Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:15
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27 


LEV 11:1     Alignment score: 0.541 → 0.541
Yahweh spoke to Moses and to Aaron , saying ,
Niresaka tamin'i Mosesy sy Arona i Yaveh , nanao hoe :


LEV 11:2     Alignment score: 0.275 → 0.274
" Speak to the people of Israel , saying , ' These are the living things which you may eat among all the animals that are on the earth .
" Mitenena amin ' ny vahoakan'Israely , manao hoe : ' Ireto avy ireo zava - manan'aina izay azonareo hanina eo amin'ireo biby rehetra izay eto ambonin ' ny tany .
LEV 11:3     Alignment score: 0.35
You may eat any animal that has a split hoof and that also chews the cud .
Afaka mihinana ny biby rehetra izay mivaky kitro sy mamerin'ota ianareo .
LEV 11:4     Alignment score: 0.449
However , some animals either chew the cud or have a split hoof , and you must not eat them , animals such as the camel , because it chews the cud but does not have a split hoof . So the camel is unclean to you .
Na izany aza , na mamerin'ota na mivaky kitro aza ireo biby sasany , dia aoka ianareo tsy hihinana azy ireo , dia ireo biby tahaka ny rameva , satria mamerin'ota izy fa tsy mivaky kitro . Noho izany dia maloto ho anareo ny rameva .
LEV 11:5     Alignment score: 0.488
Also the rock badger , because it chews the cud but does not have a split hoof , it is also unclean to you .
Ny hyraka ihany koa , satria mamerin'ota izy fa tsy mivaky kitro , maloto ho anareo ihany koa izany .
LEV 11:6     Alignment score: 0.457 → 0.531
The rabbit , because it chews the cud , but does not have a split hoof , is unclean to you .
Ny bitro , dia maloto ho anareo , satria mamerin'ota izy , fa tsy mivaky kitro .
LEV 11:7     Alignment score: 0.415 → 0.42
The pig , although it has a split hoof , does not chew the cud , is unclean to you .
Ny kisoa , na dia mivaky kitro aza , dia tsy mamerin'ota izy , ka maloto ho anareo .
LEV 11:8     Alignment score: 0.383
You must not eat any of their meat , nor touch their carcasses . They are unclean to you .
Aoka ianareo tsy hihinana amin ' ny henan'ireo , na hikasika ny fatin'izy ireo . Maloto ho anareo ireo .
LEV 11:9     Alignment score: 0.377
The animals living in the water that you may eat are all those that have fins and scales , whether in the ocean or in the rivers .
Ireo biby rehetra miaina anaty rano izay azonareo hanina dia ireo izay manana vombony sy kirany , na ao amin ' ny ranomasina na any amin ' ny renirano .
LEV 11:10     Alignment score: 0.39 → 0.398
But all living creatures that do not have fins and scales in the ocean or rivers , including all that move in the water and all the living creatures that are in the water — they must be detested by you .
Fa ireo zava - manan'aina rehetra izay tsy misy vombony sy kirany ao anaty ranomasina na renirano dia tsy azonareo hanina , ao anatin'izany ireo rehetra izay mihetsika ao anaty rano sy ireo zava - manan'aina rehetra izay ao anaty rano — aoka ho halanareo ireny .
LEV 11:11     Alignment score: 0.24 → 0.258
Since they must be detested , you must not eat of their meat ; also , their carcasses must be detested .
Fa aoka ho hankahalaina ireny , aoka ianareo tsy hihinana ny henan'ireny ; ary ny fatin'izy ireny ihany koa dia aoka ho hankahalaina .
LEV 11:12     Alignment score: 0.396 → 0.409
Whatever lives in the water and does not have fins and scales is detestable to you .
Izay rehetra tsy misy vombony sy kirany ao anaty rano dia aoka ho halanareo .
