Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 9:1     Alignment score: 0.601
On the eighth day Moses called Aaron and his sons and the elders of Israel .
Tamin ' ny andro fahavalo dia nantsoin'i
Mosesy i Arona sy ireo zanany lahy ary ireo loholon'Israely .


LEV 9:2     Alignment score: 0.486 → 0.49
He said to Aaron , " Take a calf from the herd for a sin offering , and a ram without blemish for a burnt offering , and offer them before Yahweh .
Niteny tamin'i Arona izy hoe : " Makà zanak'omby avy amin ' ny andian'omby ho fanatitra nohon ' ny fahotana , ary zanak'ondry tsy misy kilema ho fanatitra dorana , ary hatolory eo anoloan'i
Yaveh ireo .
LEV 9:3     Alignment score: 0.437 → 0.443
You must speak to the people of Israel and say , ' Take a male goat for a sin offering and a calf and a lamb , both a year old and without blemish , for a burnt offering ;
Aoka ianao hiteny amin ' ny vahoakan'Israely ka hanao hoe : ' Mangalà osy lahy ho fanatitra nohon ' ny ota ary zanak'omby sy zanak'ondry , samy herintaona ary tsy misy kilema , ho an ' ny fanatitra dorana ;
LEV 9:4     Alignment score: 0.422 → 0.442
also take an ox and a ram for peace offerings
to sacrifice before Yahweh , and a grain offering mixed with oil , because today Yahweh will appear to you . ' "
mangalà ihany koa omby sy ondry lahy ho an ' ny fanati - pihavanana mba ho soronaeo anoloan'i Yaveh , ary fanatitra voa mifangaro amin ' ny diloilo , satria hiseho aminao anio i Yaveh . " '
LEV 9:5     Alignment score: 0.564 → 0.568
So they brought all that Moses commanded to the tent of meeting , and all the assembly of Israel approached and stood before Yahweh .
Koa nitondra ireo rehetra izay nandidian'i Mosesy ho ao amin ' ny trano - lay fihaonana izy ireo , ary nanatona ireo fiangonan'Israely rehetra ary nitsangana teo anoloan'i
Yaveh .
LEV 9:6     Alignment score: 0.438
Then Moses said , " This is what Yahweh commanded you to do , so that his glory may appear to you . "
Dia niteny i Mosesy hoe : " Izao no nandidin'i
Yaveh anareo mba hatao , mba hahafahan ' ny voninahiny miseho aminareo . "
LEV 9:7     Alignment score: 0.47 → 0.471
Moses said to Aaron , " Come
near the altar and offer your sin offering and burnt offering , and make atonement for yourself and for the people , and offer the sacrifice for the people to make atonement for them , as Yahweh has commanded . "
Niteny tamin'i Arona i Mosesy hoe : " Mankanesa eo akaikin ' ny alitara ary atolory ny fanatitra nohon ' ny otanao sy ny fanatitra doranao , ary manaova fanonerana ho an ' ny tenanao sy ho an ' ny vahoaka , ary atolory ho an ' ny vahoaka mba hanaovana fanonerana ho azy ireo ny sorona , araka izay nandidin'i Yaveh . "
LEV 9:8     Alignment score: 0.484
So Aaron went near the altar and killed the calf for the sin offering , which was for himself .
Ka nandeha nanakaiky ny alitara i Arona ary namono ny zanak'omby ho fanatitra nohon ' ny ota , izay ho an ' ny tenany .
LEV 9:9     Alignment score: 0.387 → 0.39
The sons of Aaron presented the blood to him , and he dipped his finger into it and put it on the horns of the altar ; then he poured out the blood at the base of the altar .
Nasehon'ireo zanaka lahin'i Arona taminy ilay , ary nandromboka ny rantsan - tanany tanatin'izany izy ary nametraka izany eo ambonin ' ny tandroky
ny alitara ; avy eo dia nanisy ny teo amin ' ny fanambanin ' ny alitara izy .
LEV 9:10     Alignment score: 0.542 → 0.56
However , he burned the fat , the kidneys , and the covering of the liver on the altar as a sin offering , as Yahweh had commanded Moses .
Na izany aza , nandoro ny sabora , ireo voa , ary ireo sarak'aty teo ambony alitara ho fanatitra nohon ' ny ota araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy izy .
LEV 9:11     Alignment score: 0.478
The meat and the hide he burned outside the camp .
Ny hena sy ny hoditra dia nodorany teo ivelan
' ny toby .
LEV 9:12     Alignment score: 0.483
Aaron killed the burnt offering , and his sons gave him the blood , which he splashed against every side of the altar .
