Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 10:1     Alignment score: 0.526 → 0.523
Nadab and Abihu , sons of Aaron , each took his censer , put fire in it , and then incense . Then they offered unapproved fire before Yahweh , which he had not commanded them to offer .
Nadaba sy Abiho , zanaka lahin'i Arona , dia samy naka ny fitondran'afony , nanisy afo teo amin'izany , ary avy eo ditin - kazo manitra . Avy eo izy ireo nanolotra afo tsy nekena teo anatrehan'i Yaveh , izay tsy nandidiany
azy ireo mba ho atolotra .


LEV 10:2     Alignment score: 0.579
So fire came out from before Yahweh and devoured them , and they died
before Yahweh .
Koa nisy afo nivoaka avy teo anatrehan'i Yaveh ary nandevona azy ireo , ary maty teo anoloan'i Yaveh izy ireo .
LEV 10:3     Alignment score: 0.456
Then Moses said to Aaron , " This is what Yahweh was talking about when he said , ' I will reveal my holiness to those who come
near me . I will be glorified before all the people . ' " Aaron did not say anything .
Avy eo Mosesy niteny tamin'i Arona hoe : " Izao no noresahan'i Yaveh rehefa niteny Izy hoe : ' Hanambara ny fahamasinako amin'ireo izay tonga manakaiky Ahy Aho . Homem - boninahitra eo anatrehan ' ny vahoaka rehetra Aho . ' " Tsy niteny na inona na inona i Arona .
LEV 10:4     Alignment score: 0.525
Moses called Mishael and Elzaphan , the sons of Uzziel the uncle of Aaron , and said to them , " Come
here and carry your brothers out of the camp from before the tabernacle . "
Niantso an'i Misaela sy Elzafana , zanaka lahin'i Oziela rahalahin - drain'i Arona i Mosesy , ary niteny tamin'izy ireo hoe : " Mankanesa ety ary ento eny ivelan ' ny toby tsy ho eo anatrehan ' ny tabernakely ireo rahalahinareo . "
LEV 10:5     Alignment score: 0.272 → 0.332
So they came near and carried them , still wearing their priestly tunics , out of the camp , as Moses had instructed .
Koa nanatona akaiky izy ireo ary nitondra azy ireo mbola nanao ny akanjo lava maha
- mpisorona azy ireo teny ivelan ' ny toby , araka ny efa nolazain'i Mosesy .
LEV 10:6     Alignment score: 0.396 → 0.414
Then Moses said to Aaron and to Eleazar and to Ithamar , his sons , " Do not let your hair on your heads hang loosely , and do not tear your clothes , so that you may not die , and so that Yahweh may not be angry with all the assembly . But allow your relatives , the entire house of Israel , to mourn for those whom the fire
of Yahweh has set ablaze .
Avy eo i Mosesy dia niteny tamin'i Arona sy Eleazara ary Itamara , ireo zanany lahy hoe : " Aza avela hisaritaka ny volo eo an - dohanareo , ary aza rovitina ny akanjonareo , mba tsy ho faty ianareo , ary mba tsy ho tezitra amin ' ny fiangonana rehetra Yaveh . Fa avelao ireo havanareo , ny taranak'Israely rehetra , mba hisaona an'ireo izay nodoran ' ny afon'i Yaveh .
LEV 10:7     Alignment score: 0.435 → 0.453
You must not go out from the entrance of the tent of meeting , or you will die , for the anointing oil of Yahweh is on you . " So they acted according to Moses ' instructions .
Aoka tsy handeha ivelan
' ny fidirana ao amin ' ny lay fihaonana ianareo , raha tsy izany dia ho faty ianareo , satria aminareo ny diloilo fanosoran'i Yaveh . " Koa nanao araka ny tenin'i Mosesy izy ireo .
LEV 10:8     Alignment score: 0.427 → 0.428
Yahweh spoke to Aaron , saying ,
Niresaka tamin'i Arona i Yaveh , nanao hoe :
LEV 10:9     Alignment score: 0.405 → 0.413
" Do not drink wine or strong drink , you , or your sons who remain with you , when you go into the tent of meeting , so you will not die . This will be a permanent statute throughout your people 's generations ,
" Aza misotro divay na zava - pisotro mahery , ianao , na ireo zanakao lahy izay sisa miaraka aminao , rehefa mankany amin ' ny lay fihaonana , mba tsy ho faty ianareo . Ho lalàna maharitra ho an'ireo taranaky
ny vahoakanao izany ,
LEV 10:10     Alignment score: 0.361
to distinguish between the holy and the profane , and between the unclean and the clean ,
mba hanavahana ny masina sy ny tsy masina , ary ny maloto sy ny madio ,
LEV 10:11     Alignment score: 0.486 → 0.491
so that you may teach the people of Israel all the statutes that Yahweh has commanded through Moses . "
ka mba hampianatra ny vahoakan'Israely ireo lalàna rehetra izay nandidin'i
Yaveh tamin ' ny alalan'i Mosesy ianao . "
LEV 10:12     Alignment score: 0.523 → 0.541
Moses spoke to Aaron and to Eleazar and to Ithamar , his remaining sons , " Take the grain offering that remains from the offerings
to Yahweh made by fire , and eat it without yeast beside the altar , for it is most holy .