LEV 11:13     Alignment score: 0.339 → 0.349
These are the birds you must detest — and you must not eat because they are detestable : the eagle , the vulture , and the black vulture ,
Ireto avy ireo vorona izay tsy maintsy hankahalainareo sy tsy tokony ho haninareo : dia ny voromahery , ny voltora ,
LEV 11:14     Alignment score: 0.37
the kite , any kind of falcon ,
ny papango , ny karazana ankoay rehetra ,
LEV 11:15     Alignment score: 0.433
every kind of raven ,
ny karazana goaika rehetra ,
LEV 11:16     Alignment score: 0.236
the horned owl and the screech owl , the seagull , and any kind of hawk .
ny vorondolo sy ny vorondolo maneno , ny voron
⟡ - drano , ary ny karazana ankoay rehetra .
LEV 11:17     Alignment score: 0.393
You must also detest the little owl and the great owl , the cormorant ,
Aoka ianareo hankahala ny vorondolo kely sy ny vorondolo lehibe , ny manarana ihany koa ,
LEV 11:18     Alignment score: 0.362
the white owl and the barn owl , the osprey ,
ny vorondolo fotsy sy ny vorondolo sompitra , ny ibisa ,
LEV 11:19     Alignment score: 0.535
the stork , any kind of heron , the hoopoe , and also the bat .
ny vano , ny karazana vanobe rehetra , ny takidara , ary ny ramanavy ihany koa .
LEV 11:20     Alignment score: 0.4
All winged insects that walk on four legs are detestable to you .
Ireo bibikely manan'elatra rehetra izay mandeha amin ' ny tongotra efatra dia fahavetavetana ho anareo .
LEV 11:21     Alignment score: 0.274
Yet you may eat any of the flying insects that also walk on four legs if they have jointed legs for hopping on the ground .
Afaka mihinana ireo bibikely manidina rehetra izay mandeha amin ' ny tongotra efatra ianareo raha manan
⟡ - tongotra ambonin ' ny faladiany hitsambikinany eo amin ' ny tany ihany izy ireo .
LEV 11:22     Alignment score: 0.174 → 0.178
You may also eat any kind of locust , katydid , cricket , or grasshopper .
Afaka mihinana ireo karazana valala be , solama , ny valala kely , na ny ampanga rehetra ihany koa ianareo .
LEV 11:23     Alignment score: 0.394
But all the flying insects that have four feet
⟡ must be detested by you .
Fa ireo bibikely manidina rehetra izay manana tongotra⟡ efatra dia tsy maintsy hankahalainareo .
LEV 11:24     Alignment score: 0.226 → 0.266
You will become
⟡ unclean until evening by these⟡ animals if you touch a carcass of one of them .
Raha mikasika ny fatin⟡ ' ny iray amin'ireo ianareo dia haloton'ireo biby ireo mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 11:25     Alignment score: 0.403 → 0.412
Whoever picks up one of their carcasses must wash his clothes and remain unclean until evening .
Na iza na iza mitsimpona ny iray amin ' ny fatin'ireo dia tsy maintsy manasa ny fitafian'izy ary mijanona maloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 11:26     Alignment score: 0.386 → 0.388
Every animal which has a split hoof that is not completely divided or which does not chew the cud is unclean to you . Everyone who touches them will be unclean .
Ny biby rehetra mivaky kitro izay tsy mizara tanteraka na tsy mamerin'ota dia maloto ho anareo . Izay rehetra mikasika azy ireny dia haloto .
LEV 11:27     Alignment score: 0.389 → 0.396
Whatever walks on its paws among all the animals that walk on all four legs , they are unclean to you . Whoever touches such a carcass will be unclean until the evening .
Izay rehetra mandeha amin ' ny tongony amin'ireo biby rehetra izay mandeha amin ' ny tongotra efatra , dia maloto ho anareo . Na iza na iza mikasika ny fatiny
⟡ dia haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 11:28     Alignment score: 0.378 → 0.39
Whoever picks up such a carcass must wash his clothes and be unclean until the evening . These
⟡ animals will be unclean to you .