Novonoin'i
Arona ilay fanatitra dorana , ary nomen ' ny zanany lahy azy ny ràny , izay nahosony teny amin ' ny lafin ' ny alitara rehetra .
LEV 9:13     Alignment score: 0.425
Then they gave him the burnt offering , piece by piece , together with the head , and he burned them on the altar .
Dia nomen'izy ireo azy isaky ny ampahany
ny fanatitra dorana , miaraka amin'ilay lohany , ary nandoro izany teo ambony alitara izy .
LEV 9:14     Alignment score: 0.447
He washed the inner parts and the legs and burned them on top of the burnt offering on the altar .
Nanasa ireo tao anatiny sy ireo tongony izy ary nodorany teo ambonin ' ny fanatitra dorana teo amin ' ny alitara ireo .
LEV 9:15     Alignment score: 0.419 → 0.419
Aaron presented the people 's sacrifice a goat , then took it as the sacrifice for their sin and killed it ; he sacrificed it for sin , as he had done with the first goat .
Nanolotra ny soron
' ny vahoaka i Arona osy lahy iray , ary naka izany ho sorona nohon ' ny otan'izy ireo ary namono izany ; nanao sorona izany nohon ' ny ota izy , araka izay nataony tamin'ilay osy lahy voalohany .
LEV 9:16     Alignment score: 0.417 → 0.447
He presented the burnt offering and offered it as Yahweh had commanded .
Nampiseho ny fanatitra dorana sy nanome izany araka izay nandidian'i Yaveh izy .
LEV 9:17     Alignment score: 0.484
He presented the grain offering ; he filled his hand with it and burned it on the altar , along with the morning 's burnt offering .
Nampiseho ny fanatitra voa izy ; nameno ny tanany tamin'izany izy ary nandoro izany teo ambony alitara , miaraka amin ' ny fanatitra dorana maraina .
LEV 9:18     Alignment score: 0.383
He killed also the ox and the ram , the sacrifice for the peace offering
, which was for the people . Aaron 's sons gave him the blood , which he sprinkled against every side of the altar .
Novonoiny ihany koa ny omby sy ny osy lahy , sorona ho an ' ny fanati - pihavanana , izay ho an ' ny olona . Nomen ' ny zanaka lahin'i Arona azy ny ràny , izay nafafy teny amin ' ny lafin ' ny alitara rehetra .
LEV 9:19     Alignment score: 0.365
However , they cut out the fat of the bull and the ram , the fat tail , the fat that covers the inner parts , the kidneys , and the covering of the liver .
Na izany aza , nesorin'izy ireo ny saboran'ilay omby sy ny osy lahy , ny sabora izay mandrakotra ny tao anatiny , ireo voa , ary ny sarak'aty .
LEV 9:20     Alignment score: 0.366 → 0.38
They took the parts that were cut out and put these
on the breasts , and then Aaron burned the fat on the altar .
Naka ny zara izay voarasa izy ireo ary nametraka izany teo ambonin ' ny tratrany , ary dia nandoro ny sabora teo ambonin ' ny alitara i Arona .
LEV 9:21     Alignment score: 0.593
Aaron waved the breasts and the right thigh as a wave offering before Yahweh , as Moses had commanded .
Ary Arona nanevaheva ireo tratra sy ny feny havanana ho fanatitra ahevaheva teo anoloan'i
Yaveh , araka ny efa nandidian'i Mosesy .
LEV 9:22     Alignment score: 0.405
Then Aaron lifted up his hands toward the people and blessed them ; then he came down from offering
the sin offering , the burnt offering , and the peace offering .
Dia nanandratra ny tanany teo amin ' ny vahoaka i Arona ary nitso - drano azy ireo ; dia nidina avy amin ' ny fanaterana ny fanatitra noho ny ota izy , ny fanatitra dorana , ary ny fanati - pihavanana .
LEV 9:23     Alignment score: 0.572
Moses and Aaron went into the tent of meeting , then came out again and blessed the people , and the glory of Yahweh appeared to all the people .
Niditra tao amin ' ny trano - lay fihaonana i Mosesy sy Arona , avy eo dia nivoaka indray izy ireo ka nitso - drano ny vahoaka , ary niseho tamin ' ny olona rehetra ny voninahitr'i
Yaveh .
LEV 9:24     Alignment score: 0.541
Fire came out from Yahweh and consumed the burnt offering and the fat on the altar . When all the people saw this , they shouted and lay facedown .
Nisy afo nivoaka avy any amin'i Yaveh ka nandevona ny fanatitra dorana sy ny sabora teo ambony alitara . Rehefa nahita izany ny olona rehetra , dia nihiaka izy ireo ary nampiohoka ny tavany .
LEV 9     Average alignment score: 0.467 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27