Niresaka tamin'i Arona sy Eleazara ary Itamara , zanany lahy sisa tavela i Mosesy hoe : " Alaivo ny fanatitra hohanina izay tavela avy tamin'ireo fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh , ary hano miaraka amin ' ny lalivay eo ankilan ' ny alitara izany , satria masina indrindra izany .
LEV 10:13     Alignment score: 0.415 → 0.415
You must eat it in a holy place , because it is your share and your sons ' share of the offerings
to Yahweh made by fire , for this is what I have been commanded to tell you .
Aoka ianareo hihinana izany ao amin ' ny toerana masina , satria anjaranao sy anjaran'ireo zanakao lahy tamin'ireo fanatitra vita tamin ' ny afo ho an'i Yaveh izany , fa izany no nandidiana ahy ho lazaina aminao .
LEV 10:14     Alignment score: 0.225 → 0.224
As for the breast of the wave offering
and the thigh of the contribution , you must eat them in a clean place , you and your sons and daughters with you , for they are given as your assigned portion and your sons ' assigned portion out of the sacrifices of the fellowship offerings of the people of Israel .
Ny tratrany izay mihevaheva sy ny feny izay aseho an'i Yaveh , dia aoka ho haninareo eny amin ' ny toerana madio eken'Andriamanitra . Ianao sy ireo zanako lahy ary ireo zanako vavy dia tokony mihinana ireo anjara ireo , fa efa nomena ho anjaranao sy anjaran'ireo zanakao lahy avy amin ' ny soron ' ny fanati - pihavanan ' ny vahoakan'Israely ireo .
LEV 10:15     Alignment score: 0.369 → 0.37
As for the thigh of the contribution and the breast of the wave offering
, they must bring them with the offerings of fat made by fire as a wave offering before Yahweh . They will be yours and your sons ' with you as a share forever , as Yahweh has commanded . "
Ny feny izay aseho sy ny tratrany izay mihevaheva , dia tsy maintsy entin'izy ireo miaraka amin ' ny sabora natao tamin ' ny afo , mba hahevaheva eo anatrehan'i Yaveh . Ho anao sy ireo zanakao lahy miaraka aminao toy ny anjara mandrakizay ireo , araka ny nandidin'i Yaveh . "
LEV 10:16     Alignment score: 0.525 → 0.534
Then Moses asked about the goat for the sin offering , and found that it was burned up . So he was angry with Eleazar and Ithamar , the remaining sons of Aaron ; he said ,
Avy eo Mosesy nanontany momba ilay osy natao fanatitra nohon ' ny ota , ary nahita fa may izany . Koa tezitra tamin'i Eleazara sy Itamara , zanaka lahin'i Arona sisa tavela izy ; hoy izy hoe :
LEV 10:17     Alignment score: 0.4 → 0.406
" Why have you not eaten the sin offering in the area of the tabernacle , since it is most holy , and since Yahweh has given it to you to take away the iniquity of the assembly , to make atonement for them before him ?
" Nahoana ianareo no tsy nihinana ilay fanatitra nohon ' ny ota teo amin ' ny faritry
ny tabernakely , fa izany no masina indrindra , ary efa nomen'i Yaveh anareo mba hanesorana ny heloky ny fivondronana izany , mba ho fanonerana ho azy ireo teo anatrehany ?
LEV 10:18     Alignment score: 0.422 → 0.441
Look , its blood was not brought inside the tabernacle , so you should certainly have eaten it in the tabernacle area , as I commanded . "
Indro , ny ràny dia tsy nentina tao anatin ' ny tabernakely , izay tokony nohaninareo tao amin ' ny faritry
ny tabernakely , araka ny nandidiko . "
LEV 10:19     Alignment score: 0.489 → 0.494
Then Aaron answered Moses , " See , today they made their sin offering and burnt offering before Yahweh , and this thing has happened to me today . If I had eaten the sin offering today , would it have been pleasing in the sight of Yahweh ? "
Avy eo Arona namaly an'i Mosesy hoe : " Indro , androany no nanaovan'izy ireo ny fanatitra nohon ' ny otany sy ny fanatitra dorany
teo anatrehan'i Yaveh , ary izany zavatra izany dia nitranga tamiko androany . Raha nihinana ilay fanatitra nohon ' ny ota aho androany , moa ve nankasitrahina teo imason'i Yaveh izany ? "
LEV 10:20     Alignment score: 0.673
When Moses heard that , he was satisfied .
Rehefa ren'i Mosesy izany , dia afapo izy .
LEV 10     Average alignment score: 0.441 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27