Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 3:1     Alignment score: 0.371 → 0.382
If someone offers a sacrifice which is a fellowship offering
of an animal from the herd , whether male or female , he must offer an animal without blemish before Yahweh .
Raha misy olona manolotra sorona , izay fanati - pihavanana amin ' ny iray amin'ireo biby avy amin ' ny andian'omby , na lahy na vavy , dia aoka izy hanome biby tsy misy kilema eo anoloanan'i Yaveh .


LEV 3:2     Alignment score: 0.474 → 0.496
He will lay his hand on the head of his offering and kill it at the door of the tent of meeting . Then Aaron 's sons the priests will sprinkle its blood on the sides of the altar .
Hametraka ny tanany eo an - dohan
' ny fanatiny izy ary hamono izany eo ambaravaran ' ny lay fihaonana . Ary ireo zanaka lahin'i Arona mpisorona hamafy ny ràn'izany amin'ireo lafin ' ny alitara .
LEV 3:3     Alignment score: 0.508
The man will offer the sacrifice of a fellowship offering
by fire to Yahweh . The fat that covers or is connected to the inner parts ,
Hanolotra soron ' ny fanati - pihavanana amin ' ny afo ho an'i Yaveh ilay lehilahy . Ny sabora izay mandrakotra na mifandray amin ' ny taovany ,
LEV 3:4     Alignment score: 0.368
and the two kidneys and the fat that is on them by the loins , and the lobe of the liver , with the kidneys he will remove all of this .
sy ireo voa roa sy ny sabora izay eo amin'izy ireo amin ' ny alalan ' ny valahiny
, ary ny ilan ' ny atiny , miaraka amin ' ny voany dia ho esoriny izany rehetra izany .
LEV 3:5     Alignment score: 0.467 → 0.47
Aaron 's sons will burn that on the altar with the burnt offering , which is on the wood that is on the fire
. This will produce a sweet aroma for Yahweh ; it will be an offering made to him by fire .
Ireo zanaka lahin'i Arona dia handoro izany eo ambonin ' ny alitara miaraka amin ' ny fanatitra dorana , izay ambonin ' ny kitay efa mirehitra . Hamoaka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany ; ho fanatitra dorana natao ho Azy amin ' ny alalan ' ny afo izany .
LEV 3:6     Alignment score: 0.406 → 0.405
If the man 's sacrifice of a fellowship offering
to Yahweh is from the flock ; male or female , he must offer a sacrifice without blemish .
Raha toa ka avy amin ' ny ondry aman'osy no soron ' ny fanati - pihavanan'ilay lehilahy ho an'i Yaveh ; na lahy na vavy , dia tsy maintsy manolotra sorona tsy misy kilema izy .
LEV 3:7     Alignment score: 0.429
If he offers a lamb for his sacrifice , then he must offer it before Yahweh .
Raha manolotra zanak'ondry ho ataony sorona izy , dia tsy maintsy atolony eo anoloan'i
Yaveh izany .
LEV 3:8     Alignment score: 0.476 → 0.476
He will lay his hand on the head of his sacrifice and kill it before the tent of meeting . Then Aaron 's sons will sprinkle its blood on the sides of the altar .
Hametraka ny tanany eo an - dohan
' ny sorony sy hamono izany eo anoloan ' ny lay fihaonana izy . Ary hamafy ny ràny amin ' ny sisin ' ny alitara ireo zanaka lahin'i Arona .
LEV 3:9     Alignment score: 0.454 → 0.457
The man will offer the sacrifice of fellowship offerings
as an offering made by fire to Yahweh . The fat , the entire fat tail cut away close to the backbone , and the fat that covers the inner parts and all the fat that is near the inner parts ,
Hanolotra ny soron ' ny fanati - pihavanana ho fanatitra natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh ilay lehilahy . Ny sabora , ny rambo matavy manontolo dia hotapahina manakaiky ny taolan - damosina , ary ny sabora izay mandrakotra ireo taovany sy ireo sabora rehetra izay manakaiky ireo taovany ,
LEV 3:10     Alignment score: 0.413
and the two kidneys and the fat that is with them , which is by the loins , and the lobe of the liver , with the kidneys he will remove all of this .
ary ireo voa roa sy ny sabora izay ao anatin'ireo , izay ao anatin
' ny valahiny , ary ny ila - atiny , miaraka amin'ireo voa dia ho esoriny izany rehetra izany .
LEV 3:11     Alignment score: 0.591 → 0.594
Then the priest will burn it all on the altar as a burnt offering of food to Yahweh .
Dia handoro izany rehetra izany eo amin ' ny alitara ho fanatitra dorana hohanina ho an'i Yaveh ny mpisorona .
LEV 3:12     Alignment score: 0.369 → 0.46
If the man 's offering
is a goat , then he will offer it before Yahweh .
Raha toa ka osilahy no fanatitr'ilay lehilahy , dia hanolotra izany eo anoloan'i Yaveh izy .
LEV 3:13     Alignment score: 0.481 → 0.483
He must lay his hand on the head of the goat and kill it before the tent of meeting . Then the sons of Aaron will sprinkle its blood on the sides of the altar .
Aoka izy hametraka ny tanany eo an - dohan
' ny osilahy ary hamono izany manoloana ny lay fihaonana . Dia hamafy ny ràn'izany amin ' ny lafin ' ny alitara ireo zanaka lahin'i Arona .
LEV 3:14     Alignment score: 0.401 → 0.404
The man will offer his sacrifice made by fire to Yahweh . He will remove the fat that covers the inner parts , and all the fat near the inner parts .
Hanolotra ny sorony
natao tamin ' ny afo ho an'i Yaveh ilay lehilahy . Hanaisotra ny sabora izay mandrakotra ireo faritra anaty izy , ary ny sabora rehetra manakaiky ireo faritra anaty .
LEV 3:15     Alignment score: 0.394
He will also remove the two kidneys and the fat that is with them , which is by the loins , and the lobe of the liver with the kidneys .
Hanaisotra ny voa roa sy ireo sabora izay miaraka amin'ireo izy , izay akaikin ' ny valahina
, ary ny ila - atiny miaraka amin ' ny voa .
LEV 3:16     Alignment score: 0.413 → 0.409
The priest will burn all that on the altar as a burnt offering of food , to produce a sweet aroma . All the fat belongs to Yahweh .
Handoro izany rehetra izany eo ambony alitara ho fanatitra hohanina natao tamin ' ny afo ny mpisorona , mba hamoaka hanitra malefaka . An'i Yaveh ny sabora rehetra .
LEV 3:17     Alignment score: 0.302 → 0.315
It will be a permanent statute throughout your people 's generations in every place you make your home , that you must not eat fat or blood . ' "
Ho lalàna mandrakizay eo amin ' ny taranakareo fara mandimby amin'izay
toerana rehetra honenanareo izany , dia aoka tsy hihinana sabora na ianareo . " '
LEV 3     Average alignment score: 0.437 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27