Na iza na iza mitsimpona ny fatiny⟡ dia tsy maintsy manasa ny fitafian'izy ireo ary maloto mandra - paharivan ' ny andro . Ireo biby ireo dia haloto ho anare .
LEV 11:29     Alignment score: 0.335
Of the animals that creep on the ground , these are the animals that will be unclean to you : the weasel , the rat , every kind of large lizard ,
Raha ny amin'ireo biby izay mandady amin ' ny tany dia ireto avy ireo biby izay haloto ho anareo : ny kionkiona , ny voalavo , ny karazana androngo lehibe rehetra ,
LEV 11:30     Alignment score: 0.203
the gecko , the monitor lizard , the lizard , the skink , and the chameleon .
ny katsatsaka , ny anakà , ny androngo , ny androngom - pasika , ary ny tanalahy .
LEV 11:31     Alignment score: 0.484 → 0.493
Of all the animals that creep , these
⟡ are the animals which will be unclean to you . Whoever touches them when they are dead will be unclean until evening .
Amin'ireo biby mandady rehetra , dia ireo no biby izay haloto ho anareo . Na iza na iza mikasika azy ireo rehefa maty ireo dia haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 11:32     Alignment score: 0.36 → 0.373
If any of them dies and falls on anything , that thing will be unclean , whether it is made of wood , cloth , leather , or sackcloth . Whatever it is and whatever it is used for , it must be put into water ; it will be unclean until evening . Then it will be clean .
Raha maty ny sasany amin'ireo ka milatsaka amin ' ny zavatra , dia haloto izany zavatra izany , na vita tamin ' ny hazo , na lamba , na hoditra , na lamba fisaonana izany . Na inona na inona izany ary na inona na inona ampiasana azy , dia tsy maintsy haroboka anaty rano ; haloto izany mandra - paharivan ' ny andro . Ary hadio avy eo .
LEV 11:33     Alignment score: 0.379 → 0.384
For every clay pot into or onto which any unclean animal falls , whatever is in the pot will become
⟡ unclean , and you must destroy that pot .
Ny vilany tanimanga rehetra izay hilatsahan ' ny biby maloto ao anatiny⟡ na eo aminy , na inona na inona ao anatin'ilay vilany dia haloto , ary tsy maintsy potehinareo izany vilany izany .
LEV 11:34     Alignment score: 0.278 → 0.28
Any food that could be eaten but has water on it from such a pot is unclean . Any liquid that is for drinking from such a pot is unclean .
Ny sakafo rehetra izay madio sy azo ho hanina , kanefa nilatsahan ' ny rano avy tao amin ' ny vilany maloto iray , dia haloto . Izay rehetra mety ho nosotroina tamin ' ny vilany tahaka izany dia haloto .
LEV 11:35     Alignment score: 0.175 → 0.195
Anything that one of their carcasses falls on becomes unclean ; if it is an oven or small stove , it must be broken to pieces . They are unclean and they must remain unclean to you .
Izay rehetra nilatsahan ' ny ampahany
⟡ tamin ' ny fatin⟡ ' ny biby maloto dia haloto , na lafaoro izany na vilany fandrahoana . Tsy maintsy potehina izany . Maloto izany ka tsy tokony haloto ho anareo .
LEV 11:37     Alignment score: 0.196 → 0.195
If any part of their carcass falls upon any seeds for sowing , those
⟡ seeds will still be clean .
Raha misy ampahany amin ' ny fatin ' ny biby maloto milatsaka eo ambonin ' ny voa famboly , dia hadio ihany ireo voa ireo .
LEV 11:38     Alignment score: 0.289
But if water is put on the seeds , and if any part of their carcass falls on them , then they will be unclean to you .
