetra eo amin'izany izy ary handoro izany eo amin ' ny alitara .
LEV 4:20     Alignment score: 0.29
That is what he must do with the bull . Just as he did with the bull of the sin offering , so will he also do with this bull , and the priest will make atonement for the people , and they will be forgiven .
Izany no aoka ataony amin'ilay omby . Tahaka ny efa nataony tamin'ilay omby natao fanatitra nohon ' ny ota , no ho ataony amin'io omby io , ary ilay mpisorona dia hanao fanavotana ho an ' ny vahoaka , ka ho voavela izy ireo .
LEV 4:21     Alignment score: 0.411 → 0.444
He will carry the bull outside the camp and burn it as he burned the first bull . This is the sin offering for the assembly .
Ho entiny ivelan
' ny toby ilay omby ary handoro izany tahaka ny nandorany ilay omby voalohany izy . Izany no fanatitra nohon ' ny ota ho an ' ny fiangonana .
LEV 4:22     Alignment score: 0.456 → 0.456
When a ruler sins without intending to sin , doing any one of all the things that Yahweh his God has commanded not to be done , and he is guilty ,
Rehefa manota tsy nahy ny mpanapaka , amin ' ny fanaovana ny iray amin'ireo zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh mba tsy atao , ka meloka izy ,
LEV 4:23     Alignment score: 0.357 → 0.413
then his sin which he has committed is made known to him , he must bring for his sacrifice a goat , a male without blemish .
dia hampahafantarina azy ny ota izay nataony , aoka izy hitondra osy , osilahy tsy misy kilema ho sorony
.
LEV 4:24     Alignment score: 0.401 → 0.43
He will lay his hand on the head of the goat and kill it in the place where they kill the burnt offering before Yahweh . This is a sin offering .
Hametraka ny tanany eo amin ' ny lohan'ilay osy izy ary hamono izany eo amin ' ny toerana izay namonoan'izy ireo ny fanatitra dorana eo anoloan'i
Yaveh . Fanatitra nohon ' ny ota izany .
LEV 4:25     Alignment score: 0.46 → 0.466
The priest will take the blood of the sin offering with his finger and put it on the horns of the altar for burnt offerings
, and he will pour out its blood at the base of the altar of burnt offering .
Ny mpisorona dia haka ilay ràn'ilay fanatitra nohon ' ny ota amin ' ny tanany ary hametraka izany eo amin'ireo tandroky ny alitara ho fanatitra dorona , ary handraraka ny ràn'izany eo amin ' ny fanambanin ' ny alitaran ' ny fanatitra dorana izy .
LEV 4:26     Alignment score: 0.496 → 0.497
He will burn all the fat on the altar , just like the fat of the sacrifice of peace offerings
. The priest will make atonement for the ruler concerning his sin , and the ruler will be forgiven .
Ho dorany eo amin ' ny alitara ny sabora rehetra , tahaka ilay sabora tamin ' ny soron ' ny fanati - pihavanana . Ny mpisorona dia hanao fanavotana ho an ' ny mpanapaka mahakasika ny otany , ary dia ho voavela ilay mpanapaka .
LEV 4:27     Alignment score: 0.279
If anyone of the common people sins without intending to sin , doing any of the things which Yahweh has commanded him not to be done , and when he realizes his guilt ,
Raha misy iray amin'ireo sarambabem - bahoaka manota tsy nahy , amin ' ny fanaovana ireo zavatra nandidian'i Yaveh azy ireo tsy ho atao , ary rehefa fantany ny helony ,
LEV 4:28     Alignment score: 0.312 → 0.313
then his sin which he has committed is made known to him , then he will bring a goat for his sacrifice , a female without blemish , for the sin that he has committed .
dia ho ampahafantarina azy ny ota izay nataony , ary hitondra osy iray , osivavy tsy misy kilema ho sorony
izy , ho an ' ny ota izay nataony .
LEV 4:29     Alignment score: 0.411
He will lay his hand on the head of the sin offering and kill the sin offering at the place of burnt offering .
Hametraka ny tanany eo amin ' ny lohan'ilay fanatitra nohon ' ny ota izy ary hamono ilay fanatitra nohon ' ny ota eo amin ' ny toeran
' ny fanatitra dorana .
LEV 4:30     Alignment score: 0.451
The priest will take some of the blood with his finger and put it on the horns of the altar for burnt offerings
. He will pour out all the rest of the blood at the base of the altar .
Ny mpisorona dia handray sombiny amin'ilay amin ' ny tanany ary hametraka izany eo amin ' ny tandroky ny alitara ho fanatitra dorana . Handraraka ny ambin'ilay rehetra eo amin ' ny fanambanin ' ny alitara izy .
LEV 4:31     Alignment score: 0.366 → 0.388
He will cut away all the fat , just as the fat is cut away from off the sacrifice of peace offerings
. The priest will burn it on the altar to produce a sweet aroma for Yahweh . The priest will make atonement for the man , and he will be forgiven .
Hanala ny sabora rehetra izy , tahaka ny nanesorana ny sabora tamin ' ny soron ' ny fanati - pihavanana . Ho doran ' ny mpisorona eo amin ' ny alitara izany mba hamoaka fofona manitra ho an'i Yaveh . Hanao fanavotana ho an'ilay olona ilay mpisorona , ary ho voavela izy .
LEV 4:32     Alignment score: 0.394
If the man brings a lamb as his sacrifice for a sin offering , he will bring a female without blemish .
Raha mitondra zanak'ondry ho ataony sorona ho fanatitra nohon ' ny ota ilay lehilahy , dia hitondra ondry vavy tsy misy kilema izy .
LEV 4:33     Alignment score: 0.414
He will lay his hand on the head of the sin offering and kill it for a sin offering at the place where they kill the burnt offering .
Hametraka ny tanany eo amin ' ny lohan'ilay fanatitra nohon ' ny ota izy ary hamono izany ho fanatitra nohon ' ny ota eo amin ' ny toerana izay hamonoan'izy ireo ny fanatitra dorana .
LEV 4:34     Alignment score: 0.439 → 0.445
The priest will take some of the blood of the sin offering with his finger and put it on the horns of the altar for burnt offerings
, and he will pour out all its blood at the base of the altar .
Ny mpisorona dia haka ny sombiny amin'ilay ràn ' ny fanatitra nohon ' ny ota amin ' ny ratsan -- tanany ary hametraka izany eo amin'ireo tandroky ny alitara ho fanatitra dorana , ary ho ararany eo amin ' ny fanambanin ' ny alitara avokoa ny ràn'izany .
LEV 4:35     Alignment score: 0.402 → 0.413
He will cut away all the fat , just as the fat of the lamb is cut away from the sacrifice of peace offerings
, and the priest will burn it on the altar on top of the offerings of Yahweh made by fire . The priest will make atonement for him for the sin he has committed , and the man will be forgiven .
Hanala ny sabora rehetra izy , tahaka ny nanesorana ny saboran'ilay zanak'ondry tamin ' ny soron ' ny fanati - pihavanana , ary ho doran ' ny mpisorona eo amin ' ny alitara eo ambonin ' ny fanatitr'i Yaveh natao tamin ' ny afo izany . Hanao fanavotana ho azy ny mpisorona nohon ' ny ota izay nataony , ary ho voavela ilay lehilahy .
LEV 4     Average alignment score: 0.401 for 35 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27