Fa raha tondrahana rano ireo voa , ary raha misy ampahany amin'ireo faty maloto milatsaka eo amin'ireo , dia haloto ho anareo ireo .
LEV 11:39     Alignment score: 0.269 → 0.301
If any animal that you may eat dies , then he who touches the carcass will be unclean until evening .
Raha misy biby izay azonareo ho hanina maty , dia haloto mandra - paharivan ' ny andro ilay nikasika ny fatiny
⟡ .
LEV 11:40     Alignment score: 0.361 → 0.367
Whoever eats any of that carcass must wash his clothes and be unclean until evening . Anyone who picks up such a carcass will wash his clothes and be unclean until evening .
Na iza na iza mihinana amin'io faty io dia tsy maintsy manasa ireo fitafiany ary haloto mandra - paharivan ' ny andro . Izay rehetra mitsimpona ny faty tahaka izany dia hanasa ireo fitafiany ary haloto mandra - paharivan ' ny andro .
LEV 11:41     Alignment score: 0.292
Every animal that creeps on the ground is detestable ; it must not be eaten .
Ny biby rehetra izay mandady amin ' ny tany dia hankahalaina ; aoka tsy hohanina izany .
LEV 11:42     Alignment score: 0.308 → 0.313
Whatever crawls on its belly , and whatever walks on all four legs , or whatever has many feet
⟡ — all the animals that creep on the ground , these⟡ you must not eat , for they are detestable .
Izay rehetra mandady amin ' ny kibony , ary izay rehetra mandeha amin ' ny tongotra efatra , na izay rehetra manana tongotra⟡ maro — ireo biby rehetra izay mikisaka amin ' ny tany , ireo no tsy azonareo hohanina , satria hankahalaina ireo .
LEV 11:43     Alignment score: 0.314
You must not make yourselves detestable with any living creatures that creep ; you must not make yourselves unclean with them and you must not be made unclean by them .
Aoka ianareo tsy handoto ny tenanareo amin'ireo zava - manan'aina mandady rehetra ; aoka tsy handoto ny tenanareo amin'ireny ianareo , fa haloto amin'ireny ianareo .
LEV 11:44     Alignment score: 0.407 → 0.407
For I am Yahweh your God . You are to keep yourselves holy , therefore , and be holy , because I am holy . You must not defile yourselves with any kind of animal that moves about on the ground .
Fa Izaho no Yaveh Andriamanitrareo . Tokony ho tazominareo ho masina ny tenanareo , noho izany , masìna , satria masina Aho . Aoka tsy handoto ny tenanareo amin ' ny karazam
⟡ - biby rehetra izay mandady amin ' ny tany ianareo .
LEV 11:45     Alignment score: 0.48
For I am Yahweh , who brought you up out of the land of Egypt , to be your God . You must therefore be holy , for I am holy .
Fa Izaho no Yaveh , izay nitondra anareo niala avy tao amin ' ny tany Egypta , mba ho Andriamanitrareo . Noho izany aoka ianareo ho masina , satria Izaho dia masina .
LEV 11:46     Alignment score: 0.34
This is the law regarding the animals , the birds , every living creature
⟡ that moves in the waters , and of every creature⟡ that creeps on the ground ,
Izany no lalàna momba ireo biby , ireo vorona , ireo zava - manan'aina rehetra izay mihetsika ao anaty rano , ary ireo biby rehetra izay mikisaka amin ' ny tany ,
LEV 11:47     Alignment score: 0.258 → 0.258
for which a distinction is to be made between the unclean and the clean , and between the living things that may be eaten and the living things that may not be eaten . ' "
satria tokony hisy fanavahana eo amin ' ny maloto sy ny madio , ary eo amin'ireo zava - manan'aina izay azo hohanina sy ireo zava - manan'aina izay tsy azo hohanina . " '
LEV 11     Average alignment score: 0.355 for 46 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of LEV:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14  15  16  17  18  19  20  21  22  23  24  25  